MalagasyHanova

  Etimôlôjia

  Raha fantatrao ny etimôlôjian’ ity teny ity mba ampio ilay izy azafady araka ny toromarika misy eto.


  Anarana iombonana

trondro

  1. Biby miaina anaty rano fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisay ary manam-pitaovana ahafahany mihetsika ao anaty rano