loakandro
Malagasy
OvayAnarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | loakandroko | loakandronay, loakandrontsika |
2 | loakandronao (tenim-paritra) loakandron'angao |
loakandronareo |
3 | loakandrony (tenim-paritra) loakandron'anjy |
(Sihanaka) loakandron-jareo |
K- | loakandron' loakandron- loakandrom- |
loakandro luakanɖ͡ʐʷ ⋅ (sokajin-drima ‑anɖ͡ʐʷ)
- Enti-milaza ny andro fahefatra manomboka androany (izany hoe raha androany ny andro voalohany). Afaka telo andro izany, na hoe afaka hateloana
- (Ohatra tsy ampy): Raha Alatsinainy ny andro anio, ny amin'ny loakandro izany dia ny Alakamisy ho avy izao.
- Izany hoe raha Alatsinainy anio dia:
- Ampitso mira Talata
- Afakampitso mira Alarobia
- Loakandro mira Alatsinainy
- Litera 7
- adaroko, adonako, akondro, akorano, alanoko, alaroko, alonako, andokao, andrako, androka, androko, aodrako, aondako, aradoko, arodako, arodano, arodona, aronako, dalaoko, dalonao, danokao, daronao, doanako, dokanao, dolanao, doranao, doroana, dralako, draoako, droanao, kodanao, kolanao, koranao, koroana, lakoroa, lanokao, laondao, laroako, laronao, loarako, lokanao, lokoana, loranao, naaloko, nalaoko, naloako, nalokao, naolako, naorako, naraoko, naroako, olorana, ondrako, ondroka, radonao, rakonao, ranaoko, ranokao, rodakao, rodanao, ronakao,
- Litera 8
- ankolaro, aondrako, drakonao, kalanoro, korodana, lanorako, nadaroko, nalaroko, naodrako, naradoko, narodako,