Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/17 Aogositra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Tsararivotra (nitranga in-3) : Misy mampihorohoro ny mponina ao Tsararivotra Toamasina faharoa
Misy andian'olona manely tsaho mampihorohoro ny mponina ao Tsararivotra, fokontany Ambodisaina, Toamasina II (Tsy fandriam-pahalemana)
- Railôla (nitranga in-7) : Io anarana hoe Railovy io mihitsy no nambaran'Andriamahatana Andrianavalona na Railôla, zanak'i Jérôme Randria, fa anarany tamin'ny kanto (Fiainana mpanakanto – Ireo tsiambaratelon’ i Jérôme Randria)
- tsatok' (nitranga in-2) : Feno tsatok'antsy
Ny sabotsy tamin'ny 1 ora maraina no niseho ilay vono olona nahavoarohirohy an'ity lehilahy ity (Mahanoro – Faty nahanton’ny fokonolona tao amin’ny biraon’ny kaominina)
- savahao (nitranga in-2) : Raikitra noho izany ny savahao nataon'ny mpitandro filaminana tao an-tanàna (Tsy fandriam-pahalemana)
- mifadifady (nitranga in-2) : I Tiana indray dia miaina ara-dalàna, afaka manao fanatanjahantena tsara, tsy mifadifady sakafo (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- Lianah (nitranga in-2) : hitondra ny talentany amin'ny “Thb tour” i Lianah any Mahajanga
Mahasarika ireo mpiala sasatra ny tanànan'i Mahajanga (THB Tour Mahajanga – Hanafana ny fotoam-pialan-tsasatra i Lianah sy Samoëla)
- nentina (nitranga in-5) : Nigadona omaly tao amin'ny seranam-piaramanidin'i Toliara, tamin'ny 5 ora sy 15 mn hariva ny taolambalon'ilay sakaizan'ny tanora, Masindahy Jean Bosco, na i Don Bosco, avy any Angola, nentina fiaramanidina manokana (Mahanoro – Faty nahanton’ny fokonolona tao amin’ny biraon’ny kaominina)
- fifampiresahana (nitranga in-2) : Ny minisitry ny Raharahambahinin'i Seychelles, Jean Paul Adam omaly alina no nilaza fa mbola mitohy ny fifampiresahana eo amin'ny roa tonta (Fihaonana any Maputo – Mbola tsy nisy nilefitra tamin’ny heviny Rajoelina sy Ravalomanana)
- tanànan' (nitranga in-4) : hitondra ny talentany amin'ny “Thb tour” i Lianah any Mahajanga
Mahasarika ireo mpiala sasatra ny tanànan'i Mahajanga (Halatr’omby – Dahalo roa matin’ny zandary)
- dialyse (nitranga in-2) : Mbola mila ezaka
Tsy misy afa-tsy 70 ihany manerana ny Nosy ireo mararin'ny voa mitsabo tena manao ny « dialyse », na ny fitsaboana mampiasa milina fanadiovana ny voa (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- Andrianavalona (nitranga in-3) : Io anarana hoe Railovy io mihitsy no nambaran'Andriamahatana Andrianavalona na Railôla, zanak'i Jérôme Randria, fa anarany tamin'ny kanto (Fifamaliana – Mpibata entana iray voatsatoka antsy inefatra)
- namonjy (nitranga in-2) : Avy namonjy fitsarana mitety vohitra, ny zoma antoandro ka hatramin'ny alina, avy eo niarakaraka tamin'ireo namany ity mpiandry fonja ity (Mahanoro – Faty nahanton’ny fokonolona tao amin’ny biraon’ny kaominina)
- toromarika (nitranga in-2) : Voalazan'ny Afp omaly ihany anefa fa mety ho karazana toromarika izay hiantefa manokana amin'izy roa lahy ireto ihany no hataon'ireo Filoham-pirenena mpitarika ny vondrona Sadc amin'izany (Sombiny)
- handrafitra (nitranga in-2) : mIROSO TSIKELIKELY > Efa ho herinandro teo ho eo izay no nanomboka nidina any amin'ny faritra manomankomana ny fifi- dianana ireo mpikambana 44 handrafitra ny filankevitry ny fampihavanana malagasy eo anivon'ny komity mano- kana izay nampisahanina ny fananganana ity rafi-panjakan'ny tetezamita ity (Filoham-piangonana – Mety hifaninana ireo efa mpitantana ny Fjkm)
- Gothlieb (nitranga in-2) : HOY IZY IREO
Gothlieb: « Mpanakanto tsy hisy hahasolo » Manga feo sady mahay mamorona i Jérôme Randria, araka ny fahitan'i Gothlieb azy (Fiainana mpanakanto – Ireo tsiambaratelon’ i Jérôme Randria)
- volan' (nitranga in-2) : nasiana mpandray hetra vonjimaika toy izao ao Nosy-Be
Natokan'ny faritra Diana ho « Iray volan'ny Hetra » ity volana aogositra ity (Fidiram-bolan’ny faritra – Mikarakara iray volan’ny hetra tsy handoavan-tsazy ny ao Diana)
- noraisina (nitranga in-2) : Fana- pahan-kevitra noraisina izany mandra-pahavitan' ny fihaonambe karakarain' ity sendika ity, amin'ny 27 aogositra izao any Antalaha (Disadisa ao amin’ny governemanta – Vonona ny hanasazy ireo minisitry Ravalomanana ny Praiminisitra)
- voamarina (nitranga in-2) : Tsy mbola voamarina kosa na efa voaray na tsia ny Filoha teo aloha, Ravalo-manana Marc tamin'io fotoana io (Mpilalao voatsindrona antsy – « Mbola eny amin’ny Bc ny famotorana », hoy ny fianakaviana)
- Arsevekan' (nitranga in-2) : Olona maro no tonga nitsena teny an-toerana, nahitana ny Arsevekan'i Fianarantsoa sy ny Arsevekan'Ambanja (Finoana katolika – Nakotrokotroka ny fitsenana ny taombalon’i Don Bosco tany Toliara)
- hitondrana (nitranga in-2) : ANDRON'NY UNESCO
«Ny Malagasy, vahoaka mpanakanto» no lohahevitra hitondrana ny andron'i Madagasikara ao amin'ny Unesco (sampandraharahan'ny Firenena Mikambana miahy ny vakoka sy ny kolontsaina) andiany fahasivy, ny 19, 20 ary ny 21 septambra ho avy izao any Paris (Finoana katolika – Nakotrokotroka ny fitsenana ny taombalon’i Don Bosco tany Toliara)
- vitan' (nitranga in-2) : « Fitetezana an'i Madagasikara, izay tsy vitan'i Filoha Philibert Tsiranana tamin'izany », raha ny filazan-janany (Tsy fandriam-pahalemana)
- Antsiranana (nitranga in-2) : Tsy mandoa sazy izay mandoa ny hetrany ao anatin'io fe-potoana io, araka ny fanazavana naely amin'ny haino aman-jery samihafa nomen'ny tompon' andraikitry ny Hetra ao Antsiranana, tany an-toerana (Finoana katolika – Nakotrokotroka ny fitsenana ny taombalon’i Don Bosco tany Toliara)
- Joseph (nitranga in-2) : 13 monja ny etsy amin'ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona, izay tsy manana milina afa-tsy enina (Fifamaliana – Mpibata entana iray voatsatoka antsy inefatra)
- Troika (nitranga in-2) : hatramin'ny omaly alina, dia mbola tsy nahazoam-baovao ny fizotry ny fihaonana teo amin'ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana sy ny Filohan' ny tetezamita, Andry Rajoelina, niaraka tamin'ireo jeneraly miisa telo, tamin'ireo tompon' andraikitra eo anivon'ny Troika, rafitra mpa- natanteraky ny Sadc tany Maputo (Krizy malagasy – Nitohy mandraka alina ny fihaonana tany Maputo)
- handoavana (nitranga in-2) : Filankevitry ny minisitra mihitsy no nametra ny fomba tokony handoavana ny vidin'ireo trakitera, saingy ny ampahany betsaka amin'ireo fitaovana lafo ireo dia tsy nandoavana na dia ny ampaham-bola voalohany tokony ho efaina aza (Tsy fandriam-pahalemana)
- Rasendrahasina (nitranga in-2) : voatonontonona ho isan'ireo kandidà hirotsaka ho eo amin'ny toeran'ny filoha mpitantana ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara (Fjkm), ny mpitandrina Lala Rasendrahasina izay filoha amperinasa sy ny mpitandrina Marinasy, sekretera jeneralin'ny Fjkm ankehitriny (Filoham-piangonana – Mety hifaninana ireo efa mpitantana ny Fjkm)
- Jérôme (nitranga in-17) : Mpanankato isan'ny nanana ny lazany tamin'ny taona 60 i Jérôme Randriamahatana, fantatry ny maro amin'ny anarana Jérôme Randria (Fiainana mpanakanto – Ireo tsiambaratelon’ i Jérôme Randria)
- hisorohana (nitranga in-2) : “Fitarainana 20 ka hatramin'ny 30 isan' andro no voarainay eto, momba ny herisetra sy ny fanolanana eo amin' ny mpivady”, araka ny antontan'isa nomen-dRabetokotany Laure, mpandrindra nasionalin' ny ivon-toerana entina hampahafantarana ny zo sy lalàna velona eto Madagasikara, hisorohana ny herisetra (Acat) (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- zanany (nitranga in-9) : « Efatra mianadahy izahay no tena zanany voalaza an-tsoratra (Teren’ny zava-misy)
- arety (nitranga in-6) : Nampisy aingam-panahy teo amin'ny Dada io aretin'i Neniravo (fiantsoany ny vadiny) io (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- Omer (nitranga in-3) : Nohamafisin'ny Praiminisitra Omer Beriziky mantsy fa tsy maintsy hialohavan'ny fifampidinihana miaraka amin'ny Banky iraisam-pirenena sy ireo nitrandraka ireo hazo sarobidy ireo ny famahana ny olana, hahafahana manao ny tolo-bidy iraisam-pirenena mahakasika ireo hazo ireo (Disadisa ao amin’ny governemanta – Vonona ny hanasazy ireo minisitry Ravalomanana ny Praiminisitra)
- Rabetokotany (nitranga in-2) : “Tsy ny vehivavy ihany no iharan'izany herisetrafa misy koa ny lehilahy”, hoy Rabetokotany Laure (Fikambanam-pinoana – Maro ny fitarainana voaray momba ny fifandiran’ny mpivady)
- farmasia (nitranga in-3) : « Roa na telo volana mialoha ny fotoam-panadinana dia manantombo avo efatra heny amin'ny varotra andavanandro ny tsenan'ny fanafody ilaina amin'ny fitadidiana », hoy ny mpivarotra eny amin'ny farmasia (Fotoam-panadinana – Ihazakazahana ny fanafody ilaina amin’ny fitadidiana)
- notsaboina (nitranga in-2) : » Ny aretim-po nahazo azy no nahatonga ny fahafatesany rehefa notsaboina 10 andro tany amin'ny hopitaly ny taona 1984″, raha ny fitantaran'ny zanany hatrany (Fifamaliana – Mpibata entana iray voatsatoka antsy inefatra)
- Nentina (nitranga in-2) : Nentina nandrasana halina, tao amin'ny Ekar Mahavatse ny taolambalo ary hiainga ao Toliara anio, hitety toerana maro, mialoha ny hitondrana azy hamonjy ny fanamarihana ny andron'ny Tanora any Antsiranana, ny 05 septambra ho avy izao (Mahanoro – Faty nahanton’ny fokonolona tao amin’ny biraon’ny kaominina)
- Paris (nitranga in-4) : Nitarika alahelo sy aretina teo aminy ny fisian'ny endrikendrika, araka ny nambara tery aloha ary nahatonga azy namorona ilay hira « Alina Paris », herintaona taty aoriana (Tsitokotoko)
- Rasoloarison (nitranga in-2) : Monica Rasoloarison
Photo : Claude (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- trakitera (nitranga in-7) : Ireo tompon'andraikitra ambony teo aloha teo anivon'ny minisiteran'ny Fambolena indray no hitohizan'ny fanadihadiana mahakasika ireo trakitera an-jatony nomen'ny governemanta indianina tamin'ny taona 2008 (Kolikoly Fambolena – Hiitatra amin’ireo olona ambony ny famotorana momba ireo trakitera)
- hahasolo (nitranga in-2) : HOY IZY IREO
Gothlieb: « Mpanakanto tsy hisy hahasolo » Manga feo sady mahay mamorona i Jérôme Randria, araka ny fahitan'i Gothlieb azy (Fiainana mpanakanto – Ireo tsiambaratelon’ i Jérôme Randria)
- handimby (nitranga in-2) : Izy no hany voafidy handimby ny rainy noho ny efa fananany feo manga sy fitiavany mihira (THB Tour Mahajanga – Hanafana ny fotoam-pialan-tsasatra i Lianah sy Samoëla)
- Mahanoro (nitranga in-3) : tsy nanaiky ny fokonolona raha tsy nahantona ny fatin'ity lehilahy iray voarohirohy ho namono mpiandry fonja tao Mahanoro (Mahanoro – Faty nahanton’ny fokonolona tao amin’ny biraon’ny kaominina)
- imason' (nitranga in-2) : Io toetra ratsin-dry zareo io dia toa mametraka avy hatrany eo imason'ny rehetra fa Ingahy Ravalomanana Marc sy ny ankolafiny mihitsy no sakana voalohany amin' ny tsy fahitam-bahaolana amin'izao krizy eto amin'ny firenena izao (Tsy misy bedy)
- kandidà (nitranga in-3) : MIAHIAHY > Noma-rihin'ny Praiminisitra teo aloha, Monja Roindefo fa tokony samy tsy hiro-tsaka ho kandidà amin' ny fifidianana Filoham-pirenena ny Filohan'ny tetezamita, Andry Rajo-elina sy ny Filoha teo aloha, Marc Ravaloma-nana raha toa ka tsy hitondra fitoniana eto Madagasikara, na mety ho sakana amin'ny fanohizana ny fampiharana ny sori-dalana izany (Filoham-piangonana – Mety hifaninana ireo efa mpitantana ny Fjkm)
- hihira (nitranga in-2) : » Izahay ihany no manome alalana ny olona hihira ny hirany (Fiainana mpanakanto – Ireo tsiambaratelon’ i Jérôme Randria)
- nahantona (nitranga in-2) : tsy nanaiky ny fokonolona raha tsy nahantona ny fatin'ity lehilahy iray voarohirohy ho namono mpiandry fonja tao Mahanoro (Mahanoro – Faty nahanton’ny fokonolona tao amin’ny biraon’ny kaominina)
- hitondra (nitranga in-2) : hitondra ny talentany amin'ny “Thb tour” i Lianah any Mahajanga
Mahasarika ireo mpiala sasatra ny tanànan'i Mahajanga (Sombiny)
- Laure (nitranga in-3) : “Tsy ny vehivavy ihany no iharan'izany herisetrafa misy koa ny lehilahy”, hoy Rabetokotany Laure (Fikambanam-pinoana – Maro ny fitarainana voaray momba ny fifandiran’ny mpivady)
- nasiana (nitranga in-2) : nasiana mpandray hetra vonjimaika toy izao ao Nosy-Be
Natokan'ny faritra Diana ho « Iray volan'ny Hetra » ity volana aogositra ity (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- hiarahana (nitranga in-2) : Mialoha ny fampisehoana anefa dia misy hatrany fanentanana samihafa hiarahana amin'ny Fou Hehy, izay hanolorana loka maro ho an'ireo mpijery mahafa- po (Disadisa ao amin’ny governemanta – Vonona ny hanasazy ireo minisitry Ravalomanana ny Praiminisitra)
- Sakaraha (nitranga in-4) : niantso vonjy tamin' ny zandary ao Sakaraha ny olona very omby 100 tao Mikoboke (Halatr’omby – Dahalo roa matin’ny zandary)
- Mikoboke (nitranga in-2) : niantso vonjy tamin' ny zandary ao Sakaraha ny olona very omby 100 tao Mikoboke (Halatr’omby – Dahalo roa matin’ny zandary)
- Ravoahangy (nitranga in-2) : 13 monja ny etsy amin'ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona, izay tsy manana milina afa-tsy enina (Fifamaliana – Mpibata entana iray voatsatoka antsy inefatra)
- filankevitry (nitranga in-5) : «Ampy izay», hoy avy hatrany ny Praiminisitra Omer Beriziky manoloana ny mbola fizirizirian'ireo minisitra dimy avy amin'ny ankolafy Rava-lomanana, tsy mety manatrika ny filankevitry ny governemanta sy ny filankevitry ny minisitra (Sombiny)
- môtô (nitranga in-2) : Nentina tamin'ny môtô mba hanoro ny namany izy tamin'io fotoana io, araka ny voalazan'ny tatitra (Mahanoro – Faty nahanton’ny fokonolona tao amin’ny biraon’ny kaominina)
- disques (nitranga in-3) : Santionany tamin'ny fahombiazany sy hahafahana mandrefy ny talentany ny nahalafosany « disques 45 tours » miisa 100 000 nanomboka ny taona 1966 (Fiainana mpanakanto – Ireo tsiambaratelon’ i Jérôme Randria)
- 1972 (nitranga in-2) : Voaendrikendrika
Jérôme Randria « Nifanojo tamin'ny fisian'ny raharaha 13 mey 1972 teto amintsika ny fanapahan-keviny hamangy ny zanany nianatra tany am-pita ary niteraka fanendrikendrehana ratsy ho azy mihitsy », raha ny fvoalaza (Fiainana mpanakanto – Ireo tsiambaratelon’ i Jérôme Randria)
- hôpitaly (nitranga in-2) : lehilahy iray 27 taona mpitaona entana no voatsatoka antsy inefatra teny Ampefiloha, omaly antoandro tokony ho tamin'ny 12 ora, ka nentina notsaboina haingana teny amin'ny hôpitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona (Fiara nifandona – Vehivavy iray maty voatsindron’ny vy)
- Brickaville (nitranga in-2) : hopitaly vaovao
Hotokanana anio zoma ao Brickaville ny hopitaly vaovao vita any an-toerana (Tapatapany)
- voatsindron' (nitranga in-2) : Nipetraka teo aloha io ramatoa maty io ary voatsindron'ny vy ny lohany (Fiara nifandona – Vehivavy iray maty voatsindron’ny vy)
- Filankevitry (nitranga in-3) : Filankevitry ny minisitra mihitsy no nametra ny fomba tokony handoavana ny vidin'ireo trakitera, saingy ny ampahany betsaka amin'ireo fitaovana lafo ireo dia tsy nandoavana na dia ny ampaham-bola voalohany tokony ho efaina aza (Tsy misy bedy)
- Nitohy (nitranga in-2) : Nitohy ny savahao ny ka nisy efa-dahy hafa indray tratra tao amin'ny trano iray hafa, ny alarobia maraina », hoy ny loharanom-baovao nanaraka akaiky ity raharaha ity (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- nivarotana (nitranga in-2) : Namofompofona kolikoly mantsy ny fomba nivarotana ny ampahany tamin'ireo trakitera ireo, ka nahatonga ny fisokafan'ny famotorana (Kolikoly Fambolena – Hiitatra amin’ireo olona ambony ny famotorana momba ireo trakitera)
- nitafa (nitranga in-2) : «Mbola tsy misy vokatra azo ambara aloha hatreto», hoy ity farany raha nitafa fohy tamin'ireo mpanao gazetin'ny «Agence france presse» (Afp) omaly alina (Krizy malagasy – Nitohy mandraka alina ny fihaonana tany Maputo)
- hahafahana (nitranga in-5) : «Hotohizana ny ezaka izay hanatsarana ny fifampiresahana eo amin'izy ireo mba hahafahana miroso amin'ny famahana ny krizy malagasy (Filoham-piangonana – Mety hifaninana ireo efa mpitantana ny Fjkm)
- mpilalao (nitranga in-3) : Nanomboka teo no naha mpanakanto azy na dia ny ho tonga mpaka sary matihanina sy mpilalao sarimihetsika aza no tena niriany (Mpilalao voatsindrona antsy – « Mbola eny amin’ny Bc ny famotorana », hoy ny fianakaviana)
- Adoré (nitranga in-2) : 18 andro aty aorian'ny nahafatesan'i Adoré Hadj El Dean Bel Saleh, mpilalao baolina kitra tao amin'ny Barea zandriny, dia fantatra fa mbola mitohy ny famotorana ny raharaha eny amin'ny polisy misahana ny heloka bevava (Bc) eny Anosy (Mpilalao voatsindrona antsy – « Mbola eny amin’ny Bc ny famotorana », hoy ny fianakaviana)
- nodidiana (nitranga in-3) : « Tsy nitempo tsara ny fon'i Mama ka tsy maintsy nodidiana tany Italia (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- Bosco (nitranga in-3) : Nigadona omaly tao amin'ny seranam-piaramanidin'i Toliara, tamin'ny 5 ora sy 15 mn hariva ny taolambalon'ilay sakaizan'ny tanora, Masindahy Jean Bosco, na i Don Bosco, avy any Angola, nentina fiaramanidina manokana (Finoana katolika – Nakotrokotroka ny fitsenana ny taombalon’i Don Bosco tany Toliara)
- Maputo (nitranga in-4) : Isan'ny tanjona amin'izany ny hisian'ny fifampitokisana eo amin'ny roa tonta», hoy rahateo ny fanamarihana nataon'ny Filoha mozambikanina, Armando Emilio Guebuza nandritra ny kabary fanokafana ny fihaonana an-tampon'ny vondrona Sadc tany Maputo omaly maraina (Krizy malagasy – Nitohy mandraka alina ny fihaonana tany Maputo)
- Monica (nitranga in-3) : Monica Rasoloarison
Photo : Claude (Fijoroana vavolombelona – Rakotonirainy Tiana, miaina miaraka amin’ny voa iray Raharimalala Jeanine, pilina no mampandeha ny fony)
- biraon' (nitranga in-3) : Hisy fananganan-tsaina handraisana izany, ka eo anoloan'ny biraon' ny Asa vaventy no hanaovana ny lanonana, izay iantsoana ny mponina sy ny tompon' andraikitra ara-paha- salamana ao amin'ny distrikan'i Brickaville (Mahanoro – Faty nahanton’ny fokonolona tao amin’ny biraon’ny kaominina)
- teto (nitranga in-6) : Voaendrikendrika
Jérôme Randria « Nifanojo tamin'ny fisian'ny raharaha 13 mey 1972 teto amintsika ny fanapahan-keviny hamangy ny zanany nianatra tany am-pita ary niteraka fanendrikendrehana ratsy ho azy mihitsy », raha ny fvoalaza (Polisim-pirenena – Nofanina hanaja fitsipika ny Gir any amin’ny faritany)