very rerika
Malagasy
OvayAnarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | very reriko | very rerikay, very reritsika |
2 | very rerikao | very rerikareo |
3 | very reriny | very rerin-jareo |
very rerika ♦ X-SAMPA : veɾʲ ɾeɾikʲạ
- latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony.
- Very saina: lasa adala.
- Vary arisa-ka: nahena na nariana ny antsasany.
- Very sioka: hadino tanteraka. j Very tadidy: enti-milaza ny zavatra tsy tsaroana intsony na olona tsy mahatsiaro na inona na inona intsony.
- Very tenany: amin'ny adin'akoholahy, ny tenan'ilay akoholahy resy mihitsy no natao Io-ka ka lasan'ny tompon'ilay akoho naharesy.l Very voadia: mitovy hevitra amin'ny very araka, tsy hita hokarohina intsony.
- Very zo: nesorina taminy ny fahazoamanao zavatra maha-olona azy, lasa mpanompo.
- M. h.: Diso toerana, tsy hi-ta, nafoy, aira latsaka andrano, very an-tsavony, very faty, very momoka, very po-ka, very sioka, very tadidy. — Very, diso lalana, maniasia, mirenireny, tsy mahita lalana, voan'ny tamberintany.
- >