MalagasyHanova

  Etimôlôjia

Tovona ra- mpanomboka ireo anaran'olona; matoanteny manana ary ny anarana mpamonjy izay solotenin'i Kristy amin'ny anarana kristianina.

  Anarana iombonana

Ramanampamonjy  ♦ X-SAMPA : ramanam͡pamund͡zʲ

  1. Anaram-pianankaviana kristianina malagasy.
Singiolary Ploraly
1 Ramanampamonjiko Ramanampamonjinay, Ramanampamonjintsika
2 Ramanampamonjinao Ramanampamonjinareo
3 Ramanampamonjiny Ramanampamonjin-jareo
Ramanampamonjinjareo
K- Ramanampamonjin'
Ramanampamonjin-
Ramanampamonjim-