mifotitra
Malagasy
OvayMpamaritra
mifotitra mifutit͡ʂạ
- (fotitra) rra. s. (mifotera): Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana. • Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy. ? Man-dry fady, miray amin'ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky.
- Litera 7
- atifiro, fatitro, fioitra, fitatro, fotitra, mafitro, mifitoa, mifitra, mifitro, mioitra, mitoria, mitotra, mitrofa, tifitra, tifitro, tofitra,
- Litera 8
Dikan-teny
- nerlandey : incestueus
- italiana : incestuale, incestuoso
- manksa : croiaghtagh
- finoa : sukurutsainen
- latina : incestus
- alemanina : inzestuös