ranombary tsy masaka
Malagasy
OvayAnarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | ranombary tsy masako | ranombary tsy masakay, ranombary tsy masatsika |
2 | ranombary tsy masakao | ranombary tsy masakareo |
3 | ranombary tsy masany | ranombary tsy masan-jareo |
ranombary tsy masaka ♦ X-SAMPA : ɾanum͡baɾʲ tsʲ masakạ ⋅ (sokajin-drima ‑akḁ)
- a.: Anarana ilazana ny vola famangiana amin'ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Auy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko.
- M. h.: Solon-tsosoa, faodranomaso, kofehy, rambondamba, zara levenana.
- >