mandranjo
Malagasy
OvayMpamaritra
mandranjo mand͡ʐand͡zʷ ⋅ (sokajin-drima ‑and͡zʷ)
- (ranjo) p.t: Entimilaza parasy izay mananika ary mandrakotra ny ranjo noho ny habetsahany: Mandranjo ny parasy amin'ity trano vao
- Litera 7
- amondra, anandro, andramo, androna, mandano, mandaro, mandona, mandora, mandroa, manonja, nandaro, nandora, nandroa, ondrana, ronjana,
- Litera 8