IslandeyHanova

  Endrik’anarana

alina  ♦ X-SAMPA : AAI :

fanononana ?
...
(Sary)
  1. endrika teny fameno ploraly voafaritra ny teny alur

RomaininaHanova

  Matoanteny

alina  ♦ X-SAMPA : AAI : fanononana ?
...
(Sary)
  1. mahavitsy, mamintina, mampihena, mifintina, mihena, mitambotsotra Avy amin'ny dikantenin'i assuage teo amin'i Wikibolana anglisy.

MalagasyHanova

  Etimolojia

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 aliko alinay, alintsika
2 alinao alinareo
3 aliny alinjareo
alina  ♦ X-SAMPA : AAI : alinạ
(Sary)
  1. a.: Fotoana tsy anazavan'ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin'ny ilentehan'ny masoandro ka hatramin'ny iposahany indray ka itankizinan'ny tany ao anatin'ny haizina: Tonga ny alma: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin'ny lanitra — h.o.: haizina: Ao anatin'ny alin'ny tsy fahalalana. lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy,

  Anagrama