Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/19 Jolay 2013
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-1 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Chapra (nitranga in-1) : Avy ao an-tanàna ambanivohitra mahantra ao Chapra ny maro amin'ireo ankizy naiditra hopitaly ary mbola ratsy dia ratsy ny fahasalaman'izy ireo. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Majumder (nitranga in-2) : Abhijit Majumder, mpanao gazety avy ao Delhi (@abhijitmajumder), nisioka hoe:
@abhijitmajumder: Tsy manavakavaka ny mpanao politikanay. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Abbas (nitranga in-1) : #Chhapra
Fazal Abbas (@fazlabas), mpisera Twitter monina ao Mumbai, nizara vinavina tantara mikasika ny adihevitra resahina: @fazlabas: Mitovy amin'ny filohantsika voalohany ihany i Chhapra, niverina 50 taona taty aoriana ny Dr. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- ankiato (nitranga in-1) : Mamokatra tsy ankiato amin'ny fanangonana fitaovana antsoina hoe Watching Syria's War (mijery ny ady ao Syria) kosa ny gazety New York Times. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Conflict (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Photographs (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Corcoran (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- YouTube (nitranga in-1) : Maro amin'ireo vondrona no miasa toy ny fampahalalam-baovao antserasera, manao fanadihadiana sy miantoka ny fanomezana votoaty, ary manangona ireo lahatsary ho an'ireo karazana fampahalalam-baovao sy amin'ny media sosialy toy ny Facebook, Twitter, ary indrindra ny YouTube, ary ny habaka mpandefa vaovao na zava-misy mivantana toy ny Bambuser sy ny UStream. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- York (nitranga in-1) : Mamokatra tsy ankiato amin'ny fanangonana fitaovana antsoina hoe Watching Syria's War (mijery ny ady ao Syria) kosa ny gazety New York Times. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- taminà (nitranga in-1) : Ary taminà loza hafa tao Dhule ao amin'ny distrikan'i Maharashtra, ankizy 31 no naiditra hopitaly rehefa avy nisakafo atoandro. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- News (nitranga in-2) : Nahita i Milind Khandekar, lehiben'ny famoahan-dahatsoratra ao amin'ny ABP News (@milindkhandekar) fa:
@milindkhandekar: Mampiseho ireo ray aman-dreny mampiasa taratasy hikopahana ireo zanany niditra hopitaly ity lahatsary avy amin'i Chappra ity. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Delhy (nitranga in-3) : Abhijit Majumder, mpanao gazety avy ao Delhi (@abhijitmajumder), nisioka hoe:
@abhijitmajumder: Tsy manavakavaka ny mpanao politikanay. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- 2013 (nitranga in-2) : ankizy roa amby roapolo anelanelan'ny efatra ka hatramin'ny 12 taona avy amin'ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra ao amin'ny fanjakana Indiana ao Bihar no namoy ainy noho ny fihinanana sakafo voapoizina ny atoandron'ny 16 Jolay 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- 2012 (nitranga in-2) : Ankizy mpianatra ao amin'ny sekoly Hindi iray tohanan'ny governemanta ara-bola ao Mumbai, India, 2012. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- ampahafantarina (nitranga in-1) : Mampahatsiahy antsika izy ireo fa loza goavana indrindra ho an'ireo olona sy fianakaviana an'hetsiny izany ady izany, santionany amin'ireo hafa marobe ireo tantara vitsy ampahafantarina eto. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Darjeeling (nitranga in-1) : Nilaza ohatra ny vaovao tamin'ny taona 2006 fa tsy nahazo ny anjara sakafony nandritra ny 18 volana ireo ankizy tao amin'ny sekoly ambaratonga fototra tao Darjeeling. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Verma (nitranga in-1) : Mpanao gazety hafa monina ao Delhi, Raghavendra Verma (@r_verma), naneho hevitra momba ny fihetsika ankapoben'ireo mpampianatra ao amin'ny sekoly tantanin'ny fanjakana:
@r_verma: Manome sakafo atoandro ho an'ny mpianatra ireo mpampianatra tahaka ny hoe manao asa soa izy ireo. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- natao (nitranga in-2) : Ny fandaharan'asa famahananana sakafo atoandro, nanomboka tamin'ny taona 1960 no tantara taloha indrindra tao India izay natao handrisihana ireo saranga sahirana mba handefa ny zanany any an-tsekoly. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Powerful (nitranga in-1) : Mamoaka ireo fijoroana vavolombelona sy ny tafatafa kosa ny lahatsary faharoa mitondra loha lohateny hoe The Law of the Powerful Over the Weak (ny Lalàn'ny Matanjaka Manoloana ny Malemy). (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Madhubany (nitranga in-1) : Tamin'ny loza hafa manokana tao amin'ny distrikan'i Madhubani ao Bihar ohatra, mpianatra 15 no narary avy hatrany rehefa avy nisakafo atoandro. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Houston (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- hosarahana (nitranga in-1) : Indreto ny tambatamba-dahatsary roa avy amin'ny fitantaran'olo-totra ao Syria, noezahana hosarahana sy hasongadina hampisehoana ireo endri-javatra maro amin'ireo raisina sary an-tsaina maro dia maro. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Nilaza (nitranga in-1) : Nilaza ohatra ny vaovao tamin'ny taona 2006 fa tsy nahazo ny anjara sakafony nandritra ny 18 volana ireo ankizy tao amin'ny sekoly ambaratonga fototra tao Darjeeling. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- handrisihana (nitranga in-2) : Ny fandaharan'asa famahananana sakafo atoandro, nanomboka tamin'ny taona 1960 no tantara taloha indrindra tao India izay natao handrisihana ireo saranga sahirana mba handefa ny zanany any an-tsekoly. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- niandohan' (nitranga in-1) : Na dia izany aza, hatramin'ny niandohan'ny fandaharan'asa famahanana sakafo, niseho hatrany ny vaovao fanodikodinan-tsakafo natokana ho an'ny ankizy. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- afohezina (nitranga in-1) : Efa an-dalana ny fikarohana ny antony marina nahatonga ny fanapoizinana ny sakafo – raha afohezina, araka ny fomban'ny eny amin'ny biraom-panjakana mahazatra [ie: mbola ho ela vao hiravona]. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Over (nitranga in-1) : Mamoaka ireo fijoroana vavolombelona sy ny tafatafa kosa ny lahatsary faharoa mitondra loha lohateny hoe The Law of the Powerful Over the Weak (ny Lalàn'ny Matanjaka Manoloana ny Malemy). (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Global (nitranga in-2) : Mamoaka fitantarana manokana mitohy avy amin'ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra Syriana kosa ny Global Voices. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Nanambara (nitranga in-1) : Nanambara ny antoko politikan'ny fitondrana fa teti-dratsy nataon'ny mpanohitra hamelezana azy izany. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- dolara (nitranga in-2) : Niresaka sompirana momba ny fisolokiana vao haingana tahaka ny 2G sy ny NREGA, izay nandeha amina miliara dolara ary nahatonga ahiahy teo amin'ny fomba fiasan'ny governemanta Indiana i Majumder. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Mpisera (nitranga in-1) : Mpisera Twitter monina ao India, Vikram Singh (@cynicalvs) nanoratra hoe:
@cynicalvs: Nahoana no matin'ny fihinanana sakafo atoandro ireo ankizy. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- mpakasary (nitranga in-1) : Ohatra amin'izany: Ankizy iray mitantara ny fahasimban'ny tànanany; lehilahy mitsiky somary sorena mamariparitra ny fomba fampihorohoroan'ny basy ny fiarahamoniny; lehilahy iray mitomany ny fahafatesan'ny rahalahiny mpakasary. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- fampiroboroboana (nitranga in-1) : Na dia maro amin'ireo lahatsary navoaka aza no avy amin'ireo olo-tsotra, dia mandray anjara mavitrika amin'ny fanadiovana, fanitsiana, fametrahana dika an-tsoratra, ary fampiroboroboana ny votoaty ireo vondrona sy fikambanana samihafa. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- nihinana (nitranga in-1) : Tao Gaya-Bihar kosa, ankizy iray no namoy ny ainy rehefa avy nihinana sakafo atoandro tao an-tsekoly. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- miliara (nitranga in-1) : Niresaka sompirana momba ny fisolokiana vao haingana tahaka ny 2G sy ny NREGA, izay nandeha amina miliara dolara ary nahatonga ahiahy teo amin'ny fomba fiasan'ny governemanta Indiana i Majumder. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Bambuser (nitranga in-1) : Maro amin'ireo vondrona no miasa toy ny fampahalalam-baovao antserasera, manao fanadihadiana sy miantoka ny fanomezana votoaty, ary manangona ireo lahatsary ho an'ireo karazana fampahalalam-baovao sy amin'ny media sosialy toy ny Facebook, Twitter, ary indrindra ny YouTube, ary ny habaka mpandefa vaovao na zava-misy mivantana toy ny Bambuser sy ny UStream. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- iainany (nitranga in-1) : Mampiseho ireo fomba maro ataon'ny olona hahazoany ny fandehan'ny zavatra iainany ny rakitsary. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Network (nitranga in-1) : Anisan'ny fikambanana Syriana mpandefa lahatsary avy amin'ny olo-tsotra ny ANA New Media Channel sy ny Shaam News Network. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- atoandron' (nitranga in-1) : ankizy roa amby roapolo anelanelan'ny efatra ka hatramin'ny 12 taona avy amin'ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra ao amin'ny fanjakana Indiana ao Bihar no namoy ainy noho ny fihinanana sakafo voapoizina ny atoandron'ny 16 Jolay 2013. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- India (nitranga in-5) : Ankizy mpianatra ao amin'ny sekoly Hindi iray tohanan'ny governemanta ara-bola ao Mumbai, India, 2012. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- twitter (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- nanambara (nitranga in-1) : Raha mikasika ity raharaha ity, mailaka ery ny governemanta Indiana nanambara onitra 2 lakhs (eo amin'ny 3,367 dolara Amerikana) ho an'ny fianakaviana niharam-pahoriana. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- mpisera (nitranga in-1) : #Chhapra
Fazal Abbas (@fazlabas), mpisera Twitter monina ao Mumbai, nizara vinavina tantara mikasika ny adihevitra resahina: @fazlabas: Mitovy amin'ny filohantsika voalohany ihany i Chhapra, niverina 50 taona taty aoriana ny Dr. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Bihar (nitranga in-4) : ankizy roa amby roapolo anelanelan'ny efatra ka hatramin'ny 12 taona avy amin'ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra ao amin'ny fanjakana Indiana ao Bihar no namoy ainy noho ny fihinanana sakafo voapoizina ny atoandron'ny 16 Jolay 2013. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Channel (nitranga in-1) : Anisan'ny fikambanana Syriana mpandefa lahatsary avy amin'ny olo-tsotra ny ANA New Media Channel sy ny Shaam News Network. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Vikram (nitranga in-1) : Mpisera Twitter monina ao India, Vikram Singh (@cynicalvs) nanoratra hoe:
@cynicalvs: Nahoana no matin'ny fihinanana sakafo atoandro ireo ankizy. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Rajendra (nitranga in-1) : Rajendra Prasad. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- nampoizina (nitranga in-1) : Araka ny efa nampoizina, nanjary nivadika resaka politika ny olana. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- hamelezana (nitranga in-1) : Nanambara ny antoko politikan'ny fitondrana fa teti-dratsy nataon'ny mpanohitra hamelezana azy izany. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- rakitsary (nitranga in-1) : Mampiseho ireo fomba maro ataon'ny olona hahazoany ny fandehan'ny zavatra iainany ny rakitsary. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- hahazoany (nitranga in-1) : Mampiseho ireo fomba maro ataon'ny olona hahazoany ny fandehan'ny zavatra iainany ny rakitsary. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- natokana (nitranga in-1) : Na dia izany aza, hatramin'ny niandohan'ny fandaharan'asa famahanana sakafo, niseho hatrany ny vaovao fanodikodinan-tsakafo natokana ho an'ny ankizy. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Facebook (nitranga in-1) : Maro amin'ireo vondrona no miasa toy ny fampahalalam-baovao antserasera, manao fanadihadiana sy miantoka ny fanomezana votoaty, ary manangona ireo lahatsary ho an'ireo karazana fampahalalam-baovao sy amin'ny media sosialy toy ny Facebook, Twitter, ary indrindra ny YouTube, ary ny habaka mpandefa vaovao na zava-misy mivantana toy ny Bambuser sy ny UStream. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Syria' (nitranga in-1) : Mamokatra tsy ankiato amin'ny fanangonana fitaovana antsoina hoe Watching Syria's War (mijery ny ady ao Syria) kosa ny gazety New York Times. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- noezahana (nitranga in-1) : Indreto ny tambatamba-dahatsary roa avy amin'ny fitantaran'olo-totra ao Syria, noezahana hosarahana sy hasongadina hampisehoana ireo endri-javatra maro amin'ireo raisina sary an-tsaina maro dia maro. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- distrikan' (nitranga in-2) : Tamin'ny loza hafa manokana tao amin'ny distrikan'i Madhubani ao Bihar ohatra, mpianatra 15 no narary avy hatrany rehefa avy nisakafo atoandro. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- StumbleUpon (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Lalàn' (nitranga in-1) : Mamoaka ireo fijoroana vavolombelona sy ny tafatafa kosa ny lahatsary faharoa mitondra loha lohateny hoe The Law of the Powerful Over the Weak (ny Lalàn'ny Matanjaka Manoloana ny Malemy). (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Milind (nitranga in-1) : Nahita i Milind Khandekar, lehiben'ny famoahan-dahatsoratra ao amin'ny ABP News (@milindkhandekar) fa:
@milindkhandekar: Mampiseho ireo ray aman-dreny mampiasa taratasy hikopahana ireo zanany niditra hopitaly ity lahatsary avy amin'i Chappra ity. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Aftermath (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- reddit (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Light (nitranga in-1) : Mampiseho ny antsipirihan'ny zava-misy mandritra ny fotoan'ny ady ny lahatsary voalohany, Light Weapons (Fitaovam-piadiana maivana): fisidinana angidim-by tsy ara-dalàna, fiara miady ao anatin'ny alina mangina, ary ny olona mandeha haingana eny an-dalana. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Times (nitranga in-1) : Mamokatra tsy ankiato amin'ny fanangonana fitaovana antsoina hoe Watching Syria's War (mijery ny ady ao Syria) kosa ny gazety New York Times. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- manerantany (nitranga in-1) : Na dia eo aza ny hamaroan'ny fijery avy amin'ireo nanatri-maso, zara raha mivoaka amin'ny fampahalalam-baovao manerantany ny ady ao Syria. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- fahatsapana (nitranga in-1) : Tsy ny fihetsiketsehana, famoretan'ny polisy, daroka baomba, sy ny horohoro isan'andro izay mamaritra ny fisian'ireo olona ao Syria isan'andro ihany no asehon'ny lahatsary, fa mampisongadina ny tranga, ny rivotra iainana: ny fahatsapana fisian'ady sy ny zava-marina mitranga ihany koa. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- ataon' (nitranga in-2) : Nahatezitra ny maro tao amin'ny habaka tambajotra sosialy ny tsirambina ataon'ny governemanta. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- karakaray (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- hikopahana (nitranga in-1) : Nahita i Milind Khandekar, lehiben'ny famoahan-dahatsoratra ao amin'ny ABP News (@milindkhandekar) fa:
@milindkhandekar: Mampiseho ireo ray aman-dreny mampiasa taratasy hikopahana ireo zanany niditra hopitaly ity lahatsary avy amin'i Chappra ity. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Maharashtra (nitranga in-1) : Ary taminà loza hafa tao Dhule ao amin'ny distrikan'i Maharashtra, ankizy 31 no naiditra hopitaly rehefa avy nisakafo atoandro. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- nahita (nitranga in-1) : Maro tamin'izany ny lahatsary nandritra ny fihetsiketsehana sy ny ady, ny hafa kosa mampisongadina ny fijery sy ny fahitan'ireo mpiady, mpanao fihetsiketsehana, fihetsiketsehana milamina, sy ireo olom-pirenena nahita maso ny hetsika na ireo zava-nitranga. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Raghavendra (nitranga in-1) : Mpanao gazety hafa monina ao Delhi, Raghavendra Verma (@r_verma), naneho hevitra momba ny fihetsika ankapoben'ireo mpampianatra ao amin'ny sekoly tantanin'ny fanjakana:
@r_verma: Manome sakafo atoandro ho an'ny mpianatra ireo mpampianatra tahaka ny hoe manao asa soa izy ireo. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- politikanay (nitranga in-1) : Abhijit Majumder, mpanao gazety avy ao Delhi (@abhijitmajumder), nisioka hoe:
@abhijitmajumder: Tsy manavakavaka ny mpanao politikanay. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- antsipirihan' (nitranga in-1) : Mampiseho ny antsipirihan'ny zava-misy mandritra ny fotoan'ny ady ny lahatsary voalohany, Light Weapons (Fitaovam-piadiana maivana): fisidinana angidim-by tsy ara-dalàna, fiara miady ao anatin'ny alina mangina, ary ny olona mandeha haingana eny an-dalana. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Naomy (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Khandekar (nitranga in-1) : Nahita i Milind Khandekar, lehiben'ny famoahan-dahatsoratra ao amin'ny ABP News (@milindkhandekar) fa:
@milindkhandekar: Mampiseho ireo ray aman-dreny mampiasa taratasy hikopahana ireo zanany niditra hopitaly ity lahatsary avy amin'i Chappra ity. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- fampihorohoroan' (nitranga in-1) : Ohatra amin'izany: Ankizy iray mitantara ny fahasimban'ny tànanany; lehilahy mitsiky somary sorena mamariparitra ny fomba fampihorohoroan'ny basy ny fiarahamoniny; lehilahy iray mitomany ny fahafatesan'ny rahalahiny mpakasary. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Witness (nitranga in-1) : Novoarina tamin'ny fiaraha-miasa amin'ny Global Voices sy ny Witness izy ireo. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- asehon' (nitranga in-1) : Tsy ny fihetsiketsehana, famoretan'ny polisy, daroka baomba, sy ny horohoro isan'andro izay mamaritra ny fisian'ireo olona ao Syria isan'andro ihany no asehon'ny lahatsary, fa mampisongadina ny tranga, ny rivotra iainana: ny fahatsapana fisian'ady sy ny zava-marina mitranga ihany koa. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Chhapra (nitranga in-2) : # Chhapra
Mpianatra ao amin'ny sekoly Hindi manodidina an'i Mumbai misakafo ao an-tokontany tsy misy seza sy lovia. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Deeply (nitranga in-1) : Manaraka akaiky sy miandraikitra ny famoaham-baovao avy ao Syria i Syria Deeply, ary manao fanadihadiana lalina ihany koa. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- hampisehoana (nitranga in-1) : Indreto ny tambatamba-dahatsary roa avy amin'ny fitantaran'olo-totra ao Syria, noezahana hosarahana sy hasongadina hampisehoana ireo endri-javatra maro amin'ireo raisina sary an-tsaina maro dia maro. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- nataon' (nitranga in-1) : Nanambara ny antoko politikan'ny fitondrana fa teti-dratsy nataon'ny mpanohitra hamelezana azy izany. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- delicious (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- lakhs (nitranga in-1) : Raha mikasika ity raharaha ity, mailaka ery ny governemanta Indiana nanambara onitra 2 lakhs (eo amin'ny 3,367 dolara Amerikana) ho an'ny fianakaviana niharam-pahoriana. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- noforonina (nitranga in-1) : Ary satria maro ihany koa ireo lahatsary mirongatra no noforonina tsy misy votoaty, momba ny famoahana ary fanazavazavana. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- anton' (nitranga in-1) : Anisan'ny anton'izany ny famariparitana ara-tantara ny ady izay tsy mifanaraka tsara amin'ny tena izy (tsara na ratsy, marina na diso). (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- lahatsary (nitranga in-12) : Nisy lahatsary nandeha mivantana nampiseho ireo ankizy hany velona mivangongo ao anatinà birao iray ary omena ranon-tsira. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- atoandro (nitranga in-8) : Tamin'ny loza hafa manokana tao amin'ny distrikan'i Madhubani ao Bihar ohatra, mpianatra 15 no narary avy hatrany rehefa avy nisakafo atoandro. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Chappra (nitranga in-1) : Nahita i Milind Khandekar, lehiben'ny famoahan-dahatsoratra ao amin'ny ABP News (@milindkhandekar) fa:
@milindkhandekar: Mampiseho ireo ray aman-dreny mampiasa taratasy hikopahana ireo zanany niditra hopitaly ity lahatsary avy amin'i Chappra ity. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- 3367 (nitranga in-1) : Raha mikasika ity raharaha ity, mailaka ery ny governemanta Indiana nanambara onitra 2 lakhs (eo amin'ny 3,367 dolara Amerikana) ho an'ny fianakaviana niharam-pahoriana. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- marobe (nitranga in-1) : Mampahatsiahy antsika izy ireo fa loza goavana indrindra ho an'ireo olona sy fianakaviana an'hetsiny izany ady izany, santionany amin'ireo hafa marobe ireo tantara vitsy ampahafantarina eto. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- famahananana (nitranga in-1) : Ny fandaharan'asa famahananana sakafo atoandro, nanomboka tamin'ny taona 1960 no tantara taloha indrindra tao India izay natao handrisihana ireo saranga sahirana mba handefa ny zanany any an-tsekoly. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- taty (nitranga in-1) : #Chhapra
Fazal Abbas (@fazlabas), mpisera Twitter monina ao Mumbai, nizara vinavina tantara mikasika ny adihevitra resahina: @fazlabas: Mitovy amin'ny filohantsika voalohany ihany i Chhapra, niverina 50 taona taty aoriana ny Dr. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- zanany (nitranga in-2) : Ny fandaharan'asa famahananana sakafo atoandro, nanomboka tamin'ny taona 1960 no tantara taloha indrindra tao India izay natao handrisihana ireo saranga sahirana mba handefa ny zanany any an-tsekoly. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Nahita (nitranga in-1) : Nahita i Milind Khandekar, lehiben'ny famoahan-dahatsoratra ao amin'ny ABP News (@milindkhandekar) fa:
@milindkhandekar: Mampiseho ireo ray aman-dreny mampiasa taratasy hikopahana ireo zanany niditra hopitaly ity lahatsary avy amin'i Chappra ity. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- fiara (nitranga in-1) : Mampiseho ny antsipirihan'ny zava-misy mandritra ny fotoan'ny ady ny lahatsary voalohany, Light Weapons (Fitaovam-piadiana maivana): fisidinana angidim-by tsy ara-dalàna, fiara miady ao anatin'ny alina mangina, ary ny olona mandeha haingana eny an-dalana. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Nahiana (nitranga in-1) : Nahiana ho nisy poizim-biby ireo sakafo. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- nadika (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Novoarina (nitranga in-1) : Novoarina tamin'ny fiaraha-miasa amin'ny Global Voices sy ny Witness izy ireo. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- fampiratiana (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Ahafahantsika (nitranga in-1) : Ahafahantsika mahafantatra tsara ny ady amin'ny alalan'ny fitantaran'ny tsirairay ireo fa tsy avy amin'ny fiteny manidin'ny mpandinika politika ara-jeografia na tombotsoam-pirenena. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- mamariparitra (nitranga in-1) : Ohatra amin'izany: Ankizy iray mitantara ny fahasimban'ny tànanany; lehilahy mitsiky somary sorena mamariparitra ny fomba fampihorohoroan'ny basy ny fiarahamoniny; lehilahy iray mitomany ny fahafatesan'ny rahalahiny mpakasary. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- fihanaky (nitranga in-1) : Manadihady ireo hetsika milamina tsy mba mivoaka amin'ny fampahalalam-baovao kosa i Syria Untold, izay mbola nanohy izany hatrany na dia eo aza ny fihanaky ny ady. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Weak (nitranga in-1) : Mamoaka ireo fijoroana vavolombelona sy ny tafatafa kosa ny lahatsary faharoa mitondra loha lohateny hoe The Law of the Powerful Over the Weak (ny Lalàn'ny Matanjaka Manoloana ny Malemy). (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Weapons (nitranga in-1) : Mampiseho ny antsipirihan'ny zava-misy mandritra ny fotoan'ny ady ny lahatsary voalohany, Light Weapons (Fitaovam-piadiana maivana): fisidinana angidim-by tsy ara-dalàna, fiara miady ao anatin'ny alina mangina, ary ny olona mandeha haingana eny an-dalana. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Untold (nitranga in-1) : Manadihady ireo hetsika milamina tsy mba mivoaka amin'ny fampahalalam-baovao kosa i Syria Untold, izay mbola nanohy izany hatrany na dia eo aza ny fihanaky ny ady. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Washington (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Twitter (nitranga in-3) : Mpisera Twitter monina ao India, Vikram Singh (@cynicalvs) nanoratra hoe:
@cynicalvs: Nahoana no matin'ny fihinanana sakafo atoandro ireo ankizy. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Aranty (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Shaam (nitranga in-1) : Anisan'ny fikambanana Syriana mpandefa lahatsary avy amin'ny olo-tsotra ny ANA New Media Channel sy ny Shaam News Network. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- tohanan' (nitranga in-1) : Ankizy mpianatra ao amin'ny sekoly Hindi iray tohanan'ny governemanta ara-bola ao Mumbai, India, 2012. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- manavakavaka (nitranga in-1) : Abhijit Majumder, mpanao gazety avy ao Delhi (@abhijitmajumder), nisioka hoe:
@abhijitmajumder: Tsy manavakavaka ny mpanao politikanay. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Kiran (nitranga in-1) : Kiran Bedi (@thekiranbedi), manam-boninahitra taloha avy ao Delhi fantatra amin'ny asa soa sy ady amin'ny kolikoly ataony ao India, nisioka hoe:
@thekiranbedi: Miteraka fanafintohinana sy tsy ara-pahadiovana ny sakafo atoandro any amin'ny toerana maro. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Prasad (nitranga in-1) : Rajendra Prasad. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- fanotaniana (nitranga in-1) : Hitantsika ao ny fitantarana, ny famerenam-pitantarana, ny fomba fahazoan-kevitra ary ny fanotaniana maro. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- norobàna (nitranga in-1) : 2G ho an'ny mpanankarena na NREGA, sakafo atoandro ho an'ny mahantra indrindra, norobàna tsy misy anavahana avokoa ny sakafo rehetra. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- NREGA (nitranga in-2) : 2G ho an'ny mpanankarena na NREGA, sakafo atoandro ho an'ny mahantra indrindra, norobàna tsy misy anavahana avokoa ny sakafo rehetra. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- nampiseho (nitranga in-1) : Nisy lahatsary nandeha mivantana nampiseho ireo ankizy hany velona mivangongo ao anatinà birao iray ary omena ranon-tsira. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- nahatonga (nitranga in-2) : Niresaka sompirana momba ny fisolokiana vao haingana tahaka ny 2G sy ny NREGA, izay nandeha amina miliara dolara ary nahatonga ahiahy teo amin'ny fomba fiasan'ny governemanta Indiana i Majumder. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Media (nitranga in-1) : Anisan'ny fikambanana Syriana mpandefa lahatsary avy amin'ny olo-tsotra ny ANA New Media Channel sy ny Shaam News Network. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Abhijit (nitranga in-1) : Abhijit Majumder, mpanao gazety avy ao Delhi (@abhijitmajumder), nisioka hoe:
@abhijitmajumder: Tsy manavakavaka ny mpanao politikanay. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- politikan' (nitranga in-1) : Nanambara ny antoko politikan'ny fitondrana fa teti-dratsy nataon'ny mpanohitra hamelezana azy izany. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Dhule (nitranga in-1) : Ary taminà loza hafa tao Dhule ao amin'ny distrikan'i Maharashtra, ankizy 31 no naiditra hopitaly rehefa avy nisakafo atoandro. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Mumbay (nitranga in-3) : Ankizy mpianatra ao amin'ny sekoly Hindi iray tohanan'ny governemanta ara-bola ao Mumbai, India, 2012. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- naiditra (nitranga in-2) : Avy ao an-tanàna ambanivohitra mahantra ao Chapra ny maro amin'ireo ankizy naiditra hopitaly ary mbola ratsy dia ratsy ny fahasalaman'izy ireo. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Singh (nitranga in-1) : Mpisera Twitter monina ao India, Vikram Singh (@cynicalvs) nanoratra hoe:
@cynicalvs: Nahoana no matin'ny fihinanana sakafo atoandro ireo ankizy. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- anatinà (nitranga in-1) : Nisy lahatsary nandeha mivantana nampiseho ireo ankizy hany velona mivangongo ao anatinà birao iray ary omena ranon-tsira. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- mpanankarena (nitranga in-1) : 2G ho an'ny mpanankarena na NREGA, sakafo atoandro ho an'ny mahantra indrindra, norobàna tsy misy anavahana avokoa ny sakafo rehetra. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- famàhanana (nitranga in-1) : Ity no loza ratsy indrindra tamin'ny famàhanana sakafo misy poizina any an-tsekoly. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- narary (nitranga in-1) : Tamin'ny loza hafa manokana tao amin'ny distrikan'i Madhubani ao Bihar ohatra, mpianatra 15 no narary avy hatrany rehefa avy nisakafo atoandro. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- fanazavazavana (nitranga in-1) : Ary satria maro ihany koa ireo lahatsary mirongatra no noforonina tsy misy votoaty, momba ny famoahana ary fanazavazavana. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- 1960 (nitranga in-1) : Ny fandaharan'asa famahananana sakafo atoandro, nanomboka tamin'ny taona 1960 no tantara taloha indrindra tao India izay natao handrisihana ireo saranga sahirana mba handefa ny zanany any an-tsekoly. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Instapaper (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Fazal (nitranga in-1) : #Chhapra
Fazal Abbas (@fazlabas), mpisera Twitter monina ao Mumbai, nizara vinavina tantara mikasika ny adihevitra resahina: @fazlabas: Mitovy amin'ny filohantsika voalohany ihany i Chhapra, niverina 50 taona taty aoriana ny Dr. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- nanoratra (nitranga in-1) : Mpisera Twitter monina ao India, Vikram Singh (@cynicalvs) nanoratra hoe:
@cynicalvs: Nahoana no matin'ny fihinanana sakafo atoandro ireo ankizy. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- isaky (nitranga in-1) : Ankoatra ny fampianarana, natao handrisihana mba hisoratra anarana any an-tsekoly ny fanomezana sakafo isaky ny mpianatra. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Gallery (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- tiffin (nitranga in-1) : Mpianatra hafa kosa mampiseho boaty tiffin ary mitaraina momba ny haratsin'ny sakafo. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Sigal (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- manidy (nitranga in-1) : Ahafahantsika mahafantatra tsara ny ady amin'ny alalan'ny fitantaran'ny tsirairay ireo fa tsy avy amin'ny fiteny manidin'ny mpandinika politika ara-jeografia na tombotsoam-pirenena. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- nisioka (nitranga in-2) : Abhijit Majumder, mpanao gazety avy ao Delhi (@abhijitmajumder), nisioka hoe:
@abhijitmajumder: Tsy manavakavaka ny mpanao politikanay. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- hotantaraina (nitranga in-1) : Tsy i Bihar, sekoly tantanin'ny governemanta manerana an'i India ihany no mety ahitana tantara goavana momba ny tsirambina sy ny fitantanana ratsy hotantaraina. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Nandika (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- nanjary (nitranga in-1) : Araka ny efa nampoizina, nanjary nivadika resaka politika ny olana. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- Ivan (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Syria (nitranga in-7) : lahatsary avy ao Syria maherin'ny 500. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Mampahatsiahy (nitranga in-1) : Mampahatsiahy antsika izy ireo fa loza goavana indrindra ho an'ireo olona sy fianakaviana an'hetsiny izany ady izany, santionany amin'ireo hafa marobe ireo tantara vitsy ampahafantarina eto. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- antserasera (nitranga in-1) : Maro amin'ireo vondrona no miasa toy ny fampahalalam-baovao antserasera, manao fanadihadiana sy miantoka ny fanomezana votoaty, ary manangona ireo lahatsary ho an'ireo karazana fampahalalam-baovao sy amin'ny media sosialy toy ny Facebook, Twitter, ary indrindra ny YouTube, ary ny habaka mpandefa vaovao na zava-misy mivantana toy ny Bambuser sy ny UStream. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Mozean' (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- navoaka (nitranga in-2) : 000 no navoaka tamin'ny aterineto nandritra izay roa taona izay. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- maso (nitranga in-1) : Maro tamin'izany ny lahatsary nandritra ny fihetsiketsehana sy ny ady, ny hafa kosa mampisongadina ny fijery sy ny fahitan'ireo mpiady, mpanao fihetsiketsehana, fihetsiketsehana milamina, sy ireo olom-pirenena nahita maso ny hetsika na ireo zava-nitranga. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Watching (nitranga in-1) : Mamokatra tsy ankiato amin'ny fanangonana fitaovana antsoina hoe Watching Syria's War (mijery ny ady ao Syria) kosa ny gazety New York Times. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- UStream (nitranga in-1) : Maro amin'ireo vondrona no miasa toy ny fampahalalam-baovao antserasera, manao fanadihadiana sy miantoka ny fanomezana votoaty, ary manangona ireo lahatsary ho an'ireo karazana fampahalalam-baovao sy amin'ny media sosialy toy ny Facebook, Twitter, ary indrindra ny YouTube, ary ny habaka mpandefa vaovao na zava-misy mivantana toy ny Bambuser sy ny UStream. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Voices (nitranga in-2) : Mamoaka fitantarana manokana mitohy avy amin'ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra Syriana kosa ny Global Voices. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Anisan' (nitranga in-2) : Anisan'ny anton'izany ny famariparitana ara-tantara ny ady izay tsy mifanaraka tsara amin'ny tena izy (tsara na ratsy, marina na diso). (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- 2006 (nitranga in-1) : Nilaza ohatra ny vaovao tamin'ny taona 2006 fa tsy nahazo ny anjara sakafony nandritra ny 18 volana ireo ankizy tao amin'ny sekoly ambaratonga fototra tao Darjeeling. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- media (nitranga in-1) : Maro amin'ireo vondrona no miasa toy ny fampahalalam-baovao antserasera, manao fanadihadiana sy miantoka ny fanomezana votoaty, ary manangona ireo lahatsary ho an'ireo karazana fampahalalam-baovao sy amin'ny media sosialy toy ny Facebook, Twitter, ary indrindra ny YouTube, ary ny habaka mpandefa vaovao na zava-misy mivantana toy ny Bambuser sy ny UStream. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Nahatezitra (nitranga in-1) : Nahatezitra ny maro tao amin'ny habaka tambajotra sosialy ny tsirambina ataon'ny governemanta. (India : Ankizy Ampolony Namoy Ny Ainy Noho Fihinana Sakafo Misy Poizina Tany An-tsekoly)
- facebook (nitranga in-1) : Mpanoratra Ivan Sigal · Nandika Naomy
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)
- Armed (nitranga in-1) : Aranty ao amin'ny Corcoran Gallery of Art ireo lahatsary ireo, mifanindry sy mifaninana amin'ny fampiratiana War/Photography: Photographs of Armed Conflict and Its Aftermath (Ady/Saripika: Sarin'ireo ady mitam-piadiana sy ny voka-dratsiny) ihany koa, izay karakarain'ny Mozean'ny Zava-kanto ao Houston sy ao Washington hatramin'ny 29 Septambra 2013. (Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria)