Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/13 Septambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Jombilo (nitranga in-2) : Jaloko sy Jombilo
Ho an'ny fanambadiana izay vokatry ny fitiavan'olon-droa ary vokatry ny safidn'izy roa, dia maro ny tranga mety miseho (FANAMBADIANA TSIMIHETY Fitiavanan’olon-droa aorina eo ambony fifanarahan’ny fianakaviana roa tonta)
- tsakafo (nitranga in-3) : Nohamafisina omaly teo amin'ny fanjakana malagasy sy ny ofisim-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo (ONN) ary ny Fikambanana iraisam-pirenena miahy ny reny sy ny zaza (Unicef) tetsy amin'ny Carlton Anosy indray ohatra ny fifanarahana atao amin'ny ady amin'ny tsy fanjarian- tsakafo eto Madagasikara, ka minisitera dimy no hitantana ny fandaharan' asa dia: ny minisiteran'ny Fahasalamana, Fambolena, Rano, Fiompiana, ary ny Varotra (Tsy fanjarian-tsakafo – Hanaovan’ny minisitera dimy angaredona ny fitantanana ny fandaharan’asa)
- Cnaps (nitranga in-11) : « Mihevitra ny fanjakana fa tsy hanana fahefana amin'ny Cnaps intsony, saingy mijanona ho orinasam-panjakana ihany ny Cnaps, nefa hanana sata manokana fotsiny », hoy Randrianasolo José, avy ao amin'ny Ctm (Tontolon’ny asa – Ifandroritana ny fifehezana ny volaben’ny Cnaps)
- Aicha (nitranga in-3) : maro ireo zava-bita tsara azon'i Aicha nanomboka izy minime tamin'ny taona 2008
Kely mafonja (Isilo Aicha Chicas Deborah (mpikatroka judo) – “Tanjoko ny ho tompondaka eran-tany”)
- police (nitranga in-4) : Samy tanàna be asan-dahalo ihany koa ireo», hoy ny contrôleur général de police Rakotondratsima Johnson, tale jeneralin'ny Polisim-pirenena (Tapatapany)
- cadette (nitranga in-3) : Isan'ireo fifaninanana akaiky miandry azy ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika ho an'ny sokajy cadette hotontosaina any Botsoana amin'ny volana oktobra (Isilo Aicha Chicas Deborah (mpikatroka judo) – “Tanjoko ny ho tompondaka eran-tany”)
- fiankaviana (nitranga in-2) : Aorian'izay dia atolotra ny fiankaviana ny «sarona» efa voaomana (FANAMBADIANA TSIMIHETY Fitiavanan’olon-droa aorina eo ambony fifanarahan’ny fianakaviana roa tonta)
- Randriamahaleo (nitranga in-2) : Ilay 13%-n'ny karaman'ny mpiasa aloan'ny mpampiasa sy ilay 1%-n'ny karama aloan'ny mpiasa no mampihodina ny Cnaps, ka izay no tokony hananany sata manokana », hoy ny tohan-kevitr'i William Randriamahaleo, avy amin'ny Ctm (Tontolon’ny asa – Ifandroritana ny fifehezana ny volaben’ny Cnaps)
- Soarano (nitranga in-2) : noitarina ahazaka olona hatramin'ny 120 ny “L'Horloge” etsy amin'ny Garan'i Soarano
Efitra lehibe iray efa nandray karazana hetsika hatramin'izay ny etsy amin'ny Garan'i Soarano (Gara Soarano – Hosantarina ny faran’ ny herinandro izao ny «L’horloge live club»)
- Loterana (nitranga in-3) : mpandray anjaran' ny Firaisan'ny kristianina tanora Loterana malagasy (FKTLM) 30 000 avy amin' ireo synodam-paritaniny 23 manerana ny Nosy no hanao ny zaikabeny nasionaly ao Fandriana, ny 18 ka hatramin'ny 23 septambra izao (Finoana – Hitondra fanintelony ny FLM ny pastora Rakoto Endor Modeste)
- Jehovah (nitranga in-2) : Hoy ny bokin'i Salamo 1:6 “Fa fantatr'i Jehovah ny lalan'ny marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin'ny fahaverezana (Hafatry ny lanitra)
- handehanan' (nitranga in-2) : “Efa tafatsangana tanteraka ny tetezana, ary ny lalana handehanan'ny fiara sisa no hovitaina ao anatin'ny roa herinandro”, araka ny nambaran'ny avy amin'ny orinasa Colas (Fanalavam-potoana)
- môtô (nitranga in-5) : HALATRA MOTO
Nanjavona nandritra ny vaky trano niseho tany Ambohimanatrika, ny 09 septambra teo ny môtô »scooter » roa (Tapatapany)
- pahefana (nitranga in-2) : Ho setrin'izany anefa dia hametraka fitoriana fiandry any amin'ny manam- pahefana mahefa izahay ho an'ireo minia manakorontana manomboka izao”, hoy ny fanambarana navoakan' ny ligin'Analamanga ary nosoniavin'ny filohany Fenohasina Rakotomalala, omaly (Diovy aloha ny tanàna)
- Zazafotsy (nitranga in-3) : 30 km tsy hidirana an' i Ihosy no tamin'ity lalana ity no nitrangan'ny loza
Nahatratra 14 ireo mpandeha tamina kamiao mpitatitra iray, no indray naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tao Zazafotsy, 30 Km tsy hiditra an'Ihosy, omaly, fa ny 9 tamin'ireo no tena voa mafy (Ihosy – Mpandeha sivy naratra mafy navadibadiky ny kamiao)
- valizy (nitranga in-2) : “Sady jereny no mody raisina dia tombanany Ar 50 000 ny valizy roa na gony roa (FANAMBADIANA TSIMIHETY Fitiavanan’olon-droa aorina eo ambony fifanarahan’ny fianakaviana roa tonta)
- tsimandrimandry (nitranga in-2) : Ity farany dia atao sakafo mandritra ny tsimandrimandry (FANAMBADIANA TSIMIHETY Fitiavanan’olon-droa aorina eo ambony fifanarahan’ny fianakaviana roa tonta)
- nanitsaka (nitranga in-2) : fiara 4×4 iray no nanitsaka zazavavy kely iray 6 taona tetsy Anosibe akaikin' ny tsena, omaly an-toandro tokony ho tamin'ny 2 ora (Anosibe – Tampon-tongotra zaza enin-taona notetezin’ny kodiarana)
- Randrianirina (nitranga in-2) : Nifaninana taminy ny pastora Randrianirina Dieudonné, tonia lefitra teo aloha sady filohan'ny synodam-paritany Fiana-rantsoa afovoany sy ny pastora Lotera Fabien, zokiolona ao amin'ny sekoly ambony Loterana momba ny teolojia (Salt) (Finoana – Hitondra fanintelony ny FLM ny pastora Rakoto Endor Modeste)
- nisehoan' (nitranga in-3) : Afak'omaly tamin'ny misa-sak'alina no nisehoan'ity lozam- pifamoivoizana ity (Ihosy – Mpandeha sivy naratra mafy navadibadiky ny kamiao)
- Rakotondratsima (nitranga in-2) : Samy tanàna be asan-dahalo ihany koa ireo», hoy ny contrôleur général de police Rakotondratsima Johnson, tale jeneralin'ny Polisim-pirenena (Vono olona teny Ankasina – Mbola mandray karama ireo polisin’ ny Gir naiditra eny Tsiafahy)
- hamitana (nitranga in-2) : trano roa no tsy maintsy ravana mba hamitana ny tetezan'Ambohimangakely
Efa miha antomotra ny fe-potoana hamitan'ny orinasa Colas ny tetezana etsy Ambohimangakely, amin'ny lalam- pirenena faharoa (Fanalavam-potoana)
- William (nitranga in-2) : Ilay 13%-n'ny karaman'ny mpiasa aloan'ny mpampiasa sy ilay 1%-n'ny karama aloan'ny mpiasa no mampihodina ny Cnaps, ka izay no tokony hananany sata manokana », hoy ny tohan-kevitr'i William Randriamahaleo, avy amin'ny Ctm (Tontolon’ny asa – Ifandroritana ny fifehezana ny volaben’ny Cnaps)
- Johnson (nitranga in-3) : Samy tanàna be asan-dahalo ihany koa ireo», hoy ny contrôleur général de police Rakotondratsima Johnson, tale jeneralin'ny Polisim-pirenena (Vono olona teny Ankasina – Mbola mandray karama ireo polisin’ ny Gir naiditra eny Tsiafahy)
- pastora (nitranga in-5) : voafidy omaly nandritra ny synoda lehiben' ny fiangonana Loterana, tanterahina any Toliara hitondra fanintelony an' ity fiangonana ity indray ny pastora Rakoto Endor Modeste (Finoana – Hitondra fanintelony ny FLM ny pastora Rakoto Endor Modeste)
- kandidà (nitranga in-2) : Tany amin'ny masontsi-vana dia efa mahatratra pejy iray ny fepetra takiana amin'ireo kandidà amin'io toerana io (Filankevitry ny fampihavanana – Hentitra ny fifantenana ireo mpikambana)
- Beckham (nitranga in-2) : NOFINOFY
Mbola manantena ny hilalao amin'ny lalao Olympika 2016 hatao any Rio de Janieiro i David Beckham, irakiraka anglisy (Any an-dafin’ny riaka)
- taitran' (nitranga in-2) : Mbola mandray karama ihany hatra-min'izao ireo polisy avy eo anivon'ny hery vonjy taitran' ny polisim-pirenena (Gir) izay naiditra am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy, nanomboka ny volana jolay lasa teo (Vono olona teny Ankasina – Mbola mandray karama ireo polisin’ ny Gir naiditra eny Tsiafahy)
- hizorantsika (nitranga in-2) : lalana manao ahoana no hizorantsika
Lalana maro sampanana no hizoran'ny fiainantsika olombelona (Hafatry ny lanitra)
- Chicas (nitranga in-2) : Na vao 15 taona monja aza i Isilo Aicha Chicas Deborah, mpikatroka judo ao amin' ny Hakudokan, dia manana ny ho aviny eo amin'ity taranja ity eto Madagasikara sy any ivelany (Isilo Aicha Chicas Deborah (mpikatroka judo) – “Tanjoko ny ho tompondaka eran-tany”)
- Modeste (nitranga in-2) : voafidy omaly nandritra ny synoda lehiben' ny fiangonana Loterana, tanterahina any Toliara hitondra fanintelony an' ity fiangonana ity indray ny pastora Rakoto Endor Modeste (Finoana – Hitondra fanintelony ny FLM ny pastora Rakoto Endor Modeste)
- lohalaharana (nitranga in-2) : I Elisa Rasoarimamonjy, lohalaharana , no nahafaty baolina betsaka indrindra (6', 20', 38', 45', 78') tamin'izany lalao izany (Fahasalamana – 18 %-n’ny tanora no tsy virijiny intsony alohan’ny faha-15 taonany)
- Tsiroanomandidy (nitranga in-4) : nentina notsaboina tao Tsiroanomandidy ireo naratra
Teo am-pitozoana ny fiaka-rana teo amin'ny lalan'i Bevao ao anatin'ny fokontanin'Amba- ravaranala, kaominin'i Fiere-nana, 90 Km tsy hiditra an'i Tsiroanomandidy ity kamiao iray no tapaka hisatra, ka nihe- motra sy nivadibadika (Lozam-pifamoivoizana – Olona enina maty tototry ny vato nentina kamiao)
- Hakudokan (nitranga in-2) : Na vao 15 taona monja aza i Isilo Aicha Chicas Deborah, mpikatroka judo ao amin' ny Hakudokan, dia manana ny ho aviny eo amin'ity taranja ity eto Madagasikara sy any ivelany (Isilo Aicha Chicas Deborah (mpikatroka judo) – “Tanjoko ny ho tompondaka eran-tany”)
- Endor (nitranga in-2) : voafidy omaly nandritra ny synoda lehiben' ny fiangonana Loterana, tanterahina any Toliara hitondra fanintelony an' ity fiangonana ity indray ny pastora Rakoto Endor Modeste (Finoana – Hitondra fanintelony ny FLM ny pastora Rakoto Endor Modeste)
- Isilo (nitranga in-2) : Na vao 15 taona monja aza i Isilo Aicha Chicas Deborah, mpikatroka judo ao amin' ny Hakudokan, dia manana ny ho aviny eo amin'ity taranja ity eto Madagasikara sy any ivelany (Isilo Aicha Chicas Deborah (mpikatroka judo) – “Tanjoko ny ho tompondaka eran-tany”)
- contrôleur (nitranga in-3) : Samy tanàna be asan-dahalo ihany koa ireo», hoy ny contrôleur général de police Rakotondratsima Johnson, tale jeneralin'ny Polisim-pirenena (Vono olona teny Ankasina – Mbola mandray karama ireo polisin’ ny Gir naiditra eny Tsiafahy)
- Roméo (nitranga in-3) : Nangonin'i Roméo Andriamihaja (Any an-dafin’ny riaka)
- Colas (nitranga in-2) : trano roa no tsy maintsy ravana mba hamitana ny tetezan'Ambohimangakely
Efa miha antomotra ny fe-potoana hamitan'ny orinasa Colas ny tetezana etsy Ambohimangakely, amin'ny lalam- pirenena faharoa (Ambohimangakely – Trano roa tsy maintsy noravàna hamitàna ny tetezana)
- hanenjika (nitranga in-2) : Efa azoko tany Kaomôro tamin'ny lalaon'ny Cjsoi ny anarana mpamono baolina betsaka saingy ny tsy fahampian'ny lalao natrehako tamin'ity fifaninanam-pirenena ity, fanindroany omaly, dia mety tsy ho tratra izany, saingy hanenjika ihany aloha (Tapatapany)
- général (nitranga in-3) : Samy tanàna be asan-dahalo ihany koa ireo», hoy ny contrôleur général de police Rakotondratsima Johnson, tale jeneralin'ny Polisim-pirenena (Vono olona teny Ankasina – Mbola mandray karama ireo polisin’ ny Gir naiditra eny Tsiafahy)
- Lydiary (nitranga in-2) : ny fanolorana mariboninahitra an'i Lydiary alohan'ny nandevenana azy
Naterina omaly tetsy amin'ny fasan-drazany tetsy Andrambato Itaosy ny nofo mangatsiakan-dRazaiarimanana Lydia, izay fantatra ao amin'ny tontolon'ny kanto amin' ny anarana hoe Lydiary (Asa soratra – Notolorana ny mari-boninahitra «Grand officier» i Lydiary)
- resabe (nitranga in-2) : Samia miandry sy mijery ny tohiny…
Isan'ny niteraka resabe ary tsy tokony hohadinoina amin'ity resaka asan-dahalo ity anefa ny olana na aretina iray nikiky ny asa fanenjehana ireo mpanao ratsy rehetra teto amin'ny firenena (Tapatapany)
- fitiavan' (nitranga in-2) : Ny faharoa kosa dia miainga amin'ny fitiavan'olon-droa tsy nahazo tso-drano ary tsy nahavitana fomba (FANAMBADIANA TSIMIHETY Fitiavanan’olon-droa aorina eo ambony fifanarahan’ny fianakaviana roa tonta)
- ranomazana (nitranga in-2) : Mpanarakandro sy mpanarabitana
Amin'ny alalan'ny ranomazana sy ny vola roapolo taratasy no hanaovana ny tso-drano ho an'ny mpanambady Rehefa mifanaraka ny fianakaviana roa tonta eo amin'ireo tolotra ireo dia miroso amin'ny fijerena andro hanatanterahana ny raharaha ny roa tonta (FANAMBADIANA TSIMIHETY Fitiavanan’olon-droa aorina eo ambony fifanarahan’ny fianakaviana roa tonta)
- mpanarabitana (nitranga in-2) : Mpanarakandro sy mpanarabitana
Amin'ny alalan'ny ranomazana sy ny vola roapolo taratasy no hanaovana ny tso-drano ho an'ny mpanambady Rehefa mifanaraka ny fianakaviana roa tonta eo amin'ireo tolotra ireo dia miroso amin'ny fijerena andro hanatanterahana ny raharaha ny roa tonta (FANAMBADIANA TSIMIHETY Fitiavanan’olon-droa aorina eo ambony fifanarahan’ny fianakaviana roa tonta)
- Dieudonné (nitranga in-2) : Nifaninana taminy ny pastora Randrianirina Dieudonné, tonia lefitra teo aloha sady filohan'ny synodam-paritany Fiana-rantsoa afovoany sy ny pastora Lotera Fabien, zokiolona ao amin'ny sekoly ambony Loterana momba ny teolojia (Salt) (Finoana – Hitondra fanintelony ny FLM ny pastora Rakoto Endor Modeste)
- hôpitaly (nitranga in-2) : Nalefa avy hatrany ao amin'ny hôpitalin'Ihosy ireto farany (Anosibe – Tampon-tongotra zaza enin-taona notetezin’ny kodiarana)
- notsaboina (nitranga in-2) : nentina notsaboina tao Tsiroanomandidy ireo naratra
Teo am-pitozoana ny fiaka-rana teo amin'ny lalan'i Bevao ao anatin'ny fokontanin'Amba- ravaranala, kaominin'i Fiere-nana, 90 Km tsy hiditra an'i Tsiroanomandidy ity kamiao iray no tapaka hisatra, ka nihe- motra sy nivadibadika (Lozam-pifamoivoizana – Olona enina maty tototry ny vato nentina kamiao)
- nivadibadika (nitranga in-2) : nentina notsaboina tao Tsiroanomandidy ireo naratra
Teo am-pitozoana ny fiaka-rana teo amin'ny lalan'i Bevao ao anatin'ny fokontanin'Amba- ravaranala, kaominin'i Fiere-nana, 90 Km tsy hiditra an'i Tsiroanomandidy ity kamiao iray no tapaka hisatra, ka nihe- motra sy nivadibadika (Ihosy – Mpandeha sivy naratra mafy navadibadiky ny kamiao)
- Carlton (nitranga in-2) : Nohamafisina omaly teo amin'ny fanjakana malagasy sy ny ofisim-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo (ONN) ary ny Fikambanana iraisam-pirenena miahy ny reny sy ny zaza (Unicef) tetsy amin'ny Carlton Anosy indray ohatra ny fifanarahana atao amin'ny ady amin'ny tsy fanjarian- tsakafo eto Madagasikara, ka minisitera dimy no hitantana ny fandaharan' asa dia: ny minisiteran'ny Fahasalamana, Fambolena, Rano, Fiompiana, ary ny Varotra (Tsy fanjarian-tsakafo – Hanaovan’ny minisitera dimy angaredona ny fitantanana ny fandaharan’asa)