mahalana
Malagasy
OvayMpamaritra
mahalana maʔalanạ
- (halana) p.t.: Beela nelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany.
- M.h.: Makaka, bakaka, bakatraka, manify, manify fafy, malais ka be elanelana, mielanelana, tsy matetika, tsy mifanety. • Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany.
- M.h.: Tsy fahita matetika, tsy fahita firy, mitsitapitapy, indraindray tadiavina, tsy fahita firy ohatra ny gisamainty.