Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/16 Septambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Danoà (nitranga in-2) : Zon'ny mpamorona Demotix (14/9/2012)
Tamin'ny 2006, taorian'ny nanontàn'ny gazety Danoà iray sariitatra mampiseho ny Mpaminany Muhammad nitondra taminà resabe tokoa, nanakaiky ny 70 (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- codo (nitranga in-2) : Fuimos fuertes porque fuimos todos, codo a codo (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Chaparina (nitranga in-2) : Naotin'i María Cecilia Chacón ao amin'ny Facebook
Ao anatin'ireo fanamarihana mendrika holazaina ny nilazan'ny minisitra teo aloha Chacón hoe: Ha pasado casi un año desde la represión vergonzosa en Chaparina, de aquel día de violencia cometida contra mujeres, niños (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Cecilia (nitranga in-2) : namoaka lahatsoratra tao amin'ny kaonty Facebook-ny [es] ny Minisitry ny Fiarovana Boliviana teo aloha, María Cecilia Chacón, izay navoakan'ny fampahalalam-baovao mahazatra avy eo, nanapaka ny fahanginanany izy tao anatin'izay herintaona nialàny izay (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Ashurov (nitranga in-2) : Anatin'ireo fanehoan-kevitra an-katezerana mitosaka, Jasur Ashurov nanolo-kevitra [ru] hoe tsy tokony ho raisina ho matotra loatra izay nambaran'ilay mpihira :
Ну, не знаю (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- hihira (nitranga in-2) : Ilay hira dia nilaza hoe ilay filoha Rosiana vaovao vao avy voafidy indray - “mahery fo” sy “filamatra” ho an'ilay mpihira - dia “olom-boafidin'ny lanitra”
Taminà fandaharana mivantana iray manana ny làzany tao amin'ny fantsom-pahitalavitra NTV ao Rosia, Kurbonkhonov dia nanambàra [ru] fa nanantena ny hihira ilay hira izy nandritra ny fanokanana an'i Poutine (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- Chacón (nitranga in-6) : namoaka lahatsoratra tao amin'ny kaonty Facebook-ny [es] ny Minisitry ny Fiarovana Boliviana teo aloha, María Cecilia Chacón, izay navoakan'ny fampahalalam-baovao mahazatra avy eo, nanapaka ny fahanginanany izy tao anatin'izay herintaona nialàny izay (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Boliviana (nitranga in-2) : namoaka lahatsoratra tao amin'ny kaonty Facebook-ny [es] ny Minisitry ny Fiarovana Boliviana teo aloha, María Cecilia Chacón, izay navoakan'ny fampahalalam-baovao mahazatra avy eo, nanapaka ny fahanginanany izy tao anatin'izay herintaona nialàny izay (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- importante (nitranga in-3) : ¿Qué es lo verdaderamente importante (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- miozolmana (nitranga in-2) : taorian'ireo hetsi-panoherana mahery setra tay Ejipta sy Libia izay niteraka ny fahafatesan'ny Ambasadaoro Amerikana tao Libia, nandray fepetra henjana ireo masoivoho rehetra manerana ireo firenena be mpino miozolmana mba hisorohana ny ho fahasimban-javatra bebe kokoa (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- Tajik (nitranga in-2) : kintana ety anaty aterineto ilay Tajik mpihira, Tolibjon Kurbonkhonov (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- Tajikistan (nitranga in-6) : Kanefa, na teo aza izany lazabe tampoka izany, tsy dia manana mpankafy betsaka manao ahoana ilay mpihira any Tajikistan (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- Islamabad (nitranga in-4) : Nisy famoriam-bahoaka iray notanterahan'ny Majlis Wahdatul Muslameen nanomboka tany amin'ny G-5 Imam Bargah ao Islamabad ary nitandrozotra nankany amin'ny masoivoho Amerikana tamin'ny Zoma 14 Septambra 2012, ho fanoherana (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- tanàna (nitranga in-3) : Nipoaka ny herisetra tao Cairo, tanàna Ejiptiana, ary tsy ela dia niparitaka tany Benghazi, tanàna Libiana, niteraka fitohitohizana nankany Afovoany Atsinanana ary hatrany amin'ireo firenena hafa tany Azia Atsimo (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- Indizeny (nitranga in-3) : Nandao ny kabinetran'ny filoha Evo Morales ity minisitra teo aloha tanora ity ora iray monja taorian'ny nivoahan'ny vaovao momba ny fanafihana an-kerisetran'ny polisy nandritra ny Diabe faha-8 nataon'ny Indizeny ho fiarovana ny Vala-javaboahari-pirenena sy ny Sisintanin'ny Indizeny Isiboro Secure (TIPNIS amin'ny teny espanola) tamin'ny 25 Septambra 2011 (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- русские (nitranga in-2) : i “KFRN” nanampy hoe [ru]:
Путина в России не больно уж и любят сами русские, а теперь представьте что думают о таджиках русские когда смотрят этот клип… Ireo Rosiana samy zareo avy ao Rosia rahateo aza tsy tia an'i Poutine (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- fankahalàna (nitranga in-2) : # Pakistan
@akkhan81: Nahomby tamin'ny fanodinana ny resaka fankahalàna ilay lahatsary manohintohna ny Silamo ho any amin'ny adihevitra momba ny fahalalahana miteny ireo mankahala ny Silamo, ary dia mbola tsy tafita amin'io fitsapàna io foana ny Miozolmana (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- Bolivia (nitranga in-2) : Ingrid Barrientos [es] kosa naneho hevitra tao amin'ilay fanamarihana navoaka tao amin'ny Facebook ihany [es]:
No estas sola, tu valentía, es la valentía de muchas de nosotras, tu coraje, lo hemos demostrado, y lo seguiremos haciendo, el impulso de Dignidad que has dado, es un punto importante, no somos ni de derecha ni de izquierda, sí queremos un cambio para nuestra Bolivia que parta de nosotros mismos (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Tehran (nitranga in-2) : hetsika Manoloana Ny Masoivoho Soisa any Tehran (Iran: Manodidina Ilay Sarimihetsika Anti-Islamo Ihany)
- carta (nitranga in-2) : Fausto, mpiserasera iray tsy fantatra anarana, naneho hevitra [es] tao amin'ny bilaogin'i Rimay Pampa [es]:
Esta carta es la pronunciación más honesta, clara, incisiva, valiente, ecuánime, madura; sin retórica ni figuras ni requiebros pseudo-inteligentes (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- voaràra (nitranga in-2) : Soso-kevitro ny hoe hanaovan'ny manampahefana an'i Tolibjon Kurbonkhonov ho olona tsy irina sy voaràra, sy hisintonana ny maha-olom-pirenena azy ary tsy hamelàna azy hiditra eto amin'ny firenena (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- StumbleUpon (nitranga in-4) : Mpanoratra Pablo Andrés Rivero · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- Kurbonkhonov (nitranga in-9) : kintana ety anaty aterineto ilay Tajik mpihira, Tolibjon Kurbonkhonov (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- valentía (nitranga in-2) : Ingrid Barrientos [es] kosa naneho hevitra tao amin'ilay fanamarihana navoaka tao amin'ny Facebook ihany [es]:
No estas sola, tu valentía, es la valentía de muchas de nosotras, tu coraje, lo hemos demostrado, y lo seguiremos haciendo, el impulso de Dignidad que has dado, es un punto importante, no somos ni de derecha ni de izquierda, sí queremos un cambio para nuestra Bolivia que parta de nosotros mismos (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- María (nitranga in-2) : namoaka lahatsoratra tao amin'ny kaonty Facebook-ny [es] ny Minisitry ny Fiarovana Boliviana teo aloha, María Cecilia Chacón, izay navoakan'ny fampahalalam-baovao mahazatra avy eo, nanapaka ny fahanginanany izy tao anatin'izay herintaona nialàny izay (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- YouTube (nitranga in-4) : An'aliny ireo olona efa nijery ireo lahatsariny telo nakarina ao amin'ny YouTube tamin'ity taona ity (jereo ery ambany), ary dia matetika izy izao no vahiny aminà fandaharana anaty fahitalavitra any Rosia (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- России (nitranga in-2) : i “KFRN” nanampy hoe [ru]:
Путина в России не больно уж и любят сами русские, а теперь представьте что думают о таджиках русские когда смотрят этот клип… Ireo Rosiana samy zareo avy ao Rosia rahateo aza tsy tia an'i Poutine (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- Soisa (nitranga in-3) : hetsika Manoloana Ny Masoivoho Soisa any Tehran (Iran: Manodidina Ilay Sarimihetsika Anti-Islamo Ihany)
- Fuimos (nitranga in-2) : Fuimos espectadores de lo que se ejecutó, pero todavía no podemos ser testigos de una sincera voluntad gubernamental por enmendar el mal (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Obama (nitranga in-2) : Tsy mangina
Niaregh manameloka [fa] ny sarimihetsika, miangavy ny Filoha Obama hanao fialantsiny amin'ny Miozolomana manerantany sy hanakana ny sarimihetsika (Iran: Manodidina Ilay Sarimihetsika Anti-Islamo Ihany)
- Poutine (nitranga in-5) : Ny anton'izany rehetra izany dia noho ny hiran'ity mpanakanto tanora ity manindrahindra ny zava-bitan'ilay toa tsy mahery fo akory, ny filoha Rosiana Vladimir Poutine (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- nitaky (nitranga in-2) : Tamin'ny fangatahana fialan-tsiny ampahibemaso noho ilay sarimihetsika, ireo mpanao hetsi-panoherana koa dia nitaky ny hanesorana azy io avy hatrany ao anatin'ireo tambajotra sosialy (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- Miozolmana (nitranga in-2) : @HaroonRiaz: Dia mora tokoa ny manainga korontana aty amin'ireo firenena Miozolmana noho izay olona miaina any amin'ny firenena Tandrefana any monja (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- Llorenty (nitranga in-2) : Navoakan'i Chacón izany fanamarihana izany raha voatendry ho ambasadaoro maharitra eo anivon'ny Firenena Mikambana (ONU) ao New York i Sacha Llorenti, Minisitry ny Atitany teo aloha (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Muhammad (nitranga in-3) : Fako saingy…
Artificial Intelligence manoratra: Mahita ilay sarimihetsika farany momba ny Muhammad ho marikivy, maharikoriko ary tena fako tanteraka aho (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- Rosiana (nitranga in-7) : Ny anton'izany rehetra izany dia noho ny hiran'ity mpanakanto tanora ity manindrahindra ny zava-bitan'ilay toa tsy mahery fo akory, ny filoha Rosiana Vladimir Poutine (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- diaben' (nitranga in-2) : Nandritra ny fanafihan'ny polisy ny diaben'ny Indizeny, nandray ny andraikiny Andriamatoa Llorenti amin'ny maha lehiben'ny polisy azy sy amin'ny maha manam-pahefana tompon'andraikitra mivantana azy momba ny fiarovana (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- proceso (nitranga in-2) : Hoy izy nilaza somary lalindalina:
El proceso de cambio no es monopolio de un partido o una élite de “iluminados” (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Putin (nitranga in-2) : ” [ru] (Vladimir Vladimirovich Putin, anarana fenon'ny filoha Rosiana), izay nakariny tao amin'ny YouTube tamin'ny Febriary 2012 ary vetivety dia niparitaka be (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- Tolibjon (nitranga in-2) : kintana ety anaty aterineto ilay Tajik mpihira, Tolibjon Kurbonkhonov (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- Karachy (nitranga in-2) : Hafiz Saeed, filoha mpitarika ilay fikambanana voaràra “Jamaat ud Dawa” koa dia nandray anjara tamin'ilay famoriam-bahoaka ary niantso azy io ho tsikombakomba ratsin'ny Amerikana
Ny foibe ara-bola ao Pakistan, Karachi koa - izay mbola an-dalam-pitsaboana ny afo nandoro orinasa iray nahafatesana mpiasa an-jatony - dia nanatri-maso fisiana famoriam-bahoaka izay nokarakarain'ny Jamaat-e-Islami (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)
- Tajiks (nitranga in-3) : [Olona tsy manjary] manome henatra ny Tajiks izy (Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana)
- cambio (nitranga in-2) : Hoy izy nilaza somary lalindalina:
El proceso de cambio no es monopolio de un partido o una élite de “iluminados” (Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha)
- Pakistan (nitranga in-5) : Mihetsika i Pakistan
Anatin'ireny hetsi-panoherana rehetra ireny, nanamafy ny fiarovana ireo masoivoho diplaomatika manerana an'i Pakistan (Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan)