Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/21 Jolay 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- assemblea (nitranga in-2) : assemblea (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- Elle (nitranga in-3) : Efa efa-bolana izay no nanokafan'i Elle Lee (@ElleIconLee) sy Casey Lau (@hypercasey) Youtube mba hanaparitahana ny Weibo Today izay fandaharana isan-kerinandro ao anaty aterineto manasongadina ireo lohateny malaza avy amin'ireo tambajotra sosial... (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- Andriamamonjy (nitranga in-2) : Iaraha-mikaroka izay hahazoana manamora ny asa famokarana azy », hoy Andriamamonjy Lanto, mpandrindra ao amin'ny Bucas (BUCAS Antanimena – Nifanentana ny mpamboly vary)
- hahita (nitranga in-3) : Mihevitra ny hahita vahaolana mahomby amin'ny fivoahana amin'ny krizy amin'ny fampihaonana azy mirahalahy mianaka ireo ny Sadc, ka ho hita eo ihany ny tohiny», araka ny notsipihan'ny sekretera jeneralin'ny Ffkm, ny pasitera Gabriel Randrianirina (Sombiny)
- Weibo (nitranga in-8) : Efa efa-bolana izay no nanokafan'i Elle Lee (@ElleIconLee) sy Casey Lau (@hypercasey) Youtube mba hanaparitahana ny Weibo Today izay fandaharana isan-kerinandro ao anaty aterineto manasongadina ireo lohateny malaza avy amin'ireo tambajotra sosial... (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- Romina (nitranga in-2) : Nivoaka tamin'ny fahanginany ary namoaka ny rakikira voalohany «Folo ny hafatro» i Romina (Mozika rock – Miala any Romina sy ny «Folo ny hafatro»)
- Així (nitranga in-2) : Tsindrin'i Querbosch tsara, ao amin'ny bilaoginy El Mont [cat], fa ny didin'ny Fitsarana Tampony dia tsy hanao afa tsy ny hanamafy ny mety hisian'ny fahaleovan-tena: Així que ja poden començar a prohibir el Català, que així començarem més aviat a c... (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- Bucas (nitranga in-4) : andriamamonjy Lanto, mpandrindra ao amin'ny Bucas Mikaondoha roa andro tetsy amin'ny birao mpan- drindra ny asa sosialy na Bucas etsy Antanimena miaraka amin'ny Ekar ao Antanimena ireo mpamboly vary avy amin'ireo faritra telo sahaniny (Anala- manga, ... (BUCAS Antanimena – Nifanentana ny mpamboly vary)
- mora (nitranga in-2) : Miavaka kosa nefa mora ary takatry ny ankamaroan'ny olona ny lamaody amin'izany (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- somescola (nitranga in-2) : somescola (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- Ambilobe (nitranga in-3) : tafintohina amin'ny fitokonan'ny mpampianatra ny ben'ny tanàna maro ao Ambilobe
Misy mpampianatra sasany ao amin'ny Zap Ambilobe, mpikambana amin'ny Sempama, mitety toeram-pianarana ka mandrahona izay mampianatra (Ambilobe – Misy mpampianatra manohy ny asa no voarahona)
- fanambaràna (nitranga in-2) : Tsy nisy fanambaràna mazava ny mikasika izay olona tena tiany hotoriana, hany ka tsy azo trandrahina ilay fitoriana (Fifidianana – Ho avy amin’ny herinandro ambony ireo iraky ny Onu)
- Casey (nitranga in-2) : Efa efa-bolana izay no nanokafan'i Elle Lee (@ElleIconLee) sy Casey Lau (@hypercasey) Youtube mba hanaparitahana ny Weibo Today izay fandaharana isan-kerinandro ao anaty aterineto manasongadina ireo lohateny malaza avy amin'ireo tambajotra sosial... (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- bilaoginy (nitranga in-2) : Tsindrin'i Querbosch tsara, ao amin'ny bilaoginy El Mont [cat], fa ny didin'ny Fitsarana Tampony dia tsy hanao afa tsy ny hanamafy ny mety hisian'ny fahaleovan-tena: Així que ja poden començar a prohibir el Català, que així començarem més aviat a c... (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- català (nitranga in-3) : Tsindrin'i Querbosch tsara, ao amin'ny bilaoginy El Mont [cat], fa ny didin'ny Fitsarana Tampony dia tsy hanao afa tsy ny hanamafy ny mety hisian'ny fahaleovan-tena: Així que ja poden començar a prohibir el Català, que així començarem més aviat a c... (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- Hong (nitranga in-3) : Amin'ny maha-mpiara-mamorona ny #HKSocial ( haino aman-jery sosialy miorina any Hong Kong) dia tiako ny mizara ny fahalalàna momba ny haino aman-jery sosialy (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- variraraka (nitranga in-2) : Mpivady tera-tany Karàna no norarafan'ny jiolahy tamin'ny tifitra variraraka, tao anaty fiarany (Antsiranana – Karàna mpivady matin’ ny tifitra variraraka)
- sentència (nitranga in-2) : La sentència afegeix una nova càrrega a l'ús normal del català a l'aula (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- Today (nitranga in-4) : Efa efa-bolana izay no nanokafan'i Elle Lee (@ElleIconLee) sy Casey Lau (@hypercasey) Youtube mba hanaparitahana ny Weibo Today izay fandaharana isan-kerinandro ao anaty aterineto manasongadina ireo lohateny malaza avy amin'ireo tambajotra sosial... (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- tanàna (nitranga in-5) : tafintohina amin'ny fitokonan'ny mpampianatra ny ben'ny tanàna maro ao Ambilobe
Misy mpampianatra sasany ao amin'ny Zap Ambilobe, mpikambana amin'ny Sempama, mitety toeram-pianarana ka mandrahona izay mampianatra (« Hiragasy makotrokotroka » – Hifandona ao amin’ny Lapan’ny tanàna i Sahavato sy Rafarahasimanga Georgine)
- punk (nitranga in-4) : haingo manome lanja ny loko marevaka
Efa lamaody mahazo vahana eto amintsika koa ny gadon-kira punk (Lamaody PUNK)
- Cenit (nitranga in-2) : Ny 30 jolay izao no hanao tomban'ezaka mahakasika ny asa vita sy ny mbola hatrehin'izy ireo mahakasika ny fanomanana ny fifidianana ireo tompon' andraikitry ny Cenit (Fifidianana – Ho avy amin’ny herinandro ambony ireo iraky ny Onu)
- ampiasay (nitranga in-2) : “Mialoha ny hametrahana ireny fitaovana fitsinjarana herinaratra ireny dia efa anaovana fanadihadiana mialoha ny fitaovana ampiasain' ny faritra iray (Andrandrakely Saropody – Namotika entana maro ny fiovaovan’ ny herinaratra)
- Shinoa (nitranga in-4) : te-hahalala ny zava-miseho ao amin'ny haino aman-jery sosialy any Shina nefa tsy mahay miteny Shinoa ve ianao (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- Vakinankaratra (nitranga in-2) : Efa saika resy teo amin'ny segaondra farany ho an'ny lalao ampahefa-dalana fahatelo ny As sfx teo amin'ny fihaonan'izy ireo sy ny 3fbc avy any Vakinankaratra (BUCAS Antanimena – Nifanentana ny mpamboly vary)
- cuir (nitranga in-3) : Ny ambonin'ny zipo na pataloa kosa matetika misy lobaka ary mazàna ihany koa asiana »blouson cuir » na »gilet cuir » miloko mainty (Lamaody PUNK)
- Albert (nitranga in-2) : raha tian'ny ankolafy Zafy Albert hisokatra ny fanadihadiana mahakasika ny fitoriana napetrak'izy ireo momba ny varomaizina andramena eto Madagasikara dia tokony hamerina manam- boatra ny votoatin'ny fitoriana napetrany izy ireo (Raharaha Andramena – Nasaina namerina fitoriana ry Zafy Albert)
- segaondra (nitranga in-2) : Efa saika resy teo amin'ny segaondra farany ho an'ny lalao ampahefa-dalana fahatelo ny As sfx teo amin'ny fihaonan'izy ireo sy ny 3fbc avy any Vakinankaratra (Basket ball U 20 – Nalalaka ny lalan’ireo solontenan’Analamanga)
- fahalalàna (nitranga in-2) : Amin'ny maha-mpiara-mamorona ny #HKSocial ( haino aman-jery sosialy miorina any Hong Kong) dia tiako ny mizara ny fahalalàna momba ny haino aman-jery sosialy (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- mpikatroka (nitranga in-2) : Isan'ny hampiavaka an'ity hetsika ity ihany koa ny fampisehoana hataon'ireo mpikatroka Jiu-Jitsu sy Judo ary karate avy any Maorisy sy Madagasikara mandritra ny fifaninanana (Sombiny)
- [[[cat]]] (nitranga in-3) : Indray mandeha indray, nibahan-toerana tanteraka tao amin'ny tontolon'ny bilaogy ny adihevitra momba ny fiteny Catalogne, taorian'ny didy noraisin'ny Fitsarana Tampony Espaniola tsy ela akory izay [cat] manafoana ny fampilonana fiteny ho an'ny ankiz... (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- Kong (nitranga in-2) : Sady niaina tany Shina aho no niaina tany Andrefana, ankehitriny aty Hong Kong izay manana kolontsaina marolafy (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- Enap (nitranga in-3) : karazana bala toy izao no very tao amin'ny Enap Toamasina
Nanaovan'ny jiolahy amboletra ny seko-lim-pirenena mano- fana ireo mpiandry fonja (Enap) any Toamasina, ny 5 jolay teo tamin'ny 1 ora maraina (Toamasina – Bala 1000 voaroba tao amin’ny sekolin’ny mpiandry fonja)
- beso (nitranga in-2) : Namoaka ny «Nitondra tsiky», rakikira hiarahana i Joro, mpanakanto malagasy monina sy miasa any Frantsa sy i Fanaiky, fantatra loatra amin'ny fifehezany ny gitara beso (« Nitondra tsiky » – Hiara-dia ao anaty rakikira iray i Joro sy Fanaiky)
- fampilonana (nitranga in-2) : Indray mandeha indray, nibahan-toerana tanteraka tao amin'ny tontolon'ny bilaogy ny adihevitra momba ny fiteny Catalogne, taorian'ny didy noraisin'ny Fitsarana Tampony Espaniola tsy ela akory izay [cat] manafoana ny fampilonana fiteny ho an'ny ankiz... (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- fampiasàna (nitranga in-2) : Tetika iray iny hamongorana ny fampiasàna matetika ny fiteny any an-tsekoly, ary mifamadika amin'izany, any amin'ny fiaraha-monina (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- Ramamonjisoa (nitranga in-2) : Vokatra izay niarahany tamin'ny trano mpamokatra Dosol ary teo ambany fitantanan'i Andry Ramamonjisoa, mpitendry gitara sy mpandrindra fantatra eo amin'ny tontolon' ny rock (Mozika rock – Miala any Romina sy ny «Folo ny hafatro»)
- Roméo (nitranga in-2) : Nangonin'i Roméo Andriamihaja (Sombim-baovao)
- Sempama (nitranga in-3) : tafintohina amin'ny fitokonan'ny mpampianatra ny ben'ny tanàna maro ao Ambilobe
Misy mpampianatra sasany ao amin'ny Zap Ambilobe, mpikambana amin'ny Sempama, mitety toeram-pianarana ka mandrahona izay mampianatra (Mpampianatra – Nilaza ho efa tapaka karama ireo mpitarika ny sendika)
- Shina (nitranga in-9) : te-hahalala ny zava-miseho ao amin'ny haino aman-jery sosialy any Shina nefa tsy mahay miteny Shinoa ve ianao (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- fakàna (nitranga in-2) : Nisy trangana fikasana hanao fakàna an-keriny tao Toamasina tamin'iny herinandro lasa iny (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- varomaizina (nitranga in-2) : raha tian'ny ankolafy Zafy Albert hisokatra ny fanadihadiana mahakasika ny fitoriana napetrak'izy ireo momba ny varomaizina andramena eto Madagasikara dia tokony hamerina manam- boatra ny votoatin'ny fitoriana napetrany izy ireo (Raharaha Andramena – Nasaina namerina fitoriana ry Zafy Albert)
- anto (nitranga in-2) : Ny voka-bary niakatra farany teo izay efa mihalany no anton'io fiakarana io (Sombiny)
- tanjaky (nitranga in-2) : Tranga hita amin' ny faritra maro eto an-dreni-vohitra sy ny manodidina ny fisian'ny trangana fiova- ovan'ny tanjaky ny herinaratra (Andrandrakely Saropody – Namotika entana maro ny fiovaovan’ ny herinaratra)
- lalàna (nitranga in-3) : Raha tsy nanisy tohiny ny fitoriana nataon'ity ankolafy ity mantsy ny teo anivon'ny Mpampanoa lalàna dia nanatona ny teny anivon'ny Bianco, izay nahazo dikan'ny fitoriana, ry Zafy Albert (Lany henatra)
- tiako (nitranga in-2) : «Ako sy tiako no heverina fa vokatra hatolotray mirahalahy ny mpankafy mozika tamin'izany fotoana (Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy)
- Catalogne (nitranga in-2) : Indray mandeha indray, nibahan-toerana tanteraka tao amin'ny tontolon'ny bilaogy ny adihevitra momba ny fiteny Catalogne, taorian'ny didy noraisin'ny Fitsarana Tampony Espaniola tsy ela akory izay [cat] manafoana ny fampilonana fiteny ho an'ny ankiz... (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)
- Karàna (nitranga in-3) : Mpivady tera-tany Karàna no norarafan'ny jiolahy tamin'ny tifitra variraraka, tao anaty fiarany (Antsiranana – Karàna mpivady matin’ ny tifitra variraraka)
- hitantana (nitranga in-2) : BAOLINA KITRA
Mpitsara tamin'ny Can no hitantana ny lalao famaranana (Sombim-baovao)
- Catalan (nitranga in-11) : #somescola mandika ny hoe #WeAreSchool, raha #ANCat kosa ho an'ny bitsika manohana ny fahaleovan-tena Catalan ao Espaina (Espaina: Tsy Fifanarahana Taorian'ny Fanafoanan'ny Fitsarana Tampony Ny Fampidirana Ny Catalan)