Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/29 Jolay 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- fandraràna (nitranga in-4) : manodidina ny ampahefatra tapitrisa ny zaza bodo tandindonin'ny aretina lefakozatra, noho ny fandraràna ny fidiran'ny fanefitry ny lefakozatra ataon'ny Taliban any amin'ny faritra FATA (Federally Administrated Tribal Areas),na faritra ambany fifehe... (Pakistana: Ankizy 240.000 Tsy Nahazo Fanefitry Ny Lefakozatra)
- mandràra (nitranga in-2) : Wojdan Shaherkani (judo) sy Sarah Attar ( atletisma) no vehivavy roa voalohany hiaro ny sainam-pirenena, na dia mandràra ny vehivavy tsy handray anjara amin'ny fanatanjahatena aza ny finoana konservatisma (Pakistana: Ankizy 240.000 Tsy Nahazo Fanefitry Ny Lefakozatra)
- свобода (nitranga in-2) : Miaraha amin'ny Lingua amin'ity hazakazaka ho an'ny fahalalahana, freedom, libertà, liberté, libertad, llibertat, liberdade, свобода, özgürlük, szabadság, uhuru, свобода, Ελευθερία, Hettagol, Freiheit, wolność, Yɛrɛmahɔrɔnya, آزادی, স্বাধীনতা, 자유, ... (Maneran-tany: Hazakazaka Handikàna teny ny Fahalalahan'ny Aterineto)
- lalàna (nitranga in-5) : Ny Lehiben'ny polisy ao Beijing, Fu Zhenghua (傅政华)dia nilaza tamin'ireo mpanao gazety nanadihady fa ny manampahefana amin'ny filaminam-bahoaka dia hamporisika ny fampiharana ny lalàna manoloana ny varotra tsy ara-dalàna, ny fanelezana tsaho ady ny ... (Syria: Fampianarana An-tserasera Momba Ny Ady Sy Ny Fampiasana Fitaovam-piadiana)
- StumbleUpon (nitranga in-8) : Mpanoratra Ariel Moreno · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [es] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (“Don't Fear the Internet”: Fijoroana Vavolombelona Momba Ireo Anaran-tsehatra Sy Ny Fahalalahana Miteny)
- alàlan' (nitranga in-2) : manodidina ny ampahefatra tapitrisa ny zaza bodo tandindonin'ny aretina lefakozatra, noho ny fandraràna ny fidiran'ny fanefitry ny lefakozatra ataon'ny Taliban any amin'ny faritra FATA (Federally Administrated Tribal Areas),na faritra ambany fifehe... (Pakistana: Ankizy 240.000 Tsy Nahazo Fanefitry Ny Lefakozatra)
- الدين (nitranga in-2) : Aljohara namaly hoe :
- عاهرات_الاولمبياد تذكرونني بأوربا العصور المظلمة, تشتمون هذا و تقذفون تلك باسم الدين (Arabia Saodita : Nolazaina Fa Mpivaro-tena Ireo Solontena Vehivavy Voalohany Amin'ny Lalao Olaimpika)
- Fanambaràna (nitranga in-2) : mety miraikitra eo anoloan'ny fahitalavitra izao tontolo izao hijery ny fiatombohan'ny Lalao Olaimpika any Londra, fa ireo mpandika tenin'ny Global Voices Lingua kosa dia mientanentana amina fanamby hafa: ny Internet Freedom Translathon, hazakazaka h... (Maneran-tany: Hazakazaka Handikàna teny ny Fahalalahan'ny Aterineto)
- Panamá (nitranga in-3) : Naneho hevitra tahaka izao ny tranonkala En la jugada 507 (Amin'ny lalao 507) comments: El abanderado de Panamá es el Kanguro Irving Saladino, primer panameño en conseguir una presea dorada para nuestro país en unas olimpiadas, la misma fue en Beiji... (Manantena Ny Fandresen'ireo Atleta Valo Solontenany i Panama)
- aminà (nitranga in-4) : com
Misy ny fepetra takiana amin'ny fandraisan'ireo vehivavy anjara hiaro ny lokon'ny sainam-pirenena Saodiana : anisan'izany, ny tsy fandraisana anjara aminà taranja iarahan'ny lahy sy ny vavy (mixte), sy ny fanaovana akanjo nenti-paharazana (Syria: Fampianarana An-tserasera Momba Ny Ady Sy Ny Fampiasana Fitaovam-piadiana)
- fanambaràna (nitranga in-5) : 0)
Lingua dia miara-miasa amin'ny New American Foundation sy ny Free Press mba hanomezana ireo dika ofisialin'ilay fanambaràna ho amin'ny tenim-pirenena maro (Maneran-tany: Hazakazaka Handikàna teny ny Fahalalahan'ny Aterineto)