Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/24 Desambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-1 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- ankandasitra (nitranga in-1) : Ny kanetin-jaza anefa no misy ankandasitra, ary ny antoandro fitery ronono no ilaozan'ny omby mihahaka (Ankamantatra)
- Szeged (nitranga in-2) : Nanomboka ny Alatsinainy izany fanoherana izany tany atsimon'ny Hongria tanànan'i Szeged, izay nanaovan'ireo mpianatra fitokonanana teo amin'ny biraon'ny Governemanta:
Tato aoriana, HaHa sy ireo Fikambanana rehetra hafa dia nanangana sehatra tamina valan-dresaka tao amin'ny iray amin'ireo fonenan'ny mpianatra ao amin'ny oniversite ELTE, izay nanapahan'izy ireo teboka fototra dimy ampiana iray [hu] izay tena mila fivoarana: 1 (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- nanavoitra (nitranga in-1) : Na dia noafahana aza izy ireo ora vitsivitsy taty aoriana dia maro ny mpiserasera no nanavoitra ‘zava-nisy nampihomehy' fa efa nosamborina noho ny tolona hitakiana ny zo demokratika nandritra ny tetezamitan'i Hongria hizotra ho amin'ny demokrasia ihany koa ny praiminisitra Viktor Orbán (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- Coliseum (nitranga in-2) : tonga maro nanotrona ireo mpihira ny mponin'Antananarivo
Taorian'ny fitokanana niarahana tamin'ireo mpanakanto teo amin'ny tontolon'ny hira madinika, dia nitohy tamin'ny antsam-piderana niarahana tamin'ireo mpanakanto maro ny fampisehoana nisantarana ny « Coliseum de Madagascar» eny Antsonjombe (Vokatry ny lozam-pifamoivoizana – Nodisoin’i Firmin ny resabe momba ny fahasimban’ny tarehiny)
- fampitondrana (nitranga in-1) : Tsy nisy nanisy tohin'ny resaka taty aminay na i Alain Ramaroson na ireo mpitory azy maromaro, taorian'ny fampiatoana ilay didy fampitondrana (Raharaha Alain Ramaroson – Miandry baiko avy amin’ny Fitsarana ny tohinfny fitoriana)
- fahasalamana (nitranga in-1) : Tao anatin' ireo trangana fahapoizinana ara-tsakafo 600 isa nanaovan'ny ivon-toerana misahana ny fanaraha- maso ny fahasalamana sy ny kalitaon'ny sakafo (Acsqda) fitsirihana, tao nandritra iny enim-bolana voalohan'ny taona 2012 iny, dia avy amin'ny tsy fitandremana tamin'nyfikarakarana sakafo ny 80%-n'ny fahavoazana (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- nizaràna (nitranga in-1) : Nifan- indry tamin'izay koa ny fetin'ny minisiteran'ny Fanabeazana izay nizaràna entana samihafa sy kilalao ho an' ny zanaky ny mpiasa sy ireo mpiasa mano- didina ny 3 000 (Tapatapany)
- 2018 (nitranga in-1) : Mahakasika ny fihaonany tamin'ny minisitry ny Raharaham-bahiny frantsay, Laurent Fabius ka nilazan'ity farany fa « mbola tanora ny Filohan'ny tetezamita ka afaka milatsaka amin'ny 2018 » dia nilaza ny Filohan'ny tetezamita fa « tolo-kevitra no nataon'io tompon'andraikitra io fa tsy fanerena akory (Filatsahan-kofidiana – Milaza fa efa manan-kevitra saingy hiandry taom-baovao Rajoelina)
- Orbán (nitranga in-3) : Tamin'ny Jona 2012, ny Praiministra Hongroà Viktor Orbán dia niresaka [hu] mikasika “ireo mpianatry ny siansa mahaolona [mandany andro any amin'ireny trano fisotroana ireny] (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- lalàmben' (nitranga in-1) : HaHa dia nitatitra fa ireo mpianatra avy ao amin'ny sampam-pianarana ambony ireo dia nandeha nitety ireo lalàmben'ny tanànan'i Pécs any amin'ny faritra atsimo andrefan'i Hongria sy ny tanànan'i Békéscsaba faritra atsimo atsinanan'i Hongria (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- fahapoizinana (nitranga in-3) : Tao anatin' ireo trangana fahapoizinana ara-tsakafo 600 isa nanaovan'ny ivon-toerana misahana ny fanaraha- maso ny fahasalamana sy ny kalitaon'ny sakafo (Acsqda) fitsirihana, tao nandritra iny enim-bolana voalohan'ny taona 2012 iny, dia avy amin'ny tsy fitandremana tamin'nyfikarakarana sakafo ny 80%-n'ny fahavoazana (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Udrc (nitranga in-1) : Raha natokana ho fanombohana ny fikaroham-bahaolana eo amin' ny samy Malagasy hialana amin'ny krizy ity fotoana ity, dia ireo mpanao politika avy amin'ny antoko Tanora malagasy vonona, ny Udrc, ary ny miaramila no nahatonga solontena nanatrika izany (Ambatovinaky – Nanindrom-paingotra ireo mpifanandrina ny FFKM)
- sasàna (nitranga in-1) : “Tokony hadio ny fitaovana ampiasaina sy ny sakafo karakaraina, izany hoe sasàna tsara (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- hovatsiana (nitranga in-1) : Nanomboka ny Alatsinainy 10 Desambra izany fanoherana izany, ary mbola nitohy hatramin'ny androany Alakamisy izany taorian'ny fanambaran'ny [hu] governemanta, fa ny taona 2013 dia mpianatra 10480 amin'ny lisea ihany no azon'izy ireo hovatsiana ara-bola (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Márk (nitranga in-1) : […]
Izany petraka hafahafa izay noraisin'ny Foiben'ny Sendikan'ny mpianatra izany dia voaporofo tamin'ny alalàn'ny fihetsikin'ny Filohan'ny Firaisan'ny mpianatra ao amin'ny Oniversite an'i Szeged, Márk Török, izay niezaka nandresy lahatra ireo mpianatra izay niara-nitokona fa tsy ara-dalàna izao hetsika izao (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Hangariana (nitranga in-1) : Mba hanampiana ireo tanora, ny komity Hangariana Helsinki dia nanoratra tao amin'ny bilaoginy ireo fanontaniana mila valiny FAQ [hu] momba ny zon'ireo mpianatra mivondrona (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- hoavinay (nitranga in-1) : Tsy avelanay hisy andrombaka eto am-pelatànanay ny hoavinay (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- nomelohan' (nitranga in-1) : Ny mpikambana ao amin'ireo sendika eo an-toerana dia nameno ny oniversite tao Budapest [hu] tamin'ny Febroary, nefa nomelohan'ny [hu] Foiben'ny Sendikan'ny mpianatra ao amin'ny oniversite izany hetsika izany (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- fitomboka (nitranga in-1) : Ho an'ny hena dia ireo hena misy fitomboka ihany no tokony hovidina (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Norolalao (nitranga in-2) : Ny filoha lefitra, Norolalao Ramanantsoa, no mitana vonjimaika ny toeran'ny filohan'ny federasiona mandra- pahavitan'ny fifidianana, amin'ny 16 febroary ho avy izao, araka ny fitsipika anatiny ho an'ity federasiona ity (Federasionan’ny Atletisma – Nametra-pialana tsy ho Filoha intsony i Christian Razafimahefa)
- ampifilafilay (nitranga in-1) : ampifilafilain'ingahy Andry Rajoelina ireo liam-baovao momba ny filazany na ho kandidà na tsia amin'ny fifidianana Filoham-pirenena amin'ny taona ho avy ny tenany (Tsy mampanahiran-tsaina)
- maripàna (nitranga in-2) : Nomarihin'ity biolojista ity fa eo anelanelan'ny 37° sy 44° ny maripàna tena mahavelona sy mampiroborobo ny mikraoba (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- teotr' (nitranga in-1) : Mety ho tsara araka izany ny teotr'andro amin'ny faran'ny taona”, hoy ihany ny fanampim-panazavan' ny teknisianina (Toetr’andro – Hikija ny orana mandritra ny fetin’ny Noely)
- nandaniany (nitranga in-1) : Somary sahirana ihany i Firmin raha nanontaniana ny nandaniany ny androany nandritra izay fito volana mahery tsy nahafahana nihetsika tamin'ny mozika izay (Vokatry ny lozam-pifamoivoizana – Nodisoin’i Firmin ny resabe momba ny fahasimban’ny tarehiny)
- nampiantàna (nitranga in-1) : Momba ny Hetsika sosialy, raha misy olona iray mahantra, tsy hisanda mitovy amin'ny manana izy, fa ny rafim-pampianarana amin'izao fotoana izao, na omaly ary na tamin'ny folo taona lasa dia nisy fetra ary dia nanjary noferana hatrany hatrany izany nefa dia tena nampiantàna ireo zanaky ny manan-katao izany (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- lagara (nitranga in-1) : Azon'ny ekipan'ny lagara UAS Cheminot na ny Besetroka ihany ny anaram-boninahitra tompondakan'i Madagasikara nandritra ny lalao famaranan'ny Top-8 eo amin'ny taranja baolina lavalava (Rugby «Top 8» – Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ny Besetroka)
- nanone (nitranga in-1) : Nisy olona tonga nanone hevitra fa tsy tokony ho ny mahatery ny mpianatra ihany no ho resahina fa eo ihany koa ny mikasika ny fiaraha-monina amin'ny ankapobeny ihany koa (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- amatsiany (nitranga in-1) : Firenena mampiasa Euro mantsy no be amin'ireo fanjifan' ireo toeram-pivarotana lehibe ireo ny entana amatsiany ny tsena eto amintsika (Tsara hay)
- Fafahcop (nitranga in-1) : Teo amin'ny laharana fahatelo vao hita i Guiguibone sy Fafahcop, izay nitondra Mitsubishi Evo IX, tara 1'18 taorian' i Olivier (« Rallye des pilotes » – Noporofoin’i Olivier ny maha tompondaka azy)
- hampieritreritra (nitranga in-1) : Tsara ny mihevi-tena hatrany fa matan- jaka sy mamim-bahoaka, saingy tokony hampieritreritra raha toa ka tsy miteraka fihetseham-po firy tahaka ny inona eo amin' ireo vahoaka andrandrainareo izany resaka filatsahan-kofidiana na tsia amin'ny fifidianana Filoham-pirenena izany (Tsy mampanahiran-tsaina)
- Pantekôty (nitranga in-2) : tsy afaka hihira sy hiakatra an-tsehatra intsony ; namboarina tamin'ny ivon-toerana iray eny 67Ha ny tarehiny ; … Isan'ny resabe momba an'i Firmin Andrianiaina ireo, taorian'ny lozam-pifamoivozana nahazo ny tarika nisy azy ny alatsinainin'ny Pantekôty lasa teo teny amin'ny lalan'i Moramanga (Vokatry ny lozam-pifamoivoizana – Nodisoin’i Firmin ny resabe momba ny fahasimban’ny tarehiny)
- anirian' (nitranga in-1) : Sakafo feno anefa ny atody hany ka tena mora anirian'ny mikraoba (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- lalàna (nitranga in-4) : Ny Praiminisitra Omer Beriziky etsy andaniny dia velom-panantenana, raha nilaza teny Mahazoarivo tamin'ny zoma fa « ny fotoana hametrahana ity andrim-panjakana ity sisa no andrasana, satria efa nivoaka ny lalàna mahakasika izany » (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- megaphones (nitranga in-1) : Rehefa hisintaka ny tetezana ny mpanao fihetsiketsehana dia nosamborin'ny [hu] polisy nanao fefin'ny diabe ny mpianatra telo izay nanentana ny dinidinika tamin'ny alalan'ny megaphones (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- Carole (nitranga in-1) : Misy hatramin'ny 12 ora alina ary efa niomana amin' izany, mba hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa”, hoy i Carole, mpanao volo etsy Antaninarenina (Mpanao volo, farmasia, … – Hiasa mandra-maraina ireo mpikarakara vahoaka)
- mampandositra (nitranga in-1) : Nanangana firenena iray izy ireo ka ireo zanaky ny tena manana ihany no afaka mahazo fampianarana ambony, firenena iray izay mampandositra amin'ny ambongadiny ireo fahaiza-manaon'ny tanora, izay ny ankamaroan'ireo nahazo fari-pahaizana dia tena vitsy mihoatra ny any amin'ireo firenena mandroso, ary firenena izay tsy hisy fivoarana mihintsy (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- haverimberina (nitranga in-1) : Raha ny nambaran'ireo biolojista eo anivon'ny Acsqda ihany dia tsy tokony haverimberina ampiasaina ny menaka (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- nanokafan' (nitranga in-1) : tao anatin'ny lanonan'ny mpianakavy no nanokafan' ireo ekipa avy eto amin' ny ligin'Analamanga ny kianja voarakotra bozaka tsy voajanahary eny Carion tamin'ny fomba ofisialy ny sabotsy teo (Kitra tany Carion – Nanaovan’Analamanga rodobe ny kianja)
- Firmin (nitranga in-14) : Karazana gadona maro no niakatra ny sehatra, toy ny Rock niaraka tamin-dry Stenny, ny gasigasy nentin'ny tarika Ny Fanilo, ny fiderana tamin'ny hira madinika nentin-dry Firmin, Antsan'i Kristy, Melky… Nandrasan'ireo mpijery maro ary namarana ity seho ity ny tarika Saotra sy Dera sy i Rija Rasolondraibe (Vokatry ny lozam-pifamoivoizana – Nodisoin’i Firmin ny resabe momba ny fahasimban’ny tarehiny)
- Voasingana (nitranga in-1) : Voasingana manokana eto ny voankazo sy legioma
• Tokony hahalany rano 1,5 litatra eo ihany koa ao anatin'ny iray andro • Tokony hoferana ny fisotroana alikaola sy ny ny fifohana sigara raha tsy te hanana olana eo amin'ny fandevonan-kanina • Tsara raha manao fanatanjahantena • Mahatonga ny tsy fahalevonan-kanina ny rarin-tsaina ka tokony hofehezina Soratra sy sary :Hanitry Ny Aina (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- hamatsiany (nitranga in-2) : Ohatra, rehefa fotoana famandrihan'ireo mpandraharaha ara-tsolika ny solika hamatsiany ny tsena eto an-toerana dia miakatra ny sandan'ny dôlara satria ambony ny tinady amin'ny dôlara, mari-bola ividianana ny solika (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- nampitaintaina (nitranga in-1) : Lavon'izy ireo tamin'ny alalan'ny isa 30 no ho 25 omaly tetsy amin'ny kianjaben'i Mahamasina ny TFM Ankasina, nandritra ny lalao famaranana, izay nampitaintaina ny mpanohana ny roa tonta hatramin'ny fiafarany (Rugby «Top 8» – Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ny Besetroka)
- Hallgatóy (nitranga in-1) : Ireo fanoherana amin'izao fotoana izao [hu] ao Bodapesta sy ireo tanàn-dehibe hafa dia nokarakarain'ny sendikan'ireo mpianatra ao an-toerana manana anarana hoe Hallgatói Hálózat (”tambajotran'ny mpianatra”) na HaHa, ny Fikambanan'ny mpianatra nasionaly (HÖOK), ny Tambajotran'ny Mpampianatra oniversite (Oktatói Hálózat, OHA), ny Tambajotran'ny fahalalàhana amin'ny fandaharan'asam-pampianarana (Hálózat a Tanszabadságért, HAT) ary ny Tambajotran'ny Ray aman-dReny(Szülői Hálózat) (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Muraille (nitranga in-1) : rehefa nahavita 26 taona nanompoana ny taranja fototra atletisma dia nanapa-kevitra ny hijanona amin'izay i Christian James Razafimahefa, izay filohan'ny federasiona malagasin'io taranja io, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin'ny Muraille de Chine Analakely (Federasionan’ny Atletisma – Nametra-pialana tsy ho Filoha intsony i Christian Razafimahefa)
- nanompoana (nitranga in-1) : rehefa nahavita 26 taona nanompoana ny taranja fototra atletisma dia nanapa-kevitra ny hijanona amin'izay i Christian James Razafimahefa, izay filohan'ny federasiona malagasin'io taranja io, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin'ny Muraille de Chine Analakely (Federasionan’ny Atletisma – Nametra-pialana tsy ho Filoha intsony i Christian Razafimahefa)
- hahalany (nitranga in-1) : Voasingana manokana eto ny voankazo sy legioma
• Tokony hahalany rano 1,5 litatra eo ihany koa ao anatin'ny iray andro • Tokony hoferana ny fisotroana alikaola sy ny ny fifohana sigara raha tsy te hanana olana eo amin'ny fandevonan-kanina • Tsara raha manao fanatanjahantena • Mahatonga ny tsy fahalevonan-kanina ny rarin-tsaina ka tokony hofehezina Soratra sy sary :Hanitry Ny Aina (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- anatodizan' (nitranga in-1) : Miditra eo amin'ny mason-koditry ny atody iny araka izany ny loto amin'ny fotaka na honahona anatodizan'ny vorona (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Mérce (nitranga in-1) : Ny bilaogin'i Kettős Mérce dia namintina ny vokatr'iny zava-nitranga tamin'ny fanoherana ny Alatsinainy iny nanao hoe “Nanomboka ny ho avy” [hu] (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Frimin (nitranga in-1) : Naratra avokoa ireo olona 12 tao anatin'ny « minibus » nitondra an-dry Frimin, ary isan'ny naratra may voatery nentina notsaboina haingana tetsy amin'ny hopitaly Hjra i Firmin (Vokatry ny lozam-pifamoivoizana – Nodisoin’i Firmin ny resabe momba ny fahasimban’ny tarehiny)
- Hongroà (nitranga in-2) : Mpianatra Hongroà aman-jatony no nameno ny lalàm-be ho fanoherana izany ‘fifanarahana amin'ny mpianatra' izany (modely amin'ny teny anglisy [ (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Notombanan' (nitranga in-1) : Notombanan' ireo teknisianina hatrany fa hiverina amin'ny oram- pahavaratra tsotra isika, aorian'ireo telo andro ireo (Toetr’andro – Hikija ny orana mandritra ny fetin’ny Noely)
- andrombaka (nitranga in-1) : Tsy avelanay hisy andrombaka eto am-pelatànanay ny hoavinay (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Pécs (nitranga in-1) : HaHa dia nitatitra fa ireo mpianatra avy ao amin'ny sampam-pianarana ambony ireo dia nandeha nitety ireo lalàmben'ny tanànan'i Pécs any amin'ny faritra atsimo andrefan'i Hongria sy ny tanànan'i Békéscsaba faritra atsimo atsinanan'i Hongria (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Ramalanjaona (nitranga in-1) : I Rosa Rakotozafy kosa no apetraka ho sekretera jeneraly, raha mbola i Rolland Rafiakarana sy Lalaina Ramalanjaona no hitahiry ny vola eo anivon'izany lisitra hilatsaka hofidiana izany (Federasionan’ny Atletisma – Nametra-pialana tsy ho Filoha intsony i Christian Razafimahefa)
- barinandriana (nitranga in-1) : fIFANINANANA
Mpianatry ny Ceg Antanim- barinandriana, 10 taona no nahazo tamin'ny fifa- ninanana lalao “Fantaro”, momba ny fanabeazana ho olom-pirenena vanona, nokarakarain'ny OEMC avy amin'ny minisiteran' ny Fanabeazam-pirenena (Tapatapany)
- Rafiakarana (nitranga in-1) : I Rosa Rakotozafy kosa no apetraka ho sekretera jeneraly, raha mbola i Rolland Rafiakarana sy Lalaina Ramalanjaona no hitahiry ny vola eo anivon'izany lisitra hilatsaka hofidiana izany (Federasionan’ny Atletisma – Nametra-pialana tsy ho Filoha intsony i Christian Razafimahefa)
- dalàna (nitranga in-1) : Tsy tana intsony ny tsy fanarahan- dalàna nataon'ireo mpivarotra eny Behoririka sy ny manodidina, ny faran'ny herinandro lasa teo (Analakely Behoririka – Nobodoin’ny mpivarotra ny arabe)
- StumbleUpon (nitranga in-1) : Mpanoratra M L · Nandika Jentilisa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- beteravy (nitranga in-1) : Mety hanamboarana zava-pisotro avokoa na beteravy na poavrao na karaoty… Azo asiana voasary mankirana kely izany hanatsarana ny tsirony (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Resampa (nitranga in-1) : Izay fanapahan-keviny ihany kosa anefa dia manohana izahay », hoy kosa i Haja Resampa, sekretera jeneralin'ny Fiadidiana ny tetezamita, teny Antsonjombe (Filatsahan-kofidiana – Milaza fa efa manan-kevitra saingy hiandry taom-baovao Rajoelina)
- Razafindraibe (nitranga in-1) : Ho an'ny Komity manara-maso ny fifidianana (Kmf/cnoe) kosa dia milaza ho tsy mahalala izay mahakasika ny fepetra hananganana ity Ffm vaovao ity izy ireo ary tsy niresahana mahakasika izany mihitsy, araka ny nolazain'ny filohany Razafindraibe Ernest (Filankevitry ny fampihavanana Malagasy – Ireo fiarahamonim-pirenena telo tonta ihany no ho mpikambana)
- nampihomehy' (nitranga in-1) : Na dia noafahana aza izy ireo ora vitsivitsy taty aoriana dia maro ny mpiserasera no nanavoitra ‘zava-nisy nampihomehy' fa efa nosamborina noho ny tolona hitakiana ny zo demokratika nandritra ny tetezamitan'i Hongria hizotra ho amin'ny demokrasia ihany koa ny praiminisitra Viktor Orbán (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- Eduline (nitranga in-2) : ” Ny isan'ny mpianatra novatsiana tao amin'ny sampana kajy mirindra, injeniera ary ny siansan'ny zavaboary, etsy andanin'izany, dia nitombo tamin'ny 2011, hoy ireo habaka mpilaza vaovao hoan'ny mpianatra Eduline [hu] (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- alalàn' (nitranga in-1) : […]
Izany petraka hafahafa izay noraisin'ny Foiben'ny Sendikan'ny mpianatra izany dia voaporofo tamin'ny alalàn'ny fihetsikin'ny Filohan'ny Firaisan'ny mpianatra ao amin'ny Oniversite an'i Szeged, Márk Török, izay niezaka nandresy lahatra ireo mpianatra izay niara-nitokona fa tsy ara-dalàna izao hetsika izao (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- ratrizay (nitranga in-1) : Na inona ataon'izy ireo amin'izao fotoana izao dia fihariana marina ho amin'ny fahapotehana ratrizay izany (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Lalàna (nitranga in-1) : Raha araka ny hevitry ny Eduline [hu], ilay filaharana tany Bodapesta dia nanomboka teo amin'ny manodidina ny amin'ny 3 ora tolak'andro ary nifarana teo amin'ny manodidina ny tamin'ny 8 ora sy sasany alina teo amin'ny Lalàna Adam Clark (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- revolisiôna (nitranga in-1) : Ao ireo miaka-pofona nefa milaza fa tsy miraharaha izay fanapahan-kevitr'ity mpitarika ny revolisiôna vonimboasary tamin'ny taona 2009 ity (Tsy mampanahiran-tsaina)
- Danube (nitranga in-2) : Mpianatra mpitokona midina ny tetezana Petőfi ambonin'ny reniranon'ny Danube ao Bodapesta (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- mitataovovonan' (nitranga in-1) : Nizara io sombin-teny [hu] io tamin'ny alalan'ny fampisana ny sarin'i Orbán nosamborina tamin'ny 1988 sy ny sarin'ny mpianatra iray nosamborina amin'izao fotoana i Iray Arivoarivo [tapitrisa] Ho Fahalalahan'ny Gazety any Hongria, fantatra ihany koa amin'ny hoe Milla:
Tahaka ny manaiky ny fangatahan'ny mpianatra ihany ny governemanta hongroà, raha nambara tamin'ny mitataovovonan'ny alarobia fa haverina ho 55 (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- Nemeth (nitranga in-1) : Sarin'i Peter Nemeth, copyright © Demotix (19/12/2012) (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- 40610 (nitranga in-1) : (tamin'ny 2011, isan'ireo tafiditra ambaratonga voalohany dia mpianatra 40,610 ; tamin'ny 2012 - mpianatra 33,927) (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Rover (nitranga in-1) : Raha ny tatitra azo teo anivon'ny zandarimaria avy any an-toerana dia « fiara marika »Land Rover » hiakatra aty an-drenivohitra,izay an'ny Fitsarana ity tra-doza ity » (Lozam-pifamoivoizana – Fiara nilatsaka tany an-tanimbary nandratra olona telo)
- mpianatra' (nitranga in-1) : Mpianatra Hongroà aman-jatony no nameno ny lalàm-be ho fanoherana izany ‘fifanarahana amin'ny mpianatra' izany (modely amin'ny teny anglisy [ (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Gauloise (nitranga in-1) : Tsy azon'ny fiara nodiavina intsony ny lalana eo amin'ny « Gauloise » taloha midina eo amin'ny farihin'i Behoririka (Analakely Behoririka – Nobodoin’ny mpivarotra ny arabe)
- Hálózat (nitranga in-2) : Ireo fanoherana amin'izao fotoana izao [hu] ao Bodapesta sy ireo tanàn-dehibe hafa dia nokarakarain'ny sendikan'ireo mpianatra ao an-toerana manana anarana hoe Hallgatói Hálózat (”tambajotran'ny mpianatra”) na HaHa, ny Fikambanan'ny mpianatra nasionaly (HÖOK), ny Tambajotran'ny Mpampianatra oniversite (Oktatói Hálózat, OHA), ny Tambajotran'ny fahalalàhana amin'ny fandaharan'asam-pampianarana (Hálózat a Tanszabadságért, HAT) ary ny Tambajotran'ny Ray aman-dReny(Szülői Hálózat) (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- ELTE (nitranga in-1) : Nanomboka ny Alatsinainy izany fanoherana izany tany atsimon'ny Hongria tanànan'i Szeged, izay nanaovan'ireo mpianatra fitokonanana teo amin'ny biraon'ny Governemanta:
Tato aoriana, HaHa sy ireo Fikambanana rehetra hafa dia nanangana sehatra tamina valan-dresaka tao amin'ny iray amin'ireo fonenan'ny mpianatra ao amin'ny oniversite ELTE, izay nanapahan'izy ireo teboka fototra dimy ampiana iray [hu] izay tena mila fivoarana: 1 (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- ireoka (nitranga in-1) : olona telo mianaka no naratra tamin' ny fivadihan'ny fiara noentin'izy ireo,ka tany an-tanimbary no nifatratra, ny alakamisy 20 desambra teo tokony ho tamin'ny 8 ora alina, teo amin'ny toerana antsoina hoe Tsarafara ao amin'ny kaominina ambanivohitr'i Behenjy (Lozam-pifamoivoizana – Fiara nilatsaka tany an-tanimbary nandratra olona telo)
- azydia (nitranga in-1) : Ankoatra ny maha mpanjakan'ny salegy azy,dia nasehon'ity mpanakanto ity tamin'io takariva io ihany ny fahaizany manentana (Jao’s pub Ambohipo – Nangotraka ny salegy nentin’i Jaojoby)
- vitsivitsy (nitranga in-1) : Fahadiovana sy fitahirizana
Fitsipika fototra mikasika ny fahadiovana vitsivitsy, sady tsy sarotra no tokony harahina rehefa mikarakara sakafo (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- fiheverena (nitranga in-1) : Ny tena hadisoana dia ny fiheverena fa mahatoky izay lazainao sy manaraka ny hevitrao ny ankamaroan'ireo vaho-aka an-tapitrisany eto Madagasikara (Tsy mampanahiran-tsaina)
- Tôta (nitranga in-1) : “Isan'ireo kianja raitra eto Madagasikara no nomenareo anay ka mendrika hisaorana izany”, hoy i Henintsoa Rakotoarima-nana na
i Tôta, filohan'ny ligin'Analamanga (Kitra tany Carion – Nanaovan’Analamanga rodobe ny kianja)
- Play (nitranga in-1) : Nomena ny Savonnerie Tropicale Milalao (STM) kosa ny amboaran'ny Fair Play noho izy ireo tsy dia nahitana olana loatra teo amin'ireo lalao rehetra nataony (Rugby «Top 8» – Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ny Besetroka)
- mihoampàpana (nitranga in-1) : pdf] dia eto) - sy ilay famerana mihoampàpana ny isan'ireo mpianatra tafiditra amin'ny fampianarana ambony (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Hokajiana (nitranga in-1) : Hokajiana amin'ny alalan'ny fitambaran'ny naoty azony, isa azony tamin'ny fanadinana famaranan-taona ary fahafaham-panadinana hafa ny isa ahafahana miditra oniversite (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- dalan' (nitranga in-1) : Nidina teny an-toerana niaraka tamin'ny fiara tsy mataho- dalan'ny Emmo-sécurité ny zandary, ka raha vao nahita azy ireo tonga ireo voalaza fa olon- dratsy dia vaky nandositra », hoy ny tatitra azo teo anivon'ny zandarimaria tany an-toerana (Andoharanofotsy – Andian-dehilahy nivorivory nitondra fitaovam-piadiana)
- zavay (nitranga in-1) : Ny fisian'ny andian-drahona matevina manarona ny velaran-tanin'i Mada-gasikara mihitsy no noha- zavain'ireo teknisianina fa antony mahatonga ny oram-baratra (Toetr’andro – Hikija ny orana mandritra ny fetin’ny Noely)
- manamasaka (nitranga in-1) : Azo atao kosa anefa ny manamasaka azy satria ny hafanana dia mamono ny mikraoba”, hoy hatrany Ramamonjison Edouard Delphin (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Lalah (nitranga in-1) : Teo amin'ny sokajim-piarakodia “Side-by-Side Vehicle” (SSV), dia i Jaona Elita no nitana ny laharana voalohany, izay narahin'
i Lalah sy Rivo akaiky (« Rallye des pilotes » – Noporofoin’i Olivier ny maha tompondaka azy)
- megaphone (nitranga in-1) : Mpianatra nitazona megaphone nihiakiaka nandritra ny fihetsiketsehana tao Budapest tamin'ny alarobia (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- Rabenala (nitranga in-1) : Isan'ireny ry Toussaint Rabenala sy Hubert Rakotombelontsoa, izay hisahana ny toeran'ny filoha lefitra voalohany sy faharoa (Federasionan’ny Atletisma – Nametra-pialana tsy ho Filoha intsony i Christian Razafimahefa)
- kandidà (nitranga in-2) : Izy rahateo no kandidà natolotr'i Christian Razafimahefa hofidiana amin'ny fe-potoana olympika manaraka (Tsy mampanahiran-tsaina)
- Soalimanana (nitranga in-1) : Esory ilay menaka mandry aminy iny dia avereno andrahoina indray avy eo”, hoy ny torohevitr'i Harisoa Vaohirana Soalimanana Rakotoarisoa raha tsy te ho tratran'ny fivalanana (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- fraiche' (nitranga in-1) : Tsy tokony hasiana marikivy kosa ny sakafo raha manao saosy amin'ny ‘'crème fraiche mba hisorohana ny fivalanana (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- natavitavy (nitranga in-1) : Niova tokoa ny tarehiny, saingy tsy simba velively, fa natavitavy sy nahazohazo takolaka kosa (Vokatry ny lozam-pifamoivoizana – Nodisoin’i Firmin ny resabe momba ny fahasimban’ny tarehiny)
- hanovo (nitranga in-1) : Ary dia voatonon'ireo tanora marobe ny heviny ka niara-niaiky tao anatin'ny firaisankina sy niara-niteny fa tsy tokony hatao ho jerena voalohany ny fifaninana raha hanovo fahalalàna (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- mivorivory (nitranga in-1) : Raha ny fitantaran'ny olona iray monina eo amin'ny mano- didina ilay toerana dia « efa matetika no misy andiana lehilahy mivorivory tahaka izao eo amin'ny toerana nahitana azy ireo (Andoharanofotsy – Andian-dehilahy nivorivory nitondra fitaovam-piadiana)
- veteran (nitranga in-1) : Nisy ny lalao natokana handraisan' ireo sokajy veteran sy ireo kilonga madinika anjara tamin'izany (Kitra tany Carion – Nanaovan’Analamanga rodobe ny kianja)
- tanànan' (nitranga in-5) : Isan'ireo tonga nanatrika ity antsan-kira fiderana ity ny Filohan'ny tetezamita mivady, Andry Rajoelina, sy ny Filohan'ny delegasiona manokan'ny tanànan'Antananarivo mivady, Edgard Razafindravahy (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- teboky (nitranga in-1) : Nomarihan'izy ireo fa izany filaharana izany dia tsy natao ho mariky ny fihetsika demokratika fotsiny ataon'ireto tanoran'ny firenena ireto fa fanehoana ihany koa ilay teboky ny dimy ampiana iray mampiseho ny firaisankina miaraka amin'ireo tsy manana:
[…] Ny Fandresena omaly dia tsy ilay misoratra eo amin ny voalohan'ny pejy amin'ny gazety mpiseho isan'andro fotsiny fa kosa ho aminà zavatra roa loha (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- glasy (nitranga in-2) : Divay, saosy, vinaingitra, glasy
Tsy voatery ho ny fahapoizinana ara-tsakafo ihany anefa no mahazo rehefa fety fa eo ihany koa ny tsy fahalevonan-kanina (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- handainga (nitranga in-1) : Mampitandrina ny governemanta izahay tsy handainga intsony ary hanomboka hanamboatra ireo izay tokony ataony izy ireo amin'ny fampianarana, izany ataon'izy ireo hanoherany ny tenany fotsiny ihany fa hanoherany ny firenena ihany koa (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- hampahatezitra (nitranga in-1) : Asa raha tsy handiso fotoana izy ka tsy hampahatezitra na handiso fanantenana ireo liam-baovao indray, tahaka ny faha- tezeran'ireo akaiky azy raha voalaza fa mandainga ny Sadc sady nandiso ny anaran'i Andry Rajoelina, talohan'ilay fihaonana niresahana momba an'i Madagasikara farany teo tany Tanzania (Tsy mampanahiran-tsaina)
- Clark (nitranga in-1) : Raha araka ny hevitry ny Eduline [hu], ilay filaharana tany Bodapesta dia nanomboka teo amin'ny manodidina ny amin'ny 3 ora tolak'andro ary nifarana teo amin'ny manodidina ny tamin'ny 8 ora sy sasany alina teo amin'ny Lalàna Adam Clark (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- filàna (nitranga in-1) : Nolazain'ny mpianatra mazava teny amin'ny sehatra maro ny fahafantarany ny filàna fandoavan-tsaram-pianarana eny amin'ny sekoly ambaratonga ambony hongroà, saingy navoitran-dry zareo fa tsy matihanina ny halakin'ny fanapahan-kevitra natao ary mila fikarakarana matotra ny fanaovana izany (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- Tsarafara (nitranga in-1) : olona telo mianaka no naratra tamin' ny fivadihan'ny fiara noentin'izy ireo,ka tany an-tanimbary no nifatratra, ny alakamisy 20 desambra teo tokony ho tamin'ny 8 ora alina, teo amin'ny toerana antsoina hoe Tsarafara ao amin'ny kaominina ambanivohitr'i Behenjy (Lozam-pifamoivoizana – Fiara nilatsaka tany an-tanimbary nandratra olona telo)
- mangarahaha (nitranga in-1) : mba haneken'ny maro ny fijoroan'ireo mpikambana vaovao dia tsy maintsy hatao mangarahaha ny fomba fiasa rehetra (Filankevitry ny fampihavanana Malagasy – Ireo fiarahamonim-pirenena telo tonta ihany no ho mpikambana)
- 200° (nitranga in-1) : Any amin'ny 200° mantsy ny maripana ilaina vao mangotraka ny menaka (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- itahirizana (nitranga in-3) : Raha sakafo tahirizina any anaty vata fampangatsiahana indray dia tokony ho +4° ny maripana itahirizana azy (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Török (nitranga in-1) : […]
Izany petraka hafahafa izay noraisin'ny Foiben'ny Sendikan'ny mpianatra izany dia voaporofo tamin'ny alalàn'ny fihetsikin'ny Filohan'ny Firaisan'ny mpianatra ao amin'ny Oniversite an'i Szeged, Márk Török, izay niezaka nandresy lahatra ireo mpianatra izay niara-nitokona fa tsy ara-dalàna izao hetsika izao (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- hihainoana (nitranga in-1) : Fiantsoana an'i Alain Ramaroson hihainoana azy no anton'ilay didy fitondrana ka tokony hotanterahina izay (Raharaha Alain Ramaroson – Miandry baiko avy amin’ny Fitsarana ny tohinfny fitoriana)
- Kettős (nitranga in-1) : Ny bilaogin'i Kettős Mérce dia namintina ny vokatr'iny zava-nitranga tamin'ny fanoherana ny Alatsinainy iny nanao hoe “Nanomboka ny ho avy” [hu] (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- natsonika (nitranga in-1) : Ny sakafo avy navaingana efa natsonika kosa dia tsy tokony haverina havaingana intsony”, hoy Ramamonjison Edouard Delphin (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- pahavaratra (nitranga in-1) : Notombanan' ireo teknisianina hatrany fa hiverina amin'ny oram- pahavaratra tsotra isika, aorian'ireo telo andro ireo (Toetr’andro – Hikija ny orana mandritra ny fetin’ny Noely)
- pahavitan' (nitranga in-1) : Ny filoha lefitra, Norolalao Ramanantsoa, no mitana vonjimaika ny toeran'ny filohan'ny federasiona mandra- pahavitan'ny fifidianana, amin'ny 16 febroary ho avy izao, araka ny fitsipika anatiny ho an'ity federasiona ity (Federasionan’ny Atletisma – Nametra-pialana tsy ho Filoha intsony i Christian Razafimahefa)
- mihontsakontsana (nitranga in-1) : Tsy mihontsakontsana ny atody vao rehefa ahontsana (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- saosy (nitranga in-5) : Divay, saosy, vinaingitra, glasy
Tsy voatery ho ny fahapoizinana ara-tsakafo ihany anefa no mahazo rehefa fety fa eo ihany koa ny tsy fahalevonan-kanina (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- fampisana (nitranga in-1) : Nizara io sombin-teny [hu] io tamin'ny alalan'ny fampisana ny sarin'i Orbán nosamborina tamin'ny 1988 sy ny sarin'ny mpianatra iray nosamborina amin'izao fotoana i Iray Arivoarivo [tapitrisa] Ho Fahalalahan'ny Gazety any Hongria, fantatra ihany koa amin'ny hoe Milla:
Tahaka ny manaiky ny fangatahan'ny mpianatra ihany ny governemanta hongroà, raha nambara tamin'ny mitataovovonan'ny alarobia fa haverina ho 55 (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- voahozongozon' (nitranga in-1) : Ary dia nandresy lahatra ny ankamaroan'ireo mpikarakara tamin'izany; nefa taorian'ny ady hevitra sy fandresen-dahatra dia ny demokrasia no namoaka ny fanapahan-kevitra, izay tsy avy tamina tenin'olon-tokana, fa tamin'ny fanarahana ny fanapahan-kevitr'ireo olona izay tena manana ny maha izy azy ka tsy voahozongozon'ny fijery maro isan-karazany (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- mihasimba (nitranga in-1) : “Raha averimberina ampiasaina noho izany ny menaka dia mihasimba (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Guiguibone (nitranga in-1) : Teo amin'ny laharana fahatelo vao hita i Guiguibone sy Fafahcop, izay nitondra Mitsubishi Evo IX, tara 1'18 taorian' i Olivier (« Rallye des pilotes » – Noporofoin’i Olivier ny maha tompondaka azy)
- navaingana (nitranga in-1) : Ny sakafo avy navaingana efa natsonika kosa dia tsy tokony haverina havaingana intsony”, hoy Ramamonjison Edouard Delphin (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- notombatombanan' (nitranga in-1) : Fepetra mbola tsy voafaritra mazava no horaisin'izy ireo, saingy notombatombanan'ny sasany fa mety hiverina ho toy ny tamin'ny herintaona ka hampihemotra indray ny fanadinana (Tapatapany)
- 10480 (nitranga in-1) : Nanomboka ny Alatsinainy 10 Desambra izany fanoherana izany, ary mbola nitohy hatramin'ny androany Alakamisy izany taorian'ny fanambaran'ny [hu] governemanta, fa ny taona 2013 dia mpianatra 10480 amin'ny lisea ihany no azon'izy ireo hovatsiana ara-bola (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Stenny (nitranga in-1) : Karazana gadona maro no niakatra ny sehatra, toy ny Rock niaraka tamin-dry Stenny, ny gasigasy nentin'ny tarika Ny Fanilo, ny fiderana tamin'ny hira madinika nentin-dry Firmin, Antsan'i Kristy, Melky… Nandrasan'ireo mpijery maro ary namarana ity seho ity ny tarika Saotra sy Dera sy i Rija Rasolondraibe (Antsan-kira tetsy Antsonjombe – Tsy nahasakana ireo mpijery ny orana nikija)
- poavrao (nitranga in-1) : Mety hanamboarana zava-pisotro avokoa na beteravy na poavrao na karaoty… Azo asiana voasary mankirana kely izany hanatsarana ny tsirony (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- mankirana (nitranga in-2) : Azo atao tsara ny mampifangaro ny vinaingitra sy menaka amin'ny voasary mankirana sy tantely ahazoana io saosy malefaka io (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Renault (nitranga in-1) : Fiara Renault Express iray no nandona lahy antitra iray teo akaikin'ny « Hotel de France » (Analakely – Lehilahy lehibe tsy naha-tsiaro tena nodonin’ny fiara)
- hitsingevana (nitranga in-1) : tokony hitsingevana ihany koa ny atody rehefa atao ao anaty rano (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- nikija (nitranga in-2) : Tsy nahasakana ireo olona an'aliny ny rotsak'orana nikija tamin'ny tolakandro (Toetr’andro – Hikija ny orana mandritra ny fetin’ny Noely)
- Rakotombelontsoa (nitranga in-1) : Isan'ireny ry Toussaint Rabenala sy Hubert Rakotombelontsoa, izay hisahana ny toeran'ny filoha lefitra voalohany sy faharoa (Federasionan’ny Atletisma – Nametra-pialana tsy ho Filoha intsony i Christian Razafimahefa)
- fahalalàhana (nitranga in-1) : Ireo fanoherana amin'izao fotoana izao [hu] ao Bodapesta sy ireo tanàn-dehibe hafa dia nokarakarain'ny sendikan'ireo mpianatra ao an-toerana manana anarana hoe Hallgatói Hálózat (”tambajotran'ny mpianatra”) na HaHa, ny Fikambanan'ny mpianatra nasionaly (HÖOK), ny Tambajotran'ny Mpampianatra oniversite (Oktatói Hálózat, OHA), ny Tambajotran'ny fahalalàhana amin'ny fandaharan'asam-pampianarana (Hálózat a Tanszabadságért, HAT) ary ny Tambajotran'ny Ray aman-dReny(Szülői Hálózat) (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Tanszabadságért (nitranga in-1) : Ireo fanoherana amin'izao fotoana izao [hu] ao Bodapesta sy ireo tanàn-dehibe hafa dia nokarakarain'ny sendikan'ireo mpianatra ao an-toerana manana anarana hoe Hallgatói Hálózat (”tambajotran'ny mpianatra”) na HaHa, ny Fikambanan'ny mpianatra nasionaly (HÖOK), ny Tambajotran'ny Mpampianatra oniversite (Oktatói Hálózat, OHA), ny Tambajotran'ny fahalalàhana amin'ny fandaharan'asam-pampianarana (Hálózat a Tanszabadságért, HAT) ary ny Tambajotran'ny Ray aman-dReny(Szülői Hálózat) (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- dôlara (nitranga in-3) : Ohatra, rehefa fotoana famandrihan'ireo mpandraharaha ara-tsolika ny solika hamatsiany ny tsena eto an-toerana dia miakatra ny sandan'ny dôlara satria ambony ny tinady amin'ny dôlara, mari-bola ividianana ny solika (Tsara hay)
- hahaverina (nitranga in-1) : Ireo mpifanandrina politika mikasa hirotsaka dia mieritreritra ny mba hanam-bintana hahaverina ny anto-bola hotakina amin'ny fifidianana na mba ho lany ho Filoha mihitsy raha tsy mirotsaka ny mpanorina ny antoko TGV (Ankamantatra)
- Vaohirana (nitranga in-1) : Esory ilay menaka mandry aminy iny dia avereno andrahoina indray avy eo”, hoy ny torohevitr'i Harisoa Vaohirana Soalimanana Rakotoarisoa raha tsy te ho tratran'ny fivalanana (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Razafindramonjy (nitranga in-1) : Rehefa fety toy izao anefa no tena mampirongatra ny fahapoizinana ara-tsakafo”, hoy Dr Razafindramonjy Jean, talen'ny Acsqda (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- Petőfy (nitranga in-1) : Mpianatra mpitokona midina ny tetezana Petőfi ambonin'ny reniranon'ny Danube ao Bodapesta (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- mpankanto (nitranga in-1) : Betsaka ny tsaho nandeha tamin'izany, toy ny hoe maty i Firmin, tsy afaka ny hiakatra an-tsehatra intsony fa potika ny tarehiny… Nifarana hatreo anefa izany resaka samihafa izany satria niverina an-tsehatra indray, nandritra ilay antsan-kira fiderana nandraisana mpankanto maro anjara tetsy amin'ny Coliseum Antsonjombe i Firmin afak'omaly (Vokatry ny lozam-pifamoivoizana – Nodisoin’i Firmin ny resabe momba ny fahasimban’ny tarehiny)
- hongroà (nitranga in-2) : Nizara io sombin-teny [hu] io tamin'ny alalan'ny fampisana ny sarin'i Orbán nosamborina tamin'ny 1988 sy ny sarin'ny mpianatra iray nosamborina amin'izao fotoana i Iray Arivoarivo [tapitrisa] Ho Fahalalahan'ny Gazety any Hongria, fantatra ihany koa amin'ny hoe Milla:
Tahaka ny manaiky ny fangatahan'ny mpianatra ihany ny governemanta hongroà, raha nambara tamin'ny mitataovovonan'ny alarobia fa haverina ho 55 (Mpanao Fihetsiketsehana Nibodo Tetezana, Mpianatra Telo Nosamborina)
- Bodapesta (nitranga in-3) : Ireo fanoherana amin'izao fotoana izao [hu] ao Bodapesta sy ireo tanàn-dehibe hafa dia nokarakarain'ny sendikan'ireo mpianatra ao an-toerana manana anarana hoe Hallgatói Hálózat (”tambajotran'ny mpianatra”) na HaHa, ny Fikambanan'ny mpianatra nasionaly (HÖOK), ny Tambajotran'ny Mpampianatra oniversite (Oktatói Hálózat, OHA), ny Tambajotran'ny fahalalàhana amin'ny fandaharan'asam-pampianarana (Hálózat a Tanszabadságért, HAT) ary ny Tambajotran'ny Ray aman-dReny(Szülői Hálózat) (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- fahalalàna (nitranga in-1) : Ary dia voatonon'ireo tanora marobe ny heviny ka niara-niaiky tao anatin'ny firaisankina sy niara-niteny fa tsy tokony hatao ho jerena voalohany ny fifaninana raha hanovo fahalalàna (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- hanamoràna (nitranga in-1) : Sakafo tsy lany daty ihany koa ary vidina eny anivon'ireo toeram-pivarotana ara-dalàna hanamoràna ny fanenjehana raha toa ka misy ny olana (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- havaingana (nitranga in-3) : Raha sakafo havaingana kosa dia tokony ho latsaky ny 0° (Fety aman-danonana – Fantaro ireo fomba fisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo)
- François (nitranga in-1) : Ny ampitson'io ihany fa tsy miandry ela dia hisy ny fihaonana amin'ireo izay voakasika rehetra amin'ity krizy ity sy ireo mpiara-miombon' antoka », hoy Angelo François Randriambe-loson, filohan'ny Sefip (Ambatovinaky – Nanindrom-paingotra ireo mpifanandrina ny FFKM)
- Békéscsaba (nitranga in-1) : HaHa dia nitatitra fa ireo mpianatra avy ao amin'ny sampam-pianarana ambony ireo dia nandeha nitety ireo lalàmben'ny tanànan'i Pécs any amin'ny faritra atsimo andrefan'i Hongria sy ny tanànan'i Békéscsaba faritra atsimo atsinanan'i Hongria (Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola)
- Mivadibadika (nitranga in-2) : « Mivadibadika », « tsy misy manery »
« Mivadibadika foana ny Filohan'ny tetezamita (Filatsahan-kofidiana – Milaza fa efa manan-kevitra saingy hiandry taom-baovao Rajoelina)