Malagasy

Ovay

  Etimôlôjia

  Mpamaritra

mangaihay mangaiʔaʲ

  1. (haihay)p.t.: Malahelo fa namoy zavatra nana-nana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ha nangaihay foana teo izy,
  2. M.h.: Mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka.
Litera 7
Litera 8

Dikan-teny

  1. romainina : încurcat
  2. espaniola : corrido
  3. tseka : popletený, rozpačitý, zmatený
  4. alemanina : verstört
  5. esperanto : konfuza
  6. frantsay : confus
  7. indonezianina : simpang-siur, kisruh
  8. ido : konfuza
  9. nerlandey : verward
  10. portogey : confuso, vago
  11. soedoa : konfys