SeFaFi
Malagasy
OvayAnarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | SeFaFiko | SeFaFinay, SeFaFintsika |
2 | SeFaFinao (tenim-paritra) SeFaFin'angao |
SeFaFinareo |
3 | SeFaFiny (tenim-paritra) SeFaFin'anjy |
(Sihanaka) SeFaFin-jareo |
K- | SeFaFin' SeFaFin- SeFaFim- |
- Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.
Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :
- Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
- Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
- Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.
- Litera 4
- Litera 5