mandia
Malagasy
OvayMatoanteny
mandia mandiạ ⋅ (sokajin-drima ‑andiḁ)
- Manitsaka, mandeha amin' ny...: Tsy h [...]Mamakivaky: Mandia taon-tsarotra izao [...]Mandrefy amin' ny tongotra: Mandia ny [...]Mihatra: Mandia ny voalazako omaly fa [...]Mivaly: Mandia ny fikelezanao aina fa [...]Mifanojo: Mandia ny hevitro lahy ny h [...]Tanteraka, mifanaraka amin' ny...: Sa [...]Teny misy ifandraisany amin' ny Mandia: manitsaka,
mandeha, mizotra, mivikiviky, mijaingijaingy, mijongijongy, mamikavika dia, mamilafila, mamindrafindra, manevika, mananika, miakatra, miorika, midina, mivalana, manao hitsin-dalana, manao toratady, manao dian omby jamba, manara-drenirano, miraparapa, miparapaingo, miva rina an-kady, mifatratra an-kady, mianjera an-tevana, manao rebik ondry, manao raban-tsahona, manao fitandririnina, mijaikojaiko, mitsaitsaika, mirodorodo, migodongodona, manao findrari-tsokina, manao dia mianotra, mihemotra, miantsorona, miantsoro-mianotra, mihazo, momba, mandalo, manapaka, manitsy, mamakivaky, manavatsava, mikatsakatsaka, manivaka, mivily, misondrovaka, mody mandry, mitampody, manao tampody fohy, manao lavalina, mandry an-dalana, manorin-day, manorindasy, miantsona, miondrana, mita, miampita, midika, mitody
- (Ohatra tsy ampy)