indraikandro
Malagasy
Ovay(Karazan-teny tsy fantatra)
indraikandro ♦ X-SAMPA : ind͡ʐaikʲand͡ʐʷ ⋅ (sokajin-drima ‑anɖ͡ʐʷ)
- Indray andro: Atofay tsara ny ango f'indraikandro any ka mandrese ny andro maro (tandremo ny amin'ny fietraketrahana fa andro iray no mandresy ny andro lava) [<a href='javascript: Teny2w("Tanala")'>Tanala</a>]
- Litera 10
- Radonirina, andrianiko, danidaniko, daridariko, narindrako, nidridroka, randraniko, raniraniko, riandriako, rindrainao, rindrinako,
- Litera 11