Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/19 Septambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- natokana (nitranga in-2) : Tsy mahagaga ny vokatry ny fitiavan'ny Rosiana ny tononkalo satria maro ny fikambanana antserasera natokana amin'ny famokarana sy ny fandefasana izany (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Lélé (nitranga in-3) : Hiaka-tsehatra hanamarika ny andro fahefatra i Zamba sy ny tarika Groove Lélé (Angaredona – Hihaona etsy Analakely ny valiha sy ny maloya)
- Saint (nitranga in-2) : Ny AS Saint Michel lehilahy, izay vao avy nandrombaka ny anaram-boninahitra tompon- dakan'Analamanga, teo anatrehan'ny Sporting, ny alatsinainy teo no isan' ireo goavana andrasana any an-toerana (Handball – Handefa ekipa dimy any Toliara ny Ligin’ Analamanga)
- Raveloarison (nitranga in-2) : Eo amin'ny lehilahy kosa dia mbola mazava ny fitarihan' i Maverick Faber, manana isa 64 manoloana an'i Théo Raveloarison (66) sy Francis Malard (70) (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- LiveJournal (nitranga in-2) : Ny fiaraha-mientana, sy rafitra tsara petraka momba ny fanaraha-maso sy ny tsikera amin'ireo karazana tononkalo alefa ao amin'ny alalan'ny fampiasana tsotra ny sehatra bilaogy toy ny LiveJournal (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Monique (nitranga in-2) : mbola mitarika vonjimaika ny filaharana eo amin'ny sokajy vehivavy amin'ny fifaninanana Golf «Ringer Score BNI-CA» i Monique Noyon, na dia efa nanatona azy eo amin'ny isa 71 aza i Virginie de Comarmond, taorian'ny andiany fahadimy notontosaina ny faran'ny herinandro teo teny Andakana (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- Patisserie (nitranga in-3) : ny ekipan'ny Jovenna eto amin'ny sary no lavon'ny ekipan'ny Patisserie Royale
Voahosotra ho tompon- dakan'Analamanga ary hisolo tena an'i Mada- gasikara amin'ny « masters des entreprises de l'Océan Indien», hotontosaina any Vacoas Phoenix Maorisy, amin'ny 19 oktobra ho avy izao ny ekipan'ny Patisserie Royale nisy an-dry Trema sy Bessa ary Guy (Kanetibe ho an’ny samy orinasa – Hisolo tena an’i Madagasikara any Maorisy ny Patisserie Royale)
- facebook (nitranga in-2) : Mpanoratra Daniela Gallardo · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- 2ème (nitranga in-2) : a
Vokatra Vehivavy 1 – Monique Noyon (71) 2 – Virginie De Comarmond (71) 3 – Danie Akesson (72) 2ème série: 1 – Jung Yeon Moon (75) 3ème série : 1 – Ghislaine Leroy (87)
Lehilahy 1 – Maverick Faber (64) 2- Théo Raveloarison (66) 3- Francis Malard (70) 2ème série: 1 – Jean Michel Rajaonarivony (74) 3ème série: 1 – Zatovo Andrianjafy (85) (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- niarahan' (nitranga in-2) : Hotanterahina ny alahady izao etsy amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ny famaranana amin'ilay fifaninanana «Hiragasy Makotrokotroka», izay niarahan'ny tanànan'Antananarivo, Ny ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) ary ny Hay Gasy, mikarakara (Mozika netin-drazana – Hitety an’i Soisa sy Norvezy ny tarika Talilema)
- Zamba (nitranga in-2) : Hiaka-tsehatra hanamarika ny andro fahefatra i Zamba sy ny tarika Groove Lélé (Angaredona – Hihaona etsy Analakely ny valiha sy ny maloya)
- Francis (nitranga in-2) : Eo amin'ny lehilahy kosa dia mbola mazava ny fitarihan' i Maverick Faber, manana isa 64 manoloana an'i Théo Raveloarison (66) sy Francis Malard (70) (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- nisehoan' (nitranga in-2) : Teo amin'ny fahavalo taonany ity ankizilahy ity no nambaran'ny reniny fa nisehoan'ny aretina (Fanafihana teny Sabotsy Namehana – Jiolahy 4 nirongo basy nandroba Ar 10 tapitrisa tao amin’ny BOA)
- Mada (nitranga in-2) : Isan'ny tena hisongadina sy hampiavaka ity hetsika karakarain'ny Mada Vision ity ny fanomezana sehatra manokana ny entana vita malagasy, tsara kalitao (Grande braderie – Hanome lanja manokana ny entana vita malagasy)
- doro (nitranga in-2) : nanomboka tamin'ny voalohan'ny volana jiona 2012, miisa 2568 ny doro ala niseho manerana ny firenena ao Ekoatera
Vao nalefan'ny mponina sy ny mpitantana ny fanairana, nibahana tao amin'ny twitter ny tenifototra #incendiosforestales, mba ahafahan'ny olona manome vaovao sy manome ny heviny momba ny fanairana fa latsaka an-katerena ny firenena ankehitriny (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- môtô (nitranga in-2) : Lehilahy iray nitondra môtô no voadonan'ny fiara tsy mataho-dalana iray avy aty aoriana, tetsy Amboanjobe ny alatsinainy alina (Tsy fanarahan-dalana – Hoenjehina koa ireo sarety mpandeha antoandro)
- dakan' (nitranga in-3) : ny ekipan'ny Jovenna eto amin'ny sary no lavon'ny ekipan'ny Patisserie Royale
Voahosotra ho tompon- dakan'Analamanga ary hisolo tena an'i Mada- gasikara amin'ny « masters des entreprises de l'Océan Indien», hotontosaina any Vacoas Phoenix Maorisy, amin'ny 19 oktobra ho avy izao ny ekipan'ny Patisserie Royale nisy an-dry Trema sy Bessa ary Guy (Handball – Handefa ekipa dimy any Toliara ny Ligin’ Analamanga)
- anatina (nitranga in-2) : Zanaky ny volana
Noho io aretina mahazo an'i Tahiana io dia tsy afaka miseho masoandro intsony izy, ary dia voatery mihiboka anatina efitrano iray mirefy 4 metatra tora-droa, tsy maintsy rakofana lamba ny lavaka sy ny hirika rehetra mety hidiran'ny hazavana (Varomaizina – Votsotra ny rongony nalefa kamiao ho aty Antananarivo)
- tanànan' (nitranga in-3) : Hotanterahina ny alahady izao etsy amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ny famaranana amin'ilay fifaninanana «Hiragasy Makotrokotroka», izay niarahan'ny tanànan'Antananarivo, Ny ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) ary ny Hay Gasy, mikarakara (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- Théo (nitranga in-2) : Eo amin'ny lehilahy kosa dia mbola mazava ny fitarihan' i Maverick Faber, manana isa 64 manoloana an'i Théo Raveloarison (66) sy Francis Malard (70) (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- nahafantarana (nitranga in-3) : « Fandidiana voalohany io atao an'i Tahiana io hatramin'ny nahafantarana ity aretina ity (Fivorian’ny «TROIKA» – Mihakely ny herijika hahatafody an-dRavalomanana)
- gazoala (nitranga in-4) : Nanantombo Ar 30 ny litatry ny gazoala raha Ar 50 izany ho an'ny lasantsy eo anivon'ireo kaompania ireo nanomboka afak'omaly alina (Tsenan-tsolika – Nampiaka-bidy ihany koa ny Jovenna sy ny Galana)
- voadonan' (nitranga in-2) : voadonan'ny 4×4 (Tapatapany)
- Putin (nitranga in-2) : Taorian'ny tatitra milaza fa nikasa hitarika ireo andiam-borona manana anarana midika hoe ‘karandoha siberiana' tahaka ny vano (fotsy fa manana elatra mainty) antsoina amin'ny teny siantifika hoe Grus leucogeranus ahiana ho lany taranaka amin'ny fotoam-pifindra-moniny i Vladimir Putin, amin'ny fitondrana voromby maivana atao maka endrika vorona, dia namaly izany tamin'ny [ru] alalan'ny tononkalo klasika, miaraka amin'ny sary namboarina (jereo eo ambany) momba ireo karazam-borona ireo ny bilao... (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Antsirabe (nitranga in-2) : hefarana no hamitàna ny fiadiana ny ho tompon- dakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja karate amin'ity taona ity, any amin'ny kianja mitafon' ny akademia miaramila Antsirabe (Lalam-pirenena faha 7 – Tsy mahazo mandeha aorian’ny amin’ny 10 ora alina ireo fiara)
- Jovenna (nitranga in-5) : iray volana taorian'ny nampiakaran'ny kaompania Total sy Shell ny vidin-tsolika teo anivony vao nampiakatra ny azy ny kaompania Galana sy Jovenna (Kanetibe ho an’ny samy orinasa – Hisolo tena an’i Madagasikara any Maorisy ny Patisserie Royale)
- Shell (nitranga in-3) : iray volana taorian'ny nampiakaran'ny kaompania Total sy Shell ny vidin-tsolika teo anivony vao nampiakatra ny azy ny kaompania Galana sy Jovenna (Tsenan-tsolika – Nampiaka-bidy ihany koa ny Jovenna sy ny Galana)
- antserasera (nitranga in-2) : Tsy mahagaga ny vokatry ny fitiavan'ny Rosiana ny tononkalo satria maro ny fikambanana antserasera natokana amin'ny famokarana sy ny fandefasana izany (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- плохи (nitranga in-2) : ru ny iray amin'ireo vehivavy roa mamaky ny tononkalony nandritra ny fampisehoana, (araka ny filazan'ilay[ru] poeta Nadya Delaland) izay niresaka lavabe momba ny tokony handefasana ny tamberina miabo sy mahafa-po ihany amin'ny fanehoan-kevitra ary tsy tokony tsikeraina mihitsy ny tononkalon'ny hafa :
Она говорила, что, как бы плохи не были стихи, нельзя напрямую говорить, что они плохи (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- mampahafantatra (nitranga in-2) : avy amin'i @maconhoso
Ny mpamono afo ao Quito, amin'ny alalan'ny kaonty Twitter (@BomberosQuito), no mampahafantatra ireo asa tanterahiny ifehezany ireo afo mieli-patrana any an'ala ; indrindra fa ao amin'ny faritra Panecillo, Angamarca, Balcones del Norte, San Bartolo, Terminal Quitumbe, Playa Chica, Zambiza ary Pomasqui (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- Talike (nitranga in-2) : Handray anjara amin'ny hetsika «Les Notes équinoxe» amin' ny 21/22 septambra ho avy izao any Soisa ny tarika Talilema, ahitana an'i Talike Gelle sy Kilema (Mozika netin-drazana – Hitety an’i Soisa sy Norvezy ny tarika Talilema)
- ligy (nitranga in-6) : Hiantohana manontolo ny dian'izy ireo amin'io fifaninanana io ka ny mpikarakara, izay nandefa ny fanasana tany amin'ny ligin'Analamanga, no tompomarika amin' izany (Handball – Handefa ekipa dimy any Toliara ny Ligin’ Analamanga)
- Rakotoarivelo (nitranga in-2) : Efa noresahina tamin'ny filoha Ravalomanana Marc io fony izahay tany Pretoria ary nahazo ny tso-dranony izany fanapahan-kevitra izany », hoy i Mamy Rakotoarivelo, mpitarika ny delegasionan'ny ankolafin'ny Ravalomanana, tamin'ny antso an-tariby (Fivorian’ny «TROIKA» – Mihakely ny herijika hahatafody an-dRavalomanana)
- StumbleUpon (nitranga in-2) : Mpanoratra Daniela Gallardo · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- voalohan' (nitranga in-2) : Heverina ho fombafomba fotsiny ihany sisa aloha izany fanoloana azy izany, raha ny fanakianana efa niantefa tamin'ity zanaky ny Filohan'ny Repoblika voalohan'i Madagasikara ity (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- tanàna (nitranga in-8) : Hotanterahina ny alahady izao etsy amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ny famaranana amin'ilay fifaninanana «Hiragasy Makotrokotroka», izay niarahan'ny tanànan'Antananarivo, Ny ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) ary ny Hay Gasy, mikarakara (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- delicious (nitranga in-2) : Mpanoratra Daniela Gallardo · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Ruffine (nitranga in-4) : i Guy Rivo Randriana-risoa indray no aroson'ny ankolafy Ravalomanana ho eo amin'ny toeran'ny mini-sitry ny Fitsinjaram-pahefana, hasolo an'i Ruffine Tsiranana (Zaza maditra)
- namboarina (nitranga in-2) : Taorian'ny tatitra milaza fa nikasa hitarika ireo andiam-borona manana anarana midika hoe ‘karandoha siberiana' tahaka ny vano (fotsy fa manana elatra mainty) antsoina amin'ny teny siantifika hoe Grus leucogeranus ahiana ho lany taranaka amin'ny fotoam-pifindra-moniny i Vladimir Putin, amin'ny fitondrana voromby maivana atao maka endrika vorona, dia namaly izany tamin'ny [ru] alalan'ny tononkalo klasika, miaraka amin'ny sary namboarina (jereo eo ambany) momba ireo karazam-borona ireo ny bilao... (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Virginie (nitranga in-2) : mbola mitarika vonjimaika ny filaharana eo amin'ny sokajy vehivavy amin'ny fifaninanana Golf «Ringer Score BNI-CA» i Monique Noyon, na dia efa nanatona azy eo amin'ny isa 71 aza i Virginie de Comarmond, taorian'ny andiany fahadimy notontosaina ny faran'ny herinandro teo teny Andakana (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- Instapaper (nitranga in-2) : Mpanoratra Daniela Gallardo · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Galana (nitranga in-3) : iray volana taorian'ny nampiakaran'ny kaompania Total sy Shell ny vidin-tsolika teo anivony vao nampiakatra ny azy ny kaompania Galana sy Jovenna (Tsenan-tsolika – Nampiaka-bidy ihany koa ny Jovenna sy ny Galana)
- Groove (nitranga in-2) : Hiaka-tsehatra hanamarika ny andro fahefatra i Zamba sy ny tarika Groove Lélé (Angaredona – Hihaona etsy Analakely ny valiha sy ny maloya)
- hanohitra (nitranga in-2) : TSY HIHEMOTRA > Ara-drariny ary tsy tokony hisy hanohitra intsony ny faha- lanian'i Maharante Jean de Dieu ho eo amin'ny toeran'ny filohan'ny fikambanan'ny zanaky ny faritr'i Toliara, raha ny fanambaràna nataon'ireo mpanohana azy tetsy amin'ny Ans Ampefiloha, omaly (Zaza maditra)
- Vision (nitranga in-2) : Isan'ny tena hisongadina sy hampiavaka ity hetsika karakarain'ny Mada Vision ity ny fanomezana sehatra manokana ny entana vita malagasy, tsara kalitao (Grande braderie – Hanome lanja manokana ny entana vita malagasy)
- RuNet (nitranga in-2) : Nambaran'ilay [ru] mpamorona azy, Dmitri Kravchuk, fa manoratra tononkalo avokoa ny 1% n'ny mpikambana ao amin'ny RuNet, ary maro amin'izy ireo no mampiasa ny tranokalany (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- handefasana (nitranga in-2) : Sehatra natokana hanoratana, handefasana sy hizarana tononkalo, iray amin'ireo fikambanana antserasera lehibe indrindra ny Stihi (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- nifanaovana (nitranga in-2) : Tsy hoe rehefa nisy sonia nifanaovana dia hisosa avokoa ny zava-dehetra manaraka ireo teny nifanomezana tamin'ny fifanarahana politika, na tamin'ny tondrozotra (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- Noyon (nitranga in-2) : mbola mitarika vonjimaika ny filaharana eo amin'ny sokajy vehivavy amin'ny fifaninanana Golf «Ringer Score BNI-CA» i Monique Noyon, na dia efa nanatona azy eo amin'ny isa 71 aza i Virginie de Comarmond, taorian'ny andiany fahadimy notontosaina ny faran'ny herinandro teo teny Andakana (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- nadika (nitranga in-2) : Mpanoratra Daniela Gallardo · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Patricia (nitranga in-2) : Faniriana ny mba hisian' ny solontena eo amin'ireo fifaninanana afrikanina ety anivon'ny Ranomasimbe Indianina, saingy mbola azo lazaina ho lavitra ihany ny ezaka», hoy
i Patricia Rajeriarison, filohan'ny vaomieran'ny baolina kitra vehivavy eo anivon'ny federasiona (Baolina kitra vehivavy – Tompondaka tsy ho aiza tsy ho aiza ny FC Som Boeny)
- reddit (nitranga in-2) : Mpanoratra Daniela Gallardo · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- ninanana (nitranga in-2) : «Zanaky ny samy mangotraka ireo ary samy tsy hanaiky lembenana amin'ireo singa rehetra maha hiragasy ny hiragasy », hoy Andrianarivelo Faly, avy amin'ny HayGasy Multicom mpikarakara ny lafiny teknika sy ara-kolontsaina ary mpandrindra ny fifa-
ninanana (Karate – Hamangy an’Antsirabe ny fifaninanam-pirenena)
- Tahiana (nitranga in-13) : Mbola ankamantatra tanteraka ny ho avin'i Tahiana, zazalahy kely 11 taona, nolazoin'ny homamiadan'ny hoditra nandritra ny telo taona izao (Homamiadan’ny hoditra – Tsy afaka miseho masoandro intsony i Tahiana mandra-pahafatiny)
- kandidà (nitranga in-2) : Raha ny zava-misy hatreto anefa aloha dia mbola misisika mafy ny ho kandidà i Marc Ravalomanana (Midanadana ireo trano bongo)
- aroson' (nitranga in-2) : i Guy Rivo Randriana-risoa indray no aroson'ny ankolafy Ravalomanana ho eo amin'ny toeran'ny mini-sitry ny Fitsinjaram-pahefana, hasolo an'i Ruffine Tsiranana (Zaza maditra)
- hilaza (nitranga in-2) : Tsy mbola mahalala ny fisian'izany taratasy izany ihany koa aho, ka tsy afaka ny hilaza na inona na inona mika-sika izany aloha », hoy fotsiny ihany izy omaly alina (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Nohamafisy (nitranga in-2) : Nohamafisin'ny 3FB ny fitazonany ny lohalaharana amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'Analamanga ho an'ny baolina lavalava na ny «Top 14» (Sombiny)
- Royale (nitranga in-2) : ny ekipan'ny Jovenna eto amin'ny sary no lavon'ny ekipan'ny Patisserie Royale
Voahosotra ho tompon- dakan'Analamanga ary hisolo tena an'i Mada- gasikara amin'ny « masters des entreprises de l'Océan Indien», hotontosaina any Vacoas Phoenix Maorisy, amin'ny 19 oktobra ho avy izao ny ekipan'ny Patisserie Royale nisy an-dry Trema sy Bessa ary Guy (Kanetibe ho an’ny samy orinasa – Hisolo tena an’i Madagasikara any Maorisy ny Patisserie Royale)
- Malacam (nitranga in-2) : nampiseho ny heriny hatrany ny 3FB tetsy amin'ny kianjan'i Malacam
Nomontsanin'ny ekipan'ny minisiteran'ny Fahasalamana (3FB) 50 no ho 21, miaraka amin'ny « bonus offensif», ny FiTM avy any Manjakaray, omaly teny amin'ny kianjan'i Malacam Antanimena (Rugby Top 14 – Nanitatra ny elanelana ny 3FB)
- Michel (nitranga in-3) : a
Vokatra Vehivavy 1 – Monique Noyon (71) 2 – Virginie De Comarmond (71) 3 – Danie Akesson (72) 2ème série: 1 – Jung Yeon Moon (75) 3ème série : 1 – Ghislaine Leroy (87)
Lehilahy 1 – Maverick Faber (64) 2- Théo Raveloarison (66) 3- Francis Malard (70) 2ème série: 1 – Jean Michel Rajaonarivony (74) 3ème série: 1 – Zatovo Andrianjafy (85) (Handball – Handefa ekipa dimy any Toliara ny Ligin’ Analamanga)
- Comarmond (nitranga in-2) : mbola mitarika vonjimaika ny filaharana eo amin'ny sokajy vehivavy amin'ny fifaninanana Golf «Ringer Score BNI-CA» i Monique Noyon, na dia efa nanatona azy eo amin'ny isa 71 aza i Virginie de Comarmond, taorian'ny andiany fahadimy notontosaina ny faran'ny herinandro teo teny Andakana (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- Rosiana (nitranga in-3) : mora renoka eo anatrehan'ny tononkalo ny Rosiana raha eo amin'ny fomba fitenenana no lazaina (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Faber (nitranga in-2) : Eo amin'ny lehilahy kosa dia mbola mazava ny fitarihan' i Maverick Faber, manana isa 64 manoloana an'i Théo Raveloarison (66) sy Francis Malard (70) (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- litatry (nitranga in-2) : Nanantombo Ar 30 ny litatry ny gazoala raha Ar 50 izany ho an'ny lasantsy eo anivon'ireo kaompania ireo nanomboka afak'omaly alina (Tsenan-tsolika – Nampiaka-bidy ihany koa ny Jovenna sy ny Galana)
- hôpitaly (nitranga in-3) : Nentina avy hatrany teny anivon'ny hôpitaly Joseph Ravoa-hangy Andrianavalona ilay naratra taorian'ny voina nihatra taminy (Hopitaly HJRA – Lehilahy nararin’ny zava-pisotro mampatanjaka)
- Stihy (nitranga in-8) : Stihi (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Maverick (nitranga in-2) : Eo amin'ny lehilahy kosa dia mbola mazava ny fitarihan' i Maverick Faber, manana isa 64 manoloana an'i Théo Raveloarison (66) sy Francis Malard (70) (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- Malard (nitranga in-2) : Eo amin'ny lehilahy kosa dia mbola mazava ny fitarihan' i Maverick Faber, manana isa 64 manoloana an'i Théo Raveloarison (66) sy Francis Malard (70) (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- twitter (nitranga in-3) : nanomboka tamin'ny voalohan'ny volana jiona 2012, miisa 2568 ny doro ala niseho manerana ny firenena ao Ekoatera
Vao nalefan'ny mponina sy ny mpitantana ny fanairana, nibahana tao amin'ny twitter ny tenifototra #incendiosforestales, mba ahafahan'ny olona manome vaovao sy manome ny heviny momba ny fanairana fa latsaka an-katerena ny firenena ankehitriny (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- Talilema (nitranga in-2) : Handray anjara amin'ny hetsika «Les Notes équinoxe» amin' ny 21/22 septambra ho avy izao any Soisa ny tarika Talilema, ahitana an'i Talike Gelle sy Kilema (Mozika netin-drazana – Hitety an’i Soisa sy Norvezy ny tarika Talilema)
- Rajeriarison (nitranga in-2) : Faniriana ny mba hisian' ny solontena eo amin'ireo fifaninanana afrikanina ety anivon'ny Ranomasimbe Indianina, saingy mbola azo lazaina ho lavitra ihany ny ezaka», hoy
i Patricia Rajeriarison, filohan'ny vaomieran'ny baolina kitra vehivavy eo anivon'ny federasiona (Baolina kitra vehivavy – Tompondaka tsy ho aiza tsy ho aiza ny FC Som Boeny)
- mpisera (nitranga in-2) : Misy ny mpisera tambajotran-tserasera tahaka an'i Rosero B (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- Quito (nitranga in-5) : Mitondra ny tenin'ny Ben'ny tanànan'i Quito, Augusto Barrera, nandritra ny tafatafa nifanaovana tamin'ny Gama TV ny gazety mpiseho isan'andro El Comercio:
[…] olombelona no niavian'ny 99% afo, tsy ao amin'ny zara-tany Quito ihany, fa any amin'ny faritra andeana ihany koa, ary mbola miampy zavatra telo hafa : vanim-potoana tena maina loatra mipetraka ho tantara, ny taratry ny masoandro niakatra ary ny rivotra mafy fitsoka (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- Nouraly (nitranga in-5) : Aretina tsy azo sitranina anefa izy, saingy azo atao kosa ny manala ny ratra amin'ny vatany sy mampihena ny fanaintainana », araka ny nambaran'ny dokotera Nouraly Nazaraly, mpitaiza sady mpanaraka akaiky ny fahasalamany (Homamiadan’ny hoditra – Tsy afaka miseho masoandro intsony i Tahiana mandra-pahafatiny)
- mampatanjaka (nitranga in-2) : Voalaza fa nisotro ireny zava-pisotro mampatanjaka ireny ity lehilahy ity (Hopitaly HJRA – Lehilahy nararin’ny zava-pisotro mampatanjaka)
- hiragasy (nitranga in-2) : «Zanaky ny samy mangotraka ireo ary samy tsy hanaiky lembenana amin'ireo singa rehetra maha hiragasy ny hiragasy », hoy Andrianarivelo Faly, avy amin'ny HayGasy Multicom mpikarakara ny lafiny teknika sy ara-kolontsaina ary mpandrindra ny fifa-
ninanana (Hiragasy makotrokotroka – Samy hiaro ny voninahiny Rasoahasimanga sy Raedisaminana)
- arety (nitranga in-2) : Tonga hatrany amin'ny mason'ity tovolahy kely ity ny aretina manjo azy
Maso ilany Nihombo hatrany ny aretin'i Tahiana hatramin'izay telo taona izay (Homamiadan’ny hoditra – Tsy afaka miseho masoandro intsony i Tahiana mandra-pahafatiny)
- Twitter (nitranga in-2) : Sary nozarain'ny mpisera Twitter @ricroserob
Mifokofoko i Martha Medranda A (Ekoatera: Hazolava Doro Ala)
- noraisy (nitranga in-2) : Rehefa nitsabo tena tetsy amin'ny hopitaly Hjra izy no nifanojo tamin'ny dokotera Nouraly, ary noraisin'ity farany an-tanana ny fitsaboana sy ny fiainany iray manontolo (Lalam-pirenena faha 7 – Tsy mahazo mandeha aorian’ny amin’ny 10 ora alina ireo fiara)
- fizahantany (nitranga in-2) : Hotanterahina ny alahady izao etsy amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ny famaranana amin'ilay fifaninanana «Hiragasy Makotrokotroka», izay niarahan'ny tanànan'Antananarivo, Ny ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) ary ny Hay Gasy, mikarakara (Tsenan’ny asa fahatelo – Hisy tolotr’asa 800 etsy Mahamasina)
- Nandika (nitranga in-2) : Mpanoratra Daniela Gallardo · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika)
- 3ème (nitranga in-2) : a
Vokatra Vehivavy 1 – Monique Noyon (71) 2 – Virginie De Comarmond (71) 3 – Danie Akesson (72) 2ème série: 1 – Jung Yeon Moon (75) 3ème série : 1 – Ghislaine Leroy (87)
Lehilahy 1 – Maverick Faber (64) 2- Théo Raveloarison (66) 3- Francis Malard (70) 2ème série: 1 – Jean Michel Rajaonarivony (74) 3ème série: 1 – Zatovo Andrianjafy (85) (Golf « BNI Ringer Score » – Voalohany hatrany i Monique Noyon)
- delegasionan' (nitranga in-2) : Efa noresahina tamin'ny filoha Ravalomanana Marc io fony izahay tany Pretoria ary nahazo ny tso-dranony izany fanapahan-kevitra izany », hoy i Mamy Rakotoarivelo, mpitarika ny delegasionan'ny ankolafin'ny Ravalomanana, tamin'ny antso an-tariby (Fivorian’ny «TROIKA» – Mihakely ny herijika hahatafody an-dRavalomanana)