MalagasyModifier

  Etimôlôjia

  Matoanteny

manao manaʷ ⋅ (sokajin-drima ‑anaʷ)

  1. Mamorona zavatra vaovao
  2. Mahary, mampisy ny tsy misy
  3. Manamboatra, manangana, mandrafitra
  4. Mikarakara sy mahavita
  5. Miteny, milaza
  6. Milatsaka
  7. Mihevitra
  8. Mikasa, mitetika
  9. Mitondra
  10. Mametraka
  11. Manao tokoa, manao dia manao, mimaso
    • (Ohatra tsy ampy)

  Anagrama