Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/20 Desambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-1 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Kaomôro (nitranga in-1) : hotontosaina any Kaomôro indray ny andiany 2013 eo amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'ny Ranomasimbe Indianina eo amin'ny fanatanjahantena ho an'ny olona manana fahasembanana na ny “handisport” (Handisport – Hivahiny any Kaomôro ny “CCCHOI” amin’ny 2013)
- 6968 (nitranga in-1) : Araka ny tatitra navo-akan'ny Cenit ny talata lasa teo dia voarafitra hatramin'ny 69,68 % ny lisi-pifidianana amin'ireo distrika 119 manerana ny Nosy (Sombiny)
- seraoma (nitranga in-1) : «Rehefa mandalo indray ireo mpitsabo mpanampy samihafa mijery ny fandehan'ny ra na ny seraoma dia samy milaza hiantso tompon'andraikitra avokoa (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- noresahy (nitranga in-1) : Araka ny fampitam-baovao avy amin'ny minisiteran'ny Raharahambahiny frantsay dia isan'ny noresahin'ny roa tonta tamin'ity fihaonana ity ny manodidina ny firoson'ny famahana ny krizy politika eto Madagasikara (Fihaonana tany Paris – Mitady fanohanana amin’i Frantsa tsy hampody an-dRavalomanana Rajoelina)
- Mamfakinch (nitranga in-1) : Mpiara-mamoaka lahatsoratra ao amin'ny pejy Jadaliyya faritra Maghreb ihany koa izy ary mpikambana ao amin'ny ekipan'ny fanoratana Mamfakinch (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- fanjakàna (nitranga in-1) : Avy amin'ny lahatsoratry ny bilaoginy Mpianatra mpampiteraka avy amin'ny CASA mitsangatsangana: Taorian'ny fanomanany ny fanazavana mikasika ny fahasalamam-bahoaka nataon'izy ireo - ahitana ny fanjairana amin'ny tànana ny tranon-jaza, ny tratra ary ny kitapo amniotika - niakatra tanaty fiara fitateram-bahoaka ratsy be ireo mpianatra avy amin'ny sekoly fianarana mampiteraka CASA, nihinana fraomazy Amerikana sy sandwich misy dipoavatra mafana, ary nandeha 32 ora niala ny sekoliny any San Miguel ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- hizarànay (nitranga in-1) : «Ankizy 5000 eo ho eo no hizarànay kilalao ny zoma izao (Fetin’ny noely – Samy hanao hetsika sosialy ny Tgv sy ny ankolafy Ravalomanana)
- Errazzouky (nitranga in-1) : Ny iray dia i Samia Errazzouki (@charquaouia), mpanoratra Marokana - Amerikana, izay mifantoka bebe kokoa amin'ny toe-karena sy ny fanovàna ara-politika any Maraoka ny fikarohana ataony (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- fahatombomanana (nitranga in-1) : Niaiky ny tsy fahatomombanana
Rehefa nanontaniana mikasika ireo zava-misy ireo ny lehiben'ny hopitaly, ny profesora Razafimahandry Jean Claude, dia nilaza fa tsy ialàna trangana tsy fahatombomanana toy izany hatrany ny hopitalim-panjakana, na any ivelany aza (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- niainanay (nitranga in-1) : «Maro ny lesoka tokony harenina momba ny fomba fiasa ao anivon'ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona (Hjra), raha ny trangan-javatra niainanay tao», hoy ny fianakavian-dRamahalitsoa Hanta Harilala (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- andianà (nitranga in-1) : Ary anatin'ny iray amin'ireo lahatsoratra ao amin'i Bil3fya, nanoratra i Mona Kareeem mikasika ity andianà sarimiaina ity, sy ireo fitsaratsaram-poana ananan'ireo lehilahy avy any Golfa momba an'i Maraoka, izay amaritana azy ho toerana hanatanterahan'izy ireo ny nofinofiny eo amin'ny rongony sy ny firaisana ara-nofo (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- fifamatoran' (nitranga in-1) : Voalaza fa miantraika any amin'ny politikan'ny raharaham-bahiny Maraokana manoloana an'i Iran ity fifamatorana ity, ary farany izay tsy ny maivan-danja indrindra akory, misy ihany koa ny fifamatorana ara-toekarena, hita amin'ny alalan'ny fifanarahana varotra malalaka nosoniavin'i Maraoka sy ny Emirà Arabo Mitambatra, sy ny tolo-kevitra hahatonga an'i Maraoka ho isan'ny mpikambana ao amin'ny Gulf Cooperation Council, na dia mbola tsy nohazavaina amin'ny antsipiriany aza ity fampidirina azy amin'... (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- mikorina (nitranga in-1) : Mitaraina ny mponina manodidina fa tsy mikorina tsara intsony ny rano maloto raha vao avy kely ny orana (Ampandrana Est – Noravana ireo trano niorina teo ambony lakandrano)
- Alakhbar (nitranga in-1) : Izy no nanangana ny Zon'ny Bedoon [Tsy misy firenena niaviana], ary manoratra ho an'ny Alakhbar English sy Global Voices Online, ankoatry ny maro hafa (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- nirahina (nitranga in-1) : Raha nirahina haka fantsona hanaovana fitiliana tany amin'ny laboratoara izahay dia nilaza ny tao fa amin'ny alatsinainy vao mandray…», raha ny nambaran'ny fianakaviana hatrany (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- Volkan (nitranga in-1) : Tanjona napetraky ny birao vaovaon'io fikambanana io, izay tarihin'i Volkan Cakir, rahateo ny hahamaro ny mpandray anjara amin'io hetsika io (Utôp andiany faha-5 – Efa misokatra ny fisoratana anaran’ireo teratany vahiny)
- Quintana (nitranga in-2) : Nitety faritra izy fony mbola dimy volana ny kibony ary naka sary ny fifanakalozam-pahalalana ara-kolotsaina tany Quintana Roo, toerana izay nalehan'ireo mpianatra manaraka ilay hany fandaharam-pampianarana nankatoavin'ny governemanta mikasika ny fampiterahana hianatra ny fampiterahana ara-pomba nentim-paharazana Mayana avy amin'ny faritra ambanivohitra (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- jeopolitikan' (nitranga in-1) : Voalaza fa miantraika any amin'ny politikan'ny raharaham-bahiny Maraokana manoloana an'i Iran ity fifamatorana ity, ary farany izay tsy ny maivan-danja indrindra akory, misy ihany koa ny fifamatorana ara-toekarena, hita amin'ny alalan'ny fifanarahana varotra malalaka nosoniavin'i Maraoka sy ny Emirà Arabo Mitambatra, sy ny tolo-kevitra hahatonga an'i Maraoka ho isan'ny mpikambana ao amin'ny Gulf Cooperation Council, na dia mbola tsy nohazavaina amin'ny antsipiriany aza ity fampidirina azy amin'... (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Vohibola (nitranga in-1) : naka fepetra ny kaominina Antananarivo renivohitra, nampandrava ireo trano telo miorina eo ambony lakandrano fivoahan'ny rano maloto eny Ampandrana Atsinanana, ao ambadiky ny EPP Vohibola, omaly (Ampandrana Est – Noravana ireo trano niorina teo ambony lakandrano)
- Vohokany (nitranga in-1) : Alice Proujansky Sary avy amin'ny lahatsarin'ny Vohokany Araka ny amaritan'i Alice Proujansky azy ao amin'ny tranokalany, izay afaka ahitana fifandimbiasan-tsarin'ity diany ity: Nahitàna ny fomba fanao tsara avy amin'ireo fitandroana ny fahasalamana nentim-paharazana eny an-toerana, lavitr'andriana, faritra mahantra ity fifanakalozana ara-kolotoraly niarahana tamin'ny matianina, miaraka amin'ny fitsinjovana ny reny sy ny zaza matihanina, sady koa ampahany amin'ny fironana mankany amin'ny fomba ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- Marry (nitranga in-1) : Manoratra i Sager Al Marri teratany avy any Emira Arabo Mitambatra:
@saqeram: Mahaliana ny lahatsoratra mikasika ny fifandraisana Maghreb-Gulf nataon'i @monakareem & @charquaouia eo amin'ny bilaogy @bil3afya (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- nampikaroka (nitranga in-1) : Voalaza fa samy manome fanafody avokoa ireo mpitsabo izay mijery marary
Tafiditry ny loto «Ny harivan'ny zoma vao tonga ilay mpitsabo nanao ny fandidiana, izay mbola nampikaroka fitaovana fitsapana ny tahan'ny siramamy indray koa fa tsy manana ny hopitaly (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- hizahana (nitranga in-1) : « Atao aloha ny andrana hizahana ny rano (Rano fisotro – Lava-drano misy fantsom-be, vahaolana iray ho an’ireo toerana hay)
- mpampiteraka (nitranga in-7) : ny fifandraisana ara-kolotsain'ny mpampiteraka no lohahevitr'ity sary am-bilaogin'ny Offbeat Mama mivahiny ato ity, nakarin'ilay mpakasary Alice Proujansky mipetraka any Brooklyn (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- Sager (nitranga in-1) : Manoratra i Sager Al Marri teratany avy any Emira Arabo Mitambatra:
@saqeram: Mahaliana ny lahatsoratra mikasika ny fifandraisana Maghreb-Gulf nataon'i @monakareem & @charquaouia eo amin'ny bilaogy @bil3afya (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Offbeat (nitranga in-1) : ny fifandraisana ara-kolotsain'ny mpampiteraka no lohahevitr'ity sary am-bilaogin'ny Offbeat Mama mivahiny ato ity, nakarin'ilay mpakasary Alice Proujansky mipetraka any Brooklyn (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- Jadaliyya (nitranga in-1) : Mpiara-mamoaka lahatsoratra ao amin'ny pejy Jadaliyya faritra Maghreb ihany koa izy ary mpikambana ao amin'ny ekipan'ny fanoratana Mamfakinch (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Tinah (nitranga in-2) : «Nodidiana ny reniko ny alakamisy maraina ary avy hatrany dia nalefa tany amin'ny efitrano vantany vao vita ny fandidiana», hoy Andrianirainy Tinah, zanaky ny maty, vavimatoa (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- nanariany (nitranga in-1) : Mety nisy nanadio kabone tany ho any, ka tany anaty daban-jaoridira no nanariany azy», hoy koa Rakotonirina Bertrand, iray amin'ireo mpanadio lalana amin'iny faritra iny (Fahadiovana – Nisy nandraraka maloto ny araben’i Besarety)
- tanàty (nitranga in-1) : Ka dia nanoratra mikasika loza mitovitovy amin'izay ao amin'ny firenena mpiray vodirindrina amin'i Golfa toy izao izy:
Nasisika tanàty hanihany ireny fitsaratsaram-poana ireny tany Koety tamin'ny taona vitsy lasa noho ny zatovo lahy mitsiriritra ny hitsidika any Maraoka (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Bil3afya (nitranga in-1) : ” Tamin'ity fanambaràna ity no nampahafantaran'ity bilaogy vaovao, Bil3afya ny mombamomba azy amin'ny mpamakiny (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- hizorana (nitranga in-1) : Indraindray ihany koa misy fomba fitantanana sy fihetsika tsy maharesy lahatra ny kristianina ataon'ny mpitarika, ka mahatonga azy ireo hitady lalan-kafa hizorana, saingy vao mainka nibirioka any amin'ny lalan-diso, ka ataon'ny sasany tohatra fiakarana (Manambaka indray Ingahipasy)
- ampanantenay (nitranga in-1) : Samy miezaka manome fahafaham-po ny mpanjifa ireo orinasa maro be mpiara-miombon'antoka sady mandray anjara, amin'ny alalan'ny fanomezana sy ny loka goavana samihafa ampanantenain'izy ireo (Grande braderie Noely – Amin’ny 5 ora maraina dia efa ilaharana ny vavahady)
- nitaomana (nitranga in-1) : « Nandray andraikitra nitady borety nitaomana ireo maloto izahay mba tsy hiparitaka ary tena nihosina mihitsy (Fahadiovana – Nisy nandraraka maloto ny araben’i Besarety)
- itoviana (nitranga in-1) : ly/NKH1TD avy amin'i @MonaKareem & @charquaouia
Na mbola tanora aza ity bilaogy ity, dia efa miresaka sahady ny politika, ny tantara an-tsarin'ny fahitalavitra, ny fomba fahitàna ny kolotsaina itoviana eo amin'ny faritra roa ireo lahatsoratra nivoaka (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- fifaindonana (nitranga in-1) : Mino aho hoe izay angamba no fara-tampony amin'ny fifaindonana Maghreb-Golfa (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- sandwich (nitranga in-1) : Avy amin'ny lahatsoratry ny bilaoginy Mpianatra mpampiteraka avy amin'ny CASA mitsangatsangana: Taorian'ny fanomanany ny fanazavana mikasika ny fahasalamam-bahoaka nataon'izy ireo - ahitana ny fanjairana amin'ny tànana ny tranon-jaza, ny tratra ary ny kitapo amniotika - niakatra tanaty fiara fitateram-bahoaka ratsy be ireo mpianatra avy amin'ny sekoly fianarana mampiteraka CASA, nihinana fraomazy Amerikana sy sandwich misy dipoavatra mafana, ary nandeha 32 ora niala ny sekoliny any San Miguel ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- hiterahana (nitranga in-1) : Natory tamin'ny gorodon'ny lakilasy izy mpianatra 40 rehetra ireo tao amin'ny Universidad Intercultural Maya ary nanao fampahalalana ho an'ireo mpampiteraka nentim-paharazana Mayana mikasika ny famelomana aina alohan'ny hiterahana, ny fahaverezan-drà be loatra aorian'ny fahaterahana ary koa lohahevitra maro hafa (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- Qutada (nitranga in-1) : Bu-Qutada: sarimiaina Koetiana mahabe resaka maneho lehilahy Maraokana
Roa taona lasa izay, ny sarimiaina antsoina hoe Qutada wa Bu Nabeel dia namaritra an'i Maraoka ho voasoloky ary ny vehivavy ao aminy ho mpivaro-tena tia vola, miezaka ny misambotra lehilahy Koetiana hanambady azy (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- nampanahy (nitranga in-1) : Efa nampanahy mihitsy anefa ny fahamainan'ny tanimbary tety, roa volana nialoha ny fiavian'ny orana”, hoy ireo tantsaha (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- ampahafantarana (nitranga in-1) : Anio kosa indray no ampahafantarana ny anaran'ny mpandraharaha nandrombaka ny «Trophée du jeune entrepreneur 2012» (Tapatapany)
- hotambazany (nitranga in-1) : Olona ambony maro no efa nandefasany feo hotambazany vola amina miliara ary isan' izany ny tenako, saingy tsy nanaiky aho », hoy ny tompon'andraikitra ambony iray eo anivon'ny mpitandro ny filaminana (Fakana an-keriny – Karàna iray mitady fomba hialana any am-ponja)
- Proujansky (nitranga in-4) : ny fifandraisana ara-kolotsain'ny mpampiteraka no lohahevitr'ity sary am-bilaogin'ny Offbeat Mama mivahiny ato ity, nakarin'ilay mpakasary Alice Proujansky mipetraka any Brooklyn (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- antsirambina (nitranga in-1) : Raha fehezina dia nilaza ity fianakaviana ity fa nisy antsirambina maro mifandraika amin'ny tsy firindran'ny asa eo anivon'ny hopitaly sy ny tsy fahampian'ny fanaraha-maso ny marary, no anisan'ny nitarika ny fahafatesan'ny havany (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- fampividianana (nitranga in-1) : Tsy misy fijerena akory izay fanafody teo aloha fa dia fampividianana fanafody hatrany no natao», hoy ihany i Tinah (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- fahamainan' (nitranga in-1) : Efa nampanahy mihitsy anefa ny fahamainan'ny tanimbary tety, roa volana nialoha ny fiavian'ny orana”, hoy ireo tantsaha (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- Gulf (nitranga in-3) : com/
Ary manampy i Elizabeth Tsurkov, Israeliana: @Elizrael: Bilaogy mahaliana izay te-hanitatra ny fifaneraserana eo amin'i Gulf & Maghreb http://bit (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Bertrand (nitranga in-1) : Mety nisy nanadio kabone tany ho any, ka tany anaty daban-jaoridira no nanariany azy», hoy koa Rakotonirina Bertrand, iray amin'ireo mpanadio lalana amin'iny faritra iny (Fahadiovana – Nisy nandraraka maloto ny araben’i Besarety)
- Nabeel (nitranga in-1) : Bu-Qutada: sarimiaina Koetiana mahabe resaka maneho lehilahy Maraokana
Roa taona lasa izay, ny sarimiaina antsoina hoe Qutada wa Bu Nabeel dia namaritra an'i Maraoka ho voasoloky ary ny vehivavy ao aminy ho mpivaro-tena tia vola, miezaka ny misambotra lehilahy Koetiana hanambady azy (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- fraomazy (nitranga in-2) : fANDRAHARAHANA
Mpanamboatra fraomazy sy mpisehatra eo amin'ny asa vaventy sy ny indostria telo mianadahy teto afovoany, atsimo sy atsinanan'ny Nosy no nandrombaka ny loka eny anivon'ny faritra, nandritra ny fifaninanana natokana ho an'ireo mpandraharaha tanora tamin'ity taona 2012 ity (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- nandefasany (nitranga in-1) : Olona ambony maro no efa nandefasany feo hotambazany vola amina miliara ary isan' izany ny tenako, saingy tsy nanaiky aho », hoy ny tompon'andraikitra ambony iray eo anivon'ny mpitandro ny filaminana (Fakana an-keriny – Karàna iray mitady fomba hialana any am-ponja)
- Mampirohoroho (nitranga in-1) : Mampirohoroho saina olona maro tokoa ny filazana fa amin'ny 21 desambra izao ny ho »fara andro » (21 Desambra 2012 – Ataon’ireo fikambanam-piangonana fitadiavam-bola ny « fara andro »)
- lalàna (nitranga in-2) : raha izany lalàna izany indray dia toa tena misy ny eo amboniny (Zon’olombelona – Mitaky fampiharana lalàna ny ONU)
- 104′s (nitranga in-3) : nahomby ny ekipan-dRajao sy Raly tao Toamasina
Toy ny tany Mahajanga,dia nahasarika mpijery maro ihany koa ny 104′s Ligy, izay notanterahina tany Toamasina ny faran'ny herinandro teo (Nahasarika mpijery – Namoha ny fitiavan’i Toamasina ny kitra ny 104′s Ligy)
- nihapotika (nitranga in-1) : Vao nanomboka nilatsaka ny orana dia hita ho nihapotika hatrany ny lalana eny Itaosy, indrindra ny amin'iny faritra Andranonahoatra iny (Fotodrafitrasa – Mihapotika ny lalana eny Itaosy)
- iantraikàn' (nitranga in-1) : Tena henjana ny olana mikasika ny fahantrana any Arabia Saodita ary Saodiana maro no iantraikàn'izany ; tsy ireo mpiasa mpifindra monina fotsiny ihany na koa ireo olona tsy manana firenena fiaviana (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Bobasakoa (nitranga in-1) : Ny tobim-paritry ny zandary avy ao Bobasakoa no manao ny famotorana sy ny fikarohana ireo jiolahy tafatsoaka (ANtsiranana II – Maty voatifitra ny tompon-trano, jiolahy iray matin’ny fokonolona)
- 7904% (nitranga in-1) : Mahatratra eo amin'ny 79,04% eo ho eo indray ny tahan'ny mpifidy voasoratra anarana voarakitra ao anatin'ny karine naparitaky ny Cenit nanaovana ny fanisana an'ireo mpifidy manerana ny Nosy (Sombiny)
- Rahelinirina (nitranga in-1) : Maniry mantsy ny vary raha tsy maina tsara”, hoy Rahelinirina Léa Violette, mpamboly vary eny amin'iny Digy iny ihany (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- fizaràna (nitranga in-1) : «Hisy ny fizaràna entana ilain'ny mponina amin'ny fiai- nana andavanandro ary vato- mamy sy bisikoitra ho an'ny ankizy», araka ny fanazavan' ny Filohan'ny kaongresin'ny tetezamita, Mamy Rakoto-arivelo, omaly (Fetin’ny noely – Samy hanao hetsika sosialy ny Tgv sy ny ankolafy Ravalomanana)
- fampidirina (nitranga in-1) : Voalaza fa miantraika any amin'ny politikan'ny raharaham-bahiny Maraokana manoloana an'i Iran ity fifamatorana ity, ary farany izay tsy ny maivan-danja indrindra akory, misy ihany koa ny fifamatorana ara-toekarena, hita amin'ny alalan'ny fifanarahana varotra malalaka nosoniavin'i Maraoka sy ny Emirà Arabo Mitambatra, sy ny tolo-kevitra hahatonga an'i Maraoka ho isan'ny mpikambana ao amin'ny Gulf Cooperation Council, na dia mbola tsy nohazavaina amin'ny antsipiriany aza ity fampidirina azy amin'... (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- amniotika (nitranga in-1) : Avy amin'ny lahatsoratry ny bilaoginy Mpianatra mpampiteraka avy amin'ny CASA mitsangatsangana: Taorian'ny fanomanany ny fanazavana mikasika ny fahasalamam-bahoaka nataon'izy ireo - ahitana ny fanjairana amin'ny tànana ny tranon-jaza, ny tratra ary ny kitapo amniotika - niakatra tanaty fiara fitateram-bahoaka ratsy be ireo mpianatra avy amin'ny sekoly fianarana mampiteraka CASA, nihinana fraomazy Amerikana sy sandwich misy dipoavatra mafana, ary nandeha 32 ora niala ny sekoliny any San Miguel ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- ihazakazahan' (nitranga in-1) : Ny entan'ity orinasa ity rahateo no tena ihazakazahan'ireo mpamonjy tsena vao maraina (Grande braderie Noely – Amin’ny 5 ora maraina dia efa ilaharana ny vavahady)
- klikego (nitranga in-2) : klikego (Utôp andiany faha-5 – Efa misokatra ny fisoratana anaran’ireo teratany vahiny)
- Midwives (nitranga in-1) : Proujansky toy ny Fiterahana, izay ahitana saripika maneho ny fepetra rehetra ao amin'ny efitra fampiterahana any amin'ny Repoblika Dominikana, any amin'ny Fampiterahana any Lagos Midwives mikasika ny fomba hanomezan'ny mpampiteraka Nizeriana firaharahiana bebe kokoa araka izay ilaina amin'ny alalan'ny klinika tsy miankina tantanan'ny Dokotera Tsy misy Sisin-tany (Médecins Sans Frontière) (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- nararirary (nitranga in-1) : Nitaraina ho nararirary kibo kosa ny alin'iny izay nitohy ny maraina (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- Mpampiteraka (nitranga in-1) : Ity misy rakitrasy misy feo miaraka amin'ny sary miloko ahitàna ireo Mpampiteraka ao Lagos izay ahitana ihany koa rakipeo avy amin'ny fitafatafana mivantana natao tamin'ireo mpampiteraka tao amin'ilay klinika:
Mpanoratra Juliana Rincón Parra · Nandika zhhantar
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- nampividy (nitranga in-1) : «Maro ny mpitsabo nifandimby nijery ny marary, samy nanana ny baikony avy ary samy nampividy fanafody, araka izay fomba fahitany ny reniko teo (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- kialofana (nitranga in-1) : « Olona tsy mana-raka marary ao amin' ny hôpitaly ilay maty fa mety ho olona tsy manan- kialofana ka mamonjy ao amin'ny hôpitaly rehefa alina ny andro », hoy hatrany ilay mpiambina ao amin'ny hôpitaly (Ampefiloha – Lehilahy 40 taona maty tao amin’ny zari-dainan’ny Hjra)
- Marokana (nitranga in-1) : Ny iray dia i Samia Errazzouki (@charquaouia), mpanoratra Marokana - Amerikana, izay mifantoka bebe kokoa amin'ny toe-karena sy ny fanovàna ara-politika any Maraoka ny fikarohana ataony (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- nampandrava (nitranga in-1) : naka fepetra ny kaominina Antananarivo renivohitra, nampandrava ireo trano telo miorina eo ambony lakandrano fivoahan'ny rano maloto eny Ampandrana Atsinanana, ao ambadiky ny EPP Vohibola, omaly (Ampandrana Est – Noravana ireo trano niorina teo ambony lakandrano)
- Intercultural (nitranga in-1) : Natory tamin'ny gorodon'ny lakilasy izy mpianatra 40 rehetra ireo tao amin'ny Universidad Intercultural Maya ary nanao fampahalalana ho an'ireo mpampiteraka nentim-paharazana Mayana mikasika ny famelomana aina alohan'ny hiterahana, ny fahaverezan-drà be loatra aorian'ny fahaterahana ary koa lohahevitra maro hafa (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- Mahajangadia (nitranga in-1) : nahomby ny ekipan-dRajao sy Raly tao Toamasina
Toy ny tany Mahajanga,dia nahasarika mpijery maro ihany koa ny 104′s Ligy, izay notanterahina tany Toamasina ny faran'ny herinandro teo (Nahasarika mpijery – Namoha ny fitiavan’i Toamasina ny kitra ny 104′s Ligy)
- hifamotoanan' (nitranga in-1) : Ho an'ny ankolafy Rava-lomanana indray dia etsy amin'ny sekoly Esca Antani-mena no hifamotoanan'izy ireo amin'ireo mponina eo anivon'ny Boriborintany miisa enina eto Antananarivo (Fetin’ny noely – Samy hanao hetsika sosialy ny Tgv sy ny ankolafy Ravalomanana)
- hodian' (nitranga in-1) : «Isan'ny soson-kevitra naroson'ny Filohan'ny tetezamita ny tsy tokony hodian'ny Filoha teo aloha eto Madagasikara raha tsy efa lany ara-dalàna ny Filoham-pirenena hitantana ny Repoblika faha-IV», araka ny vaovao navoakan'ity onjam-peo vahiny ity, omaly (Fihaonana tany Paris – Mitady fanohanana amin’i Frantsa tsy hampody an-dRavalomanana Rajoelina)
- hampihaingoana (nitranga in-1) : Nofinofy sy teny natao hampihaingoana kabary fotsiny ihany aloha izany hatreto (Mena ambanin’ny mena)
- StumbleUpon (nitranga in-2) : Mpanoratra Tarek Amr · Nandika zhhantar
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- fanovàna (nitranga in-1) : Ny iray dia i Samia Errazzouki (@charquaouia), mpanoratra Marokana - Amerikana, izay mifantoka bebe kokoa amin'ny toe-karena sy ny fanovàna ara-politika any Maraoka ny fikarohana ataony (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Shahinian (nitranga in-1) : mitaky ny hampiharana ireo lalàna manan-kery eto Madagasika mahakasika ny zon' olombelona ny mpitondra teny manokana avy amin'ny Firenena mikambana, Gulnara Shahinian, izay niha-ona tamin'ny Praimi-nisitra Omer Beriziky teny Mahazoarivo, omaly (Zon’olombelona – Mitaky fampiharana lalàna ny ONU)
- tanàna (nitranga in-3) : Notanterahina tetsy amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely nandritra ny roa andro ny fandrindrana asa atao hiatrehana ny loza voajanahary (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- Juliana (nitranga in-1) : Ity misy rakitrasy misy feo miaraka amin'ny sary miloko ahitàna ireo Mpampiteraka ao Lagos izay ahitana ihany koa rakipeo avy amin'ny fitafatafana mivantana natao tamin'ireo mpampiteraka tao amin'ilay klinika:
Mpanoratra Juliana Rincón Parra · Nandika zhhantar
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- CREE (nitranga in-1) : Mihevitra hanangana sehatra ifanaka- lozan-kevitra sy ifampiresahana eo anivon'ireo fokontany rehetra ny faribolana CREE (Sombiny)
- nampety (nitranga in-1) : Tamin'ny fotoana nampety azy ihany koa no tonga ny orana, tamin'ny faramparan'ny volana oktobra iny, ka nahatsara zavatra”, hoy Razafindravelo Germaine (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- hanatsoahana (nitranga in-1) : Iray tamin'ireo nitory an'ity mpikambana ao amin'ny Filan- kevitra ambonin'ny tetezamita ity kosa no nilaza omaly fa « nisy ny fifanarahana teo amin' izy ireo sy Alain Ramaroson ny amin'ny tokony hanatsoahana ny fitorian'ny andaniny sy ny an-kilany, saingy tsy nanatanteraka izany ity farany, ka izay no antony nampitohy ny raharaha indray » (Raharaha Alain Ramaroson- Nahanton’ny Fitsarana ilay didy fitondrana)
- Shaninian (nitranga in-1) : «Ilaina ny fanentanana ireo olom-pirenena rehetra mahakasika izany», hoy i Gulnara Shaninian (Zon’olombelona – Mitaky fampiharana lalàna ny ONU)
- Cakir (nitranga in-1) : Tanjona napetraky ny birao vaovaon'io fikambanana io, izay tarihin'i Volkan Cakir, rahateo ny hahamaro ny mpandray anjara amin'io hetsika io (Utôp andiany faha-5 – Efa misokatra ny fisoratana anaran’ireo teratany vahiny)
- ankehitrinydia (nitranga in-1) : Raha ny zava-misy ankehitriny,dia tsapa fa lasa rendrarendra sy fisehoana ivelany fotsiny ihany ny fiainam-pinoana fa tsy misy miaina izany araka ny tena maha kristianina (Manambaka indray Ingahipasy)
- José (nitranga in-1) : Avy amin'ny lahatsoratry ny bilaoginy Mpianatra mpampiteraka avy amin'ny CASA mitsangatsangana: Taorian'ny fanomanany ny fanazavana mikasika ny fahasalamam-bahoaka nataon'izy ireo - ahitana ny fanjairana amin'ny tànana ny tranon-jaza, ny tratra ary ny kitapo amniotika - niakatra tanaty fiara fitateram-bahoaka ratsy be ireo mpianatra avy amin'ny sekoly fianarana mampiteraka CASA, nihinana fraomazy Amerikana sy sandwich misy dipoavatra mafana, ary nandeha 32 ora niala ny sekoliny any San Miguel ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- tànana (nitranga in-1) : Avy amin'ny lahatsoratry ny bilaoginy Mpianatra mpampiteraka avy amin'ny CASA mitsangatsangana: Taorian'ny fanomanany ny fanazavana mikasika ny fahasalamam-bahoaka nataon'izy ireo - ahitana ny fanjairana amin'ny tànana ny tranon-jaza, ny tratra ary ny kitapo amniotika - niakatra tanaty fiara fitateram-bahoaka ratsy be ireo mpianatra avy amin'ny sekoly fianarana mampiteraka CASA, nihinana fraomazy Amerikana sy sandwich misy dipoavatra mafana, ary nandeha 32 ora niala ny sekoliny any San Miguel ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- entrepreneur (nitranga in-1) : Anio kosa indray no ampahafantarana ny anaran'ny mpandraharaha nandrombaka ny «Trophée du jeune entrepreneur 2012» (Tapatapany)
- Andrianirainy (nitranga in-1) : «Nodidiana ny reniko ny alakamisy maraina ary avy hatrany dia nalefa tany amin'ny efitrano vantany vao vita ny fandidiana», hoy Andrianirainy Tinah, zanaky ny maty, vavimatoa (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- hivoahany (nitranga in-1) : « Lasa lavitra mihitsy ny fikasan'ilay Karàna satria mikaroka hevitra hivoahany ny fonja izy ary avy hatrany dia handray fiaramani- dina eny Ivato hitsoaka an'i Madagasikara (Fakana an-keriny – Karàna iray mitady fomba hialana any am-ponja)
- rakitrasy (nitranga in-1) : Ity misy rakitrasy misy feo miaraka amin'ny sary miloko ahitàna ireo Mpampiteraka ao Lagos izay ahitana ihany koa rakipeo avy amin'ny fitafatafana mivantana natao tamin'ireo mpampiteraka tao amin'ilay klinika:
Mpanoratra Juliana Rincón Parra · Nandika zhhantar
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- Utop (nitranga in-1) : na dia mbola amin'ny 4 – 5 mey 2013 ho avy izao aza vao hotontosaina ny “Ultra Trail des ô plateau” na Utop andiany fahadimy dia efa misokatra sahady ny fisoratana anarana ho an'ireo mpihazakazaka vahiny (Utôp andiany faha-5 – Efa misokatra ny fisoratana anaran’ireo teratany vahiny)
- mandanindany (nitranga in-1) : Any Etazonia, maro ireo Arabo nihaona tamiko, isan'ireny ireo avy any Maghreb, no nilaza fa hoe vehivavy kely manan-karena mihanta velona avy any amin'ny Golfa ny tenako, tsy manana ahiahy, mianatra sy mandanindany ny androny (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Bel' (nitranga in-1) : Borety nindramina no nampiasaina fa efa simba ny nomen'ny fokontany anay », hoy Ravaonirina Liva, izay efa avy nanadio hatrany Bel'air (Fahadiovana – Nisy nandraraka maloto ny araben’i Besarety)
- Trail (nitranga in-1) : na dia mbola amin'ny 4 – 5 mey 2013 ho avy izao aza vao hotontosaina ny “Ultra Trail des ô plateau” na Utop andiany fahadimy dia efa misokatra sahady ny fisoratana anarana ho an'ireo mpihazakazaka vahiny (Utôp andiany faha-5 – Efa misokatra ny fisoratana anaran’ireo teratany vahiny)
- Lazasoa (nitranga in-1) : RANO FISOTRO
In-4 000 ireo mpampiasa ny tambajotra sosialy Facebook no naneho ny fitiavan'izy ireo ny sarin'i Lazasoa Masy, avy any Amboasary-Atsimo, nandray anjara tamin'ny fifaninanan'ny Eau vive nanomboka ny aogositra 2012 lasa teo (Tapatapany)
- Roméo (nitranga in-2) : Roméo Andriamihaja (Handisport – Hivahiny any Kaomôro ny “CCCHOI” amin’ny 2013)
- Ambohavahy (nitranga in-1) : raha misedra olana amin'ny rano ireo mpamboly vary sasany eny amin'iny faritr'i Soavimasoandro sy Laniera iny, dia efa hisy hijinja kosa ny eny Ampefiloha Ambohavahy, ambadiky ny Digy rehetra iny (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- fandresana (nitranga in-1) : Teo amin'ny vokatra dia nandrombaka ny fandresana ireo ekipan'ny Malok'ila 104, ka tamin'ny alalan'ny isa 2 no ho 1 avy no nandrombahan'izy ireo ny fandresena (Nahasarika mpijery – Namoha ny fitiavan’i Toamasina ny kitra ny 104′s Ligy)
- Maghreb (nitranga in-4) : “Raha ny sarintany no fantatra mazava hoe manasaraka ny Saika Nosy Arabo sy i Maghreb, dia fantatra kosa fa nanome làlana ho amin'ny tsy fifankahazoan-kevitra sy fitsaratsaram-poana ny hevi-diso momba ny hafa, izay tonga hatramin'ny famaritana ny politikan'ny governemanta (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- farmasian' (nitranga in-1) : Voakiana hatramin'ireo mpiasan'ny fahasalamana ao amin'ny Hjra manao kolikoly, maka vola amin'ny marary hividianana paosin-dra sy fanafody izay tsy hita tao amin'ny farmasian'ny hopitaly ary namidy tamin'ny sarany mora (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- nangatahina (nitranga in-1) : Tena mety ho zava-dehibe indrindra izany amin'ny May 2011 rehefa nangatahina ho mpikambana ao amin'ny Gulf Cooperation Council (GCC) i Maraoka (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Bemalesan' (nitranga in-2) : Lalao baolina kitra nifandonan'ireo ekipa vehivavin'ny Malok'ila sy 104 tamin'ireo Bemalesan'i Toamasina andaniny ary ny ekipa lehilahin'ny Scoop digital sy ireo manampahefan'ny faritra Atsinanana kosa tetsy ankilany (Nahasarika mpijery – Namoha ny fitiavan’i Toamasina ny kitra ny 104′s Ligy)
- Bil3fya (nitranga in-1) : Ary anatin'ny iray amin'ireo lahatsoratra ao amin'i Bil3fya, nanoratra i Mona Kareeem mikasika ity andianà sarimiaina ity, sy ireo fitsaratsaram-poana ananan'ireo lehilahy avy any Golfa momba an'i Maraoka, izay amaritana azy ho toerana hanatanterahan'izy ireo ny nofinofiny eo amin'ny rongony sy ny firaisana ara-nofo (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Ravaonirina (nitranga in-1) : Borety nindramina no nampiasaina fa efa simba ny nomen'ny fokontany anay », hoy Ravaonirina Liva, izay efa avy nanadio hatrany Bel'air (Fahadiovana – Nisy nandraraka maloto ny araben’i Besarety)
- kabone (nitranga in-1) : Mety nisy nanadio kabone tany ho any, ka tany anaty daban-jaoridira no nanariany azy», hoy koa Rakotonirina Bertrand, iray amin'ireo mpanadio lalana amin'iny faritra iny (Fahadiovana – Nisy nandraraka maloto ny araben’i Besarety)
- Nahitàna (nitranga in-1) : Alice Proujansky Sary avy amin'ny lahatsarin'ny Vohokany Araka ny amaritan'i Alice Proujansky azy ao amin'ny tranokalany, izay afaka ahitana fifandimbiasan-tsarin'ity diany ity: Nahitàna ny fomba fanao tsara avy amin'ireo fitandroana ny fahasalamana nentim-paharazana eny an-toerana, lavitr'andriana, faritra mahantra ity fifanakalozana ara-kolotoraly niarahana tamin'ny matianina, miaraka amin'ny fitsinjovana ny reny sy ny zaza matihanina, sady koa ampahany amin'ny fironana mankany amin'ny fomba ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- ahitàna (nitranga in-1) : Ity misy rakitrasy misy feo miaraka amin'ny sary miloko ahitàna ireo Mpampiteraka ao Lagos izay ahitana ihany koa rakipeo avy amin'ny fitafatafana mivantana natao tamin'ireo mpampiteraka tao amin'ilay klinika:
Mpanoratra Juliana Rincón Parra · Nandika zhhantar
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- karena (nitranga in-1) : Ankehitriny vao tena miharihary imasom-bahoaka fa fitadiavam-bola sy fikatsahan- karena mihoapampana no ataon'ireo pasitera any amin'ny fikambanam-piangonana sasany, izay manararaotra ny fahalemen'ireo Gasy kely efa tsy mahita izay hosarangotina (Manambaka indray Ingahipasy)
- karàna (nitranga in-2) : fakàna an-keriny, fanapoahana baomba, famonoana jeneraly iray, ireo no mahavoa-rohirohy ny teratany karàna iray, izay efa voa- tazona am-ponja vonjimaika amin'izao fotoana izao (Fakana an-keriny – Karàna iray mitady fomba hialana any am-ponja)
- rakipeo (nitranga in-1) : Ity misy rakitrasy misy feo miaraka amin'ny sary miloko ahitàna ireo Mpampiteraka ao Lagos izay ahitana ihany koa rakipeo avy amin'ny fitafatafana mivantana natao tamin'ireo mpampiteraka tao amin'ilay klinika:
Mpanoratra Juliana Rincón Parra · Nandika zhhantar
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- Madagasika (nitranga in-1) : mitaky ny hampiharana ireo lalàna manan-kery eto Madagasika mahakasika ny zon' olombelona ny mpitondra teny manokana avy amin'ny Firenena mikambana, Gulnara Shahinian, izay niha-ona tamin'ny Praimi-nisitra Omer Beriziky teny Mahazoarivo, omaly (Zon’olombelona – Mitaky fampiharana lalàna ny ONU)
- oramben' (nitranga in-1) : Tsy dia ho sarotra na ny fanamainana ny vary aza satria tsy ho tratry ny oramben'ny volana febroary ny vary raha izao (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- fitafatafana (nitranga in-1) : Ity misy rakitrasy misy feo miaraka amin'ny sary miloko ahitàna ireo Mpampiteraka ao Lagos izay ahitana ihany koa rakipeo avy amin'ny fitafatafana mivantana natao tamin'ireo mpampiteraka tao amin'ilay klinika:
Mpanoratra Juliana Rincón Parra · Nandika zhhantar
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- balance (nitranga in-1) : Ho an'ny Jk Group, izay mamokatra ilay fitaovana Power balance, dia hisy fisarihana goavana, loka mety hahazoana fiara vaovao ho an'izay tsara vintana (Grande braderie Noely – Amin’ny 5 ora maraina dia efa ilaharana ny vavahady)
- Morelos (nitranga in-1) : Avy amin'ny lahatsoratry ny bilaoginy Mpianatra mpampiteraka avy amin'ny CASA mitsangatsangana: Taorian'ny fanomanany ny fanazavana mikasika ny fahasalamam-bahoaka nataon'izy ireo - ahitana ny fanjairana amin'ny tànana ny tranon-jaza, ny tratra ary ny kitapo amniotika - niakatra tanaty fiara fitateram-bahoaka ratsy be ireo mpianatra avy amin'ny sekoly fianarana mampiteraka CASA, nihinana fraomazy Amerikana sy sandwich misy dipoavatra mafana, ary nandeha 32 ora niala ny sekoliny any San Miguel ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- làlana (nitranga in-1) : “Raha ny sarintany no fantatra mazava hoe manasaraka ny Saika Nosy Arabo sy i Maghreb, dia fantatra kosa fa nanome làlana ho amin'ny tsy fifankahazoan-kevitra sy fitsaratsaram-poana ny hevi-diso momba ny hafa, izay tonga hatramin'ny famaritana ny politikan'ny governemanta (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- fantsakana (nitranga in-2) : Lavahana avy eo ny fantsakana, ametrahana fantsom-be sy vatokely hiarovana ny fotaka tsy hiditra ao anaty rano sy hanadiovana ny rano », hoy ny fanazavany (Rano fisotro – Lava-drano misy fantsom-be, vahaolana iray ho an’ireo toerana hay)
- Razafimahandry (nitranga in-2) : Niaiky ny tsy fahatomombanana
Rehefa nanontaniana mikasika ireo zava-misy ireo ny lehiben'ny hopitaly, ny profesora Razafimahandry Jean Claude, dia nilaza fa tsy ialàna trangana tsy fahatombomanana toy izany hatrany ny hopitalim-panjakana, na any ivelany aza (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- ialàna (nitranga in-1) : Niaiky ny tsy fahatomombanana
Rehefa nanontaniana mikasika ireo zava-misy ireo ny lehiben'ny hopitaly, ny profesora Razafimahandry Jean Claude, dia nilaza fa tsy ialàna trangana tsy fahatombomanana toy izany hatrany ny hopitalim-panjakana, na any ivelany aza (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- Maraokana (nitranga in-6) : Bu-Qutada: sarimiaina Koetiana mahabe resaka maneho lehilahy Maraokana
Roa taona lasa izay, ny sarimiaina antsoina hoe Qutada wa Bu Nabeel dia namaritra an'i Maraoka ho voasoloky ary ny vehivavy ao aminy ho mpivaro-tena tia vola, miezaka ny misambotra lehilahy Koetiana hanambady azy (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Kareeem (nitranga in-1) : Ary anatin'ny iray amin'ireo lahatsoratra ao amin'i Bil3fya, nanoratra i Mona Kareeem mikasika ity andianà sarimiaina ity, sy ireo fitsaratsaram-poana ananan'ireo lehilahy avy any Golfa momba an'i Maraoka, izay amaritana azy ho toerana hanatanterahan'izy ireo ny nofinofiny eo amin'ny rongony sy ny firaisana ara-nofo (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Violette (nitranga in-1) : Maniry mantsy ny vary raha tsy maina tsara”, hoy Rahelinirina Léa Violette, mpamboly vary eny amin'iny Digy iny ihany (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- hanamarihanay (nitranga in-1) : « Tsy voafaritra ao anatin'ny Baiboly mihitsy io daty io, ka izany no tsy hanamarihanay ny Noely (21 Desambra 2012 – Ataon’ireo fikambanam-piangonana fitadiavam-bola ny « fara andro »)
- izaydia (nitranga in-1) : Fa eo am-piandrasana izay,dia hivoaka tsy hoe ela ny tohin'ny tantaran-dRajao sy ry Pasitera ao anatin'ny «Malok'ila 13 mey» (Nahasarika mpijery – Namoha ny fitiavan’i Toamasina ny kitra ny 104′s Ligy)
- Ingahipasy (nitranga in-1) : Inona moa fa tsy efa ny kely ananana indray aza no mbola loaran-dry Ingahipasy (Manambaka indray Ingahipasy)
- hosahaniny (nitranga in-1) : Isan'ny asa hosahaniny ny fampitana ireo soson-kevitra avy amin'ny vahoaka any amin'ny gover- nemanta mba hitondra fampandrosoana (Sombiny)
- fahitàna (nitranga in-1) : ly/NKH1TD avy amin'i @MonaKareem & @charquaouia
Na mbola tanora aza ity bilaogy ity, dia efa miresaka sahady ny politika, ny tantara an-tsarin'ny fahitalavitra, ny fomba fahitàna ny kolotsaina itoviana eo amin'ny faritra roa ireo lahatsoratra nivoaka (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Laniera (nitranga in-1) : raha misedra olana amin'ny rano ireo mpamboly vary sasany eny amin'iny faritr'i Soavimasoandro sy Laniera iny, dia efa hisy hijinja kosa ny eny Ampefiloha Ambohavahy, ambadiky ny Digy rehetra iny (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- nokitihy (nitranga in-1) : Rehefa nokitihin'ilay lehilahy izy dia hitany fa tsy nihe- tsika intsony, ka niantso olona izy (Ampefiloha – Lehilahy 40 taona maty tao amin’ny zari-dainan’ny Hjra)
- hahatraran' (nitranga in-1) : “Tsy dia mampahatahotra firy ihany koa ny mety hahatraran'ny rivo-doza ny vary eny an-tanimbary, satria any amin'ny tapaky ny volana janoary any dia mety hijinja (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- Emirà (nitranga in-1) : Voalaza fa miantraika any amin'ny politikan'ny raharaham-bahiny Maraokana manoloana an'i Iran ity fifamatorana ity, ary farany izay tsy ny maivan-danja indrindra akory, misy ihany koa ny fifamatorana ara-toekarena, hita amin'ny alalan'ny fifanarahana varotra malalaka nosoniavin'i Maraoka sy ny Emirà Arabo Mitambatra, sy ny tolo-kevitra hahatonga an'i Maraoka ho isan'ny mpikambana ao amin'ny Gulf Cooperation Council, na dia mbola tsy nohazavaina amin'ny antsipiriany aza ity fampidirina azy amin'... (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- ifanomezana (nitranga in-1) : Tsy tao an-toerana foana io mpitsabo io, isaky ny fotoana ifanomezana, ka mpitsabo hafa hatrany no manohy ny fanaraha-maso ny marary (Hotalim-panjakana – Fianakaviana iray namoy havana, voakiana ny HJRA)
- voafehintsika (nitranga in-1) : Ny nahatsara azy dia nilalao sy afaka nampiseho tamin'ny rehetra izahay fa voafehintsika ireo taranja ireo, ka sahirana ireo mpitsara nitady izay hitongilanana”, hoy i Sambalahy, lehiben'ny delegasiona malagasy tany Maorisy (Handisport – Hivahiny any Kaomôro ny “CCCHOI” amin’ny 2013)
- Karàna (nitranga in-1) : « Lasa lavitra mihitsy ny fikasan'ilay Karàna satria mikaroka hevitra hivoahany ny fonja izy ary avy hatrany dia handray fiaramani- dina eny Ivato hitsoaka an'i Madagasikara (Fakana an-keriny – Karàna iray mitady fomba hialana any am-ponja)
- fihavana (nitranga in-1) : Ao anatin'ny fihavana vary izao ireo mpamboly eny an-toerana (Lemak’i Betsimitatatra – Efa misy mpamboly vary hijinja sahady eny amin’ny Digy)
- Gulnara (nitranga in-2) : mitaky ny hampiharana ireo lalàna manan-kery eto Madagasika mahakasika ny zon' olombelona ny mpitondra teny manokana avy amin'ny Firenena mikambana, Gulnara Shahinian, izay niha-ona tamin'ny Praimi-nisitra Omer Beriziky teny Mahazoarivo, omaly (Zon’olombelona – Mitaky fampiharana lalàna ny ONU)
- Théodore (nitranga in-1) : « Vao tery amin'ny fitoeram-pako, ery akaikin'ny Kolejy Rasalama aho no efa nanomboka nandre fofona maimbo », hoy Ranarison Théodore, mpiasa nandalo tamin'iny lalana iny, omaly maraina (Fahadiovana – Nisy nandraraka maloto ny araben’i Besarety)
- nozahan' (nitranga in-1) : Nentina tao amin' ny tranom-patin'ity hôpitaly ity ihany avy eo ilay razana rehefa avy nozahan'ny polisy (Ampefiloha – Lehilahy 40 taona maty tao amin’ny zari-dainan’ny Hjra)
- matianina (nitranga in-1) : Alice Proujansky Sary avy amin'ny lahatsarin'ny Vohokany Araka ny amaritan'i Alice Proujansky azy ao amin'ny tranokalany, izay afaka ahitana fifandimbiasan-tsarin'ity diany ity: Nahitàna ny fomba fanao tsara avy amin'ireo fitandroana ny fahasalamana nentim-paharazana eny an-toerana, lavitr'andriana, faritra mahantra ity fifanakalozana ara-kolotoraly niarahana tamin'ny matianina, miaraka amin'ny fitsinjovana ny reny sy ny zaza matihanina, sady koa ampahany amin'ny fironana mankany amin'ny fomba ... (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- nataonà (nitranga in-1) : Ilay resabe dia nahatonga ireo Maraokana mpijirika hanakatona tranonkala Koetiana sasantsasany, ary nahatonga ny governemanta Koetiana haneho ny fialantsininy amin'ny zavatra izay nataonà orinasam-baovao tsy miankina (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- mpampiatrano (nitranga in-1) : Teo amin'ny lalao famaranana dia tamin'ny alalan'ny isa 56 no ho 50 no nandavoan'izy ireo ny Maorisianina mpampiatrano (Handisport – Hivahiny any Kaomôro ny “CCCHOI” amin’ny 2013)
- fanambaràna (nitranga in-1) : ” Tamin'ity fanambaràna ity no nampahafantaran'ity bilaogy vaovao, Bil3afya ny mombamomba azy amin'ny mpamakiny (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- Ramalagasy (nitranga in-2) : Eny hoy aho Ramalagasy, Ramalagasy malaza ho be fivoarana! Rahoviana ihany isika ity vao tsy mety ho voarebirebin'ny mpitondra fivavahana mpanangon-karena sy ny mpanao politika mpitady tombontsoa e (Manambaka indray Ingahipasy)
- fakàna (nitranga in-1) : fakàna an-keriny, fanapoahana baomba, famonoana jeneraly iray, ireo no mahavoa-rohirohy ny teratany karàna iray, izay efa voa- tazona am-ponja vonjimaika amin'izao fotoana izao (Fakana an-keriny – Karàna iray mitady fomba hialana any am-ponja)
- Nasisika (nitranga in-1) : Ka dia nanoratra mikasika loza mitovitovy amin'izay ao amin'ny firenena mpiray vodirindrina amin'i Golfa toy izao izy:
Nasisika tanàty hanihany ireny fitsaratsaram-poana ireny tany Koety tamin'ny taona vitsy lasa noho ny zatovo lahy mitsiriritra ny hitsidika any Maraoka (MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo)
- hôpitaly (nitranga in-7) : lehilahy iray tokony ho 40 taona no hita faty tao amin'ny zarida-inan'ny hôpitaly Joseph Ravoahangy Andriana-valona (Hjra), omaly maraina tokony ho tamin' ny 7 ora sy sasany (Ampefiloha – Lehilahy 40 taona maty tao amin’ny zari-dainan’ny Hjra)
- inoan' (nitranga in-1) : Toa izany koa anefa io fara andro io, izay tsy hita ao amin'ny Baiboly, nefa dia toa inoan'ny mpitarika anay », hoy ny ahiahin'izy ireo (21 Desambra 2012 – Ataon’ireo fikambanam-piangonana fitadiavam-bola ny « fara andro »)
- Rincón (nitranga in-1) : Ity misy rakitrasy misy feo miaraka amin'ny sary miloko ahitàna ireo Mpampiteraka ao Lagos izay ahitana ihany koa rakipeo avy amin'ny fitafatafana mivantana natao tamin'ireo mpampiteraka tao amin'ilay klinika:
Mpanoratra Juliana Rincón Parra · Nandika zhhantar
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Meksika: Sary Indray Mijery Mikasika Ny Fampiterahana Eran'Izao Tontolo Izao)
- amin' (nitranga in-1) : com/inscription/semi-ultra-utop-2013 no ahafahana misoratra anarana amin'izany (Utôp andiany faha-5 – Efa misokatra ny fisoratana anaran’ireo teratany vahiny)