Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/29 Septambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- tatitry (nitranga in-2) : «Dahalo 18 eo ho eo mirongo basy sy zava-maranitra no nangalatra omby 76 tao amin'ilay tanàna», hoy ny tatitry ny zandarimaria avy any an-toerana (Fanafihana tany mandritsara – Nodoran’ireo dahalo ny tanàna dia lasa ny omby 18)
- Patisserie (nitranga in-2) : Ny ekipa laharana faharoa tamin'ny fifaninanana nokarakarain'ny ligin'Analamanga, ho an'ireo orinasa tamin'ny 15 – 16 septambra lasa teo, no hanampy ny Patisserie Royale, amin'izany dia ny Jirama (Kanetibe Orinasa – Hanampy ny Patisserie Royale atsy Maorisy ny Jirama)
- Bekily (nitranga in-2) : Latsaky ny 15 hatrany izany raha tsy manao io teknika io», hoy i Nestor Sylvestre, avy ao amin'ny fikambanana tantsaha Mitia, miompy vorontsiloza, any Bekily, faritra Androy ary tohanan' ny Tetikasa Tantsoroky ny Fampandrosoana eny Ambanivohitra efa ho herin- taona izao (Fiompiana – Manatsara ny atodin’ny vorontsiloza ny «mampisahy»)
- nanaovany (nitranga in-3) : «Rehefa natao ny famotorana dia nolazainy fa vokatry ny krizy no nanaovany io asa io ka 500 Ar no ivarotany ny fonosana rongony iray ary lehilahy iray no notondroiny ho mpamatsy azy ireo zava-mahadomelina ireo (Fiompiana – Manatsara ny atodin’ny vorontsiloza ny «mampisahy»)
- Star (nitranga in-2) : Nitety faritra maromaro teto an-drenivohitra ity kamiao menaben'ny Star ity manatanteraka izay fizaràna hafaliana izay (Coca-Cola – Nandalo teto Iarivo ny kamiao mizara fanomezana)
- Atallah (nitranga in-2) : Ny filohan'ny Kaongresin'ny tetezamita, Mamy Rako-toarivelo sy ny filohan'ny Cenit, Béatrice Atallah ary minisitra telo ka avy amin'ny ankolafy Ravalomanana ny roa, ireo ihany no tonga namaly ny fana- san'ny Masoivohon'i Sina (Fampielezan-kevitra mialoha – Miahiahy fikorontanana mialohan’ny fifidianana ireo mpanara-maso)
- mialohan' (nitranga in-2) : manahy mafy ny amin'ny mety hisian'ny tsy fila-minana mialohan'ny hiatrehana ny fifidianana ireo mpanara-maso ny fifidianana avy eto an-toerana (Fampielezan-kevitra mialoha – Miahiahy fikorontanana mialohan’ny fifidianana ireo mpanara-maso)
- fanambaràna (nitranga in-2) : «Mety hiteraka ny tsy fanga- raharahan'ny fifidianana no sady mety hitera-doza ho an' i Madagasikara izany ka tokony hatsahatra avy hatrany», hoy izy raha nanao fanambaràna tamina onjam-peo iray teto an-drenivohitra (Fampielezan-kevitra mialoha – Miahiahy fikorontanana mialohan’ny fifidianana ireo mpanara-maso)
- Miroslav (nitranga in-2) : baolina kitra
Nankasitrahan'ny filohan'ny FIFA i Miroslav Klose «Ohatra tsara eo amin'ny baolina kitra ny nasehon'i Miroslav Klose nandritra ny fihaonan'izy ireo sy ny Naples, na dia resy aza ny alarobia lasa teo», hoy i Sepp Blatter, filohan'ny federasiona iraisam-pirenen'ny baolina kitra (Fifa) (Any andafin’ny riaka)
- production (nitranga in-2) : Nandray fepetra, araka izany, ny mi'Ritsoka production, mpikarakara ny hetsika, ny hanafoana ireo tapakila famandrihana mitondra ny laharana 1001 ka hatramin'ny 1500 (Fampisehoana – Very ny tapakila famandrihana 500 an’ny tarika ‘Zay)
- Sina (nitranga in-3) : tsy tonga nanotrona ny lanonam-pankalazana ny faha-63 taonan'ny ni-tsanganan'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina, teny Nanisana ny ankamaroan'ireo lehibena Andrimpanjakana sy ireo minisitra eo anivon'ny Governemantan'ny tete-zamita, indrindra fa ireo akaikin'ny Filohan'ny tete- zamita, Andry Rajoelina (Fetim-pirenena – Vitsy mpamaly ny fanasan’ny Masoivohon’i Sina)
- voakaikitra (nitranga in-2) : «Na nanao ny vaksiny aza anefa ny olona iray dia tsy maintsy mandalo fitsaboana ihany, saingy kelikely kokoa ny fanahiana ny trangam-pahafatesana hihatra aminy ary moramora kokoa ny fitsaboana raha voakaikitra na voarangotry ny biby izy», raha ny fanazavany ihany (Fahasalamana – Ar 45 000 ny vaksiny fisorohana ny haromotana)
- daba (nitranga in-2) : Raha ny fantatra dia mitentina Ar 4 tapitrisa ny zavatra may tao amin'ireo trano voadoro, niaraka tamin'ny vary 60 daba (Fanantena fahadiovana – Voasarika koa ny mponina hafa avy any amin’ny faritra)
- Kenya (nitranga in-3) : nahaliana olona maro avy amin'ireo firenena avy ao Afrika Atsinanana, i Oganda sy Kenya ilay fifaninanana famatsiam-bola madiniky ny Rising Voices 2012 (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- Sotto (nitranga in-4) : Novalian'i Sotto ihany koa ny fiampangana azy ho naka tahaka bilaogera Amerikana tamin'ny kabary nataony momba ny loza ateraky ny fanabeazana aizana tsy voajanahary tamin'ny volana lasa teo (Filipina: Maniry Ny Hisian'ny Lalàna Ho Fitantanana Ny Bilaogy Ny Filohan'ny Loholona)
- Bunnya (nitranga in-3) : I Wakibu Bunnya (Kampala, Oganda) dia niasa niaraka tamin'ny Tetikasa Women Vibes, izay ahitàna ny sehatra fanofanana ny mediam-bahoaka ho an'ireo vehivavy tanora 12 avy any amin'ireo ambany tanàna Bwaise any Kampala (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- StumbleUpon (nitranga in-2) : Mpanoratra Eddie Avila · Nandika miora
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (1) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Filipina: Maniry Ny Hisian'ny Lalàna Ho Fitantanana Ny Bilaogy Ny Filohan'ny Loholona)
- tanàna (nitranga in-4) : Nampahatsiahivina ny maha andraikitry ny rehetra ny fanadiovana ny tanàna (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- Ogandà (nitranga in-2) : Ohatra, i Wakibu avy any Kampala dia afaka nifandray tamin'ireo nahazo famatsiana hafa avy any Ogandà himinavina hetsika any aoriana (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- tanatinà (nitranga in-2) : Vao haingana ireo vehivavy ireo no nandray anjara tanatinà tetikasa fanofanana ny fanaovan-gazetim-bahoaka, izay nianaran'izy ireo ny fomba hitaterana sy hitantarana ny tantarany manokana amin'ny alalan'ny fampiasàna ny media nomerika (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- nanamarihana (nitranga in-2) : filaharam-be no nanamarihana ny hetsika teny Mahamasina, omaly
Nahaliana olona maro ilay fanentanana ankalamanjana momba ny fahadiovana sy ny asan'ny mpanadio, nokarakarain'ny tanànan'Antananarivo renivohitra (Cua) sy ny fikambanana tsy miankina Enda OI ary ny Plafcco, tetsy Mahamasina, omaly (Sombiny)
- Foot (nitranga in-2) : fianarana hakingana amin'ny baolina kitra no tena ifantohan'ny Freestyle Foot
Tsy ny fampianarana araka asa fotsiny intsony izao no ahian'ny fikambanana OBS: Miady amin'ny fahantrana sy tsy fananana asa, fa hiditra amin'ny sehatry ny fanabeazana amin'ny sehatry ny fanatanjahantena ihany koa (OBS Freestyle foot – Hisokatra ny sekoly fianarana baolina kitra ho an’ny sahirana)
- Bank (nitranga in-2) : Ny Central Electricity Board, Barclays Bank, Beach Hotel, United Basalt Products ary ny Mauritius Commerial Bank no ekipa dimy hiaro ny voninahitr' i Maorisy amin'io fifaninanana io (Kanetibe Orinasa – Hanampy ny Patisserie Royale atsy Maorisy ny Jirama)
- Wakibu (nitranga in-3) : I Wakibu Bunnya (Kampala, Oganda) dia niasa niaraka tamin'ny Tetikasa Women Vibes, izay ahitàna ny sehatra fanofanana ny mediam-bahoaka ho an'ireo vehivavy tanora 12 avy any amin'ireo ambany tanàna Bwaise any Kampala (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- hampiasa (nitranga in-2) : Freddy Kamakei Sangiriaki (Narok, Kenya) dia niara-niasa tamin'ny tetikasa Peace an'ny Neighbour tao an-toerana, izay mikendry ny hampiasa sehatranà somaiso sy media sosialy mba hirotsahana anatin'ireo fanentanana fananganana ny fandriampahalemana (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- Freestyle (nitranga in-2) : fianarana hakingana amin'ny baolina kitra no tena ifantohan'ny Freestyle Foot
Tsy ny fampianarana araka asa fotsiny intsony izao no ahian'ny fikambanana OBS: Miady amin'ny fahantrana sy tsy fananana asa, fa hiditra amin'ny sehatry ny fanabeazana amin'ny sehatry ny fanatanjahantena ihany koa (OBS Freestyle foot – Hisokatra ny sekoly fianarana baolina kitra ho an’ny sahirana)
- Antesaka (nitranga in-5) : Mifanotrona ao Vangain- drano, faritra Atsimo Atsinanana, indray ireo Antesaka, manatanteraka ny andiany voalohany amin'ny hetsika «Hazolahy» (Vangaindrano – Nampiray ireo Antesaka ny hetsika «Hazolahy»)
- Emma (nitranga in-2) : rasolovoahangy Roseline Emma, vehivavy malagasy tokana, mpandraharaha momba ny fitrandrahana solika
Orinasa malagasy tokana sady voalohany mitrandraka solika amin'ireo 16 manao izany eto Madagasikara (Angovo – Kaompania malagasy hitrandraka solika any Bezaha)
- fampiasàna (nitranga in-2) : Nanofana ny mpikambana anatin'ny fikambanan'izy ireo mikasika ny fampiasàna ny mediam-bahoaka hanehoana ny sangan'asan'izy ireo, izay mampiasa ny haikanto ho an'ireo ezaka fisorohana sy fanairana mikasika ny olana ara-pahasalamana tahaka ny VIH/SIDA sy ny raboka mihatra amin'ny vondrom-piarahamonina ao an-toerana (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- bemidina (nitranga in-2) : Noho izy ireo tsy nanana na tsy nitondra taratasy filazana ny mombamomba azy no anton'io, tohin'ny bemidina nanaovana fisavana ny teratany vahiny mandalo sy monina eto amintsika (Fanaraha-maso – Teratany vahiny 11 tratra tsy nanana taratasy)
- Royale (nitranga in-2) : Ny ekipa laharana faharoa tamin'ny fifaninanana nokarakarain'ny ligin'Analamanga, ho an'ireo orinasa tamin'ny 15 – 16 septambra lasa teo, no hanampy ny Patisserie Royale, amin'izany dia ny Jirama (Kanetibe Orinasa – Hanampy ny Patisserie Royale atsy Maorisy ny Jirama)
- Enrile (nitranga in-2) : ny Filohan'ny Loholona any Filipina Juan Ponce Enrile dia nilaza fa tsy mahalala na inona na inona momba ny bilaogy na ny miserasera amin'ny bilaogy nefa nanome tolo-dalàna hamehezana ny bilaogy rehefa nitaraina ny namany iray ao amin'ny loholona fa niharan'ny fandrahonana tany amin'ny trano fanaovana aterineto ho an'ny daholobe (cyber) (Filipina: Maniry Ny Hisian'ny Lalàna Ho Fitantanana Ny Bilaogy Ny Filohan'ny Loholona)
- Fihaonamben' (nitranga in-2) : Nizara ny hevitr'izy ireo mikasika ny traikefany amin'ny mailaka na amin'ny alalan'ireo lahatsoratra ao anatin'ny bilaoginy manokana tamin'ny Rising Voices ireo nahazo ny famatsiana:
Wakibu Bunnya tany amin'ny Fihaonamben'ny GV (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- media (nitranga in-3) : Avy amin'ny alalan'ny fiaraha-miasan'izy ireo tamin'ny Fikambanana Bavukuka, namorona media ‘hub' ao anaty aterineto antsoina hoe “Read my Lips” izy ireo, izay mampiantrano ireo adihevitra ao anaty aterineto sy miresadresaka momba ireo olana ao amin'ny firenena sy any amin'ireo faritra (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- AMBB (nitranga in-3) : niala tsy nanao ampahefa- dalana ho an'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Mada- gasikara, eo amin'ny sokajy lehilahy, latsaky ny 14 taona, ny AMBB avy eto Analamanga, omaly, tany Mahajanga (Basket ball – Nitsoaka an-daharana ny AMBB tamin’ny ampahefa-dalana)
- naneritery (nitranga in-2) : Nohamafisin'i Stuart Santiago fa i Sotto no naneritery ny tsikerany :
sotto no ilay mahery setra, namely mafy anay avy any amin'ny loholona tamin'ny fampiasana ny fahefana (Filipina: Maniry Ny Hisian'ny Lalàna Ho Fitantanana Ny Bilaogy Ny Filohan'ny Loholona)
- fakàna (nitranga in-3) : mivoatra ny famotorana mahakasika ny fakàna an-keriny teratany karàna iray, tany Toamasina, andro vitsy lasa izay (Fakana an-keriny – Mpiara-miasa akaiky amina Cst iray hosamborina)
- Ambarimay (nitranga in-2) : tany Ambarimay Ambato Boeny no nisehoan'ilay asan-dahalo
Nisehoana halatr'omby indray tao Maroelatra, kaominina Am-bato Ambarimay any Ambato Boeny, ny alakamisy 27 septambra teo (Very ny omby 76 – Polisy iray indray no matin’ny dahalo tany Ambato Boeny)
- atrikasa (nitranga in-2) : Manome fahafahana hiditra aterineto ity foibe ity ho an'ireo mpikambana ao anatiny ary ho toerana fihaonana anatanterahina ireo atrikasa fanofanan ara-media dizitaly mitohitohy (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- Kampala (nitranga in-2) : I Wakibu Bunnya (Kampala, Oganda) dia niasa niaraka tamin'ny Tetikasa Women Vibes, izay ahitàna ny sehatra fanofanana ny mediam-bahoaka ho an'ireo vehivavy tanora 12 avy any amin'ireo ambany tanàna Bwaise any Kampala (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- NCBB (nitranga in-3) : Ny fisian'ny savorovoro teo amin'ny ampahavalon- dalana nihaonan'izy ireo tamin'ny NCBB avy any Boeny omalin'io, ka niteraka tahotra teo amin'ireo mpi- lalao sy ny mpitantana ny AMBB, no nahatonga azy ireo hanapa-kevitra hiala (Basket ball – Nitsoaka an-daharana ny AMBB tamin’ny ampahefa-dalana)
- nokarakaray (nitranga in-2) : filaharam-be no nanamarihana ny hetsika teny Mahamasina, omaly
Nahaliana olona maro ilay fanentanana ankalamanjana momba ny fahadiovana sy ny asan'ny mpanadio, nokarakarain'ny tanànan'Antananarivo renivohitra (Cua) sy ny fikambanana tsy miankina Enda OI ary ny Plafcco, tetsy Mahamasina, omaly (Kanetibe Orinasa – Hanampy ny Patisserie Royale atsy Maorisy ny Jirama)
- lalàna (nitranga in-6) : «Efa voalaza ao anatin' ny lalàna mifehy ny fifidianana fa tokony tsy mahazo manao fitokanana fotodrafitrasa mialohan'ny fampielezan-kevitra mihitsy ireo eo amin' ny Fitondrana (Filipina: Maniry Ny Hisian'ny Lalàna Ho Fitantanana Ny Bilaogy Ny Filohan'ny Loholona)
- Rising (nitranga in-3) : nahaliana olona maro avy amin'ireo firenena avy ao Afrika Atsinanana, i Oganda sy Kenya ilay fifaninanana famatsiam-bola madiniky ny Rising Voices 2012 (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- Juan (nitranga in-2) : ny Filohan'ny Loholona any Filipina Juan Ponce Enrile dia nilaza fa tsy mahalala na inona na inona momba ny bilaogy na ny miserasera amin'ny bilaogy nefa nanome tolo-dalàna hamehezana ny bilaogy rehefa nitaraina ny namany iray ao amin'ny loholona fa niharan'ny fandrahonana tany amin'ny trano fanaovana aterineto ho an'ny daholobe (cyber) (Filipina: Maniry Ny Hisian'ny Lalàna Ho Fitantanana Ny Bilaogy Ny Filohan'ny Loholona)
- Ponce (nitranga in-2) : ny Filohan'ny Loholona any Filipina Juan Ponce Enrile dia nilaza fa tsy mahalala na inona na inona momba ny bilaogy na ny miserasera amin'ny bilaogy nefa nanome tolo-dalàna hamehezana ny bilaogy rehefa nitaraina ny namany iray ao amin'ny loholona fa niharan'ny fandrahonana tany amin'ny trano fanaovana aterineto ho an'ny daholobe (cyber) (Filipina: Maniry Ny Hisian'ny Lalàna Ho Fitantanana Ny Bilaogy Ny Filohan'ny Loholona)
- fampanarahana (nitranga in-3) : toy izao ny fampanarahana “mampisahy” ataon'ny mpiompy vorontsiloza any Atsimo
Teknikam-piompiana nahitana fahombi- azana (Fiompiana – Manatsara ny atodin’ny vorontsiloza ny «mampisahy»)
- Roseline (nitranga in-2) : rasolovoahangy Roseline Emma, vehivavy malagasy tokana, mpandraharaha momba ny fitrandrahana solika
Orinasa malagasy tokana sady voalohany mitrandraka solika amin'ireo 16 manao izany eto Madagasikara (Angovo – Kaompania malagasy hitrandraka solika any Bezaha)
- Repacted (nitranga in-3) : Efa nanana traikefa tamin'ireo fanohanana tetikasa eran-tany ny Rising Voices teo aloha, ny tarika mpanao tantara an-tsehatra mpanintona olona, Repacted avy any Nakuru, Kenya dia iray amin'ireo voalohany notohanana tamin'ny 2007 (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- Uweza (nitranga in-2) : Thomas Bwire (Nairobi, Kenya) dia miasa miaraka aminà fikambanana ao an-toerana antsoina hoe Fikambanana Uweza Aid (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- Nanisana (nitranga in-2) : tsy tonga nanotrona ny lanonam-pankalazana ny faha-63 taonan'ny ni-tsanganan'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina, teny Nanisana ny ankamaroan'ireo lehibena Andrimpanjakana sy ireo minisitra eo anivon'ny Governemantan'ny tete-zamita, indrindra fa ireo akaikin'ny Filohan'ny tete- zamita, Andry Rajoelina (Sombiny)
- Klose (nitranga in-3) : baolina kitra
Nankasitrahan'ny filohan'ny FIFA i Miroslav Klose «Ohatra tsara eo amin'ny baolina kitra ny nasehon'i Miroslav Klose nandritra ny fihaonan'izy ireo sy ny Naples, na dia resy aza ny alarobia lasa teo», hoy i Sepp Blatter, filohan'ny federasiona iraisam-pirenen'ny baolina kitra (Fifa) (Any andafin’ny riaka)
- Ogandey (nitranga in-3) : Nisokatra ho an'ireo mpandray anjara Kenyana sy Ogandey rehetra tao anatin'ny roa taona farany ity hetsika ity, ho an'ireo izay namoaka lahatsoratra fohy manazava ny antony hirarian'izy ireo hanatrika ny Fivoriambe sy ny fomba hahazoan'izy ireo tombontsoa avy amin'io hetsika io (Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe)
- Béatrice (nitranga in-2) : Ny filohan'ny Kaongresin'ny tetezamita, Mamy Rako-toarivelo sy ny filohan'ny Cenit, Béatrice Atallah ary minisitra telo ka avy amin'ny ankolafy Ravalomanana ny roa, ireo ihany no tonga namaly ny fana- san'ny Masoivohon'i Sina (Fampielezan-kevitra mialoha – Miahiahy fikorontanana mialohan’ny fifidianana ireo mpanara-maso)
- Ambato (nitranga in-4) : tany Ambarimay Ambato Boeny no nisehoan'ilay asan-dahalo
Nisehoana halatr'omby indray tao Maroelatra, kaominina Am-bato Ambarimay any Ambato Boeny, ny alakamisy 27 septambra teo (Very ny omby 76 – Polisy iray indray no matin’ny dahalo tany Ambato Boeny)
- tanànan' (nitranga in-2) : Tapakila izay efa nisy ny fitomboka avy amin'ny tanànan'Antananarivo (Fanantena fahadiovana – Voasarika koa ny mponina hafa avy any amin’ny faritra)