ahoaho
Fon
OvayAnarana iombonana
ahoaho ♦ X-SAMPA : Fanononana ?
Malagasy
OvayAnarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | ahoahoko | ahoahonay, ahoahontsika |
2 | ahoahonao (tenim-paritra) ahoahon'angao |
ahoahonareo |
3 | ahoahony (tenim-paritra) ahoahon'anjy |
(Sihanaka) ahoahon-jareo |
K- | ahoahon' ahoahon- ahoahom- |
- Fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. --
Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona.
- (Ohatra tsy ampy)