Malagasy

Ovay

  Etimôlôjia

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 fajiriko fajirinay, fajirintsika
2 fajirinao
(tenim-paritra) fajirin'angao
fajirinareo
3 fajiriny
(tenim-paritra) fajirin'anjy
(Sihanaka) fajirin-jareo
K- fajirin'
fajirin-
fajirim-

fajiry fad͡ziɾʲ

    • (Ohatra tsy ampy)
  1. Bolan-tany ao amin'ny habakabaka izay manana voany vy (na metaly hafa), mihodikodina manodidina masoandro iray ary izay mananan habe eo amin'ny zato hatramin'ny iray hetsy kilometatra
  2. jereo planeta
Litera 4
Litera 5

Dikan-teny

  1. vietnamiana : hành tinh
  2. loksamborgisy : Planéit
  3. valesa : planed
  4. tiorka : gezegen
  5. soahily : sayari
  6. kasiobianina : planéta
  7. hongariana : planéta
  8. romainina : planetă
  9. malagasy : fajiry
  10. boromesa : ဂြိုဟ်
  11. kannara : ಅರಿಲ್ಸುತ್ತುಗ, ಗ್ರಹ
  12. japoney : 惑星
  13. ido : planeto
  14. gaelita irlandey : pláinéad
  15. esperanto : planedo
  16. grika : πλανήτης
  17. mongoly : гариг
  18. katalana : món
  19. astoriana : planeta,
  20. tseka : planeta,
  21. espaniola : planeta,
  22. galisiana : planeta,
  23. latina : planeta,
  24. ôksitana : planeta,
  25. poloney : planeta,
  26. italiana : pianeta,
  27. persana : سیاره,
  28. finoa : planeetta, kiertotähti
  29. hindi : ग्रह,
  30. armeniana : մոլորակ
  31. islandey : pláneta, reikistjarna,
  32. sanskrity : ग्रह,
  33. biolgara : планета,
  34. nerlandey : planeet
  35. rosiana : планета,
  36. afrikaans : planeet
  37. anglisy : planet