noho
Malagasy
Ovay(Karazan-teny tsy fantatra)
- ppk.: Azon'ny: Reraka izy noho ny ratra nahazo azy. • p,mat.: Teny entina mampitaha zavatra roa ka ny iray eo aoriana milaza ny zavatra fototry ny fampitahana: Ilaina noho ny volamena ny vy. / Mamy ny akondro noho ny voasary. • ppt. Teh.: Enti-milaza antony anaovan-javatra, satria: °Noho ianao mividy boky betsaka, dia ahenako ny vidin'ny tsirairay.
- hono==Tseka==
Endrik’anarana
noho
- endrika miantso singiolary ny teny noha
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy noho tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)
Saienina
OvayIsa
noho
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy noho tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)
Hawaiianina
OvayMatoanteny

Anarana iombonana
noho
- seza
- seza fiandrianana
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy noho tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)
Maori
OvayMatoanteny
noho
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy noho tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)
Rapa Nui