Madagasikara

MalagasyModifier

  Etimôlôjia

  Raha fantatrao ny etimôlôjian’ ity teny ity mba ampio ilay izy azafady araka ny toromarika misy eto.

  Anarana

Madagasikara  ♦ X-SAMPA : Madagasikʲaɾạ

  1. Firenena ao Afrika Atsimo Atsinanana.
Singiolary Ploraly
1 Madagasikarako Madagasikaranay, Madagasikarantsika
2 Madagasikaranao Madagasikaranareo
3 Madagasikarany Madagasikaran-jareo
Madagasikaranjareo
K- Madagasikaran'
Madagasikaran-
Madagasikaram-

Dikan-teny

Dikan-teny tsy ampy

anglisy : Madagascar
espaniola : [[]]
frantsay : [[]]