MalagasyHanova

  Etimôlôjia

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 anadahiko anadahinay, anadahintsika
2 anadahinao anadahinareo
3 anadahiny anadahin-jareo
anadahinjareo
K- anadahin'
anadahin-
anadahim-

anadahy  ♦ X-SAMPA : AAI : anadaʔʲ

(Sary)
  1. Lehilahy iray tam-po amin'ny vehivavy iray: Rakoto no anaran'ny anadahin-dRasoa.

  Anagrama