Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/12 Septambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Djaffar (nitranga in-3) : mbola karohin'ireo polisy fatratra hatramin' izao ireo naman-dry Djaffar Younous, ilay metisy karàna mpiara-dia amin-dry Mahandry sy Lamà, nalaza tamin' ny fakana an-keriny Karàna (Vadin’ny naman-dry Djaffar naiditra am-ponja)
- Khandwa (nitranga in-3) : mponina iraika ambidimampolo avy ao amin'ny vohitr'i Ghongalgaon avy amin'ny distrikan'i Khandwa ao amin'ny fanjakàna Indiana ao Madhya Pradesh no nanomboka hetsi-panoherana iray ‘Jal Satyagraha‘ amin'ny filonana hatreny an-tenda tao anatin'ny ranon'ny tohodrano Omkareshwar ao amin'ny renirano Narmada (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- Razanatsiatosika (nitranga in-2) : Na ilay mpampianatra, na ireo mpianatra na ireo ankizy dia samy voaelingelina daholo», hoy Razanatsiatosika Léa, talen-tsekoly nandritra ny 25 taona eto an-drenivohitra (Teknolojia vaovao – Ilàna fifehezana ireo ankizy amin’ny fampiasana fitaovana elektronika)
- Global (nitranga in-2) : Sary avy amin'ny Twitter-ny, @S_Takoza
Nanao ity tafatafa manaraka ity ny Global Voices , niarahana tamin'i Ahmed Hassan : Global Voices (GV): Inona no nanosika anao hanatevin-daharana ilay hetsika manohitra ny fanerena hao raharaha miaramila (Ejipta: Tanora Miatrika Ny Fitsabahan'ny Tafika Any An-tsekoly)
- Wayne (nitranga in-2) : fILANA KISA>
Nanangana ady amin'i Cristiano Ronaldo i Wayne Rooney (Any andafin’ny riaka)
- Anahidrano (nitranga in-2) : fiara iray marika »Sprinter » nitondra mpizaika avy namonjy ny fihaonamben'ny tanora katolika »JMJ » tany Antsiranana ary handeha hody aty an-drenivohitra no niharam-boina tao Anahidrano Antsohihy, omaly hariva tokony ho tamin'ny 5 ora (JMJ Mada – Fiara nitondra mpizaika nivadika)
- Asot (nitranga in-2) : Ny solontenan'Anosy (Z'Ampela) kosa no miandry ny Asot Analamanga eo amin'io dingana io (Baolina kitra vehivavy – Hifandona amin’ny henjana avokoa ireo ekipan’Analamanga)
- Pradesh (nitranga in-6) : mponina iraika ambidimampolo avy ao amin'ny vohitr'i Ghongalgaon avy amin'ny distrikan'i Khandwa ao amin'ny fanjakàna Indiana ao Madhya Pradesh no nanomboka hetsi-panoherana iray ‘Jal Satyagraha‘ amin'ny filonana hatreny an-tenda tao anatin'ny ranon'ny tohodrano Omkareshwar ao amin'ny renirano Narmada (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- solontenan' (nitranga in-5) : isan'ny solontenan'Analamanga amin'ny Basket U-18 ny Cosfa (mena)
Lavo ihany nony farany (Kaominina Antananarivo renivohitra – « Nametra-pialana ny talen’ny kabinetra », hoy ny Pds)
- AlWefaq (nitranga in-3) : Chaikh Ali Salman, sekretera jeneralin'ny fikambanana mpanohitra Islamika AlWefaq ni-tweet fa tsy hanakana azy hamonjy fihetsiketsehana ny fanakanana [ar]:
إذا منعت سوف أنزل إلى عاصمتي ماشياً أو في سيارتي من أجل ممارسة حقي في التظاهر السلمي#يوم العاصمة
@WefaqGS: Raha raràna aho, vao maika handeha hitsangatsangana eny an-drenivohitra na hitondra fiara mba hanatontosa ny zoko hanao fihetsiketsehana milamina (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- nanamarika (nitranga in-2) : « Antso an-tariby fakana torohevitra sy vaovao mahakasika ny fandriam- pahalemana no betsaka aloha hatreto », hoy ny eo anivon'ny mpikarakara dia iray etsy Isoraka, izay nanamarika fa ny 95% maherin'ireo mpizaha tany ao aminy no mitsidika iny faritra Atsimo iny (Any andafin’ny riaka)
- Aveia (nitranga in-2) : Ny AS Comato avy any Atsimo Andrefana, izay tompondaka lefitra tamin' ny herintaona indray dia hifanandrina amin'ny US Aveia anio eny amin'ny kianjaben'i Mahamasina (Baolina kitra vehivavy – Hifandona amin’ny henjana avokoa ireo ekipan’Analamanga)
- الإشارة (nitranga in-2) : Ka nahatonga ny sioka milaza fa noho ny asa fanamboaran-dalana no mahatonga ny fitohanan'ny fiara manodidina an'i Manama ازدحام مروري على شارعي الشيخ خليفة بن سلمان والملك فيصل المؤديان للمحرق لوجود منطقة عمل من الإشارة الضوئية الواقعة بالقرب من فندق الريجنسي وحتى الإشارة الضوئية بالقرب من فندق الشيراتون، وجاري العمل على تسهيل الحركة المرورية @moi_bahrain : Mitohana ny fiara ao amin'ny Làlana Shaikh Khalifa Bin Salman sy King Faisal mankany Muharraq noho ny asa fanamboaran-dalana eo akaikin'n... (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- StumbleUpon (nitranga in-3) : Mpanoratra Ahmed Awadalla · Nandika avylavitra
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- Olga (nitranga in-3) : mahatratra Ar 246 000 000 mahery ny tetibola ho an'ity fandaharan'asa ity, araka ny nambaran-dRanaivoson Olga
Miharatsy ny fahasalamana ara-pananahana eo amin'ireo tanora mpianatra (Kaominina Antananarivo renivohitra – « Nametra-pialana ny talen’ny kabinetra », hoy ny Pds)
- tanànan' (nitranga in-5) : Nahatratra sivy ireo mpandray anjara tamin'ny hazakazaka mirefy 22 km nihodidina ny tanànan'i Morondava tamin'izany fifaninanana izany, ka iray no niala an-daharana (Kaominina Antananarivo renivohitra – « Nametra-pialana ny talen’ny kabinetra », hoy ny Pds)
- Martial (nitranga in-2) : Joelilala Martial, sady ray aman-dreny no mpanabe
Sahiran-tsaina ny lehibe «Raha ho an'ny zanako indray dia tena fampiasany matetika mihitsy ny finday (Teknolojia vaovao – Ilàna fifehezana ireo ankizy amin’ny fampiasana fitaovana elektronika)
- Joelilala (nitranga in-2) : Joelilala Martial, sady ray aman-dreny no mpanabe
Sahiran-tsaina ny lehibe «Raha ho an'ny zanako indray dia tena fampiasany matetika mihitsy ny finday (Teknolojia vaovao – Ilàna fifehezana ireo ankizy amin’ny fampiasana fitaovana elektronika)
- Siteny (nitranga in-2) : mbola nanome fitokisana ny ekipan'i Siteny Andrianasoloniaiko ireo ligy nivory tany Toliara
Notapahina tamin'ny fivoriambe fanao isan-taona notontosain'ny federasiona malagasin'ny judo, ny alatsinainy lasa teo tany Toliara fa «hovitaina amin' ity taona ity ny fanavaozana ireo biraon'ny ligim-patritra 17 manerana an'i Mada- gasikara» (Judo fivoriambe – Hovitaina amin’ity taona ity ny fanavaozana ireo ligy)
- Indira (nitranga in-5) : Ilay tetikasa tohodrano Indira Sagar ao Narmada dia efa noketrehiana tamin'ny 1984 ary nanomboka ny hetsi-panoherana rehefa nanomboka nifamory, tamin'ny 1985-1986 ireo olona tao amin'ny lemak'i Narmada tsy maintsy hafindra toerana (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- namonjy (nitranga in-3) : Avy namonjy ny Tsôlabe tao Sainte-Marie ary hiverina hihazo an'i Soanierana Ivongo i Nadine Ramaroson sy ireo mpiara-miasa aminy no nava-diky ny sambokely nitondra azy ireo ny 28 aogositra 2011 tokony ho tamin'ny telo ora sy sasany tolakandro (JMJ Mada – Fiara nitondra mpizaika nivadika)
- moskea (nitranga in-3) : Anisan'ny tonga voalohany tao Manama i Salman nandritra ny fotoam-pivavahana atoandro notarihany tao amin'ny moskea Moemin, iray amin'ireo moskea manatantara nohidiana nandritra ny fitroarana tamin'ny taona 90 ka nanjary toeram-pamoriam-bahoaka ho an'ny mpanohitra tamin'izany fotoana izany (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- anatinà (nitranga in-2) : Ao anatinà tetikasa fandrisihana ny fandraisan'ny tanora anjara any an-tsekoly ihany koa aho mba hahafahan'izy ireny manangana andiam-pianatra sy havitrika ao anatin'ny vondrom-piarahamonin-dry zareo (Ejipta: Tanora Miatrika Ny Fitsabahan'ny Tafika Any An-tsekoly)
- Sardar (nitranga in-2) : Ny ilany ambany amin'ilay tetikasa tohodranon'ny ISP dia Omkareshwar, Maheshwar sy Sardar Sarovar Project (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- Tsiafahy (nitranga in-2) : lehilahy roa voa-rohirohy amin'ny fakana an-keriny Karàna teny Androhibe tamin'ny volana aogositra no naiditra am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy sy Antanimora rehefa avy natolotra ny Fampanoavana, ny alatsinainy teo (Fakana an-keriny – Nosarahana fonja ireo roa lahy voasambotra)
- lisea (nitranga in-2) : Ao Ejipta, ny lisea sasantsasany sy ny anjerimanontolom-panjakana rehetra dia mitaky ny tsy maintsy hanatrehan'ny mpianatra ny kilasy fampianarana momba ny raharaha miaramila (Ejipta: Tanora Miatrika Ny Fitsabahan'ny Tafika Any An-tsekoly)
- Madhya (nitranga in-6) : mponina iraika ambidimampolo avy ao amin'ny vohitr'i Ghongalgaon avy amin'ny distrikan'i Khandwa ao amin'ny fanjakàna Indiana ao Madhya Pradesh no nanomboka hetsi-panoherana iray ‘Jal Satyagraha‘ amin'ny filonana hatreny an-tenda tao anatin'ny ranon'ny tohodrano Omkareshwar ao amin'ny renirano Narmada (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- hifanandrina (nitranga in-3) : Anio dia hifanandrina amin'ny SOE, izay mpiray ligy aminy, ny miaramila raha ny FBI no hihaona amin'ny AS Sava (Hetsika manokana – Handaniana Ar 600 tapitrisa ny fanenjehana ireo dahalo any Atsimo)
- hanaja (nitranga in-2) : Tsy nanaiky intsony anefa ireo mpanelanelana tamin'ny fampifandraisana azy ireo, ka nitondrany mpitandro filaminana tao an-trano mihitsy aho mba hanaiky ilay lehilahy sy hanaja ny nifanarahana”, hoy hatrany Rasendranirina Miray (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- basket (nitranga in-2) : Rehefa nanjakazakan'ny Cosfa ireo lalao roa nifandonan'izy ireo tamin'ny ekipa mpampiantrano (FBI sy Asla) dia tsy nahaovoka intsony izy ireo teo anatrehan'ny AS Sava, nandritra ny fifaninanam-pirenena ho an'ny basket ball sokajy lehilahy latsaky ny 18 taona atao any Vohémar (Lalaon’i Menabe – Lasan’i Mairjean ny amboaran’ny bisikileta-posiposy)
- Hassan (nitranga in-3) : Nanao dingana lavidavitra kokoa i Ahmed Hassan, bilaogera sady tanora iray mpikambana ao anatin'ilay vondrona hanoherany ny rafitra miaramila tamin'ny alàlan'ny fandàvany ny fanomezana endrika miaramila ny sekoly (Ejipta: Tanora Miatrika Ny Fitsabahan'ny Tafika Any An-tsekoly)
- Kaomôro (nitranga in-3) : FIARAHA-MIASA
Misisika ny hametraka sy hanatsara ny fiaraha- miasa amin'ny Nosy Kaomôro Ihanta Randriamandranto, minisitry ny Fiompiana, taorian'ny iraka nataony tany (Tapatapany)
- ilàna (nitranga in-2) : Isan'ny fitaovana iray tena ampiasaina ao amin' ity hopitaly ity tokoa ny oksizena satria 1 000 amin' ireo zaza 3 000 raisina isan- taona ao an-toerana no ilàna izany (Tapatapany)
- naroson' (nitranga in-3) : rafitra vonjimaika hatsan- gana manokana mba handi- nika izay vahaolana amin'ny asan-dahalo na ilay antsoina hoe »cellule de crise » indray no naroson'ny avy eo anivon'ny Filankevitra ambonin'ny tetezamita, rehefa hita fa ho sarotsa-rotra ny hisian'ny fampia-tsoana fivoriana tsy ara-potoana mikasika ity raharaha ity (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- Ronaldo (nitranga in-3) : fILANA KISA>
Nanangana ady amin'i Cristiano Ronaldo i Wayne Rooney (Any andafin’ny riaka)
- torohevitra (nitranga in-2) : « Antso an-tariby fakana torohevitra sy vaovao mahakasika ny fandriam- pahalemana no betsaka aloha hatreto », hoy ny eo anivon'ny mpikarakara dia iray etsy Isoraka, izay nanamarika fa ny 95% maherin'ireo mpizaha tany ao aminy no mitsidika iny faritra Atsimo iny (Sehatra fitadiavam-bady – Vehivavy tanora nahazo vady antitra sy sembana)
- profesora (nitranga in-2) : Vola be no nambaran' ny talen'ny hopitaly, profesora Robinson Annick, fa lany tamin' izany teo aloha (Tia taningazana)
- Cosrm7 (nitranga in-2) : Tamin'ny andro voalohany dia nampiondrika ny ekipan'ny Cosrm7 tamin'ny alalan'ny isa 81 no ho 61 ity farany, raha 67 no ho 64 kosa no nandresen' izy ireo ny SOE, ekipa faharoa solontenan' Analamanga (Basket ball U18 – Tsy nahatohitra ny tompontrano fahatelo ny Cosfa)
- voalohan' (nitranga in-3) : Mila fahendrena, mila fitoniana ary mila fahaiza-manao izany », hoy hatrany ny tompon'andraikitra voalohan'ny kaominina (Hetsika manokana – Handaniana Ar 600 tapitrisa ny fanenjehana ireo dahalo any Atsimo)
- tanàna (nitranga in-5) : Tsy tokony hatao ihany koa ny mandeha eny amin' ny lalam-pirenena fahafito amin'ny andro alina sy ny mitsidika tanàna tsy fantatra na mangingina », hoy Ramanambohitra Jocelyn, filoha lefitry ny Ontm (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- Eric (nitranga in-3) : CHAMPIONS LEAGUE
Tafiditra ao anatin'ny lisitry ny FC Barcelone i Eric Abidal (Tia taningazana)
- ampiasay (nitranga in-2) : « Amin' iny volana oktobra iny no mety miakatra kely ny vidin' ny omby satria ampiasain' ireo tompon'omby amin'ny fiasana tanimbary izy ireny amin'io fotoana io, ka somary sarotsarotra ny mahita azy », hoy indray Rakotonirina Jeannot Pascal mpividy omby ambongadiny (Lamaody – Mpamorona 20 handray anjara amin’ny «Takalo haingo»)
- fitokisana (nitranga in-2) : mbola nanome fitokisana ny ekipan'i Siteny Andrianasoloniaiko ireo ligy nivory tany Toliara
Notapahina tamin'ny fivoriambe fanao isan-taona notontosain'ny federasiona malagasin'ny judo, ny alatsinainy lasa teo tany Toliara fa «hovitaina amin' ity taona ity ny fanavaozana ireo biraon'ny ligim-patritra 17 manerana an'i Mada- gasikara» (Judo fivoriambe – Hovitaina amin’ity taona ity ny fanavaozana ireo ligy)
- mifandefa (nitranga in-2) : Misy ihany koa ireo ankizy na amin'ny 12 ora alina aza mbola mifandefa hafatra amin'ny finday ihany (Teknolojia vaovao – Ilàna fifehezana ireo ankizy amin’ny fampiasana fitaovana elektronika)
- Antsohihy (nitranga in-2) : fiara iray marika »Sprinter » nitondra mpizaika avy namonjy ny fihaonamben'ny tanora katolika »JMJ » tany Antsiranana ary handeha hody aty an-drenivohitra no niharam-boina tao Anahidrano Antsohihy, omaly hariva tokony ho tamin'ny 5 ora (JMJ Mada – Fiara nitondra mpizaika nivadika)
- fifanintsanana (nitranga in-2) : Niondrika teo anatrehan'ny AS Sava tamin'ny alalan' ny isa 69 no ho 54 ity solontenan'Analamanga ity omaly nandritra ny andro fahatelo ho an'ny dingan' ny fifanintsanana (Baolina kitra vehivavy – Hifandona amin’ny henjana avokoa ireo ekipan’Analamanga)
- Analakely (nitranga in-4) : « Saran'ny 1 kg amin'ny hen'omby efa tamin'ny
herintaona io mihatra izao io », hoy Randriamaronjaka Heriniaina, mpivarotra hena etsy Analakely (Kaominina Antananarivo renivohitra – « Nametra-pialana ny talen’ny kabinetra », hoy ny Pds)
- làlana (nitranga in-3) : Na dia izany aza, famoriam-bahoaka marobe tampoka no niseho tao ambadiky ny làlana ao Manama, izay noravain'ny polisy tamin'ny alalan'ny grenady sy baomba mandatsa-dranomaso avy eo (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- naiditra (nitranga in-3) : Vehivavy iray no naiditra am-ponja vonjimaika eny Antani-mora, ny zoma lasa teo (Fakana an-keriny – Nosarahana fonja ireo roa lahy voasambotra)
- فندق (nitranga in-2) : Ka nahatonga ny sioka milaza fa noho ny asa fanamboaran-dalana no mahatonga ny fitohanan'ny fiara manodidina an'i Manama ازدحام مروري على شارعي الشيخ خليفة بن سلمان والملك فيصل المؤديان للمحرق لوجود منطقة عمل من الإشارة الضوئية الواقعة بالقرب من فندق الريجنسي وحتى الإشارة الضوئية بالقرب من فندق الشيراتون، وجاري العمل على تسهيل الحركة المرورية @moi_bahrain : Mitohana ny fiara ao amin'ny Làlana Shaikh Khalifa Bin Salman sy King Faisal mankany Muharraq noho ny asa fanamboaran-dalana eo akaikin'n... (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- بالقرب (nitranga in-2) : Ka nahatonga ny sioka milaza fa noho ny asa fanamboaran-dalana no mahatonga ny fitohanan'ny fiara manodidina an'i Manama ازدحام مروري على شارعي الشيخ خليفة بن سلمان والملك فيصل المؤديان للمحرق لوجود منطقة عمل من الإشارة الضوئية الواقعة بالقرب من فندق الريجنسي وحتى الإشارة الضوئية بالقرب من فندق الشيراتون، وجاري العمل على تسهيل الحركة المرورية @moi_bahrain : Mitohana ny fiara ao amin'ny Làlana Shaikh Khalifa Bin Salman sy King Faisal mankany Muharraq noho ny asa fanamboaran-dalana eo akaikin'n... (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- Voices (nitranga in-2) : Sary avy amin'ny Twitter-ny, @S_Takoza
Nanao ity tafatafa manaraka ity ny Global Voices , niarahana tamin'i Ahmed Hassan : Global Voices (GV): Inona no nanosika anao hanatevin-daharana ilay hetsika manohitra ny fanerena hao raharaha miaramila (Ejipta: Tanora Miatrika Ny Fitsabahan'ny Tafika Any An-tsekoly)
- rakikira (nitranga in-2) : Hiara-dia amin'io fampisehoana tokana eto an-drenivohitra io ny fivoahan'ny rakikira vaovao (Tarika ‘zay – Hivoaka mandritra ny fampisehoana ny rakikira vaovao)
- hody (nitranga in-2) : raha mety ho sarotsa- rotra ny hahatanteraka amin' ny antsipiriany ny tondro- zotra dia any amina fifanarahana politika hafa mihitsy indray no antenain'ireo akaiky ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana, fa mety hamela malalaka azy hody eto an-tanindrazana (JMJ Mada – Fiara nitondra mpizaika nivadika)
- firesahana (nitranga in-2) : Matetika ny tsy firesahana eo amin'ny ray aman-dreny sy zanaka no mahatonga ireo ankizy mitady zavatra hafa any ivelany», hoy kosa Joelilala Martial sady mpanabe no ray aman-dreny ihany koa (Teknolojia vaovao – Ilàna fifehezana ireo ankizy amin’ny fampiasana fitaovana elektronika)
- Ankorondrano (nitranga in-2) : Etsy amin'ny Dôme Rta Ankorondrano kosa no hanaovana ny lanonam-panokafana, ny alatsinainy 17 septambra manomboka amin'ny 7 ora sy sasany hariva (Fakana an-keriny – Nosarahana fonja ireo roa lahy voasambotra)
- Minia (nitranga in-3) : Ao anatin'ity lahatsary ity [ar], nakarina ao amin'ny YouTube, manazava ny asany i Ahmed (potsiro ny cc raha hijery ny dikanteny Anglisy):
Tany amin'ny sekoliny i Ahmed no nanomboka ilay fanentanana antsoina hoe “Tsy Mila Fanomezana Endrika Miaramila Ny Sekoly” nanainga ireo mpianatra hibodo ny fampianarana momba ny raharaha miaramila tao amin'ny sekoliny ao Minia, tanàna iray any atsimon'i Ejipta (Ejipta: Tanora Miatrika Ny Fitsabahan'ny Tafika Any An-tsekoly)
- notarihany (nitranga in-2) : Anisan'ny tonga voalohany tao Manama i Salman nandritra ny fotoam-pivavahana atoandro notarihany tao amin'ny moskea Moemin, iray amin'ireo moskea manatantara nohidiana nandritra ny fitroarana tamin'ny taona 90 ka nanjary toeram-pamoriam-bahoaka ho an'ny mpanohitra tamin'izany fotoana izany (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- Anosizato (nitranga in-3) : mbola ahitana hen'omby amin'ny vidiny 5400 Ariary eny an-tsena tahaka ny eny Besarety, Anosizato (Fakana an-keriny – Nosarahana fonja ireo roa lahy voasambotra)
- nesorina (nitranga in-5) : Dikasary avy amin'ny lahatsary maneho ilay hetsi-panoheran'ireo nesorina noho ny tetikasa Tohodranon'i Omkareshwar (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- hampitombo (nitranga in-2) : Miankina amin'ny fanampian'ny
fanjakana malagasy no mety hampitombo izany isan'ny mpikatroka ho any Botsoana izany », hoy ihany io filoha io (Tia taningazana)
- Messy (nitranga in-2) : Ahiana ny hisian'ny tsy fifanka- hazoana eo amin'i Cristiano Ronaldo sy Wayne Rooney taorian'ny namoahan'ity farany tao amin'ny tranony kalam-pifandraisany Facebook fa “i Messi no mendrika kokoa noho
i Ronaldo” (Any andafin’ny riaka)
- natomboka (nitranga in-2) : Teo amin'ny baolina kitra vehivavy, izay natomboka ny alatsinainy teo indray dia nomontsanin'i Mahabo tamin'ny alalan'ny isa 4 no ho 0 ny ekipan'i Miandrivazo raha nandresy teo an-tokotaniny nanoloana ny ekipan'i Manja tamin'ny alalan'ny isa 2 no ho 0 i Morondava (Fanadihadina – Nofohazin’ny Fitsarana ny raharaha Nadine Ramaroson)
- halatr' (nitranga in-2) : Mbola tsy misy akony amin'ny vidin'ny hen'omby aloha hatreto ny firongatry ny halatr' omby ao anatin'iny faritra Anosy iny (Hetsika manokana – Handaniana Ar 600 tapitrisa ny fanenjehana ireo dahalo any Atsimo)
- anton' (nitranga in-2) : Mety noho ny fahasahiranana ihany koa anefa no anton'izany”, araka ny ahiahian'ireo talen-tsekoly (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- teknolojia (nitranga in-2) : manampy be ny ankizy amin'ny fianarana ny solosaina
Miroborobo ny teknolojia amin'izao fotoana izao (Teknolojia vaovao – Ilàna fifehezana ireo ankizy amin’ny fampiasana fitaovana elektronika)
- Roméo (nitranga in-2) : Nangonin'i Roméo Andriamihaja (Baolina kitra vehivavy – Hifandona amin’ny henjana avokoa ireo ekipan’Analamanga)
- Ontm (nitranga in-2) : Tsy tokony hatao ihany koa ny mandeha eny amin' ny lalam-pirenena fahafito amin'ny andro alina sy ny mitsidika tanàna tsy fantatra na mangingina », hoy Ramanambohitra Jocelyn, filoha lefitry ny Ontm (Fizahantany – Sokajian’ny ONTM ho faritra mena ny lalana Toliara-Tolagnaro)
- Sarovar (nitranga in-2) : Ny ilany ambany amin'ilay tetikasa tohodranon'ny ISP dia Omkareshwar, Maheshwar sy Sardar Sarovar Project (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- aminà (nitranga in-3) : Mitaky fanonerana aminà toeram-ponenna sahaza izy ireo (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- fifamoivozana (nitranga in-2) : Tsy nahazo alalana avokoa ireo famoriam-bahoaka hafa tahaka izany teo aloha, araka ny fanambarana an-gazety navoakan'ny minisitra, tsy ny renivohitra no toerana tokony hanaovana famoriam-bahoaka satria miteraka olana eo amin'ny fifamoivozana sy miteraka voka-dratsy eo amin'ireo orinasa manodidina, izany no anton'ny fanakanana (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- Cristiano (nitranga in-2) : fILANA KISA>
Nanangana ady amin'i Cristiano Ronaldo i Wayne Rooney (Any andafin’ny riaka)
- Randrianazary (nitranga in-2) : Io indray ny lelavola holanian'ny fanjakana hamongorana ny asan-dahalo any amin'ny faritra atsimon'ny Nosy iny, raha ny tarehimarika nomen'ny jeneraly Randrianazary, sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena (Hetsika manokana – Handaniana Ar 600 tapitrisa ny fanenjehana ireo dahalo any Atsimo)
- الضوئية (nitranga in-2) : Ka nahatonga ny sioka milaza fa noho ny asa fanamboaran-dalana no mahatonga ny fitohanan'ny fiara manodidina an'i Manama ازدحام مروري على شارعي الشيخ خليفة بن سلمان والملك فيصل المؤديان للمحرق لوجود منطقة عمل من الإشارة الضوئية الواقعة بالقرب من فندق الريجنسي وحتى الإشارة الضوئية بالقرب من فندق الشيراتون، وجاري العمل على تسهيل الحركة المرورية @moi_bahrain : Mitohana ny fiara ao amin'ny Làlana Shaikh Khalifa Bin Salman sy King Faisal mankany Muharraq noho ny asa fanamboaran-dalana eo akaikin'n... (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- Jocelyn (nitranga in-2) : Tsy tokony hatao ihany koa ny mandeha eny amin' ny lalam-pirenena fahafito amin'ny andro alina sy ny mitsidika tanàna tsy fantatra na mangingina », hoy Ramanambohitra Jocelyn, filoha lefitry ny Ontm (Fizahantany – Sokajian’ny ONTM ho faritra mena ny lalana Toliara-Tolagnaro)
- Barcelone (nitranga in-3) : CHAMPIONS LEAGUE
Tafiditra ao anatin'ny lisitry ny FC Barcelone i Eric Abidal (Any andafin’ny riaka)
- Comato (nitranga in-3) : Ny AS Comato avy any Atsimo Andrefana, izay tompondaka lefitra tamin' ny herintaona indray dia hifanandrina amin'ny US Aveia anio eny amin'ny kianjaben'i Mahamasina (Baolina kitra vehivavy – Hifandona amin’ny henjana avokoa ireo ekipan’Analamanga)
- nahaovoka (nitranga in-2) : Rehefa nanjakazakan'ny Cosfa ireo lalao roa nifandonan'izy ireo tamin'ny ekipa mpampiantrano (FBI sy Asla) dia tsy nahaovoka intsony izy ireo teo anatrehan'ny AS Sava, nandritra ny fifaninanam-pirenena ho an'ny basket ball sokajy lehilahy latsaky ny 18 taona atao any Vohémar (Lalaon’i Menabe – Lasan’i Mairjean ny amboaran’ny bisikileta-posiposy)
- Omkareshwar (nitranga in-12) : mponina iraika ambidimampolo avy ao amin'ny vohitr'i Ghongalgaon avy amin'ny distrikan'i Khandwa ao amin'ny fanjakàna Indiana ao Madhya Pradesh no nanomboka hetsi-panoherana iray ‘Jal Satyagraha‘ amin'ny filonana hatreny an-tenda tao anatin'ny ranon'ny tohodrano Omkareshwar ao amin'ny renirano Narmada (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- lalàna (nitranga in-2) : Miantso ny tafika Ejiptiana hanaraka ny lalàna iraisam-pirenena sy hanatsahatra ny fampanaovana fanazarantena ara-miaramila ny ankizy tsy ampy 18 taona ihany koa ilay hetsika (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- nanontaniana (nitranga in-2) : Ho an'ireo mpanabe nanontaniana anefa dia samy milaza avokoa fa manimba ny fiainan'ireo ankizy mihitsy ny fampiasana ireny fitaovana elektronika ireny raha tsy voafehy (Fidiran’ny mpianatra – Mbola mandray mpianatra ireo sekoly tsy miankina)
- distrikan' (nitranga in-2) : mponina iraika ambidimampolo avy ao amin'ny vohitr'i Ghongalgaon avy amin'ny distrikan'i Khandwa ao amin'ny fanjakàna Indiana ao Madhya Pradesh no nanomboka hetsi-panoherana iray ‘Jal Satyagraha‘ amin'ny filonana hatreny an-tenda tao anatin'ny ranon'ny tohodrano Omkareshwar ao amin'ny renirano Narmada (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- mafàna (nitranga in-2) : Ilay hetsika dia nokarakarain'ny Narmada Bachao Andolan, htesika sosialy iray ifandrimbonan'ireo olona avy amin'ny foko, tantsaha, mafàna fo mpiaro tontolo iainana sy zon'olombelona miady amin'ny fananganana tohodrano mamakivaky ny reniranon'i Narmada (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- Salman (nitranga in-4) : Chaikh Ali Salman, sekretera jeneralin'ny fikambanana mpanohitra Islamika AlWefaq ni-tweet fa tsy hanakana azy hamonjy fihetsiketsehana ny fanakanana [ar]:
إذا منعت سوف أنزل إلى عاصمتي ماشياً أو في سيارتي من أجل ممارسة حقي في التظاهر السلمي#يوم العاصمة
@WefaqGS: Raha raràna aho, vao maika handeha hitsangatsangana eny an-drenivohitra na hitondra fiara mba hanatontosa ny zoko hanao fihetsiketsehana milamina (Bahrain: Efa Raràna Fa Mbola Manohy Ny Hetsi-panoherana Ny Mpanohitra)
- Botsoana (nitranga in-2) : Isan'ireo fandaharam-potoana akaiky indrindra ho azy ireo ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika eo amin'ny sokajy cadet sy junior hatao any Botsoana amin'ny volana oktobra izao (Judo fivoriambe – Hovitaina amin’ity taona ity ny fanavaozana ireo ligy)
- Reciproq (nitranga in-2) : Dimy isan-kerinandro no mitady vady
Rajaonarison Lalaina, avy amin'ny Reciproq, birao fikaroham-bady ara-dalana « Tsy tokony hisy fanerena mihitsy eo amin'ny olona maniry ny hivady (Sehatra fitadiavam-bady – Vehivavy tanora nahazo vady antitra sy sembana)
- Abidal (nitranga in-2) : CHAMPIONS LEAGUE
Tafiditra ao anatin'ny lisitry ny FC Barcelone i Eric Abidal (Any andafin’ny riaka)
- rezimanta (nitranga in-2) : Misy ny avy amin'ny fibaikoana ireo sampana manokana (Cfs), ny rezimanta voalohan'ny hery vonjy taitra, mpilatsaka an'elon'aina (1er Rfi), ny rezimanta »Andry sy Tohana » (Ras), ny rezimantan'ny fifandraisana (Rts)… Izy ireo no hiandraikitra manontolo ny hetsika (Hetsika manokana – Handaniana Ar 600 tapitrisa ny fanenjehana ireo dahalo any Atsimo)
- Gujarat (nitranga in-2) : ”
Manary ao amin'i Gujarat ny tohodrano Sardar Sarovar Narmada noho ny oram-be nikija tao Madhyar Pradesh (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- Sagar (nitranga in-5) : Ilay tetikasa tohodrano Indira Sagar ao Narmada dia efa noketrehiana tamin'ny 1984 ary nanomboka ny hetsi-panoherana rehefa nanomboka nifamory, tamin'ny 1985-1986 ireo olona tao amin'ny lemak'i Narmada tsy maintsy hafindra toerana (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- Nadine (nitranga in-3) : Nandalo ny zokiolon'ny mpitsara mpanao famotorana tetsy amin'ny Lapan' ny Fitsarana Anosy indray ny antontan-taratasim-pamotorana mahakasika ny faha-fatesan'i Nadine Ramaroson, minisitry ny Mponina sy ny raharaha sosialy teo aloha (Fanadihadina – Nofohazin’ny Fitsarana ny raharaha Nadine Ramaroson)
- Narmada (nitranga in-10) : mponina iraika ambidimampolo avy ao amin'ny vohitr'i Ghongalgaon avy amin'ny distrikan'i Khandwa ao amin'ny fanjakàna Indiana ao Madhya Pradesh no nanomboka hetsi-panoherana iray ‘Jal Satyagraha‘ amin'ny filonana hatreny an-tenda tao anatin'ny ranon'ny tohodrano Omkareshwar ao amin'ny renirano Narmada (India: Endri-panoherana Amin'ny Filonana Rano Hatreny An-tenda)
- fanazarantena (nitranga in-3) : Nanomboka ny 24 aogositra teo no nanao fanazarantena izy, taorian'ny nijanonany ny 29 febroary lasa teo nandritra ny lalaon'I Frantsa sy Alemana (Ejipta: Tanora Miatrika Ny Fitsabahan'ny Tafika Any An-tsekoly)
- teknisianina (nitranga in-2) : Nambarany fa afaran'io Nosy io any ivelany avokoa ireo entana ilain'ny Nosy Kaomôro toy ny ny akoho, ny atody, ny omby… Nolazainy fa efa misy teknisianina mikatroka ny fanatsarana ny fifanakalozana ara-barotra amin'ny Nosy Kaomôro ahazoana ireo tsena ireo (Fafi-katrana)
- Ramanambohitra (nitranga in-2) : Tsy tokony hatao ihany koa ny mandeha eny amin' ny lalam-pirenena fahafito amin'ny andro alina sy ny mitsidika tanàna tsy fantatra na mangingina », hoy Ramanambohitra Jocelyn, filoha lefitry ny Ontm (Fizahantany – Sokajian’ny ONTM ho faritra mena ny lalana Toliara-Tolagnaro)
- nihemotra (nitranga in-2) : Indrisy anefa raha vao nahita ilay olona aho dia nihemotra tamin'ny hevitro (Sehatra fitadiavam-bady – Vehivavy tanora nahazo vady antitra sy sembana)
- Rasendranirina (nitranga in-2) : Tsy nanaiky intsony anefa ireo mpanelanelana tamin'ny fampifandraisana azy ireo, ka nitondrany mpitandro filaminana tao an-trano mihitsy aho mba hanaiky ilay lehilahy sy hanaja ny nifanarahana”, hoy hatrany Rasendranirina Miray (Sehatra fitadiavam-bady – Vehivavy tanora nahazo vady antitra sy sembana)
- Mifa (nitranga in-3) : Isan' ireo lalao goavana ny fifandonana eo amin'ny Mifa Analamanga sy ny JSA Andapa avy any Sava (Baolina kitra vehivavy – Hifandona amin’ny henjana avokoa ireo ekipan’Analamanga)
- Karàna (nitranga in-3) : mbola karohin'ireo polisy fatratra hatramin' izao ireo naman-dry Djaffar Younous, ilay metisy karàna mpiara-dia amin-dry Mahandry sy Lamà, nalaza tamin' ny fakana an-keriny Karàna (Fakana an-keriny – Nosarahana fonja ireo roa lahy voasambotra)
- Rooney (nitranga in-2) : fILANA KISA>
Nanangana ady amin'i Cristiano Ronaldo i Wayne Rooney (Any andafin’ny riaka)
- Ambohijatovo (nitranga in-2) : Anisan'izany ny etsy amin'ny Tahala Rarihasina, Buffet de Jardin Antaninarenina, Planète terrasse Ambohijatovo ary ny Cercle Germano Malagasy etsy Analakely (Fanafihan-jiolahy – Voavely »barre à mine » ireo tompon-trano dia lasa ny volabe)
- nakana (nitranga in-2) : Raha ny fanadihadiana nataon'ireo polisy dia i Naina no tompon'ny fiara 405 nakana an-keriny io Karàna io (Fakana an-keriny – Nosarahana fonja ireo roa lahy voasambotra)