Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/3 Janoary 2013
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-1 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Kaomôro (nitranga in-1) : « Mihabetsaka ny olona mampanamboatra marikandro ary hatramin' ny vahiny atsy amin'ny Nosy Kaomôro aza dia manafatra izany», hoy Rakotoarisoa Tsitohaina, tompon'andraikitra teknika eo anivon'ny trano pirinty Tatsinanana etsy Analakely (Varotra – Tonga hatrany Kaomôro ny marikandro vita malagasy)
- Antsira (nitranga in-1) : Nanomboka ny alakamisy 27 desambra teo no tonga nihaodihaody tao Mandoto ny andiam-balala ka ny tanàna atsinanan'i Mahatsinjo sy Antsira ary Soafierenanana no tena itobiany (Mandoto – Nanao taom-baovao niaraka tamin’ny valala ny mponina)
- niorenany (nitranga in-1) : Voalaza fa efa manana mpikam- bana mahenika ireo distrika miisa 79 eto Madagasikara ity antoko ity, izay hanka-laza ny tsingerintaona faharoa niorenany, amin'ny 11 febroary ho avy izao (Fiainana antoko – Hiroso amin’ ny kaongresy nasionaliny ny Mdm)
- Anosimanjaka (nitranga in-1) : Teny Anosimanjaka, andrefan'Ambohitrimanjaka no nahitana ilay tovolahy ka omaly no natolotra ny Mpitsara mpanao famotorana ary naiditra vonjimaika eny amin'ny fonjan'Antanimora (Hasarotam-piaro – Maty notsatohany antsy ny sakaizany raha mbola natory)
- tsiarovana (nitranga in-1) : Andro alakamisy avokoa toy ny isan-taona hatrany kosa ny andro fahatsiaro- vana ny niakaran'i Jesoa Kristy any an-danitra ny 09 mey sy ny andro faha- tsiarovana ny niakaran'i Masina Maria, ny 15 aogositra (Tetiandro 2013 – Alarobia sy zoma no maro amin’ ny andro tsy hiasana)
- Ampasaniziroa (nitranga in-1) : Raha ny tatitra azo teo anivon'ny zandarimaria tao Mandoto dia ny sefo fokontany no nampilaza tao amin'ny tobim-paritry ny zandary fa misy faty hita, 5 metatra miala ny reniranon'i Azarimaint,y eo amin'ny toerana antsoina hoe Ampasaniziroa (Vono olona – Lehilahy notrobarana antsy tamin’ny tendany)
- tsakana (nitranga in-1) : «Sakan- tsakana eo amin'ny famitana ny asa ny tsy fahampian' ny hoenti-manana (Antananarivo renivohitra – Nahena 17% ny vinavina ho an’ny tetibola 2013)
- nifampiarahabana (nitranga in-1) : Raha tamin'ny alalan'ny karatra firarian-tsoa hatrany tany aloha no nifampiarahabana nahatratra ny taona toy izao, dia nilaza ireo mpivarotra fa efa mihavitsy ny olona manjifa ireny karatra ireny amin'izao fotoana izao (Taom-baovao – Mihalefy laza ny fifandefasana karatra firarian-tsoa)
- akamaroan' (nitranga in-1) : Sarotra anefa ny hilaza aminy hoe tratry ny taona fa ny akamaroan'ny tao an-trano dia nangata-tso-drano taminy amin'ity taona vaovao ity (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- nihaonanay (nitranga in-1) : « Tamin'ny fotoana nihaonanay voalohany tety amin'ny Fitsarana dia namboraka tamiko izy fa tena izy tokoa no nahavita io heloka bevava io (Hasarotam-piaro – Maty notsatohany antsy ny sakaizany raha mbola natory)
- mizakatena (nitranga in-1) : Na somary nihisatra kely aza ny fanangonam-pako noho ny fetin'ny faran'ny taona, ao anatin'ny roa na telo andro, dia haverina amin'ny laoniny ny fiasan'ireo mpanala fako, araka ny fivoriana nataonay omaly», hoy ny nambaran- dRasamoelimihamina Niry, talen'ny Samva (Sampan-draharaha mizakatena fikojakojana ny tananan'Antananarivo) (Fahadiovan’ny tanana – Nitombo avo roa heny ny fako teto an-drenivohitra)
- nahalasana (nitranga in-1) : Tsy maintsy nizaka ny fahoriana ry R Joachim, tamin'ny nahalasana ny anabaviny
Rabearisoa Manitrahasina «Nifampiarahaba ihany ny fianakaviana» «Tsy maintsy zakaina (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- voarafitry (nitranga in-1) : Araka ny fampitam-baovao avy amin'ny Cenit ihany dia mpifidy miisa 710 398 amin'ireo 7 538 591 izay voa- rakitra ao anatin'ny lisitry ny mpifidy vonjimaika voarafitry ny Cenit hatramin'ny omaly no mbola tsy manana kara-panondro (Fifidianana 2013 – Mety ho tafakatra sivy tapitrisa ny isan’ny mpifidy)
- panafahana (nitranga in-1) : Momba ny andro tsy hiasana zoma ohatra dia sendra izany ny andron'ny vehivavy ny 08 marsa, ny fahatsiarovana ny tolom- panafahana ny 29 marsa (Tetiandro 2013 – Alarobia sy zoma no maro amin’ ny andro tsy hiasana)
- Andriatahiana (nitranga in-1) : « Fanambinay mandritra ity taona 2013 ity ny hanohizana io filaminana misy io, indrindra ny lafiny fiarovana ny mponina sy ny fananany », hoy Andriatahiana Alfred, kaomiseran'ny borigady rezionalin'ny polisim-pirenena eto Vakinankaratra (Taom-baovao Antsirabe – Olona iray namoy ny ainy valo naiditra hôpitaly)
- Pascaline (nitranga in-3) : Razaiarimanana Pascaline
«Voatery nanao fety tsy satry taty amin'ny hôpitaly» Tampoka tokoa ny loza ho an'ity renim-pianakaviana iray antsoina hoe Razaiarimanana Pascaline, nanan-janaka naratra teny an-dalana, tamin'iny fetin'ny faran'ny taona iny (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- Lehilava (nitranga in-1) : Omaly no naterina tetsy Lehilava Ambohitrimanjaka ity dadatoany izay nodimandry ity (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- nifankahitana (nitranga in-1) : «Vao nipaika ny tamin'ny 12 ora alina dia ranomaso tsy nifankahitana tao an-trano, nilahatra ny olona rehetra nandray ny tanan'ilay dadatoako, samy nanana ny eritreriny ny rehetra tamin'izany (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- nohainoana (nitranga in-1) : Efa nisy olona roa nohainoana taorian'ny fotoana nahatratrarana ireo andramena ireo (Toamasina – Ampanantsoina anio ilay voatondro ho tompon’ireo andramena telo kamiao)
- ifandaminana (nitranga in-1) : Raha mahatsikaritra isika, dia matetika ny zavatra heverina ho tsy dia misy dikany, na koa hoe tokony ho azo ifandaminana, no manjary nahitan-doza sy namoizana ain'olona (Tezera fa aza manota!)
- Randriatsarafara (nitranga in-1) : “Nisy ireo voatery ihany koa ireo mandoro ny tanety tsy misy voly ka miitatra ho doro tanety indray izany”, hoy Randriatsarafara, tantsaha any an-toerana mitantara ny zava-misy any an-toerana (Mandoto – Nanao taom-baovao niaraka tamin’ny valala ny mponina)
- hefaina (nitranga in-1) : Efa mahazo antoka mantsy fa tsy maintsy havotsotr'ireo »mpanjono » rehefa mahavita »manefa » ny tokony hefaina (Fanetry be)
- nahatsipaka (nitranga in-1) : «Raha vao nipaika ny misasak'alina dia nifampiarahaba ny fianakaviana sady niarahaba ilay narary nahatsipaka iny taona 2012 iny (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- fifankahazoana (nitranga in-1) : Tsy misy vahaolana afa-tsy fifampiresahana sy ny fifankahazoana ary ny fifanakalozan-kevitra eo amin'ny mpifankatia ihany anefa (Tezera fa aza manota!)
- voaangonay (nitranga in-1) : «Ar 9 000 ny ivarotanay ny kilao amin'ny varahina voaangonay eto (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- anabavinay (nitranga in-1) : Joachim
«Faly sahirana ihany nahatratra iny taona iny» «Efa tsy noeritreretina intsony ilay faran'ny taona hoe fety fa ny fitrotroana am-bavaka ilay anabavinay niady tamin'ny aretina sy ny fahafatesana tany amin'ny hôpitaly no nifantoka tao an-doha», hoy R (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- ampanantsoina (nitranga in-1) : anio no ampanantsoina eo anivon'ny biraon'ny minisiteran'ny Ala sy ny Tontolo iainana, ao Toamasina, ny olona voatondro ho tompon'ireo andramena telo kamiao, tratra teny amin'ny lalam-pirenena fahadimy, ny tapaky ny volana desambra lasa iny (Toamasina – Ampanantsoina anio ilay voatondro ho tompon’ireo andramena telo kamiao)
- manodidina (nitranga in-1) : Na ny mpiara-monina aza dia samy nifanome tanana, na tamin'ny fahaginana teo amin'ny manodidina na ny fifanotronana», hoy hatrany i Manitra, nitantara ny niainany tamin'iny alina iny (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- Quiz (nitranga in-1) : Hifantoka amin'io Can 2013 io ny Quiz Orange Madagascar ao amin'ny 907, nanomboka omaly 2 janoary hatramin' ny 10 febroary (Orange – Olona roa halefa hanatrika ny Can 2013)
- psykôlôjia (nitranga in-1) : Sanatriavina tsy miseho ho hendry mihoatra ireo Olon-kendry sy manam-panahy, na miseho ho manam-pahaizana momba psykôlôjia, fa dia tafahoatra loatra kosa ny loza aterak' ity fahasarotam-piaro ity eo amin'ny fiainan'ny zanak'olombe- lona (Tezera fa aza manota!)
- Alfred (nitranga in-1) : « Fanambinay mandritra ity taona 2013 ity ny hanohizana io filaminana misy io, indrindra ny lafiny fiarovana ny mponina sy ny fananany », hoy Andriatahiana Alfred, kaomiseran'ny borigady rezionalin'ny polisim-pirenena eto Vakinankaratra (Taom-baovao Antsirabe – Olona iray namoy ny ainy valo naiditra hôpitaly)
- 100m (nitranga in-1) : Fa efa miomana koa aho ny handrava ireo zava-bita tsara indrindra efatra nataon-Ratsifandriamanana Bako, teo amin'ny 50m sy 100m lomano tsotra na amin'ny dobo 25m na 50m», hoy i Estellah, izay vao 18 taona, ka mety hitondra avo ny lazan' ny lomano malagasy (Lomano – Manomana ny lalao any Polona i Estellah)
- Polona (nitranga in-2) : Fantatra fa i Estellah, dia efa miomana ny handray anjara amin'ny fiadiana ny tompondaka any Polona (Lomano – Manomana ny lalao any Polona i Estellah)
- notafihany (nitranga in-1) : « Nanapoaka basy ireo olon-dratsy raha vantany vao tafavoaka tao amin'ilay trano faharoa notafihany mba tsy ahafahan'ireo olona manenjika azy », hoy hatrany ny tatitry ny polisim-pirenena (Androndra – Jiolahy nitondra »kalachnikov » nanafika trano roa)
- Soamangana (nitranga in-1) : tompon'omby iray no maty voatifitry ny dahalo tamin'ny basy fitondra mihaza tany am-panarahan-dia, tany Soamangana, faritra Ambovombe Afovoany, ny marainan'ny 31 desambra lasa teo, tokony ho tamin'ny 4 ora maraina (Ambovombe – Tompon’omby iray voatifitry ny dahalo)
- isorohan' (nitranga in-2) : Raha ny filazan'ny teo anivon'ny Ofisy malagasin'ny solika (Omh) dia fanao ny manafatra vokatra mihoatra ny ilaina isorohan'ny fahatapahan'ny fanjifana (Tsenan’angovo – Nidina teo amin’ny 10% ny fanjifana solika)
- Morombe (nitranga in-1) : «Mipetraka any Ankantsakantsana Atsimo, any amin'ny faritr'i Morombe izahay mivady satria Ben'ny tanàna any ilay rainy (Hasarotam-piaro – Maty notsatohany antsy ny sakaizany raha mbola natory)
- ahalafosana (nitranga in-1) : Ny fotoana fifanolorana fanomezana eo amin'ny samy mpianakavy na samy mpinamana rehefa fiandohan'ny taona toy izao no nambaran'ireo mpivarotra fa vanim-potoana tena mampandeha azy, izay mety ahalafosana 50 ao anatin'ny iray andro (Taom-baovao – Mihalefy laza ny fifandefasana karatra firarian-tsoa)
- mampanamboatra (nitranga in-2) : « Mihabetsaka ny olona mampanamboatra marikandro ary hatramin' ny vahiny atsy amin'ny Nosy Kaomôro aza dia manafatra izany», hoy Rakotoarisoa Tsitohaina, tompon'andraikitra teknika eo anivon'ny trano pirinty Tatsinanana etsy Analakely (Varotra – Tonga hatrany Kaomôro ny marikandro vita malagasy)
- kandidà (nitranga in-1) : Na dia efa nilaza ny tsy ho kandidà amin'ny fifidianana Filoham-pirenena ho avy aza dia tsy nanafina ny mbola faniriany hiverina hitantana an'i Madagasikara ny mpanorina ny orinasa Tiko (Marc Ravalomanana – «Tsy maintsy tanteraka amin’ ity taona ity ny fodiako»)
- marikandro (nitranga in-13) : mihabetsaka ny olona manafatra marikandro raha ny etsy amin'ny trano pirinty Tatsinanana, hoy Rakotoarisoa Tsitohaina
Efa manomboka ny fizarana marikandro na « calendrier » ary liana hatramin'ny teratany vahiny (Tetiandro 2013 – Alarobia sy zoma no maro amin’ ny andro tsy hiasana)
- manandranandrana (nitranga in-1) : Hanitry Ny Aina
Tambajotra mihitsy Hatreto aloha dia tsy misy fepetra noraisin'ny minisiteran'ny Varotra mahakasika ireny tsena fividianana vy ireny na dia misy amin'ireo mpividy vy nohadihadiana aza no milaza fa tsy vitsy ireo olona no manandranandrana mivarotra vy halatra eny amin'izy ireo (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- nojifay (nitranga in-2) : Nampidinina 85 812 m3 indray io vokatra nafarana io ny volana novambra 2012 saingy ny 72 727 m3 no nojifain'ny tsena (Tsenan’angovo – Nidina teo amin’ny 10% ny fanjifana solika)
- talena (nitranga in-1) : « Nomena fotoana ialany sasatra kely mihitsy ny mpiasa, hiatrehana ny taona vaovao sady maro ireo mbola vizan'ny fetin' ny faran'ny taona », hoy ny talena orinasa iray, eny Tsaralalàna (Vita fety – Mbola maro ny olona tsy niasa omaly)
- hifampiaro (nitranga in-1) : Ilaina fanaraha-maso akaiky ireo na iza hitokona na iza hanao fampitandremana, hifampiaro be fahatany… (Fanetry be)
- Rasamimanana (nitranga in-1) : Tokony hatao izay hampiakarana ny fidiram-bola hamahana izany olana izany», hoy Rasamimanana Olga, sekretera jeneralin'ny kaominina Antananarivo renivohitra, nisolo tena ny Pds Razafindravahy Edgard, izay tsy mbola eto an-drenivohitra (Antananarivo renivohitra – Nahena 17% ny vinavina ho an’ny tetibola 2013)
- Manitrahasina (nitranga in-2) : teny amin'ny fiangonana Ekar Ambatonilita no natao veloma farany ny dadatoan'i Manitrahasina Rabearisoa
TSY ILAOZAN'IZAY MANGIDY ETO AMBONIN'NY TANY (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- Razaiarimanana (nitranga in-2) : Razaiarimanana Pascaline
«Voatery nanao fety tsy satry taty amin'ny hôpitaly» Tampoka tokoa ny loza ho an'ity renim-pianakaviana iray antsoina hoe Razaiarimanana Pascaline, nanan-janaka naratra teny an-dalana, tamin'iny fetin'ny faran'ny taona iny (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- ialany (nitranga in-1) : « Nomena fotoana ialany sasatra kely mihitsy ny mpiasa, hiatrehana ny taona vaovao sady maro ireo mbola vizan'ny fetin' ny faran'ny taona », hoy ny talena orinasa iray, eny Tsaralalàna (Vita fety – Mbola maro ny olona tsy niasa omaly)
- ainana (nitranga in-1) : nalalaka tsara tsy toy ny alarobia fahita andavanandro ny teny Analakely
Toy ireny andro tsy fiasana ireny ny fiampi- ainana ankapobeny teto an-drenivohitra, omaly, andro faharoa amin'ny taona vaovao (Vita fety – Mbola maro ny olona tsy niasa omaly)
- Ambatolahimaro (nitranga in-1) : raim-pianakaviana iray no hita faty nisy nanindrona antsy teo amin'ny tendany, tany Ambatolahimaro Mandoto, ny 1 janoary teo tokony ho tamin'ny 2 ora antoandro (Vono olona – Lehilahy notrobarana antsy tamin’ny tendany)
- havotsotr' (nitranga in-1) : Efa mahazo antoka mantsy fa tsy maintsy havotsotr'ireo »mpanjono » rehefa mahavita »manefa » ny tokony hefaina (Fanetry be)
- vizan' (nitranga in-1) : « Nomena fotoana ialany sasatra kely mihitsy ny mpiasa, hiatrehana ny taona vaovao sady maro ireo mbola vizan'ny fetin' ny faran'ny taona », hoy ny talena orinasa iray, eny Tsaralalàna (Vita fety – Mbola maro ny olona tsy niasa omaly)
- itobiany (nitranga in-1) : Nanomboka ny alakamisy 27 desambra teo no tonga nihaodihaody tao Mandoto ny andiam-balala ka ny tanàna atsinanan'i Mahatsinjo sy Antsira ary Soafierenanana no tena itobiany (Mandoto – Nanao taom-baovao niaraka tamin’ny valala ny mponina)
- maroan' (nitranga in-1) : Voatery manao vadin' asa vokatr'izany ny anka- maroan'ireo mpividy vy eny Isotry (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- fahaginana (nitranga in-1) : Na ny mpiara-monina aza dia samy nifanome tanana, na tamin'ny fahaginana teo amin'ny manodidina na ny fifanotronana», hoy hatrany i Manitra, nitantara ny niainany tamin'iny alina iny (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- tsenanay (nitranga in-1) : Omaly izao dia efa zara raha nisy nitsidika ny tsenanay teto», hoy ireo mpivarotra etsy Tsaralalàna (Varotra – Mbola misy hatrany amin’ ny 75% ny fampihenam-bidy)
- fifanolorana (nitranga in-1) : Ny fotoana fifanolorana fanomezana eo amin'ny samy mpianakavy na samy mpinamana rehefa fiandohan'ny taona toy izao no nambaran'ireo mpivarotra fa vanim-potoana tena mampandeha azy, izay mety ahalafosana 50 ao anatin'ny iray andro (Taom-baovao – Mihalefy laza ny fifandefasana karatra firarian-tsoa)
- Nampidinina (nitranga in-2) : Nampidinina 85 812 m3 indray io vokatra nafarana io ny volana novambra 2012 saingy ny 72 727 m3 no nojifain'ny tsena (Tsenan’angovo – Nidina teo amin’ny 10% ny fanjifana solika)
- hanevokevoka (nitranga in-1) : « Lasan' ilay rivo-doza avokoa ny hamandoana, ka ho maina be, hanevokevoka ny andro eto amintsika ny alarobia sy ny alakamisy, ka ny zoma indray vao ho vinavinaina hiverina ny rotsak'orana», raha ny nambaran'ireo teknisiana, momba ny mety ho toetry ny andro anio sy rahampitso (Toetr’andro – Tsy hahakasika an’i Madagasi kara ny rivo-doza Dumile)
- maroany (nitranga in-1) : Saika mifanojo andro alarobia sy zoma avokoa ny anka- maroany amin'izany (Tetiandro 2013 – Alarobia sy zoma no maro amin’ ny andro tsy hiasana)
- nampihontsona (nitranga in-1) : Na nisy aza ny lalàna mifehy ny kolikoly sy ny birao mahaleo tena natao hiady amin'izany toa tsy nampihontsona an'ireo tanana efa zatra mitsotra sy ireo mpanao lalan-dririnina izany (Fanetry be)
- nikov (nitranga in-1) : Jiolahy dimy samy tsy nisy nanao saron-tava no nanao ny fanafihana tamin'izany ary basy »kalach- nikov » iray no nentiny (Androndra – Jiolahy nitondra »kalachnikov » nanafika trano roa)
- 575km (nitranga in-1) : « Any amin'ny 575km atsinanan'i Madagasikara no nisy ny foibeny ny alarobia, mizotra mianatsimo ny diany ary mitombo hery hatrany izy (Toetr’andro – Tsy hahakasika an’i Madagasi kara ny rivo-doza Dumile)
- nojifaina (nitranga in-2) : Tamin'ireo vokatra 99 328 m3, izay nafarana ny volana oktobra 2012 dia ny 77 403 m3 ihany no nojifaina (Tsenan’angovo – Nidina teo amin’ny 10% ny fanjifana solika)
- mampalahahelo (nitranga in-1) : “Ny mampalahahelo anefa dia ny fiverenan'ireo valala eny amin'ireo toerana arovana nialany rehefa mijanona ny setroka amin' ny alina », hoy ihany izy (Mandoto – Nanao taom-baovao niaraka tamin’ny valala ny mponina)
- 2218 (nitranga in-1) : « Niisa 2218 ny trangana fahapoizinana ara-tsakafo ny taona 2011, nihena ho 922 sisa izany ny taona 2012 ary tsy mbola nisy ny tranga hita hatramin'ny alarobia 02 janoary, nandritra ny fanamarihana ny fetin'ny faran'ny taona iny », hoy ny nambaran'ny tompon'andraikitra avy ao amin'ny Acsqda (Fahasalamana – Nihena ny trangana fahapoizinana ara-tsakafo)
- Andranobevava (nitranga in-1) : Anio no halevina eny amin'ny fasan-drazany etsy Andranobevava Analamahitsy ity anabavin'i Joachim ity (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- brasse (nitranga in-1) : Teo amin'ny sokajy lehilahy dia nibata ny medaly volafotsy Ramanantsoa Mamitiana Tsilavina, izay faharoa teo amin'ny 200m brasse (2'26 »34) (Lomano – Manomana ny lalao any Polona i Estellah)
- havokavoky (nitranga in-1) : «Amin'ny maha havokavoky ny firenena ny renivohitra, dia hatao izay hamitana haingana ny fandinihana ity vinavinan'ny tetibola ity», hoy Ranaivoharimanga Sahoby, filohan'ny Filankevitra monisipaly, nitarika ny fanokafana ity fivoriana ity (Antananarivo renivohitra – Nahena 17% ny vinavina ho an’ny tetibola 2013)
- Maël (nitranga in-1) : Soratra: Haja Randrianantoandro
Sary: Mamy Maël /Claude Rakotobe (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- Estellah (nitranga in-3) : Nanatsara ny zava-bitany tsara indrindra teto amintsika ihany koa anefa Rabetsara Fils Estellah, eo amin'ny sokajy vehivavy, izay tafiditra tao anatin'ny fe-potoana 2'30 »25 raha 2'32 »56, izany vita fito taona lasa (Lomano – Manomana ny lalao any Polona i Estellah)
- Ranaivoharimanga (nitranga in-1) : «Amin'ny maha havokavoky ny firenena ny renivohitra, dia hatao izay hamitana haingana ny fandinihana ity vinavinan'ny tetibola ity», hoy Ranaivoharimanga Sahoby, filohan'ny Filankevitra monisipaly, nitarika ny fanokafana ity fivoriana ity (Antananarivo renivohitra – Nahena 17% ny vinavina ho an’ny tetibola 2013)
- Azarimainty (nitranga in-1) : Raha ny tatitra azo teo anivon'ny zandarimaria tao Mandoto dia ny sefo fokontany no nampilaza tao amin'ny tobim-paritry ny zandary fa misy faty hita, 5 metatra miala ny reniranon'i Azarimaint,y eo amin'ny toerana antsoina hoe Ampasaniziroa (Vono olona – Lehilahy notrobarana antsy tamin’ny tendany)
- Ankantsakantsana (nitranga in-1) : «Mipetraka any Ankantsakantsana Atsimo, any amin'ny faritr'i Morombe izahay mivady satria Ben'ny tanàna any ilay rainy (Hasarotam-piaro – Maty notsatohany antsy ny sakaizany raha mbola natory)
- Réunion (nitranga in-2) : tsy nandiso fanantenana eo amin'ny lomano ny ekipa malagasy, izay nandray anjara tamin'ilay fifani- nanana iraisam-pirenena, nahitana ny sangany, tao La Réunion, ny faran'ny herinandro teo (Toetr’andro – Tsy hahakasika an’i Madagasi kara ny rivo-doza Dumile)
- Antohamadinika (nitranga in-1) : Teo aloha anefa nahangona hatramin'ny 500 kg isan'andro izahay», hoy Rakotomalala Solofo, mpividy vy etsy Antohamadinika (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- Eline (nitranga in-1) : Raha samy nanana tsena iray avy indray ireo mpikambana ao anatin' ny fianakavian-dRazafinirina Eline teo aloha dia voatery nivondrona ho tsena iray ankehitriny noho ny tsy fandehanan' ny tsena ihany (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- Hermine (nitranga in-1) : Amidy Ar 150 izany avy eo », hoy Rasoanaivo Hermine, mpividy vy eny an-toerana (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- 200m (nitranga in-1) : Teo amin'ny sokajy lehilahy dia nibata ny medaly volafotsy Ramanantsoa Mamitiana Tsilavina, izay faharoa teo amin'ny 200m brasse (2'26 »34) (Lomano – Manomana ny lalao any Polona i Estellah)
- fifanankalozana (nitranga in-1) : «Isan'ny voaresaka ao anatin'io volavolana didim-panjakana io ny fomba hamahana ny olan'ireo mpandraharaha nanana vy tokony haondrana kanefa tsy lasa noho iny fampiatoana tampoka iny», hoy ny eo anivon'ny foibem-pitondrana
misahana ny fampiroboroboana ny fifanankalozana amin'ny any ivelany eo anivon'ity minisitera ity (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- mpivahana (nitranga in-1) : «Vao nifankahita ny mpivahana dia nifampiarahaba ihany tamin'iny faran'ny taona iny saingy faly sahirana ihany satria nisy olon-tiana namoy ny ainy», hoy hatrany i Joachim, nilazalaza ny niainany tamin'iny faran'ny taona iny (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- Ratompokovavy (nitranga in-1) : «Raha ny tokony ho izy dia efa tokony ho tamin' ny taona 2011 no namoy ny ainy Ratompokovavy fa noho ny fitiavan' Andriamanitra dia mbola nahadingana iny taona iny izy, homamiadana mantsy no nahazo azy», hoy hatrany ity anadahin'ny maty ity, somary nisento tokana (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- atoana (nitranga in-1) : voatery manao asa hafa ireo mpividy vy sy varahina noho ny tsy fisian'ny tsena
Taorian'ny fampi- atoana ny fanondranana vy dia nahatsikaritra ireo mpividy vy fa tsy nandeha firy intsony ny varotr'izy ireo ato anatin'ny tsena anatiny, tao anatin'ny roa volana teo ho eo (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- Ambatonilita (nitranga in-1) : teny amin'ny fiangonana Ekar Ambatonilita no natao veloma farany ny dadatoan'i Manitrahasina Rabearisoa
TSY ILAOZAN'IZAY MANGIDY ETO AMBONIN'NY TANY (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- hamotehana (nitranga in-1) : Raha ho an'ny kristianina, dia mazava fa fitaovana iray mahomby hoentin'ny devoly hamotehana ny fifankatiavana ny hasarotam-piaro, izay tsy ho voafehy ho an'ny olon-droa ihany fa ny fitiavana amin'ny ankapobeny mihitsy (Tezera fa aza manota!)
- Théodor (nitranga in-3) : Tsaroana ihany anefa avy eo», hoy ny fitantaran' Andrianantenaina Théodor, lehilahy iray niandry marary tetsy amin'ny hôpitaly Ravoahangy Andrianavalona Ampefiloha (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- notapenany (nitranga in-1) : Nikiakiaka ilay tovovavy ka notapenany ny vavany ary natsatony lalindalina kokoa ilay antsy », hoy hatrany ny avy amin'ny polisim-pirenena (Hasarotam-piaro – Maty notsatohany antsy ny sakaizany raha mbola natory)
- maherihery (nitranga in-1) : Somary maherihery setra izay ilay faralahiko ka nianjera ary tapaka ny tanany ka voatery nentina tety amin'ny hôpitaly (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- norafety (nitranga in-1) : Volavolana didim-panjakana fampiharana iny fampiatoana ny fanondranana vy iny no efa norafetin'ny teo anivon' ity minisitera ity ary efa eo anivon'ny Primatiora (Varahina, vy, alominioma … – Tsy dia mandeha firy ny tsenan’ireo mpividy vy)
- nanofanay (nitranga in-1) : Amin'ny maha mbola mpianatra eny Ankatso azy dia nanofanay trano tetsy Antsahamamy izy (Hasarotam-piaro – Maty notsatohany antsy ny sakaizany raha mbola natory)
- nahadingana (nitranga in-1) : «Raha ny tokony ho izy dia efa tokony ho tamin' ny taona 2011 no namoy ny ainy Ratompokovavy fa noho ny fitiavan' Andriamanitra dia mbola nahadingana iny taona iny izy, homamiadana mantsy no nahazo azy», hoy hatrany ity anadahin'ny maty ity, somary nisento tokana (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- nifampizarana (nitranga in-1) : «Voatery teny amin'ny hôpitaly no notohizana ny fety, nividy ranom-boankazo kely sy bisky izahay dia iny no nifampizarana teo ka rehefa nipaika ny tamin'ny 12 ora alina dia nifampiarahaba teo izahay mianakavy kely», hoy hatrany i Pascaline, nilaza ny fomba niainany iny fetin'ny faran'ny taona iny (Faran’ny taona – Mitantara ny fiatrehany ny fety ireo olona nidonam-pahoriana sy ireo niandry marary)
- nokarohan' (nitranga in-1) : Nitsoaka avy hatrany ilay nahavanon-doza ary nokarohan'ny polisy (Hasarotam-piaro – Maty notsatohany antsy ny sakaizany raha mbola natory)
- dRasamoelimihamina (nitranga in-1) : Na somary nihisatra kely aza ny fanangonam-pako noho ny fetin'ny faran'ny taona, ao anatin'ny roa na telo andro, dia haverina amin'ny laoniny ny fiasan'ireo mpanala fako, araka ny fivoriana nataonay omaly», hoy ny nambaran- dRasamoelimihamina Niry, talen'ny Samva (Sampan-draharaha mizakatena fikojakojana ny tananan'Antananarivo) (Fahadiovan’ny tanana – Nitombo avo roa heny ny fako teto an-drenivohitra)
- nampihodinana (nitranga in-2) : Be ny orana tamin'ity faramparan'ny taona ity ka tsy dia nila solika ny Jirama nampihodinana ny tobim-pamokarana ahodin-tsolik'izy ireo (Tsenan’angovo – Nidina teo amin’ny 10% ny fanjifana solika)
- Soafierenanana (nitranga in-1) : Nanomboka ny alakamisy 27 desambra teo no tonga nihaodihaody tao Mandoto ny andiam-balala ka ny tanàna atsinanan'i Mahatsinjo sy Antsira ary Soafierenanana no tena itobiany (Mandoto – Nanao taom-baovao niaraka tamin’ny valala ny mponina)