MalagasyHanova

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 kiraroko kiraronay, kirarontsika
2 kiraronao kiraronareo
3 kirarony kiraron-jareo
kiraronjareo
K- kiraron'
kiraron-
kirarom-

kiraro  ♦ X-SAMPA : AAI : kiɾaɾʷ

...
(Sary)

⋅ (sokajin-drima ‑aɾʷ)

  1. Zavatra anaovana iarovana ny faladia mba tsy haratra rehefa mandeha tongotra.


  Anagrama