Wiktionary:General disclaimer : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
k (blanked: spam)
== VOTOATINY ==
 
Ny Wikibolana dia raki-bolana iray malalaka iaraha-manamboatra eto amin'ny Aterineto, olon-tsotra tahaka ianao no manova ary mamorona ny votoatiny araka izay tiany. Toerana hametraham-botoatiny ihany no omen'ny fikambanana Wikimedia eto fa tsy votoatiny.
 
== LISANSA ==
 
Fantaro fa mitondra ny lisansa Creative Commons Attribution Share-Alike 3.0 — izany hoe lisansa malalaka — avokoa ny votoatiny (lahatsoratra) voatahiry ato. Raha tsy tianao hozarazaraina ary hovaovaina am-pahalalahana ny lahatsoratrao, aza alefa ilay izy. Ary miangavy ianao izahay hitahiry ny lahatsoratra nosoratanao na avy amina loharano malalaka araka lisansa na avy amina loharano hafa tsy iharan-jom-pamorona. '''Aza mampiasa tahirin-kevitra iharan'ny zom-pamorona raha tsy nahazo alalana avy amin'ny tompony !'''
 
[http://creativecommons.org/licenses/by-sa/3.0/ Jereo eto ho an'ny antsipirihan'ny fepe-pampiasan'ny lisansa Creative Commons]