Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/18 Aogositra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Nadia (nitranga in-2) : black Nadia, isan'ny handray anjara
Fampisehoana telo ao anatin'ny fotoana iray (Lanonambe tsy manampaharoa – Hiaraka etsy Antanimena i Black Nadia, Jean Aimé ary Fara John’s)
- Roizman (nitranga in-2) : Angamba mety ho hafa ny fihetseham-po, fa angaha i Evgeny Roizman, ilay mafana fo mipetraka any Yekaterinburg, manohitra ny fidoroana dia tsy mahatsiaro tena ho voakasik'izany teo aloha (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- fondamentalista (nitranga in-2) : Na izany aza, vao haingana dia mponina teo amin'ny 400 tamin'ny iray tamin'ireo distrikan'ny faritany no nivadika tamin'ny vondron'ny fondamentalista ka nahavita nanokatra sekoly 81 tamin'ireo 83 teo amin'ny faritra (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- nomen' (nitranga in-2) : Voalaza fa hisy solontenan'ity fikambanana iraisam-pirenena ity, izay miaraka amin'ny Firenena Mikambana, hapetraka ao Fenoarivo Atsinanana, hanara-maso ny asa hosahaniny amin'io vola nomen'ny Vondrona Eoropeanina io (Ambanja – Azo ny dahalo telo saika hangalatr’omby)
- StumbleUpon (nitranga in-6) : Mpanoratra Robert Valencia · Nandika Nancy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- solontenan' (nitranga in-6) : nitsidika tany Fenoarivo Atsinanana tamin'ny alakamisy teo ny solontenan'ny sampan'ny Firenena Mikambana miahy ny reny sy ny zaza (Unicef), ka nitokana akanin-jaza iray, izay natsangany hitsimbinana ny vehivavy miasa (Sombiny)
- nisehoan' (nitranga in-3) : alim-pandihizana tao anatina famadihana no nisehoan'ity tranga nahafatesana lehilahy iray tokony ho 30 taona tany Ambilombe-Antsirabe ity, ny alakamisy teo (Lalam-pirenana faharoa – Fiara « Boeing » nivadika nahafaty olona dimy)
- fialantsiny (nitranga in-2) : Na dia izany aza, Roizman dia niantso azy ireo hoe “V**n'omby” tamin'ny tsy fanaovan'izy ireo fialantsiny [ru], mifandraika amin'ny fomba nangatahana ireo fialantsiny (ary farany voaray [ru]) avy tamin'ny Pussy Riot (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- Khalilullah (nitranga in-3) : Nilaza ny Foiben'ny Siansa tao Kabul tamin'ny 30 Jona 2012 fa Khalilullah Yaqubi, mpianatra iray avy amin'ny lisea avy any amin'ny Faritanin'i Ghazni no nahita samirery ny raikipohy matematika azo ampiasaina hamahàna ny olana fitadiavana isa iray tsy fantatra amin'ny fampimiràna ambaratonga faharoa ' (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Faralala (nitranga in-3) : Faralala (Fanafihana mitam-piadiana – Jiolahy nitondra « kalach » nandroba trano telo teny Ampitatafika)
- Yekaterinburg (nitranga in-2) : ny 2 Aogositra, efatra andro talohan'ny fitsarana ny Pussy Riot , dia nisy fiakarana fitsarana hafa indray tao Yekaterinburg, ilay foibem-paritry ny Urals (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- lefitry (nitranga in-2) : na dia tsy eto an-toerana aza dia mbola mety hanam-bintana hilatsaka hofidiana eo amin'ny toeran'ny filoha lefitry ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara in-dray ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana (Filoha lefitry ny FJKM – Hodinihina manokana ny filatsahan-dRavalomanana)
- mora (nitranga in-2) : « Mandritra izao fialan-tsasatra izao no mora ny fitaovam-pianarana (Ketriketrika tsara…)
- tanànan' (nitranga in-2) : Hiverina etsy amin'ny Lapan'ny tanàna etsy Analakely indray ny fifaninanana «hiragasy makotrokotroka», izay karakarain'ny Haygasy sy ny tanànan'Antananarivo ary ny ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (ORTANA) (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Yeung (nitranga in-4) : albert Yeung Sau-shing, ilay lehiben'ny Vondron'ny Mpanjaka any Hong Kong dia manenjika ny Google Inc noho ny fanalàm-baraka (Hong Kong: Voahenjika Ho Nanala-baraka Ny Google)
- nanatanterahana (nitranga in-2) : Ny toerana nanatanterahana ny Fivoriamben'ny Global Voices 2012 (Global Voices Podcast: Zavatra Maro Avy Amin'ny #GV2012)
- fanambaràna (nitranga in-4) : Ireto farany izay nandefa taratasy fanambaràna feno fanakianana mavaivay mitanisa ireo olana nateraky ny fampiharana ny sori-dalana any amin'ireo Filoham-pirenena mpitarika ny vondrona Sadc, omaly (Sori-dalana – Nokianin’ny fiarahamonim-pirenena ny Sadc)
- [[[ru]]] (nitranga in-9) : Ny taona 2011, andianà mpifindra monina voaray hiasa tao Caucasus no voalaza fa nirohotra nanafika tanàna iray antsoina hoe Sagra [ru], noho ny disadisa tao an-toerana nahatafiditra zaza tsy ampy taona iray mpaninjara rongony (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Barphil (nitranga in-2) : Barphil Andriantsiferanarivo (Fikaonan-doha – Hokarohina ny fomba hanatsarana ny fananantany)
- Sadc (nitranga in-6) : nIANTSO VONJY > Nanatitra taratasy teny amin'ny masoivohon'i Afrika Atsimo sy teny amin'ny biraom-pifandraisana iraisam-pirenena misy ireo solontenan'ny vondrona Sadc tetsy Anko-rondrano ireo mpikambana ao anatin'ny vondron'olon-tsotra mano-hana ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana (Sori-dalana – Nokianin’ny fiarahamonim-pirenena ny Sadc)
- niasa (nitranga in-2) : Voapetraka omaly teny amin'ny Fitsarana ambaratonga voalohany eny amin'ny Lapan'ny Fitsarana Anosy ny taratasy fitoriana ny sampandraharaha sy ny tompon'andraikitra niasa tao amin'io toeram-piterahana io tamin'ny fotoana nitondrana ilay renim-pianakaviana hiteraka tao, ny 08 aogositra lasa teo (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- fampimiràna (nitranga in-2) : Nilaza ny Foiben'ny Siansa tao Kabul tamin'ny 30 Jona 2012 fa Khalilullah Yaqubi, mpianatra iray avy amin'ny lisea avy any amin'ny Faritanin'i Ghazni no nahita samirery ny raikipohy matematika azo ampiasaina hamahàna ny olana fitadiavana isa iray tsy fantatra amin'ny fampimiràna ambaratonga faharoa ' (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- hiasa (nitranga in-2) : Nahazo zandary
Nametrahana zandary hiasa ao amin'ny « poste fixe» ao amin'ny kaominina Amboaboa, any amin'ny distrikan'i Mandritsara, ny alakamisy teo (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- nangataka (nitranga in-2) : Mangataka ny fitsarana izy hamoaka fampitandremana ny Google ny amin'ny fanohizany mizara ireo lahatsoratra manala-baraka ireo ary nangataka onitra ihany koa (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- azon' (nitranga in-2) : Mpianatra 194 amin'ireo ihany anefa no azon'ny sekoly ambaratonga faharoa fototra CEG horaisina ao amin'ny kilasy fahenina noho ny
havitsian'ny efitrano (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- ifantohan' (nitranga in-2) : Hita taratra amin'ny asa tanan'i Joastin Fampi- onona ireo sehatra samihafa ifantohan'ny sain' ny mponina (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Analanjirofo (nitranga in-2) : Vola mitentina 22 tapitrisa euros na Ar 61 600 tapitrisa avy amin'ny Vondrona Eoropeanina no hotantanan'ny Unicef, hanatanterahana tetikasa samihafa ho an'ny faritra dimy izay sahaniny, ka anisan'izany ny faritra Analanjirofo (Reny sy zaza – Hametraka solontena ao Fenoarivo Atsinanana ny Unicef)
- tenan' (nitranga in-2) : Solon- tenan'ny Tanora roa isaky ny antoko politika sy fiarahamonim-pirenena no nasaina (Fahasalamana sy zava-mahadomelina – Hisy ny herinandro maimaim-poana fialana amin’ny sigara)
- Sainte (nitranga in-2) : vonona i Sainte Marie
Vonona hiatrika ny fana- dinana Bepc, hanomboka amin'ny alatsinainy izao ny any Sainte Marie (Tapatapany)
- tanaty (nitranga in-2) : Efa nanaisotra fara-faharatsiny lahatsoratra telo tafiditra tanatin'ny lisitr'ireo voalaza fa manala baraka tsy ho ao anatin'ny fikarohana ny Google Google (google (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- irony (nitranga in-4) : Irony fiara lehibe an-tsoina hoe « Boeing », mpita-titr'olona amin'ny zotra mampitohy an'i Toamasina sy ny renivohitra irony no niva- dika tany anaty hantsana (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- tenany (nitranga in-5) : ”Nitady izay paikady hahafahan' ny Malagasy rehetra manana tany sy mamokatra ary ho afaka mamelona ny tenany amin'ny alalan' ny fambolena no tanjona nokendrena (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- tanàna (nitranga in-5) : Nasainay naverina ny fampiasan'ny sefo fokontany karine hahazoana mamantatra ny vahiny tsy fanta-piaviana”, hoy ny Ben'ny tanàna ao Marotolana (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- hametrahana (nitranga in-2) : Araka ny tatitry ny gazety, nilaza ny mpisolovava ao an-toerana, Leung Wing Kin fa tsy afaka hametrahana fiampangana noho ny fanalam-baraka ny “milina mpizara” araka ny mahazatra (“Don't Fear the Internet”: Ny Tetikasan'ny Voto Ciudadano, Shily)
- Galery (nitranga in-2) : santionany amin'ireo sangan'asa aranty etsy amin'ny Is'art Galery
Mpiangaly ny hairaha araka endrika amam-bika avy any amin'iny faritra atsimon'ny Nosy iny (Sary hosodoko – Aranty etsy amin’ny Is’art Galery ny «vezivezim-panahy»)
- naratra (nitranga in-5) : Ilay adjidà izay voalaza ho isan'ireo miaramila nioko ka naratra voatifitra tamin' io fotoana io dia mbola tsaboina eny amin'ny hopitaly (Fanafihana mitam-piadiana – Jiolahy nitondra « kalach » nandroba trano telo teny Ampitatafika)
- MundoFox (nitranga in-7) : ny 13 Aogostra 2012, nandeha tamin'ny fomba ôfisialy ny Fahitalavitra vaovao MundoFox [es] , fahitalavitra faha dimy amin'ny fiteny Espaniola any Etazonia manatvin-daharana ny hafa toy ny Univisión, Telemundo, Telefutura ary ny Azteca América (Etazonia: Fahitalavitra MundoFox, Fanampin'ny Mitovy Aminy ?)
- sehatry (nitranga in-2) : Mbola ny kolikoly kosa no ametrahan'ny olon-tsotra ny ahiahiny amin'ity sehatry ny fananantany ity (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Fenoarivo (nitranga in-3) : nitsidika tany Fenoarivo Atsinanana tamin'ny alakamisy teo ny solontenan'ny sampan'ny Firenena Mikambana miahy ny reny sy ny zaza (Unicef), ka nitokana akanin-jaza iray, izay natsangany hitsimbinana ny vehivavy miasa (Hiragasy – Hifandona ny samy avy any Fenoarivo)
- pasitera (nitranga in-2) : « Teo amin'ny telo volana teo no nanaovana ny asa, vokatry ny herim-po sy firaisankinan'ny kristianina tsara sitrapo sy ny herin'ny finoana », hoy ny pasitera Rabary Nirina, mpitandrina ao amin'ity fiangonana ity (Finoana – Vita rarivato sy tamboho manodidina ny FJKM ao Andasibe)
- Jesoa (nitranga in-2) : na dia tsy eto an-toerana aza dia mbola mety hanam-bintana hilatsaka hofidiana eo amin'ny toeran'ny filoha lefitry ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara in-dray ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana (Filoha lefitry ny FJKM – Hodinihina manokana ny filatsahan-dRavalomanana)
- Albert (nitranga in-3) : Nanenjika vohikala maro ihany koa i Albert Yeung, isan'izany ny Golden Forum (Fevaworks), ny Encyclopedia of Virtual Communities (Wikia Inc (Hong Kong: Voahenjika Ho Nanala-baraka Ny Google)
- hamoaka (nitranga in-2) : Toy ireo tarika efa nifandimby teo aloha, dia samy hanezaka hamoaka ny heviny sy hiaro izany amin'ny fomba rehetra ny tarika tsirairay ary tsy hanaiky lembenana sy ho resy an-kabary ihany koa (Hong Kong: Voahenjika Ho Nanala-baraka Ny Google)
- fananantany (nitranga in-11) : 650 isam-bolana ireo olona mangataka tanim-panjakana eny amin'ny Domaine
Ny ampahefan' ireo antso an-tariby 150 000 voarain'ny sampan'ny fananantany sy ny fandrefesan-tany, teo anelanelan'ny septambra 2011 sy jolay 2012 dia mahakasika ny fomba fangatahana sy fanoratana tanim-panjakana ary ny fomba fangatahana kara-tany avokoa (Fikaonan-doha – Hokarohina ny fomba hanatsarana ny fananantany)
- Google (nitranga in-5) : albert Yeung Sau-shing, ilay lehiben'ny Vondron'ny Mpanjaka any Hong Kong dia manenjika ny Google Inc noho ny fanalàm-baraka (Hong Kong: Voahenjika Ho Nanala-baraka Ny Google)
- mobile (nitranga in-3) : « Quartier mobile » roa lahy no nalaina hanara-maso ny filami- nana nandritra io fety io (Famadihana – Lehilahy maty ahiana ho voa-potsitra tamin’ ny filahiany)
- Marovato (nitranga in-2) : Vokatry ny vaovao marim-pototra nomen'ny tsara sitrapo tamin'ny borigadin'ny Zandarimaria ao Marovato no nahazoana izao vokatra izao (Ambanja – Azo ny dahalo telo saika hangalatr’omby)
- sigara (nitranga in-10) : azo atao ny miala sigara (Fahasalamana sy zava-mahadomelina – Hisy ny herinandro maimaim-poana fialana amin’ny sigara)
- araky (nitranga in-3) : Na izany aza anefa, raha misy fitarainana napetraka tamin'ny mpanome tolotra ka tsy noraharahiany, misy vesatra mitatao ny amin'ny tsy maintsy handraisan'ilay orinasa tompon'ny milina fikarohana andraikitra araky ny lalàna noho ny fiampangana azy ho manala baraka (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- Bepc (nitranga in-3) : vonona i Sainte Marie
Vonona hiatrika ny fana- dinana Bepc, hanomboka amin'ny alatsinainy izao ny any Sainte Marie (Tsy mety ritra)
- traikefa (nitranga in-2) : Nanontany ireo akademisiaa voafantina ihany koa izahay momba ny heviny sy ny traikefa azony nandritra ny Fivoriambe mba hahitàna ny zavatra nianarany sy ny fahalalana mety ho azony ampiharina amin'ny asany (Global Voices Podcast: Zavatra Maro Avy Amin'ny #GV2012)
- Andasibe (nitranga in-3) : ny mpitandrina Rabary Nirina mivady nampandroso ny FJKM Andasibe
Notokanana tamin'ny alahady 5 aogositra teo ny fahavitan'ny tokotany vita rarivato sy ny tamboho manodidina ao amin'ny Fjkm Katedraly Andasibe Fanantenana (Finoana – Vita rarivato sy tamboho manodidina ny FJKM ao Andasibe)
- hataony (nitranga in-3) : Hisy koa tetikasa momba ny fahadiovana sy fidiovana hataony (Fahasalamana sy zava-mahadomelina – Hisy ny herinandro maimaim-poana fialana amin’ny sigara)
- Mundo (nitranga in-2) : Ny mpampiasa Twitter sasany dia sahy nieritreritra fihokoana amin'ny Espaniola, toa an'i Jerry Brant (@MeetJerryBrant) :
@MeetJerryBrant: nivoaka avy any niaraka tamin'ny Fahitalavitra Miteny Espaniola, Mundo Fox, ny Fox (Etazonia: Fahitalavitra MundoFox, Fanampin'ny Mitovy Aminy ?)
- France (nitranga in-2) : Fihetsika mendrika alain-tahaka ny nataon'ny Acm France, satria dia hanitra entina mampandroso sy mampivoatra ny fiarahamonina ifotony izao (Fotodrafitrasa – Nohavaozina tanteraka ny biraom-pokontany Ampefiloha Cité)
- vondron' (nitranga in-2) : nIANTSO VONJY > Nanatitra taratasy teny amin'ny masoivohon'i Afrika Atsimo sy teny amin'ny biraom-pifandraisana iraisam-pirenena misy ireo solontenan'ny vondrona Sadc tetsy Anko-rondrano ireo mpikambana ao anatin'ny vondron'olon-tsotra mano-hana ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Analakely (nitranga in-4) : Raha ny eo amin'ny tsenan-dRazanadrasoa Berthine ao Analakely manokana dia zara raha misy iray na roa isan'andro ireo renim-pianakaviana mividy fitaovam-pianarana amin'ny ambongadiny (Sary hosodoko – Aranty etsy amin’ny Is’art Galery ny «vezivezim-panahy»)
- hanadiovana (nitranga in-2) : Ny fanafody indray dia natao hanadiovana ny tenan'ilay olona hiala amin'ny sigara sy hanasitranana ireo aretina mety ho azo avy amin'ny fifohana sigara (Etazonia: Fahitalavitra MundoFox, Fanampin'ny Mitovy Aminy ?)
- ataon' (nitranga in-3) : tsy matoky ny hisian' ny vahaolana mahomby avy amin'ny fanela-nelanana ataon'ny vondrona Sadc mahakasika ny krizy malagasy in-tsony ireo mpitarika ny vovonana nasionaly ivondronan'ireo fikambanana maromaro eo anivon'ny fiarahamonim-pirenena (PfnOscm) (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- kandidà (nitranga in-2) : Voalaza fa isan'ny kandidà mety hifaninana akaiky amin'ny Filoha teo aloha ity eo amin'io toeran' ny filoha lefitry ny Fjkm io ny minisitry ny Vola sy ny tetibola teo aloha, Radavi-dson Andriamparany sy ny filoha mpanorina ny antoko Mamafisoa, Rajemison Rakotomaharo (Sombiny)
- Ghazny (nitranga in-3) : Nilaza ny Foiben'ny Siansa tao Kabul tamin'ny 30 Jona 2012 fa Khalilullah Yaqubi, mpianatra iray avy amin'ny lisea avy any amin'ny Faritanin'i Ghazni no nahita samirery ny raikipohy matematika azo ampiasaina hamahàna ny olana fitadiavana isa iray tsy fantatra amin'ny fampimiràna ambaratonga faharoa ' (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- hanatsarana (nitranga in-2) : mpandray anjara 70 mianadahy, avy amin'ny faritra 22 no nikaon-doha teny amin'ny Motel Anosy tamin'ny alakamisy teo, nikaroka izay fomba hanatsarana ny fananantany (Fikaonan-doha – Hokarohina ny fomba hanatsarana ny fananantany)
- fiara (nitranga in-7) : Irony fiara lehibe an-tsoina hoe « Boeing », mpita-titr'olona amin'ny zotra mampitohy an'i Toamasina sy ny renivohitra irony no niva- dika tany anaty hantsana (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Navalny (nitranga in-3) : Nampitovian'i Aleksei Navalny, tamin'ny ” Spartan warriors” [ru] ireo izay mponina nahavita niaro ny tenany samy irery ary nahavita namono mihitsy iray tamin'ireo mpanafika aza (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- nahafatesana (nitranga in-2) : alim-pandihizana tao anatina famadihana no nisehoan'ity tranga nahafatesana lehilahy iray tokony ho 30 taona tany Ambilombe-Antsirabe ity, ny alakamisy teo (Lalam-pirenana faharoa – Fiara « Boeing » nivadika nahafaty olona dimy)
- nahitana (nitranga in-3) : Tsy nahitana ratra taminy fa araka ny fila-zan'ilay « quartier mobile »iray dia « ahiana ho nopotserin' ilay namany tany amin'ny filahiany ity lehilahy namoy ny ainy ity » (Tapatapany)
- Rosiana (nitranga in-4) : Amin'ny ampahany dia ny fanairany ny fahatongavantsain'ny mponina mikasika ny zava-nitranga avy hatrany taorian'ilay fitsarana no mahatonga ankehitriny ilay fitsarana amin'izao fotoana ‘hankaleo' ny ankamaroan'ny Rosiana (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Riot (nitranga in-4) : ny 2 Aogositra, efatra andro talohan'ny fitsarana ny Pussy Riot , dia nisy fiakarana fitsarana hafa indray tao Yekaterinburg, ilay foibem-paritry ny Urals (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- fakàna (nitranga in-3) : mihantona ny famotorana mikasika ny fakàna an-keriny ny toby miaramila rezimanta voalohan'ny hery vonjy taitra, mpilatsaka an'elonaina (1er Rfi) eny Ivato, ny 22 jolay teo (Ambanja – Azo ny dahalo telo saika hangalatr’omby)
- fampirantiana (nitranga in-2) : Nanomboka ny alakamisy teo ary haharitra hatramin' ny 06 septambra izao etsy amin'ny Is'Art Galery Analakely ny fampirantiana «Vezivezim-panahy», ahitana ny sanganasan'
i Joastin Fampionona (Sary hosodoko – Aranty etsy amin’ny Is’art Galery ny «vezivezim-panahy»)
- Sagra (nitranga in-4) : Ny taona 2011, andianà mpifindra monina voaray hiasa tao Caucasus no voalaza fa nirohotra nanafika tanàna iray antsoina hoe Sagra [ru], noho ny disadisa tao an-toerana nahatafiditra zaza tsy ampy taona iray mpaninjara rongony (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- Toamasina (nitranga in-2) : Irony fiara lehibe an-tsoina hoe « Boeing », mpita-titr'olona amin'ny zotra mampitohy an'i Toamasina sy ny renivohitra irony no niva- dika tany anaty hantsana (Lalam-pirenana faharoa – Fiara « Boeing » nivadika nahafaty olona dimy)
- Marc (nitranga in-4) : na dia tsy eto an-toerana aza dia mbola mety hanam-bintana hilatsaka hofidiana eo amin'ny toeran'ny filoha lefitry ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara in-dray ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana (Ketriketrika tsara…)
- Ampitatafika (nitranga in-2) : mitady hahazo vahana indray ny fanafi- hana mitam-piadiana eny Ampitatafika (Fanafihana mitam-piadiana – Jiolahy nitondra « kalach » nandroba trano telo teny Ampitatafika)
- anisan' (nitranga in-2) : Vola mitentina 22 tapitrisa euros na Ar 61 600 tapitrisa avy amin'ny Vondrona Eoropeanina no hotantanan'ny Unicef, hanatanterahana tetikasa samihafa ho an'ny faritra dimy izay sahaniny, ka anisan'izany ny faritra Analanjirofo (Tsy mety ritra)
- hamoahan' (nitranga in-2) : asa aloha izay ho afitsoky ry manam-pahaizan'ny Sadc amin'ny faran'ity herinandro, voalaza fa hamoahan'izy ireo fanapahan-kevitra momba ny krizy malagasy (Hong Kong: Voahenjika Ho Nanala-baraka Ny Google)
- lalàna (nitranga in-6) : Notsorina ny lalàna
Nomarihan'i Nancy Andrianarisoa eo anivon' ny sampana misahana ny fanavaozana ny fananan- tany fa ny fiantohan'ny mpanjifa mivantana ny fanaovan-draharaha eny amin'ny sampan'ny fananantany dia efa azo hamahana ny resaka kolikoly (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- natokana (nitranga in-2) : « Vola mitentina Ar1 400 000 natokana indrindra amin'io famadihana io no lasan' ireo olon-dratsy tamin'ilay fanakanan-dalana », hoy ny tatitry ny zandary (Global Voices Podcast: Zavatra Maro Avy Amin'ny #GV2012)
- hanaovana (nitranga in-2) : Loharanom-baovao iray no nahalalana fa misy ny sakantsakana ny amin'ny tokony hanaovana famotorana ny manamboninahitra jeneraly iray izay voatonontonona amin'ity raharaha ity (Tsy mety ritra)
- minisiteran' (nitranga in-2) : nIVERI-MAINA
Nirohotra teny amin' ny minisiteran'ny Vola sy ny Tetibola omaly maraina ny solontenan'ireo sendikan'ny mpampianatra mpikaroka (Seces) (Tsy mety ritra)
- borigady (nitranga in-2) : Vokatry ny vaovao marim-pototra nomen'ny tsara sitrapo tamin'ny borigadin'ny Zandarimaria ao Marovato no nahazoana izao vokatra izao (Ambanja – Azo ny dahalo telo saika hangalatr’omby)
- nanana (nitranga in-4) : Araka ny filazan'ilay namany dia efa nanana olana tany aloha tany izy roa lahy nifanditra ireto (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Cepe (nitranga in-3) : Fahombiazana tany Ivohibe
Sekoly fito no nahitana vokatra 100% tao amin' ny distrikan'Ivohibe tamin' ny fanadinana Cepe farany teo (Tsy mety ritra)
- Kristy (nitranga in-2) : na dia tsy eto an-toerana aza dia mbola mety hanam-bintana hilatsaka hofidiana eo amin'ny toeran'ny filoha lefitry ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara in-dray ny Filoha teo aloha, Marc Ravalomanana (Filoha lefitry ny FJKM – Hodinihina manokana ny filatsahan-dRavalomanana)
- nahavita (nitranga in-3) : Nampitovian'i Aleksei Navalny, tamin'ny ” Spartan warriors” [ru] ireo izay mponina nahavita niaro ny tenany samy irery ary nahavita namono mihitsy iray tamin'ireo mpanafika aza (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- podcast (nitranga in-4) : Araka izany ho fanakatonanay ny fandrakofanay ny Fivoriambe ho an'ny podcast, ankafizo ireo eritreritra lalina sy ireo traikefa avy amin'ireo mpanoratra, mpandika teny sy tonian-dahatsoratra izay namorona ity loharanom-baovao sy fahalalana mahataklnjona ity (Global Voices Podcast: Zavatra Maro Avy Amin'ny #GV2012)
- namaky (nitranga in-2) : Na dia itokisan'ny manam-pahaizana ara-barotra ho safidy iray amin'ny Fahitalavitra miteny Latina aza ny MundoFox, ny hafa kosa dia tsy resy lahatra tamin'izany- tahaka ny asehon'ity lahatsoratra nivoaka tao amin'ny bilaogy Juan of Words ity:
Tsy maintsy lazaiko, rehefa namaky ny fandaharana “vaovao” hatolotry ny MundoFox, amin'ny volana ambony aho, dia tsy liana loatra … (Afganistana: Mpianatra Eny Amin'ny Lisea Nahita Raikipohy Matematika)
- Pussy (nitranga in-4) : ny 2 Aogositra, efatra andro talohan'ny fitsarana ny Pussy Riot , dia nisy fiakarana fitsarana hafa indray tao Yekaterinburg, ilay foibem-paritry ny Urals (Rosia : Miala Any Ny “Pussy Riot” & Ny Fitsarana Ao Rosia)
- Andriantsiferanarivo (nitranga in-2) : Barphil Andriantsiferanarivo (Fikaonan-doha – Hokarohina ny fomba hanatsarana ny fananantany)
- Joastin (nitranga in-2) : Nanomboka ny alakamisy teo ary haharitra hatramin' ny 06 septambra izao etsy amin'ny Is'Art Galery Analakely ny fampirantiana «Vezivezim-panahy», ahitana ny sanganasan'
i Joastin Fampionona (Sary hosodoko – Aranty etsy amin’ny Is’art Galery ny «vezivezim-panahy»)
- nikaroka (nitranga in-2) : mpandray anjara 70 mianadahy, avy amin'ny faritra 22 no nikaon-doha teny amin'ny Motel Anosy tamin'ny alakamisy teo, nikaroka izay fomba hanatsarana ny fananantany (Hong Kong: Voahenjika Ho Nanala-baraka Ny Google)
- Marie (nitranga in-2) : vonona i Sainte Marie
Vonona hiatrika ny fana- dinana Bepc, hanomboka amin'ny alatsinainy izao ny any Sainte Marie (Tapatapany)
- Marotolana (nitranga in-2) : voasambotry ny Zandary sy ny fokonolona tamin'ny alakamisy lasa teo ny dahalo telo lahy saika hangalatr'omby tao amin'ny fokontanin'i Behamatsindra, ao amin'ny kaominina Marotolana, any amin'ny sisin-tany iraisan' ny faritra Sofia sy Diana, ao amin'ny distrikan'Ambanja (Ambanja – Azo ny dahalo telo saika hangalatr’omby)
- Moramanga (nitranga in-3) : Ankoatra ireo namoy ny ainy dia am-polony maro ireo naratra », hoy ny zandary ao Moramanga (Lalam-pirenana faharoa – Fiara « Boeing » nivadika nahafaty olona dimy)
- Anosy (nitranga in-2) : mpandray anjara 70 mianadahy, avy amin'ny faritra 22 no nikaon-doha teny amin'ny Motel Anosy tamin'ny alakamisy teo, nikaroka izay fomba hanatsarana ny fananantany (Olam-piterahana Befelatanana – Voatery nifindra trano ny ankohonan’ilay reny maty niteraka)
- handraisan' (nitranga in-2) : Isan'ny soson-kevitra naroson'ny Pfnoscm ny tokony hamerenana ny diniky ny samy Mala-gasy sy ny fanatanterahana ny fihaonambem-pirenena handraisan'ireo hery velona rehetra anjara (Hong Kong: Voahenjika Ho Nanala-baraka Ny Google)