Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/25 Jolay 2015
Vokatry ny fitetezana izay maneho ny teny nitranga in-1 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Rakotomalala (nitranga in-1) : Raha ny fanazavan'ny depiote Lucien Rakotomalala, voafidy tao amin'ny distrikan'i Morombe, nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly tolakandro, dia saika maty tamin'ity fanafihan-dahalo mahery vaika ity ny zandriny. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- raha (nitranga in-4) : Niaiky izany fisolokiana avo lenta nataony izany izy, taorian'ny fanadihadian'ireo mpitandro filaminana, raha ny vaovao hatrany. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- ataon' (nitranga in-1) : Mitohy hatrany ny ezaka “opération pick pocket” ataon'ny polisy eny Analakely. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- nahatratrarana (nitranga in-1) : Nanapa-kevitra ny hametraka fitairanana ary ireto olona voasoloky, ka tamin'izany no nahatratrarana an'ity ramatoa ity. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- hanomezana (nitranga in-1) : Nangataka Ingahy Depiote mba hanomezana fitaovana raitra faran'izay haingana ireo mpitandro filaminana amin'ireo faritra anjakan'ny asan-dahalo hiverenan'ny fahalemana. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- appeared (nitranga in-4) : l
The post Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro appeared first on Midi Madagasikara. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- namonjy (nitranga in-2) : Raha ny loharanom-baovao voaray dia notambatambazin'ity lehilahy ity, izay avy namonjy tsena, io zazavavy kely io, saingy tsy azony. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- Mnitrisa (nitranga in-1) : Eric Mnitrisa
The post Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy appeared first on Midi Madagasikara. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- kosa (nitranga in-1) : Tsy voafaritra kosa hatreto, raha ny vaovao voaray, ny isan'ny omby very lasan'ireo dahalo. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- gara (nitranga in-1) : ny alarobia lasa teo, vazaha iray no voaendaka teo anoloan'ny gara Soarano. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- Depiote (nitranga in-1) : Nangataka Ingahy Depiote mba hanomezana fitaovana raitra faran'izay haingana ireo mpitandro filaminana amin'ireo faritra anjakan'ny asan-dahalo hiverenan'ny fahalemana. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- Taty (nitranga in-1) : Taty aoriana dia nojerana teny ifotony mihitsy ny laharan'ireo antontan-taratasy voalaza fa hokarakaraina, kanefa dia zavatra tsy mitombina akory. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- nojerena (nitranga in-1) : Rehefa nojerena dia tsy ampy taona ny telo, satria vao 16 taona, 14 taona ary 13 taona. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- nety (nitranga in-1) : Eric Mnitrisa
The post Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy appeared first on Midi Madagasikara. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- Distrikan' (nitranga in-1) : Eric Manitrisa
The post Distrikan'i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin'ny dahalo appeared first on Midi Madagasikara. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- nentina (nitranga in-1) : Noho ny ratra nahazo azy dia voatery nentina haingana namonjy toeram-pitsaboana ity zazavavy. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- mahatafiditra (nitranga in-1) : Araka ny vaovao dia nisoloky ho mahatafiditra mpiasa ao amin'ity ministera ity ny tenany ka mitaky vola efatra tapitrisa ariary isan'olona. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- hafa (nitranga in-2) : Marihina fa tsy izy irery no ao ambadik'ity fisolokiana ity, raha ny filazan'ny fampitam-baovao, fa mbola misy namany hafa, izay mbola karohina. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- naolana (nitranga in-1) : Eric Mnitrisa
The post Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy appeared first on Midi Madagasikara. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- depiote (nitranga in-1) : Raha ny fanazavan'ny depiote Lucien Rakotomalala, voafidy tao amin'ny distrikan'i Morombe, nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly tolakandro, dia saika maty tamin'ity fanafihan-dahalo mahery vaika ity ny zandriny. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- nikasa (nitranga in-1) : Lehilahy iray no nanatsatoka antsy zazavavy vao 12 taona monja, ka naratra tamin'ny lamosiny ity farany, raha nikasa ny handeha hitsoaka, rehefa tsy voaolan'ilay lehilahy. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- marobe (nitranga in-1) : nafotaka omaly naraina, tokony ho tamin'ny sivy ora, niala kelin'ny tanànan'i Manja, ny fifandonana teo amin'ny zandary sy fokonolona nanara-dia sy ireo dahalo marobe nirongo basy. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- balan' (nitranga in-1) : Vokatry ny fifampitifirana teo amin'ny roa tonta dia zandary iray sy olona telo mpanara-dia no maty lavon'ny balan'ny malaso. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- voasambotry (nitranga in-1) : Vehivavy iray mananiky ny 55 taona, mpiasa ao amin'ny ministeran'ny Fanabeazam-pirenena no voasambotry ny pôlisy avy amin'ny sampana miady amin'ny heloka bevava, ny alakamisy lasa teo, teny Ampefiloha. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- fifampitifirana (nitranga in-1) : Vokatry ny fifampitifirana teo amin'ny roa tonta dia zandary iray sy olona telo mpanara-dia no maty lavon'ny balan'ny malaso. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- Sakaraha (nitranga in-2) : nandriaka indray ny rà tany amin'ny distrikan'i Sakaraha ny alakamisy teo. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- fitairanana (nitranga in-1) : Nanapa-kevitra ny hametraka fitairanana ary ireto olona voasoloky, ka tamin'izany no nahatratrarana an'ity ramatoa ity. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- distrikan' (nitranga in-2) : Raha ny fanazavan'ny depiote Lucien Rakotomalala, voafidy tao amin'ny distrikan'i Morombe, nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly tolakandro, dia saika maty tamin'ity fanafihan-dahalo mahery vaika ity ny zandriny. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- Manitrisa (nitranga in-1) : Eric Manitrisa
The post Distrikan'i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin'ny dahalo appeared first on Midi Madagasikara. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- Mpiasana (nitranga in-1) : l
The post Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro appeared first on Midi Madagasikara. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- Ampefiloha (nitranga in-1) : Vehivavy iray mananiky ny 55 taona, mpiasa ao amin'ny ministeran'ny Fanabeazam-pirenena no voasambotry ny pôlisy avy amin'ny sampana miady amin'ny heloka bevava, ny alakamisy lasa teo, teny Ampefiloha. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- Morombe (nitranga in-1) : Raha ny fanazavan'ny depiote Lucien Rakotomalala, voafidy tao amin'ny distrikan'i Morombe, nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly tolakandro, dia saika maty tamin'ity fanafihan-dahalo mahery vaika ity ny zandriny. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- anjakan' (nitranga in-1) : Nangataka Ingahy Depiote mba hanomezana fitaovana raitra faran'izay haingana ireo mpitandro filaminana amin'ireo faritra anjakan'ny asan-dahalo hiverenan'ny fahalemana. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- nahita (nitranga in-1) : Tsy lavitra teo anefa, nisy polisy nahita ny fandehan-javatra. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- nojerana (nitranga in-1) : Taty aoriana dia nojerana teny ifotony mihitsy ny laharan'ireo antontan-taratasy voalaza fa hokarakaraina, kanefa dia zavatra tsy mitombina akory. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- Analakely (nitranga in-2) : Mitohy hatrany ny ezaka “opération pick pocket” ataon'ny polisy eny Analakely. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- mirarakopana (nitranga in-1) : Nanaitra ny sain'ny mpitondra fanjakana ity solombavambahoakan'i Madagasikara ity mba handray andraikitra amin'izay, fa mirarakopana loatra ny olona tsy manan-tsiny maty noho ny asan-dahalo. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- Lucien (nitranga in-1) : Raha ny fanazavan'ny depiote Lucien Rakotomalala, voafidy tao amin'ny distrikan'i Morombe, nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly tolakandro, dia saika maty tamin'ity fanafihan-dahalo mahery vaika ity ny zandriny. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- hokarakaraina (nitranga in-1) : Taty aoriana dia nojerana teny ifotony mihitsy ny laharan'ireo antontan-taratasy voalaza fa hokarakaraina, kanefa dia zavatra tsy mitombina akory. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- tanànan' (nitranga in-1) : nafotaka omaly naraina, tokony ho tamin'ny sivy ora, niala kelin'ny tanànan'i Manja, ny fifandonana teo amin'ny zandary sy fokonolona nanara-dia sy ireo dahalo marobe nirongo basy. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- Soarano (nitranga in-1) : ny alarobia lasa teo, vazaha iray no voaendaka teo anoloan'ny gara Soarano. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- tenany (nitranga in-1) : Araka ny vaovao dia nisoloky ho mahatafiditra mpiasa ao amin'ity ministera ity ny tenany ka mitaky vola efatra tapitrisa ariary isan'olona. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- naratra (nitranga in-1) : Lehilahy iray no nanatsatoka antsy zazavavy vao 12 taona monja, ka naratra tamin'ny lamosiny ity farany, raha nikasa ny handeha hitsoaka, rehefa tsy voaolan'ilay lehilahy. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- voaolan' (nitranga in-1) : Lehilahy iray no nanatsatoka antsy zazavavy vao 12 taona monja, ka naratra tamin'ny lamosiny ity farany, raha nikasa ny handeha hitsoaka, rehefa tsy voaolan'ilay lehilahy. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- post (nitranga in-4) : l
The post Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro appeared first on Midi Madagasikara. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- nampidirina (nitranga in-1) : Vola mitentina eo amin'ny telo tapitrisa ariary mahery teo no efa azony tamin'ireto mpianadahy ireto, kanefa mbola tsy nisy akory izay mangirana mikasika ireo antontan-taratasy nampidirina. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- naraina (nitranga in-1) : nafotaka omaly naraina, tokony ho tamin'ny sivy ora, niala kelin'ny tanànan'i Manja, ny fifandonana teo amin'ny zandary sy fokonolona nanara-dia sy ireo dahalo marobe nirongo basy. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- Raha (nitranga in-2) : Raha ny fanazavan'ny depiote Lucien Rakotomalala, voafidy tao amin'ny distrikan'i Morombe, nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly tolakandro, dia saika maty tamin'ity fanafihan-dahalo mahery vaika ity ny zandriny. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- ifotony (nitranga in-1) : Taty aoriana dia nojerana teny ifotony mihitsy ny laharan'ireo antontan-taratasy voalaza fa hokarakaraina, kanefa dia zavatra tsy mitombina akory. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- natao (nitranga in-1) : Tamin'ny fanadihadiana natao azy ireo dia samy niaiky ry zalahy fa tena mpanao an'io asa ratasy manendaka sy mangarom-paosy io. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- pôlisy (nitranga in-2) : Vehivavy iray mananiky ny 55 taona, mpiasa ao amin'ny ministeran'ny Fanabeazam-pirenena no voasambotry ny pôlisy avy amin'ny sampana miady amin'ny heloka bevava, ny alakamisy lasa teo, teny Ampefiloha. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- nosamborina (nitranga in-1) : Ireo roa lahy nosamborina voalohany mao dia efa maherin'ny 40 taona avokoa. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- nangony (nitranga in-1) : nangonin'i r. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- solombavambahoakan' (nitranga in-1) : Nanaitra ny sain'ny mpitondra fanjakana ity solombavambahoakan'i Madagasikara ity mba handray andraikitra amin'izay, fa mirarakopana loatra ny olona tsy manan-tsiny maty noho ny asan-dahalo. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- anoloan' (nitranga in-1) : ny alarobia lasa teo, vazaha iray no voaendaka teo anoloan'ny gara Soarano. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- ratasy (nitranga in-1) : Tamin'ny fanadihadiana natao azy ireo dia samy niaiky ry zalahy fa tena mpanao an'io asa ratasy manendaka sy mangarom-paosy io. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- antsy (nitranga in-3) : Lehilahy iray no nanatsatoka antsy zazavavy vao 12 taona monja, ka naratra tamin'ny lamosiny ity farany, raha nikasa ny handeha hitsoaka, rehefa tsy voaolan'ilay lehilahy. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- namita (nitranga in-1) : Efa misy amin'izy ireo koa no namita sazy tany am-ponja noho ny resaka haram-paosy. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- nisoloky (nitranga in-1) : Araka ny vaovao dia nisoloky ho mahatafiditra mpiasa ao amin'ity ministera ity ny tenany ka mitaky vola efatra tapitrisa ariary isan'olona. (Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro, www.midi-madagasikara.mg)
- pick (nitranga in-1) : Mitohy hatrany ny ezaka “opération pick pocket” ataon'ny polisy eny Analakely. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
- hiverenan' (nitranga in-1) : Nangataka Ingahy Depiote mba hanomezana fitaovana raitra faran'izay haingana ireo mpitandro filaminana amin'ireo faritra anjakan'ny asan-dahalo hiverenan'ny fahalemana. (Distrikan’i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin’ny dahalo, www.midi-madagasikara.mg)
- Eric (nitranga in-2) : Eric Manitrisa
The post Distrikan'i Manja : Zandary iray sy olona 3 matin'ny dahalo appeared first on Midi Madagasikara. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- notambatambazy (nitranga in-1) : Raha ny loharanom-baovao voaray dia notambatambazin'ity lehilahy ity, izay avy namonjy tsena, io zazavavy kely io, saingy tsy azony. (Sakaraha : Zazavavy 12 taona tsy nety naolana voatsatoka antsy, www.midi-madagasikara.mg)
- first (nitranga in-4) : l
The post Mpiasana ministera mpisoloky : Efa nahazo vola an-tapitrisany maro appeared first on Midi Madagasikara. (Analakely : Dimy lahy nanendaka vazaha voasambotra, www.midi-madagasikara.mg)
Tranonkala nahitana
Ovay- www.midi-madagasikara.mg – teny vaovao 64