Anglisy

Ovay

  Matoanteny

lure

  1. manintona olona amin'ny alalan'ny fakam-panahy, na fitaka
  2. manintona trondro amin'ny fandrika

  Fanononana

  • () IPA(key): /l(j)ʊə/, /lɔː/, /lɜː/
  • () IPA(key): /lʊəɹ/, /lɝ/
  • () IPA(key): /lʉːɹ/

  Tsiahy

  Anarana iombonana

lure

  1. lasitra artifisialy mifatotra amin'ny tady fanjonoana hisarihana trondro
  2. volom-borona mifatotra amin'ny tady, ampiasaina amin'ny fihazana voromahery mba hampahatsiahivana ny voromahery

  Fanononana

  • () IPA(key): /l(j)ʊə/, /lɔː/, /lɜː/
  • () IPA(key): /lʊəɹ/, /lɝ/
  • () IPA(key): /lʉːɹ/

  Tsiahy

Frantsay taloha

Ovay

  Anarana iombonana

lure

  1. volom-borona mifamatotra amin'ny tady, ampiasaina amin'ny fihazana voromahery mba hampahatsiahivana ny voromahery

  Tsiahy

Norveziana (Bokmal)

Ovay

  Matoanteny

lure

  1. mamitaka
  2. manontany tena
  3. miery

  Tsiahy