Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/31 Jolay 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Ankaramalaza (nitranga in-2) : Mbola nisy fandaharam-potoana tokony ho nandehanany tany amin'ny toby Ankaramalaza, ny alahady (Mpilalao baolina maty voatsindrona antsy – Ny tantaram-piainan’i Balita sy ny ora farany niainany)
- Séraphin (nitranga in-2) : a Vokatra Jiu-jitsu Newaza: -60kg : Giovanni (ASJTT) -66kg : Séraphin (ESCA) -73kg : Harivola (ESCA) -90kg : Fabrice (La Réunion) -100kg : Zo Aina (Gordinho) +100kg : Christophe (Maurice) Open vavy : Nidah (ESCA) Open Junior : Sitraka (Gordinho) Jiu-... (Jui Jitsu « Tournoi de l’océan Indien » – Amboara iray avy no lasan’ i Maorisy sy La Réunion)
- hitehirizana (nitranga in-2) : Raha misy izay faharatrana izay dia azo asiana lavenona ilay faritra voa alohan'ny hitehirizana azy (Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo – Fantaro ireo teknika fambolena oviala an-tanàn-dehibe)
- nandoroany (nitranga in-2) : @med_sidahmed: Miangavy mba hajaina ny fianakaviany ary tsy hampiasa ity tranga nandoroany ny tenany ity ho vokatry ny fikorontanan-tsaina (Maoritania: Diplaomaty Nandoro Tena)
- Giovanny (nitranga in-2) : a Vokatra Jiu-jitsu Newaza: -60kg : Giovanni (ASJTT) -66kg : Séraphin (ESCA) -73kg : Harivola (ESCA) -90kg : Fabrice (La Réunion) -100kg : Zo Aina (Gordinho) +100kg : Christophe (Maurice) Open vavy : Nidah (ESCA) Open Junior : Sitraka (Gordinho) Jiu-... (Jui Jitsu « Tournoi de l’océan Indien » – Amboara iray avy no lasan’ i Maorisy sy La Réunion)
- mampahalaza (nitranga in-2) : « Tsy hoe entina amin'ny mampahalaza fotsiny ny fanaovana ity mozika ity, fa hametrahana tantara ary misy fitiavana sy fandalinana no mbola mahatonga ny tarika hanana ny toerany tao anatin'izay 28 taona izay », hoy ihany i Eric (Iza, aiza ireo trondrobe?)
- Homy (nitranga in-2) : Misy ny 123 miloko mena, miainga eny Ambohimahitsy, mihazo an'Ankadindramamy, Ampasampito, Hopitaly miaramila (Homi), Besarety, Andravoahangy ambony, Ankadifotsy, Antanimena, Ankazomanga, 67 Ha, Andavamamba, Ampefiloha, Anosy, Mahamasina, Ambohijato... (Torolalana)
- Hamad (nitranga in-3) : Ny zanaka lahin'i Mpanjaka ao Barhain, ny Printsy Nasser Bin Hamad Al Khalifa no mpitarika voalohany momba ny fanatanjahatena ao Bahrain; tsy nofidiana ara-demokratika fa notendrena tahaka ireo fianakaviany, izay eo amin'ny fahefana (Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika)
- Lycée (nitranga in-3) : nihady fototra hanan-ganana trano vaovao ho an'ny Lycée ny mponina sy ny Fram ary ny kaominina Antanetibe Mahazaza ao amin'ny distrikan'Ambohidratrimo, tamin'ny alakamisy 26 jolay lasa teo (Fotodrafitrasa – Manitatra Lycée Antanetibe Mahazaza)
- Engage (nitranga in-3) : Nifarimbona tamin'ny fampiantranoana ity hetsika ity ny Engage Media sy ny WITNESS miaraka amin'ireo mpandray anjara avy amin'ireo fikambanana 12 samy hafa izay mifantoka amin'ny fampiasàna ny lahatsary ho amin'ny fanovàna sosialy avokoa (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- Lija (nitranga in-2) : Hisy vahiny hafa, hampahafantarin'ny tarika Tselatra, ankoatra an'i Lija, izay ho vahiny manokana, mandritra ilay seho an-tsehatra hatolony etsy Antsahamanitra ny alahady tolakandro ho avy izao (Mozika mavesatra – Ho ampahafantarin’i Eric Tselatra amin’ny alahady ilay handimby azy)
- fromazy (nitranga in-5) : isan'ny karazana fromazy be mpankafy eny an-tsena ny "vache qui rit"
Iray volana mahery izay no nitarainan'ireo mpivarotra sy mpanjifa fa tsy nisy intsony ny famatsiana ny fromazy « vache qui rit » (Fanjifana – Tsy hita eny an-tsena intsony ny fromazy « vache qui rit »)
- إضرام (nitranga in-2) : Nanampy izy :
@mejdmr رغم الزيادة المتواصلة في أسعار المحروقات، إلا أن ذالك لم يمنع بعض المواطنين من إضرام النار في أنفسهم (Maoritania: Diplaomaty Nandoro Tena)
- إشعال (nitranga in-2) : Majdi Ahmed nanoratra hoe [ar]: @mejdmr شياب تويتر الليلة أفطرو علي إشعال ديبلوماسي للنار في نفسه وبعض فضائح الحكومة التي لاتنتهي… الحمد لله الذي هداهم فصامو ورزقهم فأفطرو @mejdmr: Namarana ny fifadian-kaniny ireo mpampiasa Twitter tamin'ity alina ... (Maoritania: Diplaomaty Nandoro Tena)
- fahalalàna (nitranga in-2) : Teny anatin'ny dingana teny, raha nametaka ireo loharano sy fitaovana misy ho an'ireo liana amin'ny fampiasàna ny Video for Change tamin'ny sary izy ireo, afaka namantatra ny tsy ampy tamin'ny fahalalàna efa eo an-tànana amin'ny fanofanana ny olona ... (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- ilàna (nitranga in-2) : Angovo entiny (Kcal/100g)
Proteina (g)
Hydrate de carbone (g)
Kalisioma (mg)
Oviala
361,27
6,05
89,94
10
Mangahazo
140
1,1
32,02
Tsy mifidy toerana
Tsy ilàna toerana malalaka ny fambolena oviala (Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo – Fantaro ireo teknika fambolena oviala an-tanàn-dehibe)
- Antanetibe (nitranga in-2) : nihady fototra hanan-ganana trano vaovao ho an'ny Lycée ny mponina sy ny Fram ary ny kaominina Antanetibe Mahazaza ao amin'ny distrikan'Ambohidratrimo, tamin'ny alakamisy 26 jolay lasa teo (Fotodrafitrasa – Manitatra Lycée Antanetibe Mahazaza)
- Emmanuel (nitranga in-2) : hiakatra “tatami” anio ary hifandona amin'ilay teratany arzentina, Lucenti Emmanuel, i Fetra Ratsimiziva atleta malagasy amin'ny taranja judo sady nitondra ny sainam-pirenena malagasy nandritra ny lanonam-panokafana ny lalao Olympika atao any Londres (Lalao olympika 2012 – Hifandona amina teratany arzentina i Fetra Ratsimiziva)
- النار (nitranga in-3) : Nanampy izy :
@mejdmr رغم الزيادة المتواصلة في أسعار المحروقات، إلا أن ذالك لم يمنع بعض المواطنين من إضرام النار في أنفسهم (Maoritania: Diplaomaty Nandoro Tena)
- hanampiana (nitranga in-2) : Indreto misy karazan-tsakafo vitsivitsy hanampiana antsika (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- StumbleUpon (nitranga in-4) : Mpanoratra Richard Wanjohi · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- Fram (nitranga in-3) : nihady fototra hanan-ganana trano vaovao ho an'ny Lycée ny mponina sy ny Fram ary ny kaominina Antanetibe Mahazaza ao amin'ny distrikan'Ambohidratrimo, tamin'ny alakamisy 26 jolay lasa teo (Fotodrafitrasa – Manitatra Lycée Antanetibe Mahazaza)
- Bahrainita (nitranga in-10) : Nahazo laza ity tovolahy ity taorian'ny fikomiana tamin'ny 14 Febroary tamin'ny taon-dasa, raha nampijaly mafy ireo mpanao fanatanjahatena Bahrainita nanatevin-daharana ireo mpanao fihetsiketsehana nandritra ny fitokonana goavana tamin'ny fitakiana ... (Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika)
- Besarety (nitranga in-4) : Misy ny 123 miloko mena, miainga eny Ambohimahitsy, mihazo an'Ankadindramamy, Ampasampito, Hopitaly miaramila (Homi), Besarety, Andravoahangy ambony, Ankadifotsy, Antanimena, Ankazomanga, 67 Ha, Andavamamba, Ampefiloha, Anosy, Mahamasina, Ambohijato... (Torolalana)
- Taminà (nitranga in-2) : Maniry ny hiara-hiasa aminà fikambanana, mpamokatra, ny olona sy ny orinasa ao an-toerana ny YouTube mba hampiroborobo sy hanohana ity modely momba ny fialam-boly fampianarana ity izay tsy mikendry ny hanaparitaka haingana ny lahatsary ihany fa ny... (Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika)
- Régis (nitranga in-2) : teny amin'ny kianja Paddock Mahamasina no nanaovana ny fifaninanana ny faran'ny herinandro teo Norombahin'ny klioba CBA Antsirabe misy an-dry Régis sy Bali ary Jacques ny tapakila mandeha mankany Paris mandroso sy miverina, nomen'ny fahitalavitra RTA... (Fanadinana mihemotra – Tazonina ho oktobra ihany ny fanombohan’ny taom-pianarana)
- nanatsatoka (nitranga in-2) : Nanasaraka ary niezaka ny tsy hisian'ny ady izy no sendra ny tampoka, nisy nanatsatoka antsy ny tendany (Mpilalao baolina maty voatsindrona antsy – Ny tantaram-piainan’i Balita sy ny ora farany niainany)
- fampijaliana (nitranga in-2) : Nofafany avokoa ny siokany rehetra tamin'ny volana lasa teo raha natahotra ny ho voaraoka any Londra izy noho ny filazana fampijaliana nataony (Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika)
- afindrafindrao (nitranga in-3) : razafindriantsoa, mpitendry valiha, no namorona ny feon-kira sy ny dihy afindrafindrao, tamin'ny vanim-potoana nanjakan-dRanavalona III, ny taon-jato faha-XIX (Soradihy – Isan’ireo dihy kadrila malagasy ny afindrafindrao)
- Mpisiokantserasera (nitranga in-2) : Naneho hevitra ny olom-pirenena Bahrainita: @Bahrainycitizen: Voarohirohy aminà fampijaliana ireo gadra i Nasser Bin Hamad kanefa navela hanatrika ny fety fanokafana ny #Olympics izy Mpisiokantserasera Kenneth Lipp nanamarika hoe: @kennethlipp: Re... (Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika)
- ofisy (nitranga in-2) : Ny teo anivon'ny ofisy nasionaly miady amin'ny tsy fanjarian-tsakafo (Onn) indray dia nilaza fa manan-karena hery fiarovana ny oviala (Malok’Ila 12 – Nirohotra nivarotra ny «original» ireo mpivarotra piraty)
- Lucenty (nitranga in-3) : hiakatra “tatami” anio ary hifandona amin'ilay teratany arzentina, Lucenti Emmanuel, i Fetra Ratsimiziva atleta malagasy amin'ny taranja judo sady nitondra ny sainam-pirenena malagasy nandritra ny lanonam-panokafana ny lalao Olympika atao any Londres (Lalao olympika 2012 – Hifandona amina teratany arzentina i Fetra Ratsimiziva)
- Yego (nitranga in-6) : Julius Yego, Afrikanina Kenyana tompondaka nasionaly teo amin'ny taranja “javelot na toraka lefona”, no nandresy nandritra ny fifaninanana atletisma tao Finlady tamin'ity herinandro ity (Kenya: Fampianarana Taranja “Toraka Lefona” Amin'ny YouTube)
- fifandeferana (nitranga in-2) : Na dia tsy tojo hatramin'ny farany aza ny fifanarahana dia efa nisy ny fifandeferana teo amin'ny roa tonta, ka mino ny tenako fa tsy maintsy hisy vokany io fihaonana manaraka io», hoy izy (Zaza maditra)
- nivoahan' (nitranga in-2) : Maro tamin'izy ireo no nirohotra nivarotra ny «original» nandritra ny andro voalohany nivoahan' ny kapila mangiran'ity horonantsary ity, omaly (Fidirana eny amin’ny ENAM – Manao ramatahora ny minisitra Tabera Randriamanantsoa)
- fampiasàna (nitranga in-5) : Nifarimbona tamin'ny fampiantranoana ity hetsika ity ny Engage Media sy ny WITNESS miaraka amin'ireo mpandray anjara avy amin'ireo fikambanana 12 samy hafa izay mifantoka amin'ny fampiasàna ny lahatsary ho amin'ny fanovàna sosialy avokoa (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- Kenyana (nitranga in-4) : Julius Yego, Afrikanina Kenyana tompondaka nasionaly teo amin'ny taranja “javelot na toraka lefona”, no nandresy nandritra ny fifaninanana atletisma tao Finlady tamin'ity herinandro ity (Kenya: Fampianarana Taranja “Toraka Lefona” Amin'ny YouTube)
- Ankazomanga (nitranga in-2) : Misy ny 123 miloko mena, miainga eny Ambohimahitsy, mihazo an'Ankadindramamy, Ampasampito, Hopitaly miaramila (Homi), Besarety, Andravoahangy ambony, Ankadifotsy, Antanimena, Ankazomanga, 67 Ha, Andavamamba, Ampefiloha, Anosy, Mahamasina, Ambohijato... (Torolalana)
- nogiazana (nitranga in-2) : Andramena efa nogiazana
Mahavariana fa andramena efa nogiazana ka natoby tany amin'ny biraon'ny minisiteran'ny Tontolo iainana sy ny Ala, biraona zandary sy miaramila avokoa ireto nisy nanodina ireto (Fanondranana feno hosoka – Sarona ny kaontenera 12 feno andramena tsy nandalo ladoany)
- Mahazaza (nitranga in-2) : nihady fototra hanan-ganana trano vaovao ho an'ny Lycée ny mponina sy ny Fram ary ny kaominina Antanetibe Mahazaza ao amin'ny distrikan'Ambohidratrimo, tamin'ny alakamisy 26 jolay lasa teo (Fotodrafitrasa – Manitatra Lycée Antanetibe Mahazaza)
- fitondràna (nitranga in-2) : Nitatitra irny loharanom-pampahalalam-baovao fa tezitra ilay diplaomaty satria ny fitondràna Maoritaniana dia nandrara azy tsy hamonjy ny toeram-piasàny, ary nanolo [ar] azy taminà diplaomaty hafa izay tsy manana mari-pahaizana na fahaiza-manao akor... (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- Ould (nitranga in-6) : minitra vitsy nialoha ny Iftar (fotoana fampitsaharan'ny Miozolmana ny fifadian-kanina fanao rehefa Ramadany ), Hassan Ould Abba [ar], Maoritaniana iray diplaomaty izay niasa amin'ny maha-mpanolotsaina azy tao amin'ny Masoivoho Maoritaniana ao Koety,... (Maoritania: Diplaomaty Nandoro Tena)
- fanovàna (nitranga in-6) : Anarana orinasa mpanondrana vato etsy Faravohitra no nampiasainy sy nasiany fanovàna ny taratasy fahazoan-dalana hanondrana, ary vato no voafaritra ao anatiny kanefa andramena no any anaty kaontenera (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- Open (nitranga in-2) : a Vokatra Jiu-jitsu Newaza: -60kg : Giovanni (ASJTT) -66kg : Séraphin (ESCA) -73kg : Harivola (ESCA) -90kg : Fabrice (La Réunion) -100kg : Zo Aina (Gordinho) +100kg : Christophe (Maurice) Open vavy : Nidah (ESCA) Open Junior : Sitraka (Gordinho) Jiu-... (Jui Jitsu « Tournoi de l’océan Indien » – Amboara iray avy no lasan’ i Maorisy sy La Réunion)
- haorina (nitranga in-2) : Efitranon-tsekoly roa no haorina, izay hovitaina alohan'ny fidirana (Fotodrafitrasa – Manitatra Lycée Antanetibe Mahazaza)
- aminà (nitranga in-4) : ke Bilaogin'ny SportsKenya (Fanatanjahatena Kenya) nandrakitra ny zava-bitan'i Yego: mampandeha irery an'i Afrika ny fandraisana anjara aminà Lalao izay tsy mba mahazatra an'i Kenya, niezaka nanatsara ny fahaiza-manaony sy ny teknika amin'ny alalan... (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- نفسه (nitranga in-5) : Majdi Ahmed nanoratra hoe [ar]: @mejdmr شياب تويتر الليلة أفطرو علي إشعال ديبلوماسي للنار في نفسه وبعض فضائح الحكومة التي لاتنتهي… الحمد لله الذي هداهم فصامو ورزقهم فأفطرو @mejdmr: Namarana ny fifadian-kaniny ireo mpampiasa Twitter tamin'ity alina ... (Maoritania: Diplaomaty Nandoro Tena)
- hôpitaly (nitranga in-2) : Olona 2 hafa no voatery naiditra teny amin'ny hôpitaly Soavinandriana vokatr'ity loza ity (Tapatapany)
- nahitàna (nitranga in-2) : Tontosa teny amin'ny kianja Paddock Mahamasina ny faran'ny herinandro teo ity fifaninanana nahitàna mpandray anjara 118 olon-telo miaraka ity (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- Change (nitranga in-4) : Vondronà mpandray anjara tamin'ny Video for Change 2012
Tsy adihevitra daholo anefa no nisy (Indonezia: Fisindàna Nataon'ny Video4Change An'ny EngageMedia Momba Ny Lahatsary Ho An'ny Fanovàna Sosialy)
- medaily (nitranga in-2) : Marina tokoa, nihatsara hatrany ny fahaiza-manaony ary nahatonga azy nandrombaka ny medaily volamena voalohany ho an'i Kenya tamin'ny taona 2011 nandritra ny Lalao All- Africa tao an-drenivohitr'i Mozambika, Maputo izany (Kenya: Fampianarana Taranja “Toraka Lefona” Amin'ny YouTube)
- siokany (nitranga in-2) : Raha nanomboka nitaky ny fanesorana azy tsy handray anjara amin'ny Lalao Olaimpika ny hetsika, nofafany avokoa ny siokany avy eo (Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika)
- Ambohimahitsy (nitranga in-5) : Eny Ambohimahitsy irery ihany no toeram-piantsonana fiaingana sy fiafarana (Torolalana)
- Mireille (nitranga in-2) : Teo amin'ny vehivavy dia lasan'i Mireille sy Judicaelle ny «bon d'achat» mitentina Ar 400 000 ao amin'ny Tranombarotra Irresistyle Ambato- mitsangana, rehefa lavon' izy ireo tamin'ny isa 13 no ho 6 ny ekipa nitambaran' i Liva (CAP Andavamamba) sy Mi... (Kanetibe « Open d’Analamanga » – Lasan’i Regis sy Bali ary Jacques ny tapakila Tana – Paris – Tana)
- Gégé (nitranga in-2) : Raha mbola misy rafitra iray tsy mety hanao fifidianana amin' izao fiafaran'ny fe-potoana olympika izao dia tsy hanao izany ihany koa izahay eto anivon'ny federasiona mala- gasin'ny ady totohondry”, hoy i Gégé Bernard Andriamanampisoa na Gégé Bosco,... (Ady totohondry – Vonona hilatsaka hofidiana i Gégé Bosco saingy misy fepetra)
- hekitara (nitranga in-2) : Tarehimarika avy amin'ireo tompon'andraikitra hatrany no nilaza fa mahatratra 10 000 fototra isaky ny hekitara no azo ambolena eto afovoan-tany (Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo – Fantaro ireo teknika fambolena oviala an-tanàn-dehibe)
- rainy (nitranga in-2) : Ny rainy, Mohamed Saleh dia mpanao fanatanjahantena ary mpanazatra ny ekipam-pirenena Hand ball amin'izao fotoana izao (Mpilalao baolina maty voatsindrona antsy – Ny tantaram-piainan’i Balita sy ny ora farany niainany)
- Julius (nitranga in-3) : Julius Yego, Afrikanina Kenyana tompondaka nasionaly teo amin'ny taranja “javelot na toraka lefona”, no nandresy nandritra ny fifaninanana atletisma tao Finlady tamin'ity herinandro ity (Kenya: Fampianarana Taranja “Toraka Lefona” Amin'ny YouTube)
- Barhain (nitranga in-2) : Ny zanaka lahin'i Mpanjaka ao Barhain, ny Printsy Nasser Bin Hamad Al Khalifa no mpitarika voalohany momba ny fanatanjahatena ao Bahrain; tsy nofidiana ara-demokratika fa notendrena tahaka ireo fianakaviany, izay eo amin'ny fahefana (Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika)
- Printsy (nitranga in-2) : Ny zanaka lahin'i Mpanjaka ao Barhain, ny Printsy Nasser Bin Hamad Al Khalifa no mpitarika voalohany momba ny fanatanjahatena ao Bahrain; tsy nofidiana ara-demokratika fa notendrena tahaka ireo fianakaviany, izay eo amin'ny fahefana (Bahrain: Tsy Mandray Anjara Amin'ny Lalao Olaimpika)