Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/30 Jolay 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Tsang (nitranga in-7) : ” Sary nalain'i Joséphine Tsang (Hong Kong: Fihaonamben'olona An'Aliny Manohitra Ny Fanabeazam-Pirenena)
- Fauna (nitranga in-2) : Ny làlana izoran'ny varotra voron-dia vladi0361 , mpampiasa YouTube, dia nizara ny fanadihadian'ny Environmental Investigation Agency momba ny varotra tsy ara-dalàna atao an'ireo boloky nosamborina tany an'ala tao Afrika sy Amerika Atsimo [Tandremo:... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Gergana (nitranga in-4) : Ny fomba nandroahana ny vadiny, Lalao Ravalomanana sy ny vinantovaviny, Gergana, teny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato no fantatra fa isan'ny nahatezitra ny an'i Marc Ravalomanana (Tsy any Afrika Atsimo i Lalao Ravalomanana)
- Orange (nitranga in-5) : Nampahafantarina tamin'ny herinanadro lasa iny ohatra ny fiaraha-miasan'ny Orange Madagascar amin'ny orinasa MFS Africa, atsy Afrika Atsimo, izay miandraikitra ny fifanakalozana miainga any ivelany mandra-pahatongan'ny vola eto Madagasikara (Fandraharahana – Miroborobo ny seha-pandraisana vola avy any ivelany)
- TRAFFIC (nitranga in-4) : Kanefa, nanamafy tamin'ny TRAFFIC ireo manampahefana ao an-toerana fa tsy manana foto-drafitr'asa hiompiana an'ireny vorona ireny anaty vàla araka ny tokony ho izy ireo Nosy , ary alohan'ny hanondranan-dry zareo azy, ireo mpiompy vorona voarakitra d... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- filma (nitranga in-2) : Avy tamin'ny aingam-panahin'ny filma fohy nataon'i Jorgen Leth ”The Perfect Human” (Ny Olombelona Lavorary), mampiseho ny zoro sy sombi-toeran'i Caracas ny “La ciudad perfecta” (Ny Tanàna Lavorary) (Venezoelà: Mpanatontosa Sarimihetsika Mandalina An-dahatsary ny Zavamisy An-Tanàndehibe)
- fanasàna (nitranga in-5) : Omaly 29 Jolay 2012, an'aliny ireo olona tao Hong Kong no nirotsaka an-dalambe hanao hetsi-panoherana ny endrika fanasàna atidoha ananan'ilay fandaharam-pianarana (Hong Kong: Fihaonamben'olona An'Aliny Manohitra Ny Fanabeazam-Pirenena)
- Wild (nitranga in-2) : Ny làlana izoran'ny varotra voron-dia vladi0361 , mpampiasa YouTube, dia nizara ny fanadihadian'ny Environmental Investigation Agency momba ny varotra tsy ara-dalàna atao an'ireo boloky nosamborina tany an'ala tao Afrika sy Amerika Atsimo [Tandremo:... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- fanambaràn' (nitranga in-2) : »Hitombo ireo mpampianatra hotapahina karama raha mbola tsy miverina miasa », araka ny fanambaràn' ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Manoro Régis (Fokontany Ambatoroka – Roa andro niaina tao anatin’ ny haizina ny mponina)
- vàla (nitranga in-6) : biby maro tandindonin-doza namidy mba hompiana anaty vàla mifefy no tany an'ala no nosamborina raha ny marina ary nalàna an-tsokosoko nivoaka ivelan'ny tontolo voajanahary niainany tamin'ny fomba feno habibiana, araka ny tatitry ny Jolay 2012 avy am... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Penang (nitranga in-2) : Ny Fikambanan'ireo Mpanjifa ao Penang, Malezia dia namaritra ny fomba nisamborana ireny vorona ireny : Fomba fisamborana maro samihafa no nampiasaina ; ny iray dia ny fampiasàna ho jono ny vorona iray karazana amin'ilay kendrena, izay fatorana aminà... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Clément (nitranga in-2) : Nilalao tsara ny anjara toerany ihany koa ireo mpitsara efatra mianadahy, dia i Henri Ratsimbazafy, Anyah, Mily Clément ary Iary (Fifaninanan-kira «THE ONE» – Samy nilalao ny anjara toerany ny mpitsara sy ny mpifaninana)
- StumbleUpon (nitranga in-4) : 0)
Mpanoratra Laura Vidal · Nandika Jentilisa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- tanàna (nitranga in-4) : nitohy omaly tetsy amin'ny sehatra malalaky ny Lapan'ny tanàna Analakely ny «Hira gasy makotrokotroka» (Venezoelà: Mpanatontosa Sarimihetsika Mandalina An-dahatsary ny Zavamisy An-Tanàndehibe)
- Beraketa (nitranga in-2) : Nisy ny efa tonga any Beraketa (Filaminana – Mitohy ny fikarohana an-dRemenabila)
- izoran' (nitranga in-2) : Ny làlana izoran'ny varotra voron-dia vladi0361 , mpampiasa YouTube, dia nizara ny fanadihadian'ny Environmental Investigation Agency momba ny varotra tsy ara-dalàna atao an'ireo boloky nosamborina tany an'ala tao Afrika sy Amerika Atsimo [Tandremo:... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- làlana (nitranga in-3) : Ny làlana izoran'ny varotra voron-dia vladi0361 , mpampiasa YouTube, dia nizara ny fanadihadian'ny Environmental Investigation Agency momba ny varotra tsy ara-dalàna atao an'ireo boloky nosamborina tany an'ala tao Afrika sy Amerika Atsimo [Tandremo:... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- inmediahk (nitranga in-2) : Sary nalain'ny inmediahk (Hong Kong: Fihaonamben'olona An'Aliny Manohitra Ny Fanabeazam-Pirenena)
- Kong (nitranga in-2) : Omaly 29 Jolay 2012, an'aliny ireo olona tao Hong Kong no nirotsaka an-dalambe hanao hetsi-panoherana ny endrika fanasàna atidoha ananan'ilay fandaharam-pianarana (Hong Kong: Fihaonamben'olona An'Aliny Manohitra Ny Fanabeazam-Pirenena)
- CITES (nitranga in-2) : Malezia: Ilaina ny fanohanan'ny ao an-toerana amin'ny fampiharana ny CITES Na dia niezaka ny hampiato ny fanafàrana tsy ara-dalàna voron-dia aza ny governemanta Maleziana tamin'ny fitakiana tamin'ireo mpanao ity varotra ity hanao fanambaràna ny toe... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Caracas (nitranga in-4) : fakàn'ny mpanatontosa sarimihetsika maro aingam-panahy i Caracas, ao anatin'ny korontana mahavalalanina (Venezoelà: Mpanatontosa Sarimihetsika Mandalina An-dahatsary ny Zavamisy An-Tanàndehibe)
- Peugeot (nitranga in-2) : niafara tany anatin'ny ranon'Ikopa ny dian'ny fiara Peugeot 205 iray teny Tanjom- bato, afak'omaly maraina (Lozam-pifamoivoizana – Fiara Peugeot 205 nitsoraka tao Ikopa)
- dokambarotra (nitranga in-2) : Mino [zh] ilay mpampiasa aterineto, Lilujun, fa natao mba hisorohana ny fanakanana ilay vohikala ao Shina ilay fametrahana ary hanomezana antoa ire dokambarotra maro avy amin'ireo orinasa Sinoa (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- vàla' (nitranga in-2) : 000, boloky sy “cacatoès” ny ankamaroany, no nafarana avy any amin'ireo nosy Solomon teo anelanelan'ny 2000 sy 2010 hatao ‘biby fiompy anaty vàla' (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- fifamoriana (nitranga in-2) : Ireto ambany ireto ny sary voafantina momba ny fifamoriana omaly, nampiasaina miaraka amin'ny fahazoan-dàlana daholo :
Ny sora-baventy dia nivaky hoe : “Dada Neny mivoaka ny trano (Hong Kong: Fihaonamben'olona An'Aliny Manohitra Ny Fanabeazam-Pirenena)
- Benson (nitranga in-4) : Sary nalain'i Benson Tsang (Hong Kong: Fihaonamben'olona An'Aliny Manohitra Ny Fanabeazam-Pirenena)
- Flora (nitranga in-2) : Ny làlana izoran'ny varotra voron-dia vladi0361 , mpampiasa YouTube, dia nizara ny fanadihadian'ny Environmental Investigation Agency momba ny varotra tsy ara-dalàna atao an'ireo boloky nosamborina tany an'ala tao Afrika sy Amerika Atsimo [Tandremo:... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- famarotana (nitranga in-2) : Ny làlana izoran'ny varotra voron-dia vladi0361 , mpampiasa YouTube, dia nizara ny fanadihadian'ny Environmental Investigation Agency momba ny varotra tsy ara-dalàna atao an'ireo boloky nosamborina tany an'ala tao Afrika sy Amerika Atsimo [Tandremo:... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- aminà (nitranga in-2) : Ny Fikambanan'ireo Mpanjifa ao Penang, Malezia dia namaritra ny fomba nisamborana ireny vorona ireny : Fomba fisamborana maro samihafa no nampiasaina ; ny iray dia ny fampiasàna ho jono ny vorona iray karazana amin'ilay kendrena, izay fatorana aminà... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Joséphine (nitranga in-3) : ” Sary nalain'i Joséphine Tsang (Hong Kong: Fihaonamben'olona An'Aliny Manohitra Ny Fanabeazam-Pirenena)
- fakàna (nitranga in-2) : «Ireo sivily efatra sy miaramila adjidà-sefo iray, isan'ireo mpikomy voasambotra no heverina ho ivon'ny famotorana tamin'iny raharaha fakàna an-keriny ny toby miaramila Rfi teny Ivato, ny alahady 22 jolay iny (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- money (nitranga in-2) : Manodidina ny 1 tapitrisa ny manana kaonty Orange money amin'izao fotoana, izay ampisain'ny olona manodidina ny 5 tapitrisa (Fandraharahana – Miroborobo ny seha-pandraisana vola avy any ivelany)
- azonay (nitranga in-2) : Ary noho ny tsy fisiany dia tsy azonay mpiasa hatramin'ny anjara tombom-barotra tokony ho azonay amin'ny famokarana», hoy Ranarijaonina Jackie, isan'ireo mpitarika ao anatin'io sendika io (Brieville – Mbola tsy tafatsangana ny filankevi-pitantanan’ ny Kraoma)
- Solomon (nitranga in-4) : 000, boloky sy “cacatoès” ny ankamaroany, no nafarana avy any amin'ireo nosy Solomon teo anelanelan'ny 2000 sy 2010 hatao ‘biby fiompy anaty vàla' (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Malezia (nitranga in-4) : Andramena saika haondrana tany Sina mantsy no naverina eto Madagasikara raha efa nihazo an'i Malezia ho any Sina, ny volana marsa sy avrily lasa teo (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Species (nitranga in-2) : Ny làlana izoran'ny varotra voron-dia vladi0361 , mpampiasa YouTube, dia nizara ny fanadihadian'ny Environmental Investigation Agency momba ny varotra tsy ara-dalàna atao an'ireo boloky nosamborina tany an'ala tao Afrika sy Amerika Atsimo [Tandremo:... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- lalàna (nitranga in-9) : manohitra ireo lalàna sy fitsipika misy (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Bulls (nitranga in-2) : RA Ireo mpilalao ho any Kenya Ramiaramanantsoa Tantely (Anglisy FC) Rakotoarisoa Romario Baggio (Star mada) Randrianjaona Mamitiana (FC Bayern) Rajaonarivelo Heriniaina Samuëlson (Star Mada) Randriambola Heritsilavo (Red Bulls FC) Ralaiarimanana Tsi... (Kitra « Airtel jeunes talents » – Nampitomboina ho 16 ireo mpilalao ho any Kenya)
- fanafàrana (nitranga in-2) : Eo ambany lalànan'ny Karazana Tandindonin-doza (Fanafarana sy Fanondranana), dia fandikàn-dalàna ny fanafàrana na fanondranana karazana tandindonin-doza nefa tsy anànana fahazoan-dàlana (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Galy (nitranga in-2) : Ny tarika Rakotohasimbola Bernard, avy any Fenoarivo sy ny tarika Rapaoly Mandimby Galy, avy any Behenjy indray no nifandona, omaly tetsy amin'ny sehatra malalaky ny Lapan'ny tanàna, Analakely (Hira gasy makotrokotroka – Nampiteny ny fiainana andavanandro ny avy any Fenoarivo sy Behenjy)
- Endangered (nitranga in-2) : Ny làlana izoran'ny varotra voron-dia vladi0361 , mpampiasa YouTube, dia nizara ny fanadihadian'ny Environmental Investigation Agency momba ny varotra tsy ara-dalàna atao an'ireo boloky nosamborina tany an'ala tao Afrika sy Amerika Atsimo [Tandremo:... (Azia Atsinanana: Firoboroboan'ny Varotra Vorona An-tsokosoko ‘Hatao Fiompy')
- Venezoelà (nitranga in-2) : 0 ahafahan'ny mpiserasera anaty sy ivelan'i Venezoelà fomba fijery isan-karazany an'i Caracas (Venezoelà: Mpanatontosa Sarimihetsika Mandalina An-dahatsary ny Zavamisy An-Tanàndehibe)
- Rapaoly (nitranga in-2) : Ny tarika Rakotohasimbola Bernard, avy any Fenoarivo sy ny tarika Rapaoly Mandimby Galy, avy any Behenjy indray no nifandona, omaly tetsy amin'ny sehatra malalaky ny Lapan'ny tanàna, Analakely (Hira gasy makotrokotroka – Nampiteny ny fiainana andavanandro ny avy any Fenoarivo sy Behenjy)
- Cylixe (nitranga in-2) : Mifantoka amin'izany trangam-piarahamonina izany ihany no izaran'i Cylixe ny asany miompana amin'ny Tilikambon'i Davida, fanorenana (building) haolo ahitana olona maro manorina ny tranony (Venezoelà: Mpanatontosa Sarimihetsika Mandalina An-dahatsary ny Zavamisy An-Tanàndehibe)