Fandraisana
Kisendra
Hiditra
Safidy
Fanomezana
Mombamomba ny Wiktionary
Fampitandremana
Tadiavo
mitaona
Fiteny
Arahana
Ovaina
Votoatiny
1
Malagasy
1.1
Etimôlôjia
1.2
Matoanteny
1.2.1
Fivaditsoratra
Malagasy
Ovay
Etimôlôjia
Matoanteny
mitaona
mitaunạ
(taona)
mat.
p. (mitàoma): Mitondra (zavatra) avy amin'ny toerana anankiray mankamin'ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan'io lehilahy io. • Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra.
Fivaditsoratra
manaito
,
manitoa
,
maotina
,
miantoa
,
mitanao
,
taminao
,
taomina