sihanaka
Malagasy
OvayAnarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | sihanako | sihanakay, sihanatsika |
2 | sihanakao | sihanakareo |
3 | sihanany | sihanan-jareo |
sihanaka siʔanakạ ⋅ (sokajin-drima ‑akḁ)
- Foko kelikely manodidina ny farihin' Alaotra, izany hoe amin ny tany voafaritry ny renirano Bemarivo
ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano
Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka
- (Ohatra tsy ampy)
- -kahasina, -kasahian', -kasahian-, -kasahina, -kasiahan', -kasiahan-, -kisahana, hasikana, hisakana, hisanaka,