MalagasyHanova

  Etimôlôjia

  Mpamaritra

salama  ♦ X-SAMPA : AAI : salamạ

(Sary)
  1. Salama hogo: enti-milaza ny volo voahogo sy voalamaka tsara.
  2. M.h.: Tsy marofy, finaritra, tsara fanahy, seheno, tsy maninon-tsy maninona, soamadina, bolangina.

  Anagrama