badenina
Malagasy
OvayMpamaritra
badenina ♦ X-SAMPA : badeninạ ⋅ (sokajin-drima ‑eninḁ)
- p. t.: Jemby, mamjambena: Badenina ny masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja. • Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto.
- Litera 6
- Litera 7