mitendry
Malagasy
OvayMatoanteny
mitendry mitend͡ʐʲ
- (tendry)mat. s. (mi-tendre): Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao? - F.-p.: Mitendry hanina: mihinana hanina kely foana. / Mitendry ilo: fomba narahina fahizay ho fanambarana ny fifaranan'ny fisaonana ny mpanjaka: nokasihina tamin'ny rantsantanana nisY menaka ny hatoka sy ny ila loba havia.
- Litera 6
- Tendry, diteny, etriny, iendry, meriny, metiny, mienty, mietry, mindry, miteny, mitery, nietry, nitery, retiny, teminy, tendry, teriny, tinery,
- Litera 7