Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/1 Septambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- tweet (nitranga in-2) : Nalaza ny tenifototra #وين_الفاروق (Aiza i @alfarooo8) sy #وين_حارقهم (Aiza i @7areghum) taorian'ny tweet nalefan'ny depiote Islamista teo aloha Sheikh Mohammed Khalid (mpitsikera mahery vaika avy ao amin'ny mpanohitra Bahrainita) izay milaza fa niainga avy amin'ny vondrona tsy notononiny anarana ny nanajanonana ireo kaonty roa ireo:
- وين_الفاروق ؟ وبدأت تأكل عيالها!! ستسمعون عن عدد ممن يكتبون بالتويتر(من السُنة) سيقولون سنأخذ راحة!! #البحرين #bahrain #ksa #q8
@boammar: Aiza i Alfarooq (Bahrain: Kaonty Twitter Malaza Anà Mpanohana Ny Governemanta Nanjavona)
- Elia (nitranga in-3) : Natao omaly teny amin'ny Tranombokim-pirenena ny fampahafantaran' ny minisitry ny Kolontsaina sy ny Vakoka, Ravelomanantsoa Elia, ny fahavitan'ny boky faharoa, mirakitra ny sanganasany (Harem-pirenena – Miandry ny taratasy banga ny taolana dinôzôro)
- Mazda (nitranga in-2) : Vao avy nandona ilay fiara be ilay Mazda dia nifa- traran'ny fiara tsy mataho- dalana iray avy aty aoriana indray (Tapatapany)
- Mohammed (nitranga in-5) : Nalaza ny tenifototra #وين_الفاروق (Aiza i @alfarooo8) sy #وين_حارقهم (Aiza i @7areghum) taorian'ny tweet nalefan'ny depiote Islamista teo aloha Sheikh Mohammed Khalid (mpitsikera mahery vaika avy ao amin'ny mpanohitra Bahrainita) izay milaza fa niainga avy amin'ny vondrona tsy notononiny anarana ny nanajanonana ireo kaonty roa ireo:
- وين_الفاروق ؟ وبدأت تأكل عيالها!! ستسمعون عن عدد ممن يكتبون بالتويتر(من السُنة) سيقولون سنأخذ راحة!! #البحرين #bahrain #ksa #q8
@boammar: Aiza i Alfarooq (Maraoka: Lany Andro Ve Ny “Lanonam-panòavana” ?)
- Victor (nitranga in-4) : naneho ny heviny tamin'ny mpanao gazety ny minisitra Manantsoa Victor (havanana), omaly
«Ny volana novambra no fetra farany hamitana ireo dingana tokony hotratrarina amin'ny fampiharana ny tondrozotra raha tiana ny hanaovana fifidianana amin'ny volana mey 2013 », hoy ny fampahatsiahivana nataon'ny minisitry ny Fifandraisana amin' ny Andrim-panjakana, Victor Manantsoa, omaly teny Nanisana (Fanelanelanana – Tsy hanara-maso ny tondrozotra ny Ffkm)
- lefitry (nitranga in-2) : Izy izay nahay nifehy ny tenim-pireneny sy ny teny frantsay ka nahavita nampifankahalala ny kolontsaina malagasy sy frantsay», hoy Rahaingoson Henri, filoham-boninahitry ny Havatsa sy filoha lefitry ny sokajy voalohany ao amin'ny Akademia malagasy (Disadisan’ny famotsoran-keloka – Ahiana ho voatohintohina indray ny fifidianana amin’ny 2013)
- tanànan' (nitranga in-4) : aNDRON'NY TANORA
Efa ao anatin'ny fano- manana tanteraka ny fandraisana ny fanamarihana ny Andron' ny Tanora eo anivon'ny finoana Katolika (Jmj) any an-toerana, ny 05-10 septambra ho avy izao ny tanànan' Antsiranana, izay miandry tanora katolika 25 000 (Ankazobe – Tetezin’ireo dahalo tsirairay ireo valan’omby)
- nanoratra (nitranga in-2) : Hoy izy nanoratra [fr]:
je [me prosterne] a chaque fois que je rencontre mes parents […] sans que cela ne soit accompagne d'aucune dégradation a ma personne [certains esprits trop occidentalisés y verront de l'humiliation pas moi] Miondrika miankohoka aho isaky ny mihaona amin'ny ray aman-dreniko, kanefa tsy misy fanalam-baraka ny tenako mihitsy ao anatin'izany [ireo manana fisainana mirona loatra amin'ny fisainana tandrefana no mahita izany ho fanalam-baraka fa tsy izaho] (Maraoka: Lany Andro Ve Ny “Lanonam-panòavana” ?)
- manga (nitranga in-2) : Anala- manga, Rakotosaona, Raozin'ny Mandray no tafakatra famaranana teo amin'ny vakodrazana ary Tena Gasy, Mahazogala sy ny Kannal Atsinanantsena kosa teo amin'ny Sôva (Baolina kitra Vehivavy – Hihaona amin’ny famaranana ny Mifa sy US Aveia)
- Randrianirina (nitranga in-2) : Na ao anaty tondrozotra izany na ivelan'ny tondrozotra dia afaka manao izany hatrany izahay », hoy ny pastora Randrianirina Gilbert, sekretera jeneralin' ny Fiombonan'ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (Ffkm) (Fanelanelanana – Tsy hanara-maso ny tondrozotra ny Ffkm)
- Sadc (nitranga in-2) : mbola resabe hatrany ary tena mahavaky loha tanteraka ireo mpanelanelana eo anivon'ny Sadc, ny momba ireo hevitra etsy sy eroa, amin'ny tsy tokony hilatsahan'ny Filohan'ny tetezamita, Andry Rajoelina sy ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana, amin'ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena amin'ny 2013 (Fifidianana – Nodinihana lalina tany Maputo ny fanilihana ireo Filoha roa lahy)
- Grégoire (nitranga in-2) : Izy handeha hitsoaka iny no voatifitra teo amin'ny ranjony havanana », hoy ny fitantaran-dRanaivoson Grégoire, rain'ity tovolahy 24 taona ity (Ankazobe – Tetezin’ireo dahalo tsirairay ireo valan’omby)
- iangaviako (nitranga in-2) : Olon-tsotra tena tsotra izay malalako izay Fito taona teo no niarahanay Zaza sombinaina tokana io no tantaranay Tena tiany fatratra tsy foiny Olon-tsotra fiainana tokoany Izy tsy mba niady nampahory Tena nanaja tao am-pony O o o o o o o o o o o Fa ny foko vehivavy manao fampitaha Ilay sahiran-dava tsy mba tantiny Herintaona feno izay no vita ny aminay Vita fa napetrako tsy hitohy Noroahiko izy tsy nahafoy Lasana izay lasa tsy nahoako Netim-po ny saiko tao am-poko O o o o o o zay vao tsapako O o... (Fiainana mpanakanto – Tsy maika fa mbola ao anatin’ ny safidy amin’izay ho vadiny i Om-Gui (Ny Ainga))
- StumbleUpon (nitranga in-2) : Mpanoratra Mohammed AlMaskati · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Maraoka: Lany Andro Ve Ny “Lanonam-panòavana” ?)
- tanàna (nitranga in-2) : Tany amin'ny ilany andrefan'ny tanàna no nisy ity tovolahy raha tany amin'ny ilany atsimo ny rainy (Ankazobe – Tetezin’ireo dahalo tsirairay ireo valan’omby)
- kaomandy (nitranga in-2) : « Tsy misy mijanona birao ny 70%-n'ireo zandary any an-toerana fa miambina kizo sy manao fisafoana », hoy ny kolonely Rakotondrazaka Andry, kaomandin' ny vondron-tobim-pileovana eto Analamanga (Iakaora Ihosy – Mifanandrina ireo sefo fokontany sy ny zandary)
- fombafomba (nitranga in-3) : Misy fombafomba amin'ny taratasim-panjakana voalazan'ny lalàna izay nambarany fa tsy vita sy andrasana, mialoha ny hamerenana ireo taolana milanja 5,3 taonina ao amin'ny Onivesite (Maraoka: Lany Andro Ve Ny “Lanonam-panòavana” ?)
- Gilbert (nitranga in-2) : Na ao anaty tondrozotra izany na ivelan'ny tondrozotra dia afaka manao izany hatrany izahay », hoy ny pastora Randrianirina Gilbert, sekretera jeneralin' ny Fiombonan'ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (Ffkm) (Fanelanelanana – Tsy hanara-maso ny tondrozotra ny Ffkm)
- zanany (nitranga in-3) : Nanatrika ny lanonana ny zanany vavy roa, Rabearivelo Noro (79 taona) sy Rabearivelo Velomboahangy, hany sisa velona tamin'ireo zanany dimy (« Manala azy vita Bacc » – Tovolahy roa mamo tsy nahatsiaro tena)
- faramparany (nitranga in-2) : Ny firosoana amin'ny famotsoran-keloka sy ny fampihavanam-pirenena, heverina ho faramparany izay dingana hotratrarina manaraka,kanefa toa mitady hikatso indray, raha ny nambaran'ny minisitra ihany (Tenisy US Open Junior – Zarah Razafimahatratra no hisolo tena an’i Afrika any Etazonia)
- fotoanany (nitranga in-3) : Lehiben'ny tarika i Om-Gui, izay mbola nanoka-tena tsy nanambady fa nametraka ny fotoanany ho an'ny tarika Ny Ainga sy ny asa fanasoavana (Fiainana mpanakanto – Tsy maika fa mbola ao anatin’ ny safidy amin’izay ho vadiny i Om-Gui (Ny Ainga))
- naiditra (nitranga in-2) : Natolotry ny zandary ny Fitsarana ny raharaha, ka naiditra am-ponja vonjimaika izy ireo (Tapatapany)
- hôpitaly (nitranga in-3) : Mbola tsy nahatsiaro tena ilay tovolahy 18 taona no tonga teny amin'ny hôpitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona (Ankazobe – Tetezin’ireo dahalo tsirairay ireo valan’omby)
- Sherif (nitranga in-2) : I Mayar Sherif, teratany ejiptianina, no hanampy azy eo amin'ity fifaninanana ity, raha i Wayne Montgomery (Afrika Atsimo) sy Hassan Ndayishimiye (Burundi) kosa no hiatrika ny fifaninanana eo amin'ny lehilahy (Tenisy US Open Junior – Zarah Razafimahatratra no hisolo tena an’i Afrika any Etazonia)
- radio (nitranga in-2) : Very tamin'izany ny bisikileta tsy mataho-dalana iray, radio roa sy finday ary vola tahirin'ilay fianakaviana (Vaky trano – Sarona teny an-tsena ny entana namidin’ireo mpandroba)
- sôva (nitranga in-2) : Natomboka tamin'ny fifaninanana sôva sy vakodrazana ity hetsika ity ary notanterahina omaly ny dingana famaranana (Hetsika « Mamahoaka » – Natomboka tamin’ny fifaninanana sôva sy vakodrazana)
- Analalava (nitranga in-2) : Tontosa soa aman-tsara, omaly, ny fanadinana manokana Cepe, tany amina fari-piadidiam-pampianarana telo any amin'ny Faritra Sofia, nahitana foibem-panadinana fito, ka ny dimy ao Mandritsara, ny roa hafa ao Analalava sy Port-Bergé (Fanadinana – Maherin’ny 100 no tsy tonga tamin’ny adina manokana Cepe)
- Anosizato (nitranga in-2) : voararan'ny lalàna ny famonoana omby vavy
Namono omby vavy valo, hany ka naaton'ny minisiteran'ny Fiompiana ny asan'ireo toerana famonoana omby roa etsy Anosizato (Anosizato – Toeram-pamonoana omby roa nakatona)
- Razafimahatratra (nitranga in-2) : voafantina hisolo tena an'i Afrika amin'ny US Open Junior, hotontosaina any New York manomboka amin'ny alahady ho avy izao
i Zarah Razafimahatratra (Tenisy US Open Junior – Zarah Razafimahatratra no hisolo tena an’i Afrika any Etazonia)
- Tyah (nitranga in-2) : Amin'izao fotoana izao, mpikambana dimy mirahavavy no mandrafitra ny tarika Ny Ainga ka zandriny indrindra amin'ireny i Tyah, izay vao 17 taona ary niatrika ny fanadinana bakalorea teo (Fiainana mpanakanto – Tsy maika fa mbola ao anatin’ ny safidy amin’izay ho vadiny i Om-Gui (Ny Ainga))
- namidy (nitranga in-2) : Sarona efa namidin'ireo olon-dratsy teny an-tsenan' Alarobia Vatosola ireo radio roa (Tapatapany)
- nampidiry (nitranga in-2) : Nitarika nanomboka teo amin'ny minitra fahasivy, baolina nampidirin'i Rovasoa Malalatiana Rasoarimalala, ny Asot saingy nosahalain'ny Mifa tamin'ny alalan'i Marie Lucianie Tongavantsoa teo amin'ny minitra faha-45 (Baolina kitra Vehivavy – Hihaona amin’ny famaranana ny Mifa sy US Aveia)
- Open (nitranga in-2) : voafantina hisolo tena an'i Afrika amin'ny US Open Junior, hotontosaina any New York manomboka amin'ny alahady ho avy izao
i Zarah Razafimahatratra (Tenisy US Open Junior – Zarah Razafimahatratra no hisolo tena an’i Afrika any Etazonia)
- maso (nitranga in-2) : « Andraikitr'ireo ray aman-dreny ny manara- maso ireo zanany (Iakaora Ihosy – Mifanandrina ireo sefo fokontany sy ny zandary)
- nosavaina (nitranga in-2) : Rehefa nosavaina ilay entana dia sarona tao ny anjam-bolamena maromaro efa tao anaty fonosana iray », raha ny fanazavana avy amin'ny polisin' ny seranana sy ny sisin-tany (Anosizato – Toeram-pamonoana omby roa nakatona)
- noesorina (nitranga in-2) : Nisy tamin'izy ireo anefa no niala na ihany koa noesorina noho ny antony samihafa (Fiainana mpanakanto – Tsy maika fa mbola ao anatin’ ny safidy amin’izay ho vadiny i Om-Gui (Ny Ainga))
- Zarah (nitranga in-3) : voafantina hisolo tena an'i Afrika amin'ny US Open Junior, hotontosaina any New York manomboka amin'ny alahady ho avy izao
i Zarah Razafimahatratra (Tenisy US Open Junior – Zarah Razafimahatratra no hisolo tena an’i Afrika any Etazonia)
- biometrika (nitranga in-2) : kara-panondro biometrika (Sombiny)
- bay' (nitranga in-4) : Tamin'ny fiandohany, hetsika fanòavana izay ho mpandimby ny Mpaminany Mohammed ny bay'a (Maraoka: Lany Andro Ve Ny “Lanonam-panòavana” ?)
- Bahrain (nitranga in-3) : gaga ny mpisera Twitter ao Bahrain raha nahatsikaritra ny fanjavonan'ireo kaonty twitter tsy fantatra anarana roa goavana indrindra izay mpanohana ny governemanta, kaonty Twitter izay navitrika indrindra nandritra ny fikomiana tamin'ny herintaona (Bahrain: Kaonty Twitter Malaza Anà Mpanohana Ny Governemanta Nanjavona)
- hotratrarina (nitranga in-2) : naneho ny heviny tamin'ny mpanao gazety ny minisitra Manantsoa Victor (havanana), omaly
«Ny volana novambra no fetra farany hamitana ireo dingana tokony hotratrarina amin'ny fampiharana ny tondrozotra raha tiana ny hanaovana fifidianana amin'ny volana mey 2013 », hoy ny fampahatsiahivana nataon'ny minisitry ny Fifandraisana amin' ny Andrim-panjakana, Victor Manantsoa, omaly teny Nanisana (Disadisan’ny famotsoran-keloka – Ahiana ho voatohintohina indray ny fifidianana amin’ny 2013)
- hirotsahan' (nitranga in-2) : isan'ny teboka nasian' ireo Filoham-pirenena eo anivon'ny Sadc resaka nandritra ny fivorian' izy ireo farany teo tany Maputo, ny 17-18 aogositra ny fanirian'ny mpanao politika maromaro ny amin'ny tsy tokony hirotsahan'ny Filohan'ny tetezamita Rajoelina Andry sy ny Filoha teo aloha Rava-lomanana Marc amin' ny fifidianana amin'ny taona ho avy (Fifidianana – Nodinihana lalina tany Maputo ny fanilihana ireo Filoha roa lahy)
- Nanambara (nitranga in-2) : Nanambara ny eo anivon' ny fari-piadidian'ny Zandari-mariam-pirenena eto Antana-narivo, fa efa nisy fepetra noraisina manoloana ny asan-dahalo mirongatra ao Ankazobe sy Anjozorobe amin'izao foto-ana izao (Maraoka: Lany Andro Ve Ny “Lanonam-panòavana” ?)
- Rabearivelo (nitranga in-5) : ireo zanak'i Jean Joseph Rabearivelo (eto an-kavanana) sy ny minisitry ny Kolontsaina
Hankalazaina ny faha-75 taona nahafatesan'i Jean Joseph Rabearivelo (1903- 1937), ilay mpanoratra sy poety ikoizana, havanana teo amin'ny fanoratana amin'ny tenindrazany sy ny teny frantsay (Literatiora – Vita ny boky faharoa misy ny sanganasan’i J.J. Rabearivelo)
- Ravelomanantsoa (nitranga in-3) : Natao omaly teny amin'ny Tranombokim-pirenena ny fampahafantaran' ny minisitry ny Kolontsaina sy ny Vakoka, Ravelomanantsoa Elia, ny fahavitan'ny boky faharoa, mirakitra ny sanganasany (Harem-pirenena – Miandry ny taratasy banga ny taolana dinôzôro)
- Cosfa (nitranga in-2) : tELMA COUPE DE MADA
Lalao telo tsy tanteraka tamin'ny dingan'ny ampahavalon-dalana ho an'ny fiadiana ny amboaran'i Mada- gasikara na ny «Telma Coupe de Madagascar» eo amin'ny baolina kitra no hotontosaina rahampitso: ny fifandonan'ny Tana Formation FC sy ny 3FB Vakinankaratra etsy Mahamasina, ny Voromaherin'Alaotra sy ny Toamasina FC any Ambatondrazaka ary ny Cosfa sy ny Tiavo Tem any Manakara (Faran’ny herinandro)
- Mayar (nitranga in-2) : I Mayar Sherif, teratany ejiptianina, no hanampy azy eo amin'ity fifaninanana ity, raha i Wayne Montgomery (Afrika Atsimo) sy Hassan Ndayishimiye (Burundi) kosa no hiatrika ny fifaninanana eo amin'ny lehilahy (Tenisy US Open Junior – Zarah Razafimahatratra no hisolo tena an’i Afrika any Etazonia)
- lalàna (nitranga in-5) : « Taorian'ny fametrahana ireo rafitry ny tetezamita iarahana, ny fandaniana ireo lalàna isan-tsokajiny dia miroso amin'ny famo- tsoran-keloka sy ny fampihavanam-pirenena isika izao (Anosizato – Toeram-pamonoana omby roa nakatona)
- pastora (nitranga in-3) : Na ao anaty tondrozotra izany na ivelan'ny tondrozotra dia afaka manao izany hatrany izahay », hoy ny pastora Randrianirina Gilbert, sekretera jeneralin' ny Fiombonan'ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (Ffkm) (Fanelanelanana – Tsy hanara-maso ny tondrozotra ny Ffkm)
- resabe (nitranga in-2) : mbola resabe hatrany ary tena mahavaky loha tanteraka ireo mpanelanelana eo anivon'ny Sadc, ny momba ireo hevitra etsy sy eroa, amin'ny tsy tokony hilatsahan'ny Filohan'ny tetezamita, Andry Rajoelina sy ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana, amin'ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena amin'ny 2013 (Maraoka: Lany Andro Ve Ny “Lanonam-panòavana” ?)
- handainga (nitranga in-2) : Olon-tsotra tena tsotra izay malalako izay Fito taona teo no niarahanay Zaza sombinaina tokana io no tantaranay Tena tiany fatratra tsy foiny Olon-tsotra fiainana tokoany Izy tsy mba niady nampahory Tena nanaja tao am-pony O o o o o o o o o o o Fa ny foko vehivavy manao fampitaha Ilay sahiran-dava tsy mba tantiny Herintaona feno izay no vita ny aminay Vita fa napetrako tsy hitohy Noroahiko izy tsy nahafoy Lasana izay lasa tsy nahoako Netim-po ny saiko tao am-poko O o o o o o zay vao tsapako O o... (Fiainana mpanakanto – Tsy maika fa mbola ao anatin’ ny safidy amin’izay ho vadiny i Om-Gui (Ny Ainga))
- nody (nitranga in-2) : Tovovavy roa hafa ihany koa, 13 sy 16 taona, no tsy nody an-trano, ka nametrahan' ireo ray aman-dreniny fitarainana teny amin'ny polisy, omaly maraina (« Manala azy vita Bacc » – Tovolahy roa mamo tsy nahatsiaro tena)