Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/5 Septambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- NISS (nitranga in-2) : Nisambotra mpanao fihetsiketsehana, mpikatroka, mpikambana sy mpitarika antoko mpanao politika ary olom-pirenena mpahay lalàna tao amin'ny toerana fanaovana fihetsiketsehana, oniversite, toerana ankalamanjana sy tranon'olona maro izay manaraka ny hetsi-panoherana ny NISS (Sodàna: Noafahana Ilay Mpikatroka Twitter Taorian'ny Roa Volana Nidirany Am-ponja.)
- Usamah (nitranga in-5) : Anisan'ireo noafahana ilay mpikatroka Twitter Usamah Mohamed Ali izay nosamborina nandritra ny fihetsiketsehana tao Khartoum tamin'ny 22 Jiona (Sodàna: Noafahana Ilay Mpikatroka Twitter Taorian'ny Roa Volana Nidirany Am-ponja.)
- tenihiditra (nitranga in-2) : #SudanRevolts Nanazava I Usamah fa tsy nanaiky nanome ny tenihiditra tamin'ny findainy izy, ka niteraka ny fahaviniran'ireo manampahefana tao amin'ny NISS: @simsimt: Mihidy ny findaiko, ary izaho ihany no manana ny tenihiditra aminy, nanjary loza ho ahy anefa izany satria fanararaotam-pahefana maro, fijaliana & fanadihadiana no niharetako #SudanRevolts Hoy ihany koa izy nilaza: @simsimt: Raha tao anatin'ilay fiaran'ny #NISS izay nijanona teo amin'ny faritry ny fihetsiketsehana aho, noterena fo... (Sodàna: Noafahana Ilay Mpikatroka Twitter Taorian'ny Roa Volana Nidirany Am-ponja.)
- Nitantara (nitranga in-2) : Nitantara ny zava-niainany nandritra ny famonjana azy izy teo am-pivoahana ny fonja (Sodàna: Noafahana Ilay Mpikatroka Twitter Taorian'ny Roa Volana Nidirany Am-ponja.)
- mpikatroka (nitranga in-2) : Nisambotra mpanao fihetsiketsehana, mpikatroka, mpikambana sy mpitarika antoko mpanao politika ary olom-pirenena mpahay lalàna tao amin'ny toerana fanaovana fihetsiketsehana, oniversite, toerana ankalamanjana sy tranon'olona maro izay manaraka ny hetsi-panoherana ny NISS (Sodàna: Noafahana Ilay Mpikatroka Twitter Taorian'ny Roa Volana Nidirany Am-ponja.)
- StumbleUpon (nitranga in-2) : #SudanRevolts
Mpanoratra Maha El-Sanosi · Nandika Mamisoa
· vakio ato ny lahatsoratra nadika [en] · hevitra (0) Zarao: facebook · twitter · reddit · StumbleUpon · delicious · Instapaper (Madagasikara: tezitra nohon'ny fahatapahan-jiro matetika ny vahoaka ka nanafika ny #JIRAMA Farafangana)
- Farafangana (nitranga in-3) : Alahady 2 septambra 2012] tamin'ny 7 ora alina #Madagascar
Nohamarinin'ny « L'express de Madagascar » tamin'ny alalan'ny sioka an-tserasera izany taty aoriana : Nopotehin'ny olona ny Jirama tao Farafangana nohon'ny fahatapahan-jiro matetika Tsy maharaka ny herin'ny milina araka ny tatitry ny vohikala « tananews » : Les besoins en électricité de la ville de Farafangana s'élèvent à 660 KW (Madagasikara: tezitra nohon'ny fahatapahan-jiro matetika ny vahoaka ka nanafika ny #JIRAMA Farafangana)
- nosamborina (nitranga in-2) : Anisan'ireo noafahana ilay mpikatroka Twitter Usamah Mohamed Ali izay nosamborina nandritra ny fihetsiketsehana tao Khartoum tamin'ny 22 Jiona (Sodàna: Noafahana Ilay Mpikatroka Twitter Taorian'ny Roa Volana Nidirany Am-ponja.)
- nampijaly (nitranga in-2) : #SudanRevolts
Nofehezin'i Usamah hoe: @simsimt: Fantatro avokoa ireo tompon'andraikitra ao amin'ny #NISS izay nampijaly ahy (Sodàna: Noafahana Ilay Mpikatroka Twitter Taorian'ny Roa Volana Nidirany Am-ponja.)