Rakibolana:Rima malagasy

Momba ny rimaModifier

Azontsika heverina fa mitovy rima ireo vaninteny roa mitovy vaninteny mamarana, ary tononina amin'ny fomba mitovy.

Fanasokajiana rimaModifier

Ny rima eto amin'i Wikibolana dia voasokajy araka ny abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena.