MalagasyHanova

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1
lohaliko
lohalikay, lohalitsika
2
lohalikao
lohalikareo
3
lohaliny
lohalinjareo

lohalika  ♦ X-SAMPA : AAI : luʔalikʲḁ

(Sary)

⋅ (sokajin-drima ‑alikʲḁ)

  1. taolana mampitohy ny ranjo amin'ny fe
  2. leferana

  Anagrama