MalagasyHanova

  Etimôlôjia

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1
aliko
alikay, alitsika
2
alikao
alikareo
3
aliny
alinjareo

alika  ♦ X-SAMPA : AAI : alikʲạ

(Sary)

⋅ (sokajin-drima ‑alikʲḁ)

  1. Biby canis lupus familiaris raisin'ny olombelona ho mpanampy azy amin'ny asa isan-karazany toa ny fiambesan'ondry na koa atao biby an-trano iaraha-miaina.
    • (Ohatra tsy ampy)