Dinika amin'ny Wiktionary:Dinika/tahiry 1

Dernier commentaire : il y a 3 ans par Jagwar dans le sujet Antso ho an'ireo mpikambana taloha

Requesting bot flag for/Fangatahana sata rôbô ho an'i Mpikambana:MalafayaBot

Ovay

Hello.

I would like to request a bot flag for my bot Mpikambana:MalafayaBot:

  • Platform: Pywikipedia
  • Purpose: Regularly, updating interwiki links. Occasionaly, performing maintenance tasks approved by local community.
  • Flags on: Global bot, with several local flags granted (check here)
  • Operator: Mpikambana:Malafaya
  • Contributions: a few edits can be found here: Special:Contributions/MalafayaBot

Thanks, Malafaya 14 Martsa 2011 à 02:08 (UTC)Répondre

Done by Matanya. Jafeluv 2 Aprily 2011 à 13:30 (UTC)Répondre

Manohana/For

Ovay
(+) Eny Welcome here :), --Jagwar grrrr... / homewiki 14 Martsa 2011 à 16:48 (UTC)Répondre
Thanks :) Malafaya 14 Martsa 2011 à 18:13 (UTC)Répondre

Bot policy

Ovay

Hello. To facilitate steward granting of bot access, I suggest implementing the standard bot policy on this wiki. In particular, this policy allows stewards to automatically flag known interlanguage linking bots (if this page says that is acceptable), which form the vast majority of such requests. The policy also enables global bots on this wiki (if this page says that is acceptable), which are trusted bots that will be given bot access on every wiki that allows global bots.

This policy makes bot access requesting much easier for local users, operators, and stewards. To implement it we only need to create a redirect to this page from Project:Bot policy, and add a line at the top noting that it is used here. Please read the text at m:Bot policy before commenting. If you object, please say so; I hope to implement in two weeks if there is no objection, since it is particularly written to streamline bot requests on wikis with little or no community interested in bot access requests. Malafaya 14 Martsa 2011 à 18:17 (UTC)Répondre

(+) Eny Personally, I agree with this policy. Granting global bot flag for interwiki bots will be easier. Jagwar grrrr... / homewiki 14 Martsa 2011 à 21:00 (UTC)Répondre
Implemented. Jafeluv 2 Aprily 2011 à 13:28 (UTC)Répondre

Iray tapitrisa...

Ovay

Ankehitriny, Alatsinainy 14 marsa 2011, nahatratra iray tapitrisa ny isan'ny teny iditra teto amin'ny Wikipedia amin'ny teny malagasy. Rahoviana indray ny faha roa tapitrisa ?

One million reached this Monday March 14, when will the second be reached ?--Jagwar grrrr... / homewiki 14 Martsa 2011 à 21:07 (UTC)Répondre

Arahabaina 'ry zalahy a ! Fa teny inona avokoa ireo iray tapitrisa ireo ? Teny malagasy ve ? Dia tena mahagaga mihitsy raha izany... Tena mahagaga dia tena mahagaga mihitsy. --またはり 23 Martsa 2011 à 19:23 (UTC)Répondre
Teny amin'ny teny volapoky no natsofoka, tamin'ny alàlan'ny rôbô. --Jagwar grrrr... / homewiki 23 Martsa 2011 à 21:45 (UTC)Répondre

Famafana ny bika matoanteny amin'ny teny volapoky

Ovay

Tapaka androany ny hevitro, ary hamafa ireo endrika matoanteny amin'ny fiteny volapoky ireo aho. Misaotra anareo. Raha amin'ny fandehany ankehitriny dia hilatsaka ho eo amin'ny dimy alina eo ho eo ny isan'ny lahatsoratra rehefa voafafa daholo izy ireo. Aza taitra --Jagwar grrrr... / homewiki 2 Jolay 2011 à 14:01 (UTC)Répondre

Please, help me in one translation!

Ovay

First, sorry, I don't know Malagasy. Second, I want to translate the Catalan (Katalana) word "laberint" to Malagasy. I can copy the structure to make a new entry in this dictionary, but I can't find what is the translation. Translation to English is "maze" or "labyrinth" in all senses. Could someone help-me and tell me what is the Malagasian translation? Thank you.--Maltrobat 20 Jolay 2011 à 13:21 (UTC)Répondre

Request for a bot flag

Ovay

Hi there, I am a bot operator of User:HydrizBot and it is a bot that helps in adding interwiki links to the other languages in Wiktionary. I hope that you guys would flag my bot so that it would not flood the Recent Changes page. Thanks! --Hydriz 17 Oktobra 2011 à 01:51 (UTC)Répondre

I give my approbation. So you can now put a request at Meta to get a bot flag for your bot. --Jagwar grrrr... / homewiki 17 Oktobra 2011 à 19:24 (UTC)Répondre
Yes, I did. Thanks! :) --Hydriz 18 Oktobra 2011 à 07:35 (UTC)Répondre

Sosokevitra mikasika ny famoronana anaran-tsehatra vaovao

Ovay

Miarahaba, tiako fantatra ny hevitry ny sasany mikasika ny famoronana ny anaran-tsehatra vaovao eto amin'i Wikibolana : eo amin'ilay pejy noforonoko ny antsipirihany fa raha manam-panontaniana manokana ianareo dia apetrao eo ambany fotsiny. Misaotra. --Jagwar grrrr... / homewiki 30 Oktobra 2011 à 18:37 (UTC)Répondre

Misasaka ny volana Desambra, ka lasa ho nametaka hataka tany amin'ny Bugzilla hanatanteraka ilay sosokevitra. Raha misy tsy manaiky izay sosokevitro izay dia lazao aho. --Jagwar grrrr... / homewiki 15 Desambra 2011 à 12:01 (UTC)Répondre
bug 33166

Fangatahana ny sata rôbô ho an'i Ikotobaity

Ovay

Miarahaba antsika rehetra,

Noho ny fanafihadiana nataoko tamin'ny mpandrindran'ity wikibolana ity teo amin'i IRC, dia mangataka sata rôbô eto amin'ity wiki ity ho an'ny kaonty Ikotobaity izay ampiasaiko. Misaotra indrindra --Lohataona 21 Desambra 2011 à 18:33 (UTC)Répondre

Done. [1] --Mav 29 Desambra 2011 à 00:56 (UTC)Répondre

Manaiky

Ovay
  1. Eny. Tokony natao taloha ity zavatra ity... Aleo manao azy tara toy izay tsy manao azy mihitsy. Mazotoa e ! --Jagwar grrrr... / homewiki 21 Desambra 2011 à 18:40 (UTC)Répondre

Mandà

Ovay

Iray tapitrisa fanindroany

Ovay

Mbola vita indray ny iray tapitrisa e ! --Jagwar grrrr... / homewiki 19 Janoary 2012 à 11:12 (UTC)Répondre

Fanovana ny anaran-tranonkala ho Wikibolana

Ovay

Raha ny fahafantarako azy dia mbola Wiktionary foana no anaran'i Wikibolana amin'izao fotoana izao. Mba hanovana ny anaran-tranonkala, dia ilaina ovaina ny rakitra PHP mikasika ny parametatra wiki, ka noho izany dia tsy misy afaka manova azy afatsy ny mpandrindra ara-drindrankajin'i Wikimedia. Raha tsy misy manohitra ny fanovàna ny anaran-tranonkala, dia ho angatahana any amin'i Bugzilla Wikimedia ny fanovana ilay anarana ho Wikibolana.

Lafitsara roa no hita amin'izany fanagasiana ny anarana ho Wikibolana izany. Voalohany indrindra, io no ampiasaina ho dikan-tenin'ny teny anglisy Wiktionary. Ary fanisian-kery an'ilay dikan-teny ny fanaovana azy ho anaran-tranonkala ofisialy.

Ny lafitsara faharoa... dia ilay hatsaran'ilay dikan-teny! --Jagwar grrrr... / homewiki 26 Aogositra 2012 à 11:14 (UTC)Répondre

Famoahan-kevitra

Ovay
  1. ...

Sokajy fiasana

Ovay

Toerana ahitana ireo sokajy isian'ny teny izay mila fanitsiana na fanamarinana. —Jagwargrrrr... / homewiki 15 Septambra 2012 à 12:29 (UTC)Répondre

Fangatahana ny sata mpikambana rôbô ho an'i Bot-Jagwar II

Ovay

I Bot-Jagwar II dia rôbô mitovy asa amin'i Bot-Jagwar. Ny mahasamihafa azy amin'ilay mpialoha azy dia ilay fahasamihafan'ny solosainan asan'ireo rôbô roa ireo.

Ireo avy ny tondrony:

Misaotra indrindra. —Jagwargrrrr... / homewiki 16 Febroary 2013 à 13:50 (UTC)Répondre

Manohana

Ovay
  1. Jagwargrrrr... / homewiki 1 Aprily 2013 à 11:44 (UTC)Répondre

Manohitra

Ovay

Requesting bot flag for Mpikambana:OctraBot

Ovay

Hello. I would like to request a bot flag for my bot Mpikambana:OctraBot:

--Octahedron80 (resaka) 10 Novambra 2016 à 00:09 (UTC)Répondre

@Jagwar umm hello? --Octahedron80 (resaka) 19 Novambra 2016 à 19:10 (UTC)Répondre

Small Wiki Audit results

Ovay

This discussion may be of interest to all members of this wiki. Zoozaz1 (resaka) 17 Septambra 2020 à 18:25 (UTC)Répondre

Please note that I have created an RFC to continue the discussion: meta:Requests for comment/Large-scale errors at Malagasy Wiktionary. Metaknowledge (resaka) 25 Septambra 2020 à 22:05 (UTC)Répondre

Antso ho an'ireo mpikambana taloha

Ovay

mpikambana:Lohataona sy mpikambana:またはり: Raha mbola ao ianareo dia mampahalala anareo aho fa ho voafafa avokoa izay teny tsy malagasy ato amin'ity wiki ity. Raha manaiky na manohitra izany ianareo dia mba soraty eto ny hevitra, na miverena mandray anjara indray. Noho ny fanadihadiana nataon'ny mpikambana avy amin'ny wikibolana anglisy sy frantsay mahakasika ny kalitaon'ny teny iditra ato amin'i wikibolana malagasy dia nokasaina hofafana avokoa ny ampahany lehibe ny wiki hahafahan'ireo izay tia handray anjara tsy handova vesatra isaitsizy noho ny asa fanamarinana ilaina hatao raha mitazona ireo teny iditra noforonin'ny bot ireo.

Ka raha mahita ity hafatra ity ianareo, dia mba miangavy anareo hamaly.

Jagwargrrrr... / homewiki 1 Novambra 2020 à 00:48 (UTC)Répondre


Fampahalalana fanampiny: ataoko ihany izay vitako amin'ny famerenana ny sasany amin'ireo teny iditra voafafa ireo. Manaraka ny dika voafaritra eny amin'ny wikibolana amin'ny teny fantatro aho momba ireo teny ireo ka raha liana ianareo dia afaka manao toa izany ihany koa. Iaraha-mahalala fa tsy hanolo ny teny iditra ho voafafa avokoa izany asako izany fa mba tsaratsara kalitao izay mijanona... —Jagwar • grrrr... / homewiki 26 Novambra 2020 à 17:13 (UTC)Répondre

mpikambana:Lohataona sy mpikambana:またはり: Efa vita tokoa izao ny fandiovana mahakasika ireo teny iditra tsy amin'ny teny malagasy. —Jagwar • grrrr... / homewiki 5 Aprily 2021 à 20:07 (UTC)Répondre
Retour à la page du projet « Dinika/tahiry 1 ».