MalagasyHanova

  Etimôlôjia

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 oloko olonay, olontsika
2 olonao olonareo
3 olony olon-jareo
olonjareo
K- olon'
olon-
olom-

olona  ♦ X-SAMPA : ulunạ

  1. Fiantsoana ny karazambiby mampinono mihinana ny zava-drehetra izay fantatra amin'ny anarana homo sapiens.

  Anagrama

FinoaHanova

  Endrik’anarana

olona  ♦ X-SAMPA : Fanononana ?

  1. essiva singiolarin'ny teny olo